mitady inona ny vehivavy

41. Mandriva ( 28/11/2014 09:47)

rinakely1:

zany v ry vindy?
nefa sao d mba manaja anlé vhv kosany ary izy e?
iza no mahalala zé ao an-dohany.
42. Mandriva ( 28/11/2014 09:59)
za lo ry zareo tena nametraka anio fanotaniana io eh! fa somary nahita valiny mahagaga ahy ao!
Ny vehivavy dia mitady zavatra roa!
voalohany Fitiavana = manque affection io ah!
faharoa firaisana = miseho @ endrika maro (oh: tia orokorohina, tia safosafona, sns ... efa fantatrareo ny tohiny farany!)

Raha le fitiavana lo dia tena mitady an'io @ fomba maro mintsy le vehivavy! izany no maha tonga azy! mila vanina na miady @ao raha tsy mahazo an'io! @vehivavy ah! ny zavatra kely dia manadanja raha fitiavana (oh: le appel kely manao bonjour oh, le mot kely hoe bisou na je t'aime ah!) izy daholo izany.

Raha le firaisana indray dia io koa mbola mizara roa
misy ny firaisana fampisehoana fitiavana misy indray firaisana ilainy vatana!
fa @izy roa dia tedavin'ny vehivavy io! Nisy nilaza tato hoe nisarahiny le sipa le bandy rehefa tsy nanao niaraka taminy! ny antony izany dia lazain'ny le vehivavy fa tsy tia azy le bandy satria tsy nahazo le affection physique na le filana firaisana!

NB: Ny vehivavy dia tsy afaka miaina tsara izany raha tsy mahazo ireo zavatra roa ireo koa raha tianao izy no ho sambatra dia omeo le (Fitiavana izy sy Firaisana)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.315