Question pour une Championne

21. xxx ( 23/01/2004 10:26)
donemaskita
kou ra tsy maskita less izy ty kou
22. donemaskit ( 23/01/2004 11:01)
fa inona ry xxxxxx ?
23. rinakely1 ( 23/01/2004 11:59)
zako ka aninn enao?
24. lema ( 23/01/2004 12:53)
zay sy rinakely zany e!
25. jhouhlambout ( 26/01/2004 13:39)
Aizaaaa?!!!
Alefaso ny Preuve
26. fijo ( 26/01/2004 19:33)
radone a,raha tanteraka mandrakizay tokoa anie,ka tsy misy toa izany e,fa amin'ity fiainana ity,matetika zavatra hafa foana no mitranga;
27. xxx ( 29/01/2004 14:20)
Sarotra be zany, ary ireo miteniteny haharitra mandrakizay, toa ahy taloha io, no tena mora miova.
28. fijo ( 29/01/2004 19:44)
marina izany ry x eto ambony.rehefa mbola tsy nahita fiainana dia mihevitra fa izay ihany ,dia vita.fa miova ihany avy eo ka.
29. imasoandro ( 02/02/2004 15:01)
"qui vivra vera" hoy ny fitenenana e!ary "l'exception confirme la règle" ka ho hitantsika eo ny tohin'ny tantara sa tsy izany ry Donemaskit?
30. fijo ( 02/02/2004 19:43)
izay marina e.dia samia mitandrina.
31. donemaskit ( 03/02/2004 20:49)
zay mints ka...
32. fijo ( 03/02/2004 19:16)
dia mitandrema daholo ary an.
33. jhouhlambout ( 04/02/2004 20:41)
ay?
34. fijo ( 04/02/2004 17:02)
35. donemaskit ( 04/02/2004 20:00)
vitsy ihany ilay "sahy milaza" an ?!
36. kally ( 04/02/2004 10:50)
Ka mpandainga izay sahy milaza sy mitompo teny amin'izany nefa jerena avy eo,nilaozan'ny anakiray dia lasa niraka t@ olon-kafa indray dia hilaza fa nitia mandrakizay?Azafady a!
37. donemaskit ( 04/02/2004 12:35)
Kally marina maharaka ny fiainan'ny olona rehetra ô
38. kally ( 04/02/2004 13:59)
Ahoana no ilazanao fa maharaka ny fiainan'olona aho rehetra ry Donemaskita?
39. fijo ( 04/02/2004 19:44)
kally a,aza mifamaly amin'i done,fa izy izao mbola jamban'ny fitiavana.tsy misy zavatra hitany afatsy izay eo aminy aloha izao,fa hiova ihany izy any aoriana,fa aza matahotra.lehilahy tia anie,ka loza e.
40. jhouhlambout ( 05/02/2004 09:20)
Taloha aho dia nitovy hvtr t@ Radone
fa zao vao tena mahalala tsara ny
momba an'io zvtr io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0585