Raoviana?

21. kitjo ( 26/03/2004 19:55)
d zay ko,efa oe lazaina fts amzao, tsotra,mahitsy ,mazava,hhmm
22. tia_ery ( 26/03/2004 11:10)
Io aloha dia sarotra ny hiteny hoe rehefa izao na izatsy dia lazaina fa mpifankatia.

Sarotra hoan'izay efa nifampinamana ela no hanjary hifankatia tampotampoka eo. Ataoko fa na dia hiroso amin'ny ''acte'' izay tena mbola hifanarahana fa raha tsy mpifankatia no hanao an'izany. Mety samy ho lasa saina fotsiny izy roa hoe fa naninona tampoka teo isika nefa hatr'izay tsy tonga tamin'izany. Dia eo no mahasarotra azy satria na izy roa handray an'iny ho toy ny fihetsika diso toerana fotsiny na izy roa hitondra an'iny toy ny hoe ''ny ela maharay roa ka zary lasa ho expérience'' ho azy ireo izany.

fahatsapako azy io aloha ê! nefa niainako ay koa. Tsy mahamenatra ho an'izay tena mpinamana be ny manao an'izany, eny fa na dia ny hisolo akanjo eo imasonao aza satria efa napetrany ho amin'izay ny fisainany.

Sôtra ê!

23. nananie ( 26/03/2004 11:58)
Amiko io rehefa samy potika dia efa tsy mpinamana tsony fa efa zvtr hafa!
Misy marina ny mijanona mpinamana na dia manao aza an!
24. kitjo ( 26/03/2004 16:26)
dein, in ko zany ry nananie? ny anah aloh atsy zaraiko na namany b tahaka ny inona aza e

d zay efa samy potika zay amzay d tsy tokony le miolakolana ela b reny tsn fa laziana tsotra d manaiky ny ray na tsia d mivadika ny pejy
25. nananie ( 27/03/2004 19:48)
Fa tena misy io ry kitjo a!Fa tsy maharitra alou e!
26. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:30)
za mitovy hevitra @ kitjo
27. nananie ( 29/03/2004 14:58)
Fa tena misy io wa!
28. jhouhlambout ( 29/03/2004 16:21)
zany an?
29. nananie ( 30/03/2004 19:16)
K'efa we zany kou!
30. bice ( 30/03/2004 19:57)
nananie v zany efa sendra ny oty izany?
31. ikaretsaka ( 30/03/2004 16:31)
eny tokoa hoa
32. kitjo ( 31/03/2004 11:05)
ny anay aloha maharitra e,
fa matoa tsy maharitra tsy tiany enao zany na tsy tia azy
33. nananie ( 31/03/2004 12:32)
Le we sady mpinamana no manao ve? Tsy mbola tao alou za fa ol no hitako. Tsy naharitra ry zareo, ary tsy nijanona ho mpinamana koa!
34. kitjo ( 31/03/2004 12:35)
non k, le oe tonga d tsorina fts oe ndao tsika hiaraka ,avadika zany le finamanana tsotra e, d tenenina tsotra fa tsy avadibadika

fa ozindry ry ambony ry oe misy io fa tsy maharitra d zay novaliko
35. nananie ( 31/03/2004 15:37)
I Bice no novaliako aky a!
36. jhouhlambout ( 31/03/2004 18:11)
dé zany t'kou vé?
37. kitjo ( 01/04/2004 17:17)
okay
38. fijo ( 01/04/2004 23:05)
marina fa ilay mpinamana manao no resahan'i nananie ka,fa hoy aho hoe iza izany namana izany ry nananie fa toa mba tiko ho namana.
39. ikaretsaka ( 02/04/2004 01:51)
hmmmmm
40. nananie ( 02/04/2004 14:13)
Tsss. Enao ty Ry Fijo an! Mba fitaratri'ny zandry moa e!Lol!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7319