poopy sy ny momba azy

21. fijo ( 08/01/2004 16:42)
ireo hirany taloha ela be no tiako.fa izy izao kosa mbola tiako hiany.
22. ikaretsaka ( 09/01/2004 16:02)
ary ela ity BTP sa tsy BTP e
23. hntsoa ( 09/01/2004 18:34)
za ko alo de tena mankafy ny an'i Poopy sy ny hirany e na de malaza fa miavona be aza izy.Ny hoe mijaly ampanambadiana indray, ra za izy elako any iny lela bdb eran'ny tanana ireny ko iza no hiaritra aminy eo sady efa malaza rahateo
24. bix ( 10/01/2004 15:04)
ilay hirany manko reroy dia tena miteniteny fatratra mihintsy ka toa zary ny lehilahy foana no tena lerany @ ilay hira, dia izay no mety tena mahatonga ny saiko ho milaza fa tena mijaly @ fanambadiana ravehivavy angambany , raha lehilahy iray iny ve no mahatonga haretim-po aky ry neny nahoana no hiafiana ? tsy haleonao zah ? izaho anie no lazaiko andry ry poopy fa na misy remorque 8 aza indry dia tiako foana raha handalo an stransbourg ndry dia jereo aho fa ho avy amin-dry ny fampiononana , izay ry zalahy ny delirako @ poopy ah ! ilay sipa mba tena reharehan'i ra- malagasy okay eh !!!
25. fijo ( 14/01/2004 12:22)
ny ahy rakaretsaka izy no tiako,fa tsy ny hirany a.
26. ravatorano ( 29/01/2004 17:31)
zé fanambadiany any kalongany tsisy hiditra amiany a mijaly izy na sambatra fa ny faniriako dia ny hahasambatra azy amin'ny tokatranony.
Matoa koa né ry zalà mbola tsisy gidra dé tantiny iany é !
Misy ny be resaka fa maditra ny vadiny ; mpirevy be é , tsy hay tsony.
Aleo zany ho any fa lé poopy mpihira raha tianao ny hrany dé vidio ny K7 sy CD avoakany é sady any France any izao no namoahany izany farany.
Izy manja tokoa fa raha zà aloha tsy tia azy satria efa divan'oll iny sady efa nisy i smaël sy lé raika zandriny.Mirary sa sy fahasambarana ho azy ravtorano
27. xxx ( 03/02/2004 11:38)
Marina aloha mampirafy i Naivo fa saingy tsy mijaly Poopy fa ilay sipa no vendrana. Teneniko @ nareo ny momba azy, izy dia coiffeusen'i Poopy ihany dia nokitikitian'i lery tao dia raikitra tokoa dia niala , avy eo niteraka t@ i Naivo koa, dia mitovy taona @ zanak'i Poopy lahy ilay zanany... io sipa io dia efa nisara-panambadiana efa niteraka sipa kely iray koa talohan'io... Raha te hahita azy ianareo, izy aloha manjakely e!!! Bakoly no anarany, nanagana salon de coiffure ao akaikin'ny Pause Lunch ao izy, Art Fashion no anaran'ilay salon ...

Nefa tsy mampiova an'i Poopy zany rehetra zany, deraiko manokana ny toetrany...
28. fijo ( 11/02/2004 09:16)
ianao be resaka io.ary dia sahy mitonona anaran'olona,nefa ny anao aza eto tsy sahina lazaina.fa maninona.raha misy zavatra hay dia tano anao any izany.fa tsy manalabaraka olona eto.
hery> ny zavatra toa itony dia tsy tokony havoaka,fa mety hampisy olana amin'olona.
29. ikaretsaka ( 12/02/2004 20:49)
dia aleo ilay Bakoly hahatsapa tena ko
30. fiaritiana ( 04/11/2005 00:53)
marina ny an i Fijo, aleo ho azy ihany izany mba ho secret any fa tsy aderadera imason ny olona eo
hoy ilay teny iray hoe:tsemboka alohan ny mievoka ianareo!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5583