Raha diso moa ny Baiboly?
1. hery
(
11/05/2011 09:12)
Zavatra vitsivitsy mety mahatonga io fanontaniana io ireto ambany ireto... dia ery ambany ny valiny. Efa natsipiko tsindraindray teto ihany.
- Ny baiboly dia fitambarana boky nosoratana tao anatin'ny taonjato maro (-400 av. JC - 140 ap. JC).
- Ny baiboly vokatr'izany dia nosoratan'olona maromaro fa tsy bokin-tantara iray.
- Ny mpanoratra ny baiboly dia samy nanana ny vanimpotoana niainany. Tao ny niaina tao anatin'ny ady, tao no niaina tany am-pigadrana, tao ny mpitovo, misy ny nanambady maro etc. Mety misy fahadisoana fitantaràna araka ny zavatra niainana.
- Ny mpanoratra ny baiboly ny ankamaroany dia tsy niaina ny tantara voasoratra ao anaty baiboly. Lovantsofina izany no tena nampitaina. Marka no boky voasoratra voalohany kanefa i Marka dia tsy niara-niaina tamin'i Jesoa. Tantara notantaraina taminy izany no nosoratany.
- Ny baiboly (Testamenta taloha) dia nosoratana tamin'ny teny Hebrio izay tsy misy zanatsoratra. Nony nandika azy ny mpandika taty aoriana dia nametraka ny zanatsoratra. Mazava ho azy ny mety hisian'ny fahadisoan'ny dikanteny.
- Ny baiboly dia nosoratana tanana fa tsy nisy photocopie. Mety misy fahadisoan'ny fanoratra, vokatry ny harerahana. Soratanan'olon-kafa no averina adika tanana indray sns.
- Ny baiboly protestanta sy katolika dia misy tsy itovizany (misy boky sasany tsy ao amin'ny protestanta) na dia mitovy aza ny hevitra ankapoben'ny boky rehetra.
- Ny Coran dia lazain'ny Silamo fa notononin'i Allah (Andriamanitra) tamin'i Mahomet (Dictée mihitsy)... Ny Kristianina dia tsy manaiky izany satria tsy silamo. Ny kristianina indray dia tsy miteny hoe notononin'Andriamanitra (dictée) ny baiboly, nefa lazainy fa tenin'Andriamanitra. Mazava ho azy fa tenenina hoe dictée aza tsy eken'ny hafa finoana aminao, voa maika fa lazainao hoe tsy dictée.
Raha ireo no dinihina dia be dia be loatra ny chance maha diso ny baiboly.
Saingy raisina ho Tenin'Andriamanitra ny baiboly satria ny Fiangonana no niteny hoe io no tenin'Andriamanitra. Tsy nampiana boky hafa na dia betsaka aza ny boky hafa (apocryphe) izay mitovitovy aminy sy mitantara ny fiainan'i Jesoa ohatra. Tsy nesorina koa ny boky hafa na dia tsy hita marina aza hoe inona no tena nidirany tao.
Ny Fiangonana izany no namaritra hoe ito na tsy ito no tenin'Andriamanitra.
Io indrindra no mahagaga ahy amin'ilay hoe "Ny baiboly ihany"... Angaha ny baiboly voarafitra tahaka izao raha tsy teo ny Fiangonana nandrafitra azy? (Nanoratra ny lovatsofina, nanambatra, nandika, nampita, nanaparitaka).
Nahoana no tsinotsinoavina ireo dingana maro be nolalovan'ny baiboly ireo? Nefa hita fa tsy boky tokana nilatsaka avy any an-danitra ny baiboly?

répondu par patacoull le 25/10/2011 12:40
2. 0uioui
(
11/05/2011 12:15)
- Tena efa miteniteny foan Hery zany marina ! miala tsiny fa de mahitsihitsy ndray le izy nefa izay hoe "miteniteny" foana na hoe "nahazo morale hafa be mitsy nareo zany kah !
--sahinareo ve ry hery ny miteny toy izany ??
--Io aloha no Baiboly Tenin'Atra velona izay iainan'ny oul ety antany izao ka aza mamorona zavatra hafa eo nareo e !!...ary sao de te-hamorona "TENY" hafa sy mbola hanampy zavatra hafa hafa ao ndray ary nareo Kato ry Hery ??? defa milaza aho anefa fa zava-doza izany !!!!
--Misy "versets vitsivitsy" zao a nesorin'ny Kato tao amin'ny Baiboly iraisana tao de nisy maromaro koa nasosokany ao !! de mbola mitady hampiditra hafa ndray de io hery manomboka mampiditra io hoe :diso ny baiboly e olona hafa tsy nanatrika ny vanimpotoana no nanao anio e tsy ampy io e mbola betsaka tsy voasoratra ao anatin'io e
---de ahitana zavatra zany eto fa mety ho avoakan'i hery eto mihitsy angamba ireo toko sy andininy "vaovao" vao noforonindry zareo tany ho any io!!...

3. bor2lais
(
11/05/2011 12:17)
Lohateny : raha diso moa ny Baiboly ?
Raha jerena maimaika ilay izy dia tahaka ny fanontaniana hoe : "Raha tsy misy moa Andriamanitra ?" no fandraisako azy !
Amiko tsy dia ny soratra loatra no zava-dehibe fa ny Teny na hafatra fonosin'izany soratra izany. Izany hoe mety ho "diso" angamba ny soratra fa ny hevi-dehibe fonosiny (ny Tenin'Andriamanitra) kosa mitoetra.
Mikasika ilay fanontaniana farany hoe : "Nahoana no tsinotsinoavina ireo dingana maro be nolalovan'ny baiboly ireo? Nefa hita fa tsy boky tokana nilatsaka avy any an-danitra ny baiboly?"
Mety izay indrindra koa ange no tsy dia azo ianteherana loatra amin'ny resaka lovan-tsofina e ! ;-) Ka mahatonga ny Protestanta tsy nihanona tamin'ny "sola scriptura" fa nanampy principes hafa tahaka ny :
- sola gratia
- sola fide
- soli Dei Gloria!
Fomba fijeriko ihany anefa io a ! :-)

4. rekinbelo
(
11/05/2011 12:44)
Ahoana moa no inoana zvt iray raha mampisalasala ny fototra niaingany?mety misy diso tokoa ny soratra nefa kely dia kely tokoa.0.5% any mety diso ao raha hisy.
Fahiny raha nandika BAiboly ny olona, ka vita ny page 1 na 2 ohatra dia isaina ny litera tsirairay ary ary raha tsy mitovy dia jerena ilay diso de averina adika indray indray ary dorana ilay diso. Hasmonianina ny anaran'ireo olona mandika Boky ireo raha tsy diso aho.de otran'izay hatrany.
Mbola nomporofoin'ireo horonamboky hita tao moyen orient efa ho 100 taona lasa ohatra.
Hita tao ny bokin'i Isaia izay voasoratra t@ hoditra moa ilay izy ary nampitoviana t@ boky ao anaty BAiboly @ zao dia tsy misy miova na iray aza nefa io horonamboky io dia efa nisy 750 ans mahery.
firy koa moa ny olona maty sy nahafoy ny fananany sy ny fianakaviany mba handika ny Baiboly. ho very maina ny ezaka aton'izay ireny raha t@ zvt diso sy tsy marina no nanaovany izany. Farany,raha tsy avy t@ Atra io Boky io dia nahoana no mbl tonga aty amitsika foana, tsy io irery mantsy no boky nisy teto an-tany ary tsy io no voalohany kanefa mbla tonga aty amitsika izy io,misy ireo boaky na dia malaza sy tsara aza tsy maharitra 2000 taona izany akory ny fisiany sy ny lazany.
Ary ny tena mahavariana @izy io dia na tsy mitovy aza ny mmpanoratra ny Baiboly dia mitovy foana ny contexte rehetra.raha mandinika ianao sy mianatra azy dia hitanao izany.manomboka ny Genesisy ka atr@ Apokalipsy dia mifandray fona nefa tsy nifankahita ny olona nanoratra ireo.

5. hery
(
11/05/2011 13:05)
0uioui:
--sahinareo ve ry hery ny miteny toy izany ??
Sao dia mba tsy namaky hatramin'ny farany an'ilay resako? Izaho tsy niteny hoe diso ny Baiboly. Fa hoy aho hoe misy chance be dia be mahadiso ny baiboly... kanefa ny Fiangonana no niteny hoe tsy diso io, dia ekena.
0uioui:
--Io aloha no Baiboly Tenin'Atra velona izay iainan'ny oul ety antany izao ka aza mamorona zavatra hafa eo nareo e !!
Tsy misy mamorona ka. Io aloha no Baiboly Tenin'Andriamanitra, hoy ny Fiangonana :-)
0uioui:
--Misy "versets vitsivitsy" zao a nesorin'ny Kato tao amin'ny Baiboly iraisana tao de nisy maromaro koa nasosokany ao !!
Aza miresaka zavatra tsy hay. Farafaharatsiny rehefa tsy mahalala sy tsy nahita baiboly katolika, tsy nampitaha azy amin'ny baiboly protestanta, na baiboly hafa (temoins de jehovah), dia aleo mba tsy miteny aloha :-)
répondu par hery le 11/05/2011 12:55
6. hery
(
11/05/2011 13:03)
rekinbelo:
Ahoana moa no inoana zvt iray raha mampisalasala ny fototra niaingany?mety misy diso tokoa ny soratra nefa kely dia kely tokoa.0.5% any mety diso ao raha hisy.
Fahiny raha nandika BAiboly ny olona, ka vita ny page 1 na 2 ohatra dia isaina ny litera tsirairay ary ary raha tsy mitovy dia jerena ilay diso de averina adika indray indray ary dorana ilay diso. Hasmonianina ny anaran'ireo olona mandika Boky ireo raha tsy diso aho.de otran'izay hatrany.
Tsy mbola henoko indray izany tantara izany. Zavatra hafa no fahalalako ny Hasmoniana (Jereo http://fr.wikipedia.org/wiki/Hasmon%C3%A9ens )
rekinbelo:
Farany,raha tsy avy t@ Atra io Boky io dia nahoana no mbl tonga aty amitsika foana, tsy io irery mantsy no boky nisy teto an-tany ary tsy io no voalohany kanefa mbla tonga aty amitsika izy io,misy ireo boaky na dia malaza sy tsara aza tsy maharitra 2000 taona izany akory ny fisiany sy ny lazany.
Eo no misy ny herin'ny fifandimbiasana nisy teo amin'ny Fiangonana.
rekinbelo:
Ary ny tena mahavariana @izy io dia na tsy mitovy aza ny mmpanoratra ny Baiboly dia mitovy foana ny contexte rehetra.raha mandinika ianao sy mianatra azy dia hitanao izany.manomboka ny Genesisy ka atr@ Apokalipsy dia mifandray fona nefa tsy nifankahita ny olona nanoratra ireo.
Na azo atao koa hoe izay boky mitovy contexte no natambatra ho ao anaty baiboly. Fa izay mivoaka an'izay contexte izay dia nesorina.
7. rekinbelo
(
11/05/2011 13:37)
andraso ary alo jereko tsara le document fa tsy tadidiko tsara le anarana ko.
Tsy mbola henoko indray izany tantara izany. Zavatra hafa no fahalalako ny Hasmoniana (Jereo http://fr.wikipedia.org/wiki/Hasmon%C3%A9ens )
Eo no misy ny herin'ny fifandimbiasana nisy teo amin'ny Fiangonana.
Na azo atao koa hoe izay boky mitovy contexte no natambatra ho ao anaty baiboly. Fa izay mivoaka an'izay contexte izay dia nesorina.
[/quote]

8. christian777
(
11/05/2011 14:11)
Ny baiboly tsy Diso fa ny olona no diso.
(2 Petera 3:16) « tahaka ny ataony ao amin'ny epistiliny rehetra koa, fa milaza izany zavatra izany ao aminy izy; ary amin'ireo efa misy zavatra saro-pantarina, izay aolan'ny olona kely fahalalana sady tsy miorina tsara, tahaka ny anaovany ny teny sasany amin'ny Soratra Masina koa, ka mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany. »
Tandremo tsy manome doute ny tenin'Andriamanitra fa manjary metraka doute amin'ny Tompony ianao tahaka ny nataon'ny Joba hoe mety diso ve Andriamanitra tsia ary jamais fa ny olombelona no mety diso.
(2 Timoty 3:16-17) « Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana,mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra. »
Tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina no nandika ny tenin'Andriamanitra fa tsy tamin'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany.

9. christian777
(
11/05/2011 14:17)
Aza mivily lalana fa very fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany dia ho takatrao ihany izay tokony ho takatrao.
(Jakoba 1:13) « Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy; »
Tanadremo ny fakam-panahy

(Jakoba 1:14) « fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin'ny filany sy fitahiny izy. »
(Jakoba 1:19) « Fantatrareo izany, sy rahalahy malalako. Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra; »
Ankatoavy ny tenin'Andrimanitra fa aza mitarika ho amin'ny zavatra hafa
(Jakoba 1:22) « Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Diniho ny teny dia ho afaka ianao
(Jakoba 1:25) « Fa izay mandinika ny lalàna tanteraka, dia ny lalàn'ny fahafahana, ka maharitra amin'izany, raha tsy mpihaino manadino, fa mpanao ny asa, dia ho sambatra amin'ny asany izany olona izany. »
Asehoy an'Andriamanitra fa tenampivavaka ianao
(Jakoba 1:26) « Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan'izany olona izany. »
(Jakoba 1:27) « Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao. »
Mahereza
(Apokalypsy 22:17) « Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina. »

10. hery
(
11/05/2011 16:25)
Mbola ao anaty baiboly daholo ihany no andininy noraisin'i 777 hanohanana ny heviny.
Tsy nasianao resaka mihitsy ilay points be dia be noresahiko.
Soa ihany fa teo ny Fiangonana foibe nanamarina ireo teny notsimponinao hoe tenin'Andriamanitra ireo.

11. rekinbelo
(
11/05/2011 16:34)
Ka ny valiny ivelan'ny Baiboly anie chris no tadiaviny hery izany e! mila mijery ny documentation archeologique sy historique alo zany i Hery dia manala lle doute anatiny ao.
ohatra fotsiny hoe jereo ny tantaran'ny ejipsianina t@ androny Pharaon de iza no nampanamboarina ireo piramide be dia be mbl itantsika ireo izao.Babylona sy ny Grika ary ny Romanina koa mbl eo azonao hanmafisana ny tantara profane sy ny Baiboly.
Asa mety anampy anao ngamba ireo sa ahoana?

12. 0uioui
(
11/05/2011 18:07)
tena marina io tenindry zalah io hoe tsy ny baiboly no diso fa "zalah be sandry" no manala sy manampy tsikelikely de aveo manova ny baiboly (ny azy moa de manokana mihitsy ony) de rah izay no marina a de tsara mihitsy no itazonana an'ity baibolitsika zao ty satria anisan'ny dikanteny tena tsara sy marina , mazava izy ty ,,,fa mety sur fa ho ovaindry zalah be sandry io atsy ho atsy satria izy no fiangonana voalohany tsinona de manao ze tiany sy saimpantany ,mampetipety sy mifandraindraika amin'ny fombafombany ao ampiangonany naforonony ao no tiany ho ataon'ny hafa koa !....
13. pissoa
(
11/05/2011 18:55)
Be dia be tokoa angamba ny heverina fa mety handiso ny Baiboly. Izaho nefa mahazo ihany hoe maninona no atao tsinontsinona, na mody atao tsinontsinona ireo dingana maro be tamin'ny nahazoana ny Baiboly ireo :
- Efa hatramin'ny fahazazana no ninoana fa "Baiboly ihany ..." ! Mila maka aina tsara izay vao miresaka izay mety hoe tsy fahamarinan'ny zavatra inoana izany amin'ny ankapobeny. (Normal be)
- Ary rehefa te na hoe handinika ny mety ho fahadisoan'ny zavatra inoana tokoa dia matahotra sao ho very io finoana hatramin'ny fahazazana io. Toy ilay olona hoe "Aza mijery Da Vinci Code", na hoe "Aza mijery The Passion of the Christ" ihany io e ! Tsy ny resaka fahamarinana na tsia amin'ireo film ireo no anaovako an'ilay analogy, fa ilay olona natahotra ny ho very finoana raha mijery an'ireo film ireo. Dia toy izany koa, aleo tsy mijery ireo dingana nahazoana ny Baiboly, sao very ilay finoana efa niainana hatramin'ny fahazazana.
- Tahotra ny tsy hanaraka ny sitrapon'Andriamanitra. Miverina matetika eto mantsy ny hoe aleonareo Katolika izany mino ny tenin'ireo olombelona (ny ao amin'ny hierarchy Katolika) bla bla ireo toy izay ny tenin'Andriamanitra. Lasa olana miverimberina nefa satria ny resaka izao dia hoe olombelona no nanao ilay Baiboly, ka ireo ve dia inoanareo ? Hi hi hi.
- Ny tsy fanomezan-danja izany atao hoe Fiangonana ! Hi hi, ilay filozofia "mandeha direct sy seul" nolazaiko tatsy ambadika.
Tsy miteny aho hoe mitombina ilay antony hanavoana tsinotsinona ny dingana nahazoana ny Baiboly. Mitanisa izay heveriko ho antony fotsiny aho hi hi. Ireo manaraka ireo somary makirana kely LOL
- Manjary tsy mahazo miteny intsony hoe "Mpanompo Sampy ny Katolika" ! Dia tsy mahazo manao ireo karazana esoeso sy fanarabiana hafa rehetra atao amin'ny Katolika.
- Manjary mahazo (fa tsy hoe TSY mahazo) mamaky sujet amin'ny saina tsy miangatra hi hi hi.

15. Miharena
(
12/05/2011 05:07)
Raha ny marina aloha dia misy zavatra azo hiaingana ao anaty Baiboly izay niteraka izao filaharam-piainan'ny olombelona izao. Nefa raha tena atambatra daholo ireo karazana boky momba ny finoana, Coran, Evangile de Boudha, livre d'Urantia, Hindoue sy ny marobe dia ahitana fandalinana maro momba ny foto-pinoana marina satria manazava ny fahendrena azo tsapaina momba ny olombelona rehetra ireo. Rehefa mamaky ireo rehetra ireo isika dia mahatsapa fa mifandray tanteraka daholo ny fisainan'ny olombelona manaraka azy satria tena ny zavatra voaloatra avy amin'ny fanahy no niteraka ireo rehetra ireo ka niteraka fomba fiaina sy finoana avy.
Ankehitriny dia tokony ho efa hiala miandalana amin'ny resaka hoe finoana (finoana ny zavatra tsy hita) ny olona fa hiditra amin'ny fahalalàna ny zavatra tsy hita (izay tsy hita sy tsapan'ny retsim-pandrenesana ara-nofo no tiana lazaina eto). Raha miaina ara-panahy dia tafiditra amin'izay lafiny izay.
Ka raha hiverina amin'ny hoe misy diso ve ny Baiboly, samy manana ny fandikany ireo olona fa dia antsika no mitady izay zavatra mifanipaka sy mifanaraka ao ary tokony hanana porofo avy amin'ny fijerena koa ny finoan'ny hafa isika vao afaka hilaza fa marina manontolo izay voalaza rehetra ao anaty Baiboly.
Izy ity moa efa voalaza hoe ny fikononkononan'ny Fiangonana no nandrafitra azy fa na izany na tsy izany dia mazava fa fikarohana daholo ny zava-panahy no niteraka izany rehetra izany fa rehefa somary mifangaro amin'ny nofo manam-petra ilay izy fa tsy mahafono tanteraka ny nofo sy ny fanahy dia lasa mandeha ila dia sarotra raisina ka miteraka tsy fahazoana izay lazainy marina.
Ny hany lazaina fotsiny aloha dia mety misy fahadisoam-panoratana ny Baiboly matoa misy ireo manao critique azy ary critique ahafahana manadio kokoa ny voalaza ao no tena azontsika Kristiana raisina hampandroso kokoa antsika.
Io moa dia ao amin'ny loha-hevitra iray izay mikasika ny Ranay any an-danitra nosokafako etsy ambany etsy. Misy version samihafa ilay izy dia alefa hanaovana adihevitra hoe iza no original.

16. RBNIR
(
12/05/2011 08:21)
hery:
Zavatra vitsivitsy mety mahatonga io fanontaniana io ireto ambany ireto... dia ery ambany ny valiny. Efa natsipiko tsindraindray teto ihany.
- Ny baiboly dia fitambarana boky nosoratana tao anatin'ny taonjato maro (-400 av. JC - 140 ap. JC).
- Ny baiboly vokatr'izany dia nosoratan'olona maromaro fa tsy bokin-tantara iray.
- Ny mpanoratra ny baiboly dia samy nanana ny vanimpotoana niainany. Tao ny niaina tao anatin'ny ady, tao no niaina tany am-pigadrana, tao ny mpitovo, misy ny nanambady maro etc. Mety misy fahadisoana fitantaràna araka ny zavatra niainana.
- Ny mpanoratra ny baiboly ny ankamaroany dia tsy niaina ny tantara voasoratra ao anaty baiboly. Lovantsofina izany no tena nampitaina. Marka no boky voasoratra voalohany kanefa i Marka dia tsy niara-niaina tamin'i Jesoa. Tantara notantaraina taminy izany no nosoratany.
- Ny baiboly (Testamenta taloha) dia nosoratana tamin'ny teny Hebrio izay tsy misy zanatsoratra. Nony nandika azy ny mpandika taty aoriana dia nametraka ny zanatsoratra. Mazava ho azy ny mety hisian'ny fahadisoan'ny dikanteny.
- Ny baiboly dia nosoratana tanana fa tsy nisy photocopie. Mety misy fahadisoan'ny fanoratra, vokatry ny harerahana. Soratanan'olon-kafa no averina adika tanana indray sns.
- Ny baiboly protestanta sy katolika dia misy tsy itovizany (misy boky sasany tsy ao amin'ny protestanta) na dia mitovy aza ny hevitra ankapoben'ny boky rehetra.
- Ny Coran dia lazain'ny Silamo fa notononin'i Allah (Andriamanitra) tamin'i Mahomet (Dictée mihitsy)... Ny Kristianina dia tsy manaiky izany satria tsy silamo. Ny kristianina indray dia tsy miteny hoe notononin'Andriamanitra (dictée) ny baiboly, nefa lazainy fa tenin'Andriamanitra. Mazava ho azy fa tenenina hoe dictée aza tsy eken'ny hafa finoana aminao, voa maika fa lazainao hoe tsy dictée.
Raha ireo no dinihina dia be dia be loatra ny chance maha diso ny baiboly.
Saingy raisina ho Tenin'Andriamanitra ny baiboly satria ny Fiangonana no niteny hoe io no tenin'Andriamanitra. Tsy nampiana boky hafa na dia betsaka aza ny boky hafa (apocryphe) izay mitovitovy aminy sy mitantara ny fiainan'i Jesoa ohatra. Tsy nesorina koa ny boky hafa na dia tsy hita marina aza hoe inona no tena nidirany tao.
Ny Fiangonana izany no namaritra hoe ito na tsy ito no tenin'Andriamanitra.
Io indrindra no mahagaga ahy amin'ilay hoe "Ny baiboly ihany"... Angaha ny baiboly voarafitra tahaka izao raha tsy teo ny Fiangonana nandrafitra azy? (Nanoratra ny lovatsofina, nanambatra, nandika, nampita, nanaparitaka).
Nahoana no tsinotsinoavina ireo dingana maro be nolalovan'ny baiboly ireo? Nefa hita fa tsy boky tokana nilatsaka avy any an-danitra ny baiboly?
Faly miarahaba Hery,
izay no nahatonga ity Teny ity,
« Izao no fanintelon'ny hankanesako aty aminareo. Amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny rehetra (Deo. 19. 15). » (2 Korintiana 13:1)
Ao anaty baiboly dia maro ireo Teny izay averimberina, roa na telo na mety ho mihoatra aza (indraindray olona iray no mpanoratra saingy vanimpotoana samihafa nefa tena mitovy mihitsy ny teny, ary indraindray dia olona samihafa mihitsy no nanoratra ny boky nefa dia tena mitovy tsara ilay teny).
Ny fisian'ireny no manamarina fa Marina ny tenin'Andriamanitra voarakitra ao anaty Baiboly,
Marobe ireo teny ireo hery an, marobe.
Samy ho tahin'ny Tompo indray
17. hery
(
12/05/2011 09:08)
Ngamba tsy tafita izany hafatra izany RBNIR
Aleo havadika kely ny fanontaniana ary.
RBNIR> Iza no niteny taminao hoe marina ny baiboly?

18. RBNIR
(
12/05/2011 09:19)
hery:
Ngamba tsy tafita izany hafatra izany RBNIR
Aleo havadika kely ny fanontaniana ary.
RBNIR> Iza no niteny taminao hoe marina ny baiboly?
Hery,
Tena anovanao remis en question v ny baiboly sy ny voasoratra ao raha azoko tsara. Ny finoanao mihitsy ange no lasa remis en question raha izany e?
Loza b ny izany ho an-tsika kristianina. tena tsy vitako na ny hiheritreritra izany akory aza.
19. hery
(
12/05/2011 09:26)
Hmm. Ianao ve tsy manao remise en question fa tonga dia nino fotsiny? Finoana nampitaina fotsiny no iainanao?
Ilaina ny mametraka an'ireo fanontaniana ireo mba hahafahanao mandresy lahatra ny tenanao sy ny olona hoe tenin'Andriamanitra ny baiboly.
Dia averiko indray.
Iza no niteny taminao hoe marina ny baiboly?
Izaho koa dia mino hoe marina ny baiboly, tenin'Andriamanitra ny baiboly, ary manana ny valin'io fanontaniana io aho. Fa ho anao, iza no mba niteny taminao hoe marina ny baiboly?

20. RBNIR
(
12/05/2011 09:33)
hery:
Iza no niteny taminao hoe marina ny baiboly?
Tanteraka tamiko namana ilay hoe « Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jaona 20:29).