Question pour une Championne
41. nananie
(
05/02/2004 11:00)
Sarotra ny mitia olona iray mandrakizay , nefa raha ohatra ka manambady an'ilay olona, dia possible tsy maintsy tavela ilay fitiavana, ny degré fotsiny no mety hiova.Sa....
42. kally
(
05/02/2004 17:37)
Marina izany Nananie,miaka-midina io,misy fotoana midina ny fitiavana'ilay lehilahy,ilay vehivavy miakatra,misy fotoana mifanena ireo dia misosa ery,misy fotoana mifanalavitra ireo ka raha tsy mahatanty dia potika.
44. pitchou
(
06/02/2004 17:52)
possible ny mitia olona iray mandrakizay! ary betsaka ny mahavita izany! saingy ny indro keliny dia ity: ilay tiany mandrakizay mety tsy ho tia azy intsony! mety hiaraka na hanambady olona hafa izy nefa ilay iray iry ihany no tena tiany fa ilay novadiany mosoara hamafana alahelo fotsiny
45. donemaskit
(
07/02/2004 09:19)
ataoko fa hoe "hamafàna lelo" !!!
aôna zany fitiavana miakamidina zany ry reto a ? ny "désir" hoe
aôna zany fitiavana miakamidina zany ry reto a ? ny "désir" hoe
47. jhouhlambout
(
07/02/2004 12:18)
Pitchou: koa raha olona roa samy déçus t@ io ve tsy afaka miaraka mandrakizay?
49. kally
(
10/02/2004 10:36)
Io Ikaretsaka ampianaro i Maskita a!
hazavao azy tsara ilay fitiavana miaka-midina,fa io zaza io anie raha tsy ampianarinareo dieny izao dia asa izay hahazo an'io atsy ho atsy e! ahiako hamono tena .Ampianaro izy ry reto a!
hazavao azy tsara ilay fitiavana miaka-midina,fa io zaza io anie raha tsy ampianarinareo dieny izao dia asa izay hahazo an'io atsy ho atsy e! ahiako hamono tena .Ampianaro izy ry reto a!
51. fijo
(
10/02/2004 19:51)
pitchou a,misy dobo kely any aminy,ka raha ataony famafana alahelo aho,dia mba hatsakako koa ny dobony;
radone a,mila manao stage any amin'i kally ialahy,fa tena mbola tara be
radone a,mila manao stage any amin'i kally ialahy,fa tena mbola tara be
52. rinakely1
(
11/02/2004 13:32)
ka satria mbola tsy sahy mi s'engager matoa tsy sahy miton-tena e!
55. fijo
(
12/02/2004 19:02)
ny lehibe koa anie radone milalao e,fa tsy saribakoly intsony no lalaovina.
58. kitjo
(
06/03/2004 10:51)
saribakoly ihany fa miteny
Posible le mitia olona mandrakizay, ny tiakotenenina oe mety hisy zany,fa ianao nefa tsy afaka hiteny anzay mitsy oe za mahavita.
Zay tsy mahasara le olona b promesse reny na koa le manao promesse fa aleo ho hita eny d @ farany manao conclusion,