mitady inona ny vehivavy

1. fijo ( 16/12/2003 16:44)
nisy sipa izay ho aho,nandao ilay akamanay izay.dia nanontaniako hoe:"fa naninona i lery no narianao?"ny valiny dia hoe:"bandy tsy anao zavatra ko.telo volana izay no niarahana,tsy sahy mikasika ahy akory izy."ka ianareo sipa koa ve mitady bandy hanao fotsiny rehefa manao sipa sa ahoana.tena nisy io tantara io.
novalian'i Mandriva ny 28/11/2014 09:59
2. tity ( 16/12/2003 20:18)
Fijoa! araky ny fahalalako azy izany dia lehilahy inao hoy ianao hoe izahay vehivavy ve mitady lahy hanao fotsiny? tsia tsy marina ny eritreritrao satria voalohany indrindra dia misy karazany roa ny vehivavy ny mitady firaisana sy ny mitady fitiavana ka ireo mitady fitiavana maro no ireo mitady f... fotsiny ka ny hamaliako anao manokana dia izaho rehefa miaraka aminy lehilahy dia tena tiako izay izay ka ao anaty ny fitiavana no miseho ny firaisana izany hoe fitiavana avy eo firaisana ary n6y firaisana no manamafy ny fitiavana
3. rinakely1 ( 16/12/2003 09:44)
@ zay mba samy quitte e!
4. rinakely1 ( 16/12/2003 09:48)
mifankatia aloha zay vo manao e! tsy haiko aloha @ ireo vhv reo raha tia manao maina b tsy mba misy prélude zany. Fa tsy tin'ny vhv kosany aloha lé lelà midanaka b sady tsy anoa tsianjery no tsy anao hira!(tsy manoroka, tsy misafosafo, tsy mba romantique e!) aleo arina any.
5. moi ( 16/12/2003 10:39)
Sao dia mba namana madio no noeritreretin'ny anankiray ?
Aleo mihitsy miresaka mazava sao tsy mifankahazo ny tanjona ! Inona no andrasana, hihaona hanao inona ? Mitady inona ny vehivavy, ary mitady inona ny lehilahy ?
Na atao hoe samy firaisana aza no tiana atao, ny iray mety mieritreritra hoe mba asiana prélude tsara (hoy rinakely1) ... hi hi hi
6. rinakely1 ( 16/12/2003 11:22)
tsy mitady lanitra,na volana fa fitia madio sy marina e!
7. rniaina ( 16/12/2003 12:14)
l'amour c'est comme une maladie, ça finit toujours au lit!!!!!!
8. tequila ( 16/12/2003 12:42)
Ka inn koa moa no tena notadiavin'ny namanao ? Raha hifankatia ve tsy handroso e , sady te no tsy te zany , tsy an-tany tsy am-parafara , mampime tss .

Ny vhv aza mampiandry 15 jrs au moins hozy nareo , nenareo ndray ko toa jerena fotsiny zany ?
9. kinaoly ( 16/12/2003 13:03)
tsy tokony hatao hoe mitadi inn ny vhv satria tsy mitovy ny oul rehetra, samy manana ny zvtra tadiaviny ny ts1, fa tsy votery hitambarany @ mitovi sexe aminy rehatra.
10. soso ( 16/12/2003 13:48)
fa sao dia efa fantarty lery kosa ary hoe efa niaraka t@ bandy betsaka ilay sipa
11. isrine ( 16/12/2003 18:41)
Marina ny an'i Rinakely.
Fijo: mety mitady firaisana zany le sipa e, sa tsy hoatr'izay koa moa no tena adinareo lehilahy, may ery raha vao mahita sipa zany, ka rariny raha ho gaga le sipa we 3 mois tsy nanao raha ka nariany.
Na mety nohevrin'le bandy fa masina maria ka tsy sahiny no kitiana ! Hihihi
12. fijo ( 17/12/2003 11:11)
tena nahagaga ahy io,satria tena lasa krizy le sipa rehefa mahita ilay akamako.dia nataony resabe,eran'ny fianarana.ka nampalahelo ery lery.
13. tatih ( 17/12/2003 19:27)
raha araka ny hevitro indray aloha dia mety atahoran'ilay bandy na ny anao an'izany aza ,angamba koa tsisyan'ilay fandehany ilay bandy
ahoana moa no tsy hisy fa mety maty ozatra mihitsy lery! hi! hi! hi!
14. rinakely1 ( 17/12/2003 11:31)
pelaka izy e! zay angamba no tsy nasahiny nikitika an'le vhv kou!
15. vindy ( 17/12/2003 15:31)
mbola tsy sûr kosa angamba i lery na matahotra dia tsy nanao ninin fa lay joba no efa mamba be!
16. rinakely1 ( 17/12/2003 15:56)
zany v ry vindy?
nefa sao d mba manaja anlé vhv kosany ary izy e?
iza no mahalala zé ao an-dohany.
17. fijo ( 17/12/2003 19:44)
toa io voalazan'i rinakely farany io no marina,satria mba niresaka ihany izahay roa lahy.ny an'i lery avy dia vady no tao an dohany.kay very lery avy eo.tay be koa anie anareo sipa ireto e.mba tia ny akama dia ialana.
18. xxx ( 18/12/2003 17:43)
Tsara ihany aloha ny bandy mailo fa ny aretina koa anie hatahorana na dia eo ihany ary ny kapoty.Tsy misy ohatry ny mifanaja aloha sady mbola mijery tsara hoe mba sipa ohatry ahoana aloha no hiarahana vao miditra @ resaka tena lalina tsara! asa raha mety izany teniko izany aloha!
19. madison ( 18/12/2003 12:31)
ha!ha!ny tena marina ry reto dia i izao a!raha tsy anao zavatra lery deh eto aty fa zah masah!fa tsy tanjona akory ny fanaovana any zany firaisana izany fa raha tena tia ilay sipa deh niaritra teo izy ! ary azony atao tsara ny mampiasa baranjely mandrampa!fa le sipa koa no mitady mpanamboatra satria
efa mpanao izany izy matoa
mitady! deh tsy mety intsony
fa mitady foana!
20. isrine ( 18/12/2003 13:53)
Samy tsy fantatra izay tao antsain'le bandy sy le sipa e. Le sipa koa anie tokony ho nanao fihetsika mety hanaitairana an'le bandy e. Mety hoe manaja azy le bandy, kou naninona no tsy nolazain'le bandy azy rehefa niala-pa le sipa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6681