poopy sy ny momba azy

1. bix ( 03/01/2004 13:53)
fa maninona no betsaka ny kil no milaza fa tena miavona be i poopy anefa tena mifanohirtra amin'izay ny tena izy eh !! dia mbola misy milaza koa fa hoe tena mijaly hono izy @ i lery izay indray aloha dia tsy haiko fa mety manana ho lazaina ianao @ iny fa ny fantatro aloha dia manja kely ho aho izy iny eh !! sady tsara hira no mahay mihaingo asa ianao mety tena mhafantatra zavatra hafa momba azy , tena marina fa tsy miavona i poopy fa izy dia matotra no ilazana azy , mba ilazao izay momba azy hoe! ho anareo izay akaiky azy ?
2. adamilus3a ( 03/01/2004 18:25)
tsy mbola niresaka t@ poopy za fa raha ny henoko de oe minjaly aram-panambadiana izy sy oe tsy reviny fianakams le bandy iny nefa tsy olana zany satria reviny vadiko izy ary reviko ko ka raha zaoary izy dakanlery de za ko eto vonona hanao barthez
3. xxx ( 03/01/2004 19:36)

momba an'io sipa milay io aloha de za koa mba naheno ny fijaliany @ vadiny na dia miezaka ny mampiseho ny mahavehivavy matotra azy izy indrindra fa eo @ fanam-badiana fa ny an'i lery koa anie mety mifangaro asartam-piaro e! sy complexe .... satria sady manja ny sipa no vedette ka marina ny an'i adami fa iza no tsy hitaty e! dia eo i lery no raisina raha vao mamotitra bol eo
4. xxx ( 03/01/2004 19:46)
zaho kaloha ry zalahy dé efa ela no nitsiriritra fatrata an'i Poopy io satria izy moa dé maja tokoa any é ! Raha misy ny fanipazan'io bandy io azy dé zaho koa eto vonona hanao leverKAN kno !
5. tity ( 04/01/2004 12:25)
azadia mirediredy re ianareo ra olona fa tsy ho atsipiny lery izany iny a! izy ve tediavinareo hiarany ohabolana eo hoe MISO-BADY TANORA toa tsy mampino ko
6. xxx ( 04/01/2004 15:20)
izy aloha de manja e! tsy mijaly izany izy fa taloha zany . Ra io no ariny eo dia aza manatena tsony ry zalahy fa ho ahy iny an! zako ne matotra ro azy any ny bogosy e! tandremo sao tara amiko eo fa za tsy pd an hi hi hi!
7. adamilus3a ( 05/01/2004 20:50)
ndray andro zahay nifanena teo @pavillon, tsy nireka fa nojereko tsara izy ,avy eo ko izy nitodika hoazy satria mahery lotra le fijeriko angamba de nitsiky kely izy,mmmmm tadidiko h@zao raha vao resaka poopy satria tsy nahita tory za le alin'iny
8. ikaretsaka ( 05/01/2004 10:08)
Dia Rangahy mitapitapy.. sipa bonne iny dia ampijaliana.. fa dia maninona loatra e?
9. xxx ( 05/01/2004 18:26)
za alou de anisany mankafy ny hirany tanteraka.Fa le resaka miavona ndray de tsy marina ngamba ,za efa nanao bisous taminy t@concert ny sady miresaka tsara tamiko izy ,fa le vadiny ndray no tsy arako ,izy iany no tiko
10. ikaretsaka ( 06/01/2004 11:07)
iz amao no miraharaha ny vadiny?.. poopy ny hitanay fa tsy ny vadin'i poopy.. sa hiakantsehatra seule kao lery dia hoe ..tarika vadin'i poopy?
11. xxx ( 06/01/2004 14:31)
hanao concert aty marseille i poopy 17/01 de tonga de kotiko eo imason'oul eo iny fa tsy tantiko intsony , aleo lery ho any raha vao miseho vedette eo oe tarika vadin'i poopy ,za ko amorona tarikaTBP na tarika bandy tara @poopy
12. ikaretsaka ( 06/01/2004 18:32)
BTP izany fa tsy TBP ka
13. xxx ( 06/01/2004 18:45)
mba tena milay kou io tarika BTP io an ! fa zao atao misesy ny fiodiny @1-1 dia aleo hiaka eo TVP de raitra zany e! hi!hi!hi!hi!hi!
14. ikaretsaka ( 06/01/2004 18:47)
BTP izany fa tsy TBP ka
15. fijo ( 07/01/2004 10:24)
i poopy aloha tiako,fa ny hirany tsy voako.mba hijery aho amin'ny 17 io ka.
16. xxx ( 07/01/2004 11:57)
de eo @capelette zany ry fijo no fotoanany BTP . eo tsika manao repetaka@16 de tonga de tsanaitsika eny Marignane i Poopy rery fa ny mozisien aleo ande togotra any
17. ikaretsaka ( 08/01/2004 09:51)
hay BTP koa ra Fijo ity!
18. fijo ( 08/01/2004 11:11)
atao hoe izay e.izy amin'ny maha manja azy no tiako,fa izay hirany any,tsy tiako.
19. ikaretsaka ( 08/01/2004 13:24)
ny ahy indray arakarak'ilay hira
20. ikaretsaka ( 08/01/2004 13:25)
ny ahy indray arakarak'ilay hira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4288