ANTSO
1. xxx
(
12/01/2004 12:19)
mitady sipa tsy serieuse mba hanao fiharahana tsy serieux
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 13:07
2. kally
(
12/01/2004 13:15)
I XXX ve adala e?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 13/01/2004 01:15
5. fijo
(
13/01/2004 09:09)
indray2 koa anie ireny no mivadika ho serieux e.dia laefa aloha ny antso
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/01/2004 09:09
6. xxx
(
13/01/2004 15:02)
Ka ahoane e? iza no vonona?
Sady tsy misy maha-ratsy an'izany mihintsy!!
Sady tsy misy maha-ratsy an'izany mihintsy!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/01/2004 03:02
7. xxx
(
13/01/2004 15:03)
Ka ahoane e? iza no vonona?
Sady tsy misy maha-ratsy an'izany mihintsy!!
Sady tsy misy maha-ratsy an'izany mihintsy!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/01/2004 03:03
8. ratsifa
(
14/01/2004 20:00)
Mba efa nitsotra anie ialahy dia zay e! fa tsy ohatran'ny vehivavy sasany minia milaza fa ry zareo hono tsy mba mimasta zany
10. xxx
(
14/01/2004 09:17)
refa mitady ol tsy sérieux ihany v ry XXX tsy aleonao eny @ sisiny mandé!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/01/2004 21:17
11. xxx
(
14/01/2004 12:28)
Ka rehefa eny @ sisiny dia tsy tsy misy lanjany loatra ny fiarahana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 00:28
12. xxx
(
14/01/2004 14:11)
kou efa eny tsy sérieux kou!tsy azoko tsony kou ty enao!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 02:11
13. xxx
(
14/01/2004 14:11)
kou efa eny tsy sérieux kou!tsy azoko tsony kou ty enao!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 02:11
14. xxx
(
14/01/2004 14:11)
kou efa eny tsy sérieux kou!tsy azoko tsony kou ty enao!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 02:11
15. fijo
(
15/01/2004 11:45)
sambory aloa izy ra XXX a,rehefa tratra dia jereo tsara
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 11:45
16. xxx
(
15/01/2004 19:14)
Tsy serieux tsy midika hoe: manaonao foana fa mba asiana fetrany ihany. Noho izany iza no mba Tentée?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 19:14
17. xxx
(
15/01/2004 13:44)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 01:44
18. xxx
(
15/01/2004 13:45)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 01:45
19. xxx
(
15/01/2004 13:47)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 01:47
20. fijo
(
16/01/2004 10:00)
io anie no efa nolazaiko ery ambony ery e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 10:00