i ôrô sy kaopy ary i fitia
1. aladin
(
01/03/2004 15:31)
Hono ho'ahoe! ianareo ve mba mino ny fifandraisan'ny fitia amin'ny tonon'andro na hoe horoscope ireny?
novalian'i ramaso ny 12/04/2004 05:54
2. tenio
(
01/03/2004 15:50)
Tsy mino aho, lainga fotisny ireny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 02/03/2004 03:50
3. vindy
(
01/03/2004 16:11)
indraindray reny misy mitombina ihany kou, reny anie miainga @ calcul daôly e, de ny calcul refa we 1+1=2 de marina. de toy izany kou reny. fa raha ny fitiavana ane tsy vitan'ny calcul minsty e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vindy ny 02/03/2004 04:11
4. psykatr
(
01/03/2004 17:30)
Lhl + Vhv = Rel.s.
Zany no atao hoe calcul scientifique mitombona fa ny ôrô sy kaopy dia resaka faminaniana!
Zany no atao hoe calcul scientifique mitombona fa ny ôrô sy kaopy dia resaka faminaniana!
5. fijo
(
02/03/2004 10:27)
aza mety amidy amin'ireny letsy ry aladin a.sa hoe mivoaka eo ilay olona avy ao anaty lampy?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 02/03/2004 10:27
6. aladin
(
02/03/2004 19:01)
ra 'za manokana aloha dia tsy mino an'ireny e!
Fa matetika tô vevavy fôna no mambamamba amin'ireny.ôtran'dry bavinay izany,ny fanenjehana an'ireny @radio de tena mazoto mifoha maraina mihitsy
Fa matetika tô vevavy fôna no mambamamba amin'ireny.ôtran'dry bavinay izany,ny fanenjehana an'ireny @radio de tena mazoto mifoha maraina mihitsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 02/03/2004 19:01
7. samoina
(
02/03/2004 20:25)
Nisy namanay mpiasan'ny radio tsotsotra izay nilaza fa ny efa taloha ihany hono no avadibadiky ry zalahy averina vakiana @ mpiaino !
Na koa ny liona vakiana androany averin-drizalahy vakiana afaka 2 volana dia mody ataony hoe scorpion ohatra fa tsy araky ny voarebireby akory !
Na koa ny liona vakiana androany averin-drizalahy vakiana afaka 2 volana dia mody ataony hoe scorpion ohatra fa tsy araky ny voarebireby akory !
8. donemaskit
(
02/03/2004 10:46)
tsy maintsy ho izay koa, izy ve dia hahita resaka vaovao isan'andro eo kosa !
hadalan'izay manaraka azy e
hadalan'izay manaraka azy e
9. kally
(
02/03/2004 12:07)
Misy firy moa ny olona manana tonon'andro capricorne ohatra eto ambonin'ny tany,dia hoe hitovy daholo ve ny hahazo an'izy rehetra androany?Resa-be izany amiko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 03/03/2004 00:07
10. six
(
02/03/2004 12:09)
fa ato amn' net koa nge misy lainga betsaka e, d mody ino kou no lazainy !
fa io lou tsy tena mtombina zany e
fa io lou tsy tena mtombina zany e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 03/03/2004 00:09
11. voahary
(
02/03/2004 12:53)
arakaraka!!! ndraindray mitombina kely de ndraindray toa tsy mety de mivadika atidoha eo daholo
Fa rehefa ery @ le côté amour le izy toa tsara be daholo matetika hihhihi
Fa rehefa ery @ le côté amour le izy toa tsara be daholo matetika hihhihi
12. fijo
(
03/03/2004 20:51)
ny ahy dia izao ary e.
raha misy sipa tiako ka voalaza ao fa mety ilay resaka androany,dia hentiko any haingana ary dia lazaiko fa tena efa ny lanitra mihintsy no manakambana antsika.ka ahoana,sahinao ve ny handaha izany.
raha misy sipa tiako ka voalaza ao fa mety ilay resaka androany,dia hentiko any haingana ary dia lazaiko fa tena efa ny lanitra mihintsy no manakambana antsika.ka ahoana,sahinao ve ny handaha izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/03/2004 08:51
13. samoina
(
03/03/2004 20:45)
koa tsy hiazakaza-dava raha toa ka sipa 3 karazana no tiana ?
Sipa vazà= ôrôskôpy vazà no jerena
Sipa gasy=manatona mpanandro
Sipa sinoa= ôrôskôpy sinoa !
na ny lanitra aza mety ho fanina !!!
Sipa vazà= ôrôskôpy vazà no jerena
Sipa gasy=manatona mpanandro
Sipa sinoa= ôrôskôpy sinoa !
na ny lanitra aza mety ho fanina !!!
14. bice
(
03/03/2004 09:48)
le toe-tsaina, le toe-tsaina no voa de lasa tsy mahatapa-kevitra ra tsy miheno an`reny
na kou hoe atao zay hanarahana ny horosaopy
resa-b
ra ny mpanandro ndray de miankina amin`ny mpanandro io
na kou hoe atao zay hanarahana ny horosaopy
resa-b
ra ny mpanandro ndray de miankina amin`ny mpanandro io
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 03/03/2004 21:48
15. hendry
(
03/03/2004 10:40)
Misy lafiny roa ilay izy amiko.
1.Misy ilay lazaina fa ôrô sy kaopy isan´andro, isan-kerinandro isam-
bolana na isan-taona ireny, ilay miovaova io. Tsy mino an´ireny aloha satria araky ny voalazan´ny ankamaroanareo etsy ambony dia toa fanadalana saina fotsiny, ary ny mitombina @ olona iray tsy voatery hitombina @ olona hafa mitovy signe aminy.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 22:40
16. hendry
(
03/03/2004 10:43)
2. Misy ilay lazain´ny astrologue, tena izy io fa tsy voyant na ilay mpanandro amintsika gasy. Izy ireo dia nanao fandalinana manokana ary miainga @ zavatra ara-tsiantifika.
Ny ôrô sy kaopy lazain´izy ireny matetika dia tsy voafetra hoe iray andro ny iray volana na herintaona fa maharitra. Zany hoe indray mandeha ihany ho an´ny signe iray mandra-pahafatiny.
Tsy afaka hilaza ny ampitso sy ny ho avy izy zany mazava ho azy fa toetoetra ankapoben´ny tompon´ilay signe.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 22:43
17. hendry
(
03/03/2004 10:45)
Raha io kosa aloha toa mba azo inoana ihany. Nisy boky vao haingana hitako momba an´io, tsisy ifandraisany @ filazana ny hitranga @ ho avy fa zavatra natao hitombina na t@ taon-jato maro lasa na @ taonjato maro ho avy satria iny ny tonon´andron´ilay olona dia mijanona ho iny foana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 22:45
18. hendry
(
03/03/2004 10:48)
Antony iray koa: tsy misy filazana hoe tsy maintsy ity daholo ny olona ao anatin´ity signe ity fa misy "trait commun" dia avy eo misy probabilité arakarak´ilay olona. Tsy akambana koa ohatra hoe cancer 22.06 hatr@ tsy haiko hoe firy juillet, fa zaraina par decan ilay izy dia misy 3 decans ny signe iray. Tsy mino ny aôrô sy kaopy aho sady tsy mahay fa mandala ny zavatra mba hita hoe mety hitombina ara-tsiantifika.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 03/03/2004 22:48
19. fijo
(
04/03/2004 11:07)
raha fantany ny lasako izay aho vao mino fa milaza ny marina amin'ny hoaviko izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/03/2004 11:07
20. aladin
(
04/03/2004 16:51)
fika milay kooa izay ra fijo a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 04/03/2004 16:51