Raoviana?

41. kitjo ( 03/04/2004 09:14)
hihihiihhi
42. jhouhlambout ( 03/04/2004 15:02)
43. fijo ( 09/04/2004 05:01)
sady izay lazaiko moa atao fa aza izay fahadisoako e.tsy aleo ve za no manao diso dia ianareo manintsy ny lalana e.
44. jhouhlambout ( 12/04/2004 10:48)
dia samia ary manitsy ny lalany
45. fijo ( 13/04/2004 23:33)
izay marina ka
46. mimita ( 22/04/2004 19:56)
milay nge ry reto ny fitiavan ra manomboka @ amitie alou e satria efa nifankahita toetra tsara le bandy sy sipa d mahita we satra sa ratsy nihiarahany!zay le izy!
47. fijo ( 22/04/2004 20:31)
ka hafa ny fifandraisana rehefa namana ary hafa rehefa lasa sipa
48. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:25)
Ka zay mihintsy, dia tsy maintsy misy transition aloha hialana @ niveau 1 mba hidirana @ niveau 2
49. mimita ( 23/04/2004 20:38)
zany an!!
50. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:27)
zay mihitsy.. misoty aloha vao mi dunk fa tsy tonga de
51. jhouhlambout ( 24/04/2004 09:20)
mi dunk
52. xxx ( 24/06/2004 16:34)
ary raha midunk aloha vao misoty ? lol
53. fijo ( 24/06/2004 22:41)
tantarao ary izay efa nihaina azy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9617