ray aman-dreny mampirafy, inona ny andraikitry ny zanaka?

21. kitjo ( 23/03/2004 14:45)
arakaraka ny fomba fiteninao azy kosa aloha fa na zany aza tokony tenenina fa mety oe lasa ny ray d tonga ny manaraka ra le sipa fts ko
22. hendry ( 24/03/2004 16:53)
ramaso> io resaka thérapie io mbola tsy dia malaza loatra any Dago. Ary minoa ahy marimarina fa mbola mila fotoana be vao hahatarika olona zany. Fa marina a! mila manao thérapie ilay rangahy saingy tsy ho tonga @ zay mihitsy aloha izy, c´est sur. Ary izy koa mihevi-tena fa normal ny zavatra ataony satria ny vadiny tsy miara-mipetraka aminy isan´andro. Na zany aza tonga indray mandeha farafahakeliny isan-kerinandro ao ilay ramatoa. Ny lhl ve tsy afaka mihafy sa tsy mahatanty mihitsy e?
23. kitjo ( 24/03/2004 18:51)
iny ndray ry hendry miankina @tsi11 fa le zav-misy mits ny resaka oe ra misy zan
24. fijo ( 31/03/2004 23:36)
amiko aloha ny resaka toa izay dia tsy hidiran'ny ankizy.azy samy lehibe iny.misy hilaza koa hoe tsy eo ianao,tsia efa teo tokoa fa dia tsy niditra mihintsy satria tsy aferako izany ary tsy izaho no vadiny fa ny reniko.(izy koa raiko)
fa raha toa ka tsy mahazaka ireo ankizy dia na miresaka amin drangahy,na dia ilay ramatoa no lerana moramora ary ambadika dia izay.
25. imailaka ( 02/04/2004 14:47)
salut hendry!!!!

Tsy misy maty tsy amin \'ny androny.
Ny olana dia misy foana.NY VAHAOLANA KOA MISY!!!!!!!!!!!
Manao sipa rabaina de raha tenenina de ho mamolava, fialana bala fotsiny!!!!
Maty tampoka rabofy raha vao mahalala, ho fantany iany io na ho ela na ho aingana, tsy aleo dieny zao!!!!!
Tsotra : ilay olona miaraka @ rabaina resahina oe vadin olona io ka aza manapotika fianan\'olona!!! raha fantany fa efa manambady sy miteraka ilay olona!!!
Rabaina: tonga de itondraso toaka 1litatra de teneno imasoimaso oe fantatray ny zavamisy ka ity ny toaka tonga dia sotroy!!!raha tsy tonga saina izy dia manao fanahy iniana !!!!
Rabofy : ilazao izy fa @ fianana de misy ny tsy ampoizina sy ny zavtra mety tsy noeritreretinao hitranga ka dia lazaina anao fa tsy ampy ianao @ vadinao fa mitady fanampiny izy ka tokony hieritreritra izay mety ho vahaolana ( fikarakarana tena, mijery ifotony izay tsy ampy ka notadiaviny any ivelany any !!!!!!)

Ny tiako lazaina fotsiny dia izao, aza itsoahana ny olana fa atreho, masahia de mijoroa fa eo ampandrasana nareo, mahita ny alaolana

zay fa mahereza
26. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:35)
zany an'i mailaka izany ny tena vahaolana
27. hendry ( 08/04/2004 14:12)
concret be ny valin-tenin´i mailaka, misaotra anao.
Fa tsy izaho ilay manan´olona akory r´imailaka fa namana akaiky dia akaiky ary mampalahelo tokoa. Ndraso fa hotoroana hevitra ndray izy ny @ zay.
28. fijo ( 08/04/2004 22:54)
marina io ry imailaka ary mety ahitana vokany tsara
29. kitjo ( 09/04/2004 14:51)
sady mailaka misy le vahaolana an, d atao ambava dol fa tsy alefa imailaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4285