Fomba fiasan'ny sekta !

1. bor2lais ( 07/10/2015 12:33)
Ahoana ny hevitrao amin'ity resaka iray tao amin'ny midi ity : tsindrio eto ity ?
répondu par rhaj0 le 19/11/2015 13:29
2. Fiffi ( 07/10/2015 12:39)
nrooo.....mampalahelo mintss lé olona an....efa tsy hita intsony tsinn zay fandehan'lé fiainana ao Mada dé manjary minomino am n'a pas fotsiny....

enganié ka ho tratra lé olona mpandainga milaza ho pasteur nefa secte brrrrr....
3. bor2lais ( 07/10/2015 12:48)
midi:

Ils ont cherché de l’argent partout et par tous les moyens pour payer le droit de 1 700 USD nécessaire pour le prétendu dossier. Selon toujours nos sources, le pasteur a indiqué que le contrat est d’une durée de deux ans et l’entretien se tiendra au Canada même. Ceux qui seront retenus peuvent travailler dès la signature du contrat. Les malchanceux, quant à eux, rentreront au pays.

Gravy !!!
4. rhaj0 ( 07/10/2015 13:03)
tena mahatsiaro voatsindrona aho fa Canada no tondrotondroin'ilay Pasitera k'le..

Fa marina fa ny ao provansin'i Quebec hono dia fetsifetsen'ny secte ireo marefo/malemy/... ee... Ka ny Katolisisma tao tena nahazo ny daka tsy-hita-maso (revolution tranquille), ary dia rehefa marefo/malemy/... na ara-pahalalana na ara-pananana ets.. ny sasany, dia ampanantenain-dreo gourou sy pasitera tsy-misy ao, dia roboka tokoany..

Ka io ho'a, ny fototry ny olana jerena fa aza tonga dia atsipy any @ Pasitera indray..

Ny fototry ny olana dia ilay Finoana eee... rehefa "mino" dia "mino" foana ho'a, dia @ kely fotisny dia lasa "minomino foana"... dia eo ianao vao mody ganga eo, dia atsipy any @ olona foana ny fototry ny olana..
5. bor2lais ( 07/10/2015 14:23)
Saika hanontany mihitsy aho hoe "ramose moa ao Canada (sao dia ianareo izany manao recrutement izany) ?" :-)
Vazivazy iny fa ny tsy fitiavanao 3ème étage tsy midika mihitsy fa ratsy ny 3ème étage ! :-)
6. Radavison ( 07/10/2015 14:48)

Izaho anie mitaona anao hoe andao ho any chine na japon,
toa odianao fanina fotsiny é,
Canada izany mantsy miteny frantsay na angilisy ka tsy mety amin'ilay andrana kasaiko hatao

rhaj0:

tena mahatsiaro voatsindrona aho fa Canada no tondrotondroin'ilay Pasitera k'le..

Fa marina fa ny ao provansin'i Quebec hono dia fetsifetsen'ny secte ireo marefo/malemy/... ee... Ka ny Katolisisma tao tena nahazo ny daka tsy-hita-maso (revolution tranquille), ary dia rehefa marefo/malemy/... na ara-pahalalana na ara-pananana ets.. ny sasany, dia ampanantenain-dreo gourou sy pasitera tsy-misy ao, dia roboka tokoany..

Ka io ho'a, ny fototry ny olana jerena fa aza tonga dia atsipy any @ Pasitera indray..

Ny fototry ny olana dia ilay Finoana eee... rehefa "mino" dia "mino" foana ho'a, dia @ kely fotisny dia lasa "minomino foana"... dia eo ianao vao mody ganga eo, dia atsipy any @ olona foana ny fototry ny olana..
7. rhaj0 ( 07/10/2015 14:54)
mbola miasa mamelo-tena sy vady aman-janaka fa tsy tonga ilay chine/japon e... virtuel eto dia efa mety koa... asa inona no tianao porofoina..
8. Strong3 ( 08/10/2015 11:37)
ndana moa mba mandeha rhaj0 ah! :-)
9. endriny ( 08/10/2015 11:56)
Dia inona hono no mahasamy hafa an'io amin'ireo misionera nalefa ho fatin'ny tazo taty Madagasikara taloha, na alefa ho faty amin'ny fitoriana any Amazaonina sy Indonezia a?

Izany hoe samy sekta daholo ihany moa izany e... ny fivavahan'Israely irery ihany no fivavahana fototra.... fa ny sisa Sekta e...
10. bor2lais ( 08/10/2015 14:27)

endriny:

Dia inona hono no mahasamy hafa an'io amin'ireo misionera nalefa ho fatin'ny tazo taty Madagasikara taloha, na alefa ho faty amin'ny fitoriana any Amazaonina sy Indonezia a?

Izany hoe samy sekta daholo ihany moa izany e... ny fivavahan'Israely irery ihany no fivavahana fototra.... fa ny sisa Sekta e...

:-)
Izaho aloha tsy mahita izay ifandraisan'ny resakao amin'ity lohateny ity e !
:-)
11. rhaj0 ( 08/10/2015 15:31)
mety 3eme etages io Bor2lais fa tsy takatrao indray, nefa ianao hoz'ianao efa ao tsara mihintsy... hi hi hi... 3 degrees de separation :-)

-- Bor2lais
1- pasitera mpamitaka gasy, mampino Kanada paradisa
2- paradisa hatrany Amazonia
3- Amazaoniana fitahan'ny misionera
--- Endriny

CQFD :-)

12. Strong3 ( 09/10/2015 07:51)
manaraha ihany hoa ireny mpilaza abobo ireny ! :-)
__ efa nomen'ATRa saina handinika sy fahatakarana avo lenta kou mbola manaiky pub erak'ity media rehetra ity.
Baiboly io afaka fakainao samy irery ao amin'ny mangigina ao! raha tena vonona hitady an'Atra moa izany fa tsy ilay zatra tolorana sy fahanana ireny.
praticable tsy misy fahasarotany io.

Ary fiainana no fa tsy fahalalana ny baiboly... izay no ilazany hoe :
andramo ka izahao / raha tahiany ka nanandrana ianao fa tsara .../ izahao toetra amin'izany aho/ zahao toetra ny fanahy ao anatinareo / mahadiso hevitra anareo ny tsy fahatakaranareo ny soratra masina ... REHEFA IZANY dia hoy Izy: nefa ianareo tsy mety mandray ahy mba ananareo fiainana.
« Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany. » (Jaona 6:40)
« Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. » (Jaona 14:6)
13. endriny ( 15/10/2015 04:01)
Tsotra be ny fomba fiasan'ny sekta sy ny kristianina:

1) Miantra ny mahantra dia mody mizara menaka sy fripy
2) Mivarotra fanafody efa laniandro amin'ny vidin'ny mora
3) Mangataka tany ananganana fiangonana
4) Miantso ny vahoaka hanao biriky sy handrafitra fiangonana
5) Dia manoratra ny tany sy ny fiangonana amin'ny anaran'ny sekta sy ny fiangonana misy azy
6) manalehibe ny tany efa azo
7) dia miantso ny vahoaka handrotsaka rakitra sy adidy
8) Manitatra amin'ny toerana hafa ireo tetika ireo
9) Mivarotra angon'Israely amin'ny vidiny mirary
10) Manimba ny tantara sy ny kolotsain'ny toerana ifaharany
14. bor2lais ( 15/10/2015 07:39)

endriny:

Tsotra be ny fomba fiasan'ny sekta sy ny kristianina:

1) Miantra ny mahantra dia mody mizara menaka sy fripy

Raha ny tena Kristiana ry endriny dia tsy misy "mody mizara" izany fa "mizara" am-pitiavana tsy mila tambiny a !
endriny:

2) Mivarotra fanafody efa laniandro amin'ny vidin'ny mora

Ny tena Kristiana tsy mamono olona ary tsy manao ny vola ho ambonin'Andriamanitra !
endriny:

3) Mangataka tany ananganana fiangonana

Ny mangalatra no tsy azo atao !
endriny:

4) Miantso ny vahoaka hanao biriky sy handrafitra fiangonana

Mitovy @ 1) : fampiasana ny fanomezam-pahasoavana mifanandrify @ tsirairay izany ! Ilay hoe "miantso" dia tsy midika velively hoe "manery" !
endriny:

5) Dia manoratra ny tany sy ny fiangonana amin'ny anaran'ny sekta sy ny fiangonana misy azy

Fanarahan-dalàna eo @ tany misy azy izany ka tokony (ary tsy maintsy) atao !
endriny:

6) manalehibe ny tany efa azo

Mitovy @ 3)
endriny:

7) dia miantso ny vahoaka handrotsaka rakitra sy adidy

Tahaka ny 4) : "Antso" ilay izy fa tsy "tery". Endrika fahatsapan-tena fa mpikambana, tompon'andraikitra maneho fiombonana sy fanoloran-tena amin'ny asan'ny Fiangonana.
Io ry endriny dia arakaraky ny toe-po anaovana azy ihany a !
endriny:

8) Manitatra amin'ny toerana hafa ireo tetika ireo

Tetika ve no andraisanao azy ! Ny an'ny Kristiana indray dia ity : "Raha tsy Jehovah no manao ny trano, dia miasa foana ny mpanao azy."
endriny:

9) Mivarotra angon'Israely amin'ny vidiny mirary

Tsy azoko ilay antsoinao hoe "angon'Israely" !
endriny:

10) Manimba ny tantara sy ny kolotsain'ny toerana ifaharany

Ny Boko Haram no fantatro mpanao an'io amin'izao fotoana izao ! :-)
15. rhaj0 ( 15/10/2015 10:56)
Ry Bor2lais izany anie ka mahay mitsara alohan'ny Jugement Dernier eee... tonga dia voapetaka ho TSY "tena kristiana" ny namany... Tsy hainao akoriny raha zareo ireo indrindra no ho voavelan'i Jesosy satria mihantona eo ankavanany, dia ianao no be tivativa @ ireo olona ireo...

endriny:
10) Manimba ny tantara sy ny kolotsain'ny toerana ifaharany
bor2lais:
Ny Boko Haram no fantatro mpanao an'io amin'izao fotoana izao ! :-)

Ilay "(tantara sy) kolotsaina" an'ny Ntaolo malagasy ve ry Bor2lais tena tsy simban'ny Kristianisma? Ny amerindiana aloha dia tezitra e... ary toa efa "nibebaka" i Fransisy ny @ ratsy vita t@ io... F'enao moa izany voany nefa mankafia ao kouh... mampalahelo eeee...
16. Strong3 ( 15/10/2015 11:49)
dia avy ny mpamendrofendro fa hakarary ny fon'i endriny indray hihihi :-)
17. booboo ( 15/10/2015 12:10)
Omaly aho nijery lay film " La desintegration ". Mitovy aby rehefa marivo salosana na inona antoko-pinoana misy ilay olona na inona...
( mbola afaka jerena ao @ Arte ).
18. endriny ( 15/10/2015 12:31)

booboo:

Omaly aho nijery lay film " La desintegration ".


Misaotra nizara e
19. bor2lais ( 16/10/2015 08:52)
ramose:

Ry Bor2lais izany anie ka mahay mitsara alohan'ny Jugement Dernier eee... tonga dia voapetaka ho TSY "tena kristiana" ny namany... Tsy hainao akoriny raha zareo ireo indrindra no ho voavelan'i Jesosy satria mihantona eo ankavanany, dia ianao no be tivativa @ ireo olona ireo...

:-)
Zany a !
:-)
20. rhaj0 ( 16/10/2015 10:44)
bor2lais:
:-)
Zany a !
:-)

iieeee.... izay mihintsy ilay dihy fataon'i Bor2lais "tarihin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra"...
Bor2lais ---> hi hi hi ... manja nareo eeeee....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819