Fomba fiasan'ny sekta !

41. bor2lais ( 27/10/2015 16:54)
Io indray izay tian-dramose ihany tsy maninona ka ! :-)
[size=8]Diavolana ny aty aminay izao ![/size] :-) :-)
42. rhaj0 ( 27/10/2015 17:05)
[size=8]fa mba hetezo ho'a ilay volon'orona fa sirikin'ny ankizy ao Bordeaux ao anie ianao midingin'orona sy milanja orona ao eee... na dia petaka fa tsy maranitra ary lava sahala ny oron'ny Bordelais azany ny oron'i bor2lais... [/size] :-)
43. bor2lais ( 28/10/2015 10:55)
:-)
1.
izaho:

Dia aza ny fanondron'i bor2lais (intsony) no jerena (fomba 2 étages) fa ny zavatra tondroiny ezaho dinihina sy takarina a (3ème étage) !

2.
ramose:

... raha ny fahazoako azy izany dia...

3.
izaho:

Miala tsiny aminao ramose fa tsy misy azonao (ao @ 2 étages nao ao) ilay resaka(y) ao @ 3ème étage e !

4.
ramose:

fa mba hetezo ho'a ilay volon'orona fa sirikin'ny ankizy ao Bordeaux ao anie ianao midingin'orona sy milanja orona ao eee... na dia petaka fa tsy maranitra ary lava sahala ny oron'ny Bordelais azany ny oron'i bor2lais...

Aza misalasala miverena eo @ 1. ramose fa angamba mety tafakatra @ rihana faha-3 ihany ramose @ farany a ! :-) :-)
44. rhaj0 ( 28/10/2015 11:07)
hi hi hi ka dia "Miala tsiny aminao koa aho dokotera fa toa tsy misy azonao (ao @ 3 étages nao ao) ilay resaka(y) ao @ 2ème étage e !"... Dia rahefa tsy azonao, dia zahay indray no asianao fa tsy mahazo ny resakao..
:-)

Fa zahay moa mba miezaka mamelabelatra manao hoe, "raha ny fahazoako azy izany dia...", fa nareo ao @ 3eme ao, dia io "midingin'orona" lava io, mamerimberina fotsiny hoe "tsy misy azonao" izany eeee...
:-)
Asa raha azonao @ izay.... :-)
45. endriny ( 28/10/2015 14:56)
Sarotra be ho anay noanasy mosary kosa aloha no mbola hiakatra tohatra amin'izao a.
46. bor2lais ( 28/10/2015 17:11)

endriny:

Sarotra be ho anay noanasy mosary kosa aloha no mbola hiakatra tohatra amin'izao a.

:-)
Misakafoana aloha ka !
:-)
47. Yahl ( 29/10/2015 10:20)

Fiffi:

nrooo.....mampalahelo mintss lé olona an....efa tsy hita intsony tsinn zay fandehan'lé fiainana ao Mada dé manjary minomino am n'a pas fotsiny....

enganié ka ho tratra lé olona mpandainga milaza ho pasteur nefa secte brrrrr....

Na ny sectes na ny fiangonan-dehibe samy misy pasteur avokoa ary samy mivelona @ mpivavaka ihany. Fa ny fampianarana marina tsy hoan' izay mihazakazaka na hoan'izay maniry fa hoan' izay voafidy.
48. Strong3 ( 29/10/2015 12:29)
TSY MIKARAMA IZANY NY PASITERANAREO (episkopo) fa mpiasan'inona ?
49. RBNIR ( 29/10/2015 16:30)
Yahl:

Na ny sectes na ny fiangonan-dehibe samy misy pasteur avokoa ary samy mivelona @ mpivavaka ihany. Fa ny fampianarana marina tsy hoan' izay mihazakazaka na hoan'izay maniry fa hoan' izay voafidy.

Te hampita v ianao namana fa nofidiny mivantana koa espiskopo???

Efa mba nanontanianao v izy hoe maninona no manao tsinontsinona ity teny ity?
« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito vakio ny dikan-teny DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)

Manamafy izany ny dikan-teny katolika teny anglisy :

9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4
50. Yahl ( 03/11/2015 12:02)

RBNIR:

[quote=Yahl]

Yahl
Tsy mila anontaniana akory izy, satria enaw mintsy no tsy mahazo ilay sabata fitsaharana mbola hisy, izay efa nitsaharan' Atra.ka mba homeny ny olomasiny koa dia ny @ fanjakana arivo taona izany, fa tsy ny sabata sabotsy lazainao akory na ny samedis hebdomadaire akory.
Fa raha ny fandikana ny teny ery ambany indray dia, izay fantatry ny mpandika no lazainy.
Tohizo ny (Hebreo4:11) fa amporisihina hiditra @ izany sabata fitsaharana izany. Ary t@ Josoa ny sabata Hebdos Hebreo4: 8 Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian'izany.
Koa tsy misy Jiosy amporisihina hiditra @'izany sabata hebdo izany intsony fa efa nataony izany hatrizay, ka tsy nilaza sabata hafa intsony koa Josoa fa efa hain' ny zanak'Israely izany.
Fa ao @' yahoshuah io fitsaharana farany io.
Ny anaw anefa, lalàna nomena ny Israely, no tandremanao Jentilisa hafa firenena. sady ny ampahampahany fotsiny. Tena mpandika lalàna!
51. RBNIR ( 03/11/2015 12:16)
Tsy ho an'ny jiosy io fa faminaniana nataon'i paoly ho an-tsika satria efa hitany ara-paminaniana fa hiala amin'ny sabata ny olona aty amparany...
52. Yahl ( 04/11/2015 08:54)

[quote=RBNIR]
Tsy ho an'ny jiosy io fa faminaniana nataon'i paoly ho an-tsika satria efa hitany ara-paminaniana fa hiala amin'ny sabata ny olona aty amparany...

Yahl
Tena tsy mamaky koa enaw ka tsy azonao ny ambaran'ny soratra masina oan' ny Hebreo nosoratan' i Paoly.
Ny Jiosy aloha no vonjena voalohany vao ny Jentilisa. Ka ny hialan' ny Jiosy @ Didy 10 sy ny lalàn' i Môizy no nataon' Yahoshuah voalohany. Ary izany no mahatonga azy niteny t@'ilay vehivavy hafa firenena iray nangataka fanasitranana t@ny hoe: "Ny sakafon-jaza tsy omena ny amboa " fa namaly ilay vehivavy hoe: na ny amboa aza mba mihinana @' izay latsaka @ latabatry ny Tompony ihany! vao nositrnin' Yahoshuah ilay vehivavy.

Tsy faminaniana hoan' ny fitandremana indray ny Sabata(sabotsy) io, fa izany rafitra izany efa nialàn' Atra. satria tsy voatandrin' ny Jiosy. Fa efa t@ andron' i Môizy io no efa notandreman' ny Jiosy.
Ka rehefa tonga Yahoshuah vao nanome lalàna Izy hoe: Matio 28 : 19 koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.
Ka tsy ny fitandremana ny efa notandremana no lazain' i Paoly eo fa ny hidirana @ Sabata fanjakana arivo taona miaraka @ ' Yahoshuah.
53. RBNIR ( 04/11/2015 09:01)
Fantatro izany namana Yahl a! saingy ho an'i paoly manokana dia ity no mission...
Jesosy no niteny an'ity fa tsy olona akory...« Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)
Vakio tsara eo anatrehan'ny Jentilisa sy ny mpanjaka (anisany ny mpanjakan'ny roma, grika sns...
Ary tena nontanterahan'i paoly io fa dia nangataka hatrany izy hiaona amin'ny mpanjakan'ny tany ary nitory tany amin'ny jentilisa (roma, efes, korinty, sns e!!!!)
54. RBNIR ( 04/11/2015 09:03)
Na izany na tsy izany aza namanaYahl, ireo kristianina tany amboalohany ireo dia nampianarin'i paoly Sabata fa ilay faminaniana ao amin'ny hebreo hoy aho dia ho an'ny taranka aty aoriana fa tsy ho an'ny olona tamin'izany vanimpotoana izany....
Efa naseho an'i paoly mialoha fa hisy hanova ny sabata (hisy handrava ny didy)....ka asakasak'izay tsy ho tonga saina e,
55. bor2lais ( 04/11/2015 09:39)
Manome ohatra mikasika ny "fomba fiasan'ny sekta" ve RBNIR sy Yahl izany ? :-)
56. rhaj0 ( 04/11/2015 11:48)
[size=8]hi hi hi... tsisy mahatakatra ny resakao any @ 3eme etage any ry Bor2lais aaa... izany no alehany rahefa be dingin'orona ao :-)[/size]
57. bor2lais ( 04/11/2015 12:25)

rhaj0:

[size=8]hi hi hi... tsisy mahatakatra ny resakao any @ 3eme etage any ry Bor2lais aaa... izany no alehany rahefa be dingin'orona ao :-)[/size]

:-)
Zany a ! Sao dia ramose (irery) kosa aza no tsy mahatakatra !
:-)
58. rhaj0 ( 04/11/2015 12:33)
[size=8].. ntss... dia izaho foana ary izaho irery foana no kankana eeee... Inona azany no mampikitakita anao Bor2lais eraky ny forum eo ?? ka be lamentation io hoe, izay angaha ilay resaka eee... namaky tsara ny nosoratako ve ee... hi hi hi... firy girama ny oronao voalanja isan'andro ao? :-)[/size]
59. bor2lais ( 04/11/2015 13:06)

rhaj0:

[size=8].. ntss... dia izaho foana ary izaho irery foana no kankana eeee... Inona azany no mampikitakita anao Bor2lais eraky ny forum eo ?? ka be lamentation io hoe, izay angaha ilay resaka eee... namaky tsara ny nosoratako ve ee... hi hi hi... firy girama ny oronao voalanja isan'andro ao? :-)[/size]

:-)
[size=8]Akaro aloha ilay rihana vao miresaka fivavahana Kristiana ianao ramose a ! Ireo rihana 2 anananao ireo anie efa anan'ny rehetra eto koa e, fa ilay faha-3 no mahasamihafa antsika ![/size]
:-)
60. rhaj0 ( 04/11/2015 13:38)
[size=8]Ka efa tafakatra azany ve ny rihana faha-3-ndry Yahl sy ry RBNIR eee... mbo lazao fa ngo dia mba namako koa zareo ireo.. :-)[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084