ray aman-dreny mampirafy, inona ny andraikitry ny zanaka?
1. hendry
(
15/03/2004 17:43)
Mbola mivady ara-dalàna ilay rad-ny fa tsy miray mipetraka fotsiny noho ny fitadiavana. Na zany aza dia mihaona indray mandeha isan-kerinandro farafahakeliny.
Ny ankizy mipetraka any @ ilay rangahy noho ny fianarana.
Mampirafy nefa ilay rangahy, ny ankizy au courant ny zava-misy nefa ilay rangahy mihevitra fa tsy mahalala n´inon´inona ny ankizy. Tsy sahy miteny ny zava-misy nefa ny ankizy satria matahotra sao haheno ny tantara ny renin´izy ireo ka tsy vitan´ny hoe hikorontana ny tokantrano fa ilay ramatoa koa marary fo ka atahorana.

novalian'i kitjo ny 09/04/2004 14:51
2. hendry
(
15/03/2004 17:44)
Tsy sahy miteny mivantana ny rainy koa ny ankizy satria ilay rangahy raha vao tratra @ tsy mety ataony dia miala olana @ toaka. Ka sady mikorontana ny tokantrano satria rangahy tsy mahazaka toaka nefa manao mamo lava raha vao misy ny olana, no tsy hahavita ny asany koa. Inona no azon´ny ankizy atao manoloana zany satria sady tsy mankasitraka ny ataon-dRangahy nefa tsy afaka milaza ny zava-misy na @ reniny na @ ilay rangahy koa.
5. azeba
(
16/03/2004 09:12)
fa ny zanaka angaha eto mbola kely sa efa vory saina tsara no tsy afaka mifampidinika @dadany tsara sady milamina
6. xxx
(
16/03/2004 16:23)
Ampanatsoy ilay sipan'ny dadany dia mifanazava eo fa rehefa gidragidrainareo koa ve ilay ramatoa mpangala-bady tsy hiala ihany ny farany?
7. xxx
(
16/03/2004 16:24)
Ampanatsoy ilay sipan'ny dadany dia mifanazava eo fa rehefa gidragidrainareo koa ve ilay ramatoa mpangala-bady tsy hiala ihany ny farany?
9. kitjo
(
17/03/2004 11:34)
he he, aza misy anie zany fa ra za aloha ataoko tsy maharay ny lambany e,(masika b fa zay)
11. hendry
(
17/03/2004 14:10)
Ilay zaza efa vory saina daholo, mihoatra ny 18 taona daholo saingy ny olana tsy ahafahan´izy ireo miresaka mivantana @ rainy dia io efa voalazako eo ambony io: tonga dia manao mamo lava rangahy ary tsisy vanona ny zava-drehetra na ny asa na ny tokantrano.
Horesahana i Dadatoa na Bebe dia afaka haninona? hibedy ilay rangahy? tsy vahaolana mahomby. Hibedy ilay sipan´ilay rangahy? dia ho tonga any @ ilay rangahy ihany ny resaka ary mitranga ihany ilay olana faharoa zay pire koa.

12. hendry
(
17/03/2004 14:11)
Kitjo: tsy eo aminao ny toeran´ireo ankizy ireo ka hainao ny miteny fa rehefa tena mandinika ny situation enao tsy ahafahana manao be mokondoha ilay izy fa mila fandinihina lalina satria ny miankina @ ho avin´ny rehetra.
19. kitjo
(
22/03/2004 14:28)
ra za koa aloha na tsy ao antrano zany aza fa eny @ sisiny d ny aza fatako iany e,
d mahazo koa le ray fa ts izy rery, fa ra azo atao aloha aleo tsy fantatr'ilay reny fa alamina ambadika
d mahazo koa le ray fa ts izy rery, fa ra azo atao aloha aleo tsy fantatr'ilay reny fa alamina ambadika
20. hendry
(
22/03/2004 17:57)
Dia zany hoe tsy maintsy mitady solution fotsiny ngah dia marina zay lazainareo fa raha @ ilay cas hoe tsy tokony ho kianina koa ilay rangahy fa tonga dia mivarilavo @ toaka dia vita tanteraka ny asany, ny ho aviny sy ny ho avin´ny zanany zay mbola miankina be @ rad noho ny fianarana sy @ maha mbola tsy mahaleo tena azy.