i ôrô sy kaopy ary i fitia
22. poussiereniceself
(
04/03/2004 11:23)
Ka na hino aza ianareo hataonareo ahoana moa ny miaina amny izany
23. aladin
(
04/03/2004 12:21)
sady aleoko ihany tsy mahafantatra ny ho aviko izany fa tsy milay le miainatsisy suspens. sa ts'izany?
24. aladin
(
04/03/2004 12:22)
sady aleoko ihany tsy mahafantatra ny ho aviko izany fa tsy milay le miainatsisy suspens. sa ts'izany?
27. poussiereniceself
(
06/03/2004 20:53)
Ka Mba omeo ohatra iray amny zany suspens lazainao fa milay izany ary hoe izahay.
28. aladin
(
06/03/2004 14:52)
ohatra hoe rampitso de mety ahazaka sipa enao raha mikôty hoy i ôrô sy kopy. DE 'za nefa mihevitra hoe aleoko ihany le mitaintaina kely e! sady manjary tsy miezaka tsara refa mampiresaka satria efa ao an-tsina le tenin'i ôrô sy kaopy e! de toy izany dôly refa hoe ho avy e!
29. poussiereniceself
(
07/03/2004 10:18)
Hay ve mbola hoe:mety hazaka e,noheveriko fa tonga de poinss,
ka raha le horoscspe lazaina amny gazeti sy radio aloha tsy raharahako fa raha ilay 12 signe de zodiaque dia inoako
ka raha le horoscspe lazaina amny gazeti sy radio aloha tsy raharahako fa raha ilay 12 signe de zodiaque dia inoako
30. fijo
(
09/03/2004 11:41)
dia minoa ary e.dia rehefa milaza ny ao fa hofaty ianao am'ity taona ity,ka tsy maty amin'ny faran'ny taona dia mamonoa tena fa izay no tokony ho izy.
36. xxx
(
11/03/2004 09:24)
Miakatra be nga ny fahitanao azy?
Fa ny tena marina za manala azy
sa hataoko ialahy ianao nefa tsy mety nge izany e!
Fa ny tena marina za manala azy
sa hataoko ialahy ianao nefa tsy mety nge izany e!
37. fijo
(
12/03/2004 10:29)
maninona moa e.sady ataovy ialahy aho no asehoy ny PS fa tsy maninona e.izay ilay manala azy any e.
40. kitjo
(
18/03/2004 13:57)
ny tena marina koa ange refa inoanao le izy d terenao hisy na zvt tsy tokony hisy aza, d rfveo tsy mitranga akory d diso fanantenana
refa zvt tsara d inoana d ezahina tanterahina fa refa ratsy d oe ssss,resaka fts io
refa zvt tsara d inoana d ezahina tanterahina fa refa ratsy d oe ssss,resaka fts io
