ANTSO

1. xxx ( 12/01/2004 12:19)
mitady sipa tsy serieuse mba hanao fiharahana tsy serieux
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 13:07
2. kally ( 12/01/2004 13:15)
I XXX ve adala e?
3. tianjon ( 12/01/2004 14:19)
dray1 sao mba mety mahita kosa izy ko. adala mitovy aminy
4. donemaskit ( 12/01/2004 18:03)
tsy adala kosa izy e... tsy sérieux fotsiny!
5. fijo ( 13/01/2004 09:09)
indray2 koa anie ireny no mivadika ho serieux e.dia laefa aloha ny antso
6. xxx ( 13/01/2004 15:02)
Ka ahoane e? iza no vonona?
Sady tsy misy maha-ratsy an'izany mihintsy!!
7. xxx ( 13/01/2004 15:03)
Ka ahoane e? iza no vonona?
Sady tsy misy maha-ratsy an'izany mihintsy!!
8. ratsifa ( 14/01/2004 20:00)
Mba efa nitsotra anie ialahy dia zay e! fa tsy ohatran'ny vehivavy sasany minia milaza fa ry zareo hono tsy mba mimasta zany
9. sahitsy ( 14/01/2004 20:50)
Mety kosa ny fikan'i lery!
10. xxx ( 14/01/2004 09:17)
refa mitady ol tsy sérieux ihany v ry XXX tsy aleonao eny @ sisiny mandé!
11. xxx ( 14/01/2004 12:28)
Ka rehefa eny @ sisiny dia tsy tsy misy lanjany loatra ny fiarahana
12. xxx ( 14/01/2004 14:11)
kou efa eny tsy sérieux kou!tsy azoko tsony kou ty enao!
13. xxx ( 14/01/2004 14:11)
kou efa eny tsy sérieux kou!tsy azoko tsony kou ty enao!
14. xxx ( 14/01/2004 14:11)
kou efa eny tsy sérieux kou!tsy azoko tsony kou ty enao!
15. fijo ( 15/01/2004 11:45)
sambory aloa izy ra XXX a,rehefa tratra dia jereo tsara
16. xxx ( 15/01/2004 19:14)
Tsy serieux tsy midika hoe: manaonao foana fa mba asiana fetrany ihany. Noho izany iza no mba Tentée?
17. xxx ( 15/01/2004 13:44)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
18. xxx ( 15/01/2004 13:45)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
19. xxx ( 15/01/2004 13:47)
Zaho aloha midera ny toetran´í XXX e. Vitsy ny olona sahy mitsotra avy hatrany hoe tsy sérieux ny fiarahana, @ zay mba tsy misy marary fo, raha mifanaraka avy eo, mety ho sérieux lavitra noho ny serieux. Tsy ratsy
20. fijo ( 16/01/2004 10:00)
io anie no efa nolazaiko ery ambony ery e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1711