ANTSO
1. xxx
(
12/01/2004 12:19)
mitady sipa tsy serieuse mba hanao fiharahana tsy serieux
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 13:07
5. fijo
(
13/01/2004 09:09)
indray2 koa anie ireny no mivadika ho serieux e.dia laefa aloha ny antso
8. ratsifa
(
14/01/2004 20:00)
Mba efa nitsotra anie ialahy dia zay e! fa tsy ohatran'ny vehivavy sasany minia milaza fa ry zareo hono tsy mba mimasta zany
10. xxx
(
14/01/2004 09:17)
refa mitady ol tsy sérieux ihany v ry XXX tsy aleonao eny @ sisiny mandé!
16. xxx
(
15/01/2004 19:14)
Tsy serieux tsy midika hoe: manaonao foana fa mba asiana fetrany ihany. Noho izany iza no mba Tentée?
17. xxx
(
15/01/2004 13:44)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
18. xxx
(
15/01/2004 13:45)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
19. xxx
(
15/01/2004 13:47)