Fomba fiasan'ny sekta !

21. endriny ( 16/10/2015 16:13)
Raha I Jesosy Mamonjy no atao hoe Sekta.. dia aleoko kosa aloha mankany no mivavaka raha hivavaka ihany aho a...

Any mantsy sady mba mandihy no mitsinjaka... faly be fa feno fanahy masina hihihihihih

Fa ny hafa: "Misaotra anao izahay fa notiavinao e, fiderana no enti-misaotra ny anaranao e..." raha tsy miteny ilay mopera hoe: "Asio tehaka" hihihiih samy vinitra be daholo sy manjombon-dava... Raha misy zaza mitomany aza tonga dia avy ilay mpandrindra miteny hoe: ento mivoaka io zaza io fa tezitra I Mopera"
22. bor2lais ( 20/10/2015 09:40)
ramose:

iieeee.... izay mihintsy ilay dihy fataon'i Bor2lais "tarihin'ny Fanahy Masin'Andriamanitra"...

:-)
Izao izany ilay hoe "miteny zavatra tsy fantatra" a !
:-)
23. rhaj0 ( 20/10/2015 14:50)
bor2lais:
Raha ny tena Kristiana ry endriny dia ...
Ny tena Kristiana tsy ...

rhaj0:
Ry Bor2lais izany anie ka mahay mitsara alohan'ny Jugement Dernier eee... tonga dia voapetaka ho TSY "tena kristiana" ny namany...
bor2lais:

Izao izany ilay hoe "miteny zavatra tsy fantatra" a !

Mamely ankolaka kosany ianao ry Bor2lais aaa...
- Raha hoy ianao hoe "ny tena Kristiana" dia mankatsy mankaroa,
- nefa ireto olona dia juger-nao fa TSY mankatsy mankaroa
... ka tsy tena "mahay mitsara alohan'ny Jugement Dernier" azany ve ianao io eee...

Hoy aho hoe, "Tsy hainao akoriny raha zareo [tsy mahay mankatsy mankaroa] ireo indrindra no ho voavelan'i Jesosy"... izany hoe "tena Kristiana", manaraka an'i Kristy, @ andro farany.


Fa tsy hitako koa anie ny ialanao bala, dia hoe, ianao ka tsy "mahay mitsara alohan'ny Jugement Dernier" eee... ianao efa be fanandra-tena fa mahatakatra ny 3eme etage ve tsy ahay an'io ???

Fa tsory azany eee.. "mahay mitsara" ianao sa tsia?
(efa hita io ianao fa "mitsaratsara".. ankolaka)
24. bor2lais ( 21/10/2015 09:18)
Averiko aminao indray ramose fa tsy ho azon'ny ao @ 2ème étage ao mihitsy ny tena resaka ataon'ny ao @ 3ème : ary izay no maharatsy ny mihaino resaka dia manakatra nefa tsy "concerné" akory ! Lasa mihaino vilana sy/na mandika vilana matetika ! :-)

Mamaly ny zavatra soratan'i endriny i bor2lais satria manao "affirmation" mikasika ny Kristiana izy !
Ianao ao @ 2ème étage-nao ao dia tsy ahita na ahatakatra velively izany "tena Kristiana" izany (satria tsy ao @ google ny dikany angamba dia lasa mandefa "imagination" ao fotsiny ! :-)) dia lasa milaza fa "fitsarana" no dikan'izany !

Raha mba niakatra étage iray monja anefa ianao (tonga ao @ 3ème étage) dia mba mety nahazo ny dikany ihany : misy endrika fitiavana (fifampianarana) no fonosin'izany teny izany fa tsy "fitsarana" tahaka ny fandraisanao azy ao @ 2ème étage ao akory !

ramose:

Hoy aho hoe, "Tsy hainao akoriny raha zareo [tsy mahay mankatsy mankaroa] ireo indrindra no ho voavelan'i Jesosy"... izany hoe "tena Kristiana", manaraka an'i Kristy, @ andro farany.

:-)
Mahafaly kosa aloha ny mahita anao manoratra an'io e ! :-)

Tsy olana (amiko) mihitsy raha toa ka mbola hiakatra 3ème étage ihany ramose aorina kely ao, fa aza dia andrasana @ andro farany kosa raha azo atao e ! :-)

() : io ataonao @ bor2lais io ve "fitsarana" sa "tsy fitsarana" ? :-)
25. rhaj0 ( 21/10/2015 10:46)
Asa k'lou ny lojika-nareo Kristiana (du 3eme etage), fa raha mametraka "label" @ olona, na @ ataony ianao, ka hoe "TSY tena Kristiana" izany, dia amiko, dia mi-porter jugement izany..

satria ilay "tena kristiana" na "tsy tena kristiana" dia tena mahalaza betsaka, ary lalina kokoa noho ny "coupable/non coupable" akoriny azany izany... m'enfin, raha ny fahazoako azy aminareo samy Kristiana ao... (fa tsisy mahakasika ahy k'lou izany eee)

Fa n'enao ve moa tsy "fitiavana (fifampianarana)" hono izany hoe, petahana nomerao hoe "tsy-tena-kristiana" i Zefa...

Inona koa nefa no atahoran'i Bor2lais ny mi-juger ny olona ee?? Ianao izany efa any @ 3eme etage, efa mahavita ny preview-n' ny Jugement dernier koa inona indray...

26. bor2lais ( 21/10/2015 12:03)
Izany "Kristiana" izany ramose tsy "titre" na "diplôma" (tahaka ny fijerin'ny 2 étages) fa FIAINANA a : izany no fijerin'ny 3 étages ! :-)
27. rhaj0 ( 21/10/2015 12:26)
Raha hozy Ralarosy sy ny olona atsy @ 2 eme etage hoe...
http://lmgtfy.com/?q=chretien+definition
Chretien = Qui est baptisé et croit en Jésus-Christ.
Personne qui professe sa foi en Jésus-Christ.



Dia rizareo Kristiana tena izy du 3eme etage dia mahita (ny tsy fahita), ka hoe...
http://lmgtfy.com/?q=chretien+definition+biblique
être chrétien, c'est vivre l'évangile


Ka ny tian'i Bor2lais tenenina, rehefa mametapetaka ny namany ho "TSY tena Kristiana" izany dia, raha ny fahazoako azy, dia "TSY tena miaina ny evanjily" eeee...


Eny azany eee... Fa dia jereko tsara eto izany ny famindra-tanoran'ny Kristiana tena izy du 3eme etage toa i Bor2lais, izay "tarihin'ny Fanahy Masina" ary "tena miaina ny Evanjily" eeee...

(hi hi hi... tena fanaperana zareo ireo izany, fa dia ndao miara-jerena hianarana hono eeee...)
28. bor2lais ( 21/10/2015 13:14)
ramose:

Eny azany eee... Fa dia jereko tsara eto izany ny famindra-tanoran'ny Kristiana tena izy du 3eme etage toa i Bor2lais, izay "tarihin'ny Fanahy Masina" ary "tena miaina ny Evanjily" eeee...

:-)
Zany an !
Sao mba diso "cible" kosa aza ramose izany ! Tsy aleo ve manao tahaka an'i Zakaiosy fa tsy variana @ bor2lais eo ! (mila mi-google kely ramose raha tsy mahatakatra ny tiako lazaina a !)
:-)
29. rhaj0 ( 21/10/2015 13:46)
Tena niezaka aho fa tena tsy kOpy mihintsy ny @ Zakaiosy eee... tena tsy takatro eee..

https://www.youtube.com/watch?v=_ptVByJiMpM
30. bor2lais ( 22/10/2015 08:06)

rhaj0:

Tena niezaka aho fa tena tsy kOpy mihintsy ny @ Zakaiosy eee... tena tsy takatro eee..

https://www.youtube.com/watch?v=_ptVByJiMpM

Ao anaty Baiboly indray jerena ary e ! :-)
Dia aza ny fanondron'i bor2lais (intsony) no jerena (fomba 2 étages) fa ny zavatra tondroiny ezaho dinihina sy takarina a (3ème étage) ! :-)
31. rhaj0 ( 22/10/2015 10:42)
okoey dokey... raha ny fahazoako azy izany dia... "indray andro hono".. i Zakaiosy dia rampanana mpamory hetra, nofinidin'i Jesosy mba hiantranony, ary dia falibe Zakaiosy ka nanome ny antsasam-pananany ny malahelo, ary nanome toky fa honerany izay nambakainy. Ary dia "avotra" i Zakaiosy, hozy Jesosy.


Dia hozy i Bor2lais (ve) izany hoe, fa ny toa an'i Zakaiosy no Kristiana "tena izy", izany hoe, "tena miaina ny evanjily".. fa ry Sekta isan'isany mantsy dia... ireo mpitarika Sekta indray no toa ilay "malahelo" hono, ka dia mahazo ny antsasam-pananan'ny mpanarak'azy...


Eny azany ee...

Fa koa... o ry namana eto aaaa... siriho ao koa hoe i Bor2lais raha mba manao toa an'i Zakaiosy koa... i Bor2lais mantsy hono no "tena izy" aminy :-)


:-)[size=8]ohatra hoe, izay ambakainao virtuellement eto, toa an-dry namana voapetaka ho (tsy) kristiana tena izy, dia honeranao avo efatra[/size]
32. bor2lais ( 23/10/2015 09:41)
ramose:

... raha ny fahazoako azy izany dia...

:-)
Miala tsiny aminao ramose fa tsy misy azonao (ao @ 2 étages nao ao) ilay resaka(y) ao @ 3ème étage e !
:-)
33. rhaj0 ( 23/10/2015 13:16)
okey dokey... tazomy irery aminao ao azany kouh... dia ifalio irery ao... dia tazaninay avy aty ambany aty @ 2eme aty ny "famindra-tanora-nareo "tarihin'ny Fanahy Masina" ao ambony ao @ 3eme ao eeee...
34. endriny ( 23/10/2015 14:20)
Ry zareo manana trano avo marina a... mba jereo ihany ny ety ambany rihana e... Aza atao fandalovana fotsiny fa raha ny ambany rihana no motraka, mianjera ny trano avo... hihiihih
35. bor2lais ( 27/10/2015 12:19)

endriny:

Ry zareo manana trano avo marina a... mba jereo ihany ny ety ambany rihana e... Aza atao fandalovana fotsiny fa raha ny ambany rihana no motraka, mianjera ny trano avo... hihiihih

:-)
Samy manana ny tranony ka ! Ny anay 3 étages (vatana+saina+fanahy) fa ny an-dry ramose (sy ny ankiziny ao) no 2 étages (vatana+saina) !
:-)
36. rhaj0 ( 27/10/2015 12:25)
:-) dia ny an-dry Bor2lais ny oha-pitenenana dia.. "trano atsimo sy avaratra, izay manana 3eme etage midingin-drambo"
:-)
37. bor2lais ( 27/10/2015 12:50)

rhaj0:

:-) dia ny an-dry Bor2lais ny oha-pitenenana dia.. "trano atsimo sy avaratra, izay manana 3eme etage midingin-drambo"
:-)

:-)
Zany an !
Ary sao dia ny mifanohitra @ izay kosa ! Ny nisafidy ho "2 étages" mialona ny nisafidy "3 étages" dia miezaka manaratsy hoe tsy ilaina ilay 3ème étage fa 2 étages dia ampy !
:-)
Na izany aza tongava mialoka rehefa "lena" na "tondraka ny rano" e ! :-)
38. rhaj0 ( 27/10/2015 12:54)
hi hi hi.. tsy "midingin-drambo" mantsy fa "midingin'orona" eee...
Ny 3eme etage, rahefa mandeha ny resak(a) eto, dia "midingin'orona" avy eny ambony eny hoe: "nttssss.... tsy takatrao 2eme etage izany eeee"
Sa ahoana?
:-)
39. bor2lais ( 27/10/2015 15:55)

rhaj0:

hi hi hi.. tsy "midingin-drambo" mantsy fa "midingin'orona" eee...
Ny 3eme etage, rahefa mandeha ny resak(a) eto, dia "midingin'orona" avy eny ambony eny hoe: "nttssss.... tsy takatrao 2eme etage izany eeee"
Sa ahoana?
:-)

:-)
Ary ramose izany ange "midingim-bava" ery mitazana ny @ 3ème étage a ! :-)
[size=8]Tanjemo ny voro-manidina a ! [/size]:-) :-)
40. rhaj0 ( 27/10/2015 16:44)
:-)
Asa ahoana k'lou ny fazahoana(re)o ireo teny ireo, fa amiko
- ilay "midingin-drambo" dia sahala @ alika nangalatra hena ireny
- ilay "midingin'orona" dia sahala @ frantsay snob miavona hautain ireny
- ilay "midingim-bava" dia sahala @ ilay ambodia mivovo rehefa diavolana ireny..

Dia tsy maninona f'aleoko lavitra ambodia kouh... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1987