mitady inona ny vehivavy
23. ramja
(
19/12/2003 16:36)
MItady inona hoe,ny vehivavy ?Raha ny hevitro aloha dia izao e!:tokony samy sahy hilaza tsy amimpiambahambana izay ao am-pony na ny lahy na ny vavy fa ny firaisana tsy voatery ny lehilahy ihany no hitady azy;Tokony hatao izay marimaritra iraisana e!sady nany L na V anie dia samy mba "envie"sy mankafy e
24. rinakely1
(
19/12/2003 13:17)
bniaina: zany kosa v d rariny e? d hitambatra vilia v nareo sy madison?
25. isrine
(
19/12/2003 16:41)
tsy mitovy ny vehivavy e, toa anareo lehilahy mba samy manana ny fiainganareo!
29. rlcj
(
26/12/2003 17:17)
Na kilaoty vy aza lesy io ry fijo rehefa fantatr\'ialahy ilay mot de passe dia mandeha ho azy io a.Fa ny sipa tsirairay samy manana ny mot de passeny fa tsapatsapao eny e
35. fijo
(
07/01/2004 09:59)
ny ahy raha hindramiko,dia asiko zanany rehefa averiko.toy ny vola ihany e.
36. rinakely1
(
14/01/2004 13:03)
d avy eo lazaina fa ny joba indray no manao zaza @ nareo lélà mba hitazomana anareo ;sa tsy marina zany ry fijo?
38. rinakely1
(
23/01/2004 12:12)
intéret angah!
any @banky no manao intéret fa tsy aty @nay aty no mitonantonana e!
any @banky no manao intéret fa tsy aty @nay aty no mitonantonana e!
39. pitchou
(
23/01/2004 13:09)
aiza re nareo izany ry lehilahy isany e! rehefa sendra ny mahay azy nareo kay peur sy complexé?
