i ôrô sy kaopy ary i fitia
43. poussiereniceself
(
22/03/2004 20:10)
Misy fifandraisanao am planete
io fiainana io ohatrany fifandraisanny olona am masoandro sy ny volana ihany,
Mbola tsy dia mazava tsara izy fa ho fantatra tsara ihany izy am farany,dia raha hanaraka an ireny mila miasa fa tsy mino.
io fiainana io ohatrany fifandraisanny olona am masoandro sy ny volana ihany,
Mbola tsy dia mazava tsara izy fa ho fantatra tsara ihany izy am farany,dia raha hanaraka an ireny mila miasa fa tsy mino.
44. poussiereniceself
(
22/03/2004 13:27)
Fa angaha voatery mifanitsy ny volana sy ny mars vao hifanitsy ny masoko sy ny nonony?
47. aladin
(
23/03/2004 20:22)
de 'ty kou ary misy olona izay:ao @tononandrony de hoe ny volana no planeta manindry azy(lunatique) de raha vao manakaiky ny fanomanana iny refa hariva² de lasa miboredika izany ny fiteniny indraindray(dinihina tsara vao tsikaritra) de misi koa toy izany fa miha mahazo hery kokoa izy refa fenomanana.tsy louga2 io fa tena marina an!!!! hihihihihi!
de tsy mitombin ve le tonon'andro @zay?
de tsy mitombin ve le tonon'andro @zay?
50. fijo
(
26/03/2004 11:40)
ialahy ihany no mahita izay hatao amin'ny vatan'ialahy ka raha te hino minoa.
