Question pour une Championne

1. jhouhlambout ( 22/01/2004 13:18)
Iza no sahy milaza fa afaka mitia olona iray mandrakizay?
novalian'i fijo ny 09/03/2004 10:46
2. xxx ( 22/01/2004 13:23)
Ekena fa tsy misy
3. xxx ( 22/01/2004 13:26)
za fa ahonn!
4. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:52)
tsisy tompoko
5. donemaskit ( 22/01/2004 17:30)
izaho dia mitia sy hitia an'izay zavavy 1 izay mandrakizay.
6. ikaretsaka ( 22/01/2004 17:48)
aza miteniteny foana ramazikita fa tsy hay ny ampitso an.. mbola naif ialahy ko
7. donemaskit ( 22/01/2004 17:54)
zay ilay izy, ka atao ahoana e !
8. ikaretsaka ( 22/01/2004 18:06)
tsisy mandrakizay zany... voaodina eo ialahy dia voa mafy eo... ataovy fotsiny hoe tiako ianoa androany doia tiako tsaratsar akokoa nohon'ny androany ny rahampitso raha mba tianao koa aho ...
Izany mandrakizay izany: maty ialahy vao any @ mandrakizay
9. donemaskit ( 22/01/2004 18:11)
certitude leisy zany an, na in na in holazain'elah eo, na hiala amiko aza izy any aoriana any.
10. kally ( 22/01/2004 18:28)
Izao tadidio,tsy azonao atao mihitsy ny mampanantena ny ampitso tsy fantatrao,fantatrao angaha izay hitranga rahampitso?Tsy tompon'ny ampitso ianao ka aza mampanantena olona zavatra tsy anao fa manjary isan'ny mpandainga ianao raha izany.Raha anao mantsy ny ampitso dia fantatrao manontolo izay fonosiny.
11. donemaskit ( 22/01/2004 18:31)
Haiko ny ampitso Kally a, fantatro fa mbola ho tiako izy na @ 200-tsy haiko aza... Ka fiainako nge zany e, tsy manan-jo hi-critiquer ny ao am-poko mihitsy enao.
12. donemaskit ( 22/01/2004 18:32)
nisy niresaka fampanantenana nga teo?
13. donemaskit ( 22/01/2004 18:34)
Izahay 2 koa no mifankatia, tsy mahalala ny fiainanay enao.
14. fijo ( 23/01/2004 20:26)
radone a,ikally anie tsy mitsikera ny fiaina'ialahy e,milaza fotsiny ny tena zava misy amin'ny fiainana izy.ka aza tezitra.ary marina,fa tia ilay olona ialahy izao,fa ny any aoriana,mbola tsy hay izy hitranga.izahay izao koa anie efa mba be resaka hoatra an'izany e.fa aiza.hafa ny fiainana,sy ny fisainana
15. donemaskit ( 23/01/2004 20:56)
zay hafa ny fiainana
16. donemaskit ( 23/01/2004 09:09)
Fitiavana zany, zavatra tsy natao ho takatry ny olombelona, ny fantatro fotsiny, dia rehefa eo izy dia ho mandrakizay...
17. ikaretsaka ( 23/01/2004 12:59)
sao sanatria tsy haharitra ha sady maneninano voaeso ramazkita fa aza mitompo teny fatratra aloha ..
18. ravatorano ( 23/01/2004 20:23)
tiany foana mandrakizay zany rafjo ah.Nén'i ramaskita né zany fitiavana mandramaty é toy ny lamban'akoho izanyé
Marina ny azy ary mamporisika sy mankahery anazy amin'izany endrika tsara sy mahafinaritra izany
19. kally ( 23/01/2004 20:57)
Oadray izany io Donemaskita,izaho angaha nitonona anarana no nahatsiaro voa ianao?.
Marina ny voalazan'i Fijo hoe tsy nitsikera ny fiainanao aho,ary na nataoko hoe nahatsiaro voatsikera aza ianao ,tsy ny handetika anao na ny hanjera anao mihitsy no tanjoko.Eto aho ary hitsikera an:asidinao ambony loatra ny fitiavanao ka raha mianjera ho sahirana ianao vao ho tafarina,izany koa tsy midika hoe manàna fitiavana mirefarefa @ tany.
20. donemaskit ( 23/01/2004 09:40)
Kally > ok
Ravatorano > merci leisy, sambany mba nisy nankahery tato.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5509