Finoana inona no ahitana fitoniana/ filaminan-tsaina?
1. soanja
(
20/04/2010 15:44)
Nisy olom-pantatray/ namana izay pasitera no asany tamin'izay. Nisy fotoana izy tsy mahavita ny asany mihitsy dia gaga ny olona entiny ao. Rehefa mifankahita anefa izahay mitaraina izy fa tsy hoe marary fa misy manahirana azy hono. Narary izy indray mandeha dia niangavy izy mba hihaona amina lehilahy iray fantatro. Nony nivoaka tao ilay lehilahy dia niteny sady menatra be fa hoe "nitory fitiavana taminy" ingahy Pasitera saingy fantany fa tsy mety eo anatrehan'Andriamanitra izany sady ota. Ny vatany, ny sainy, ny fanahiny anefa dia mirona tokoa amin'ny fitiavan-dehilahy , ary io olom-pantatro io no niantefan'izany. Gaga tsy nahahetsika koa aho naheno izany. Ary niteny tamiko ilay olona fa tsy ho lazaina amin'iza izany fa manjary manakorontana ny rehetra.
Nalahelo dia nalahelo ny tenako. Inona no fomba entina hanampiana an'ilay ranamana? Inona no ho fiononana ho azy? Ahoana no ahitany fitoniana?
Nanomboka teo dia natao ny vavaka manokana ho azy mba ahitany filaminan-tsaina. Taty afara kely moa dia lasa taty an-dafy aho. Nony nahita azy anefa aho folo taona taty afara dia io izy mirijarija sy feno hafaliana tokoa.
Inona hoy ianao no nahatonga izany?
- Ranabavy Soanja, isaorako i Allah hoy izy fa tao aminy no nahitako fifaliana sy fitoniana. Silamo tanteraka aho izao ary tena milamina ny momba ahy rehetra. Isaorako ny Avo indrindra hoy izy. Amin!!!!
Ka dia akory koa ny hagagako? Tsy nampoiziko indray iny! :D Tsy sahy nanontany anefa aho hoe nanahoana ilay resaka iray iry satria tsy izaho no nilazany izany.
Fa dia hoy aho hoe Deraina Andriamanitra Fanaperana fa hitany ny fomba nampitony ilay ranamana tao ampoko lalina.

répondu par ikaretsaka le 03/05/2010 14:35
2. ikaretsaka
(
20/04/2010 16:14)
namaste> izay le izy.. Izy irery ihany no mahalala..
de "your Prejudice is your own. don't blame it on God"

3. ikaretsaka
(
20/04/2010 19:58)
ary @ sujet kay moa ny fanontaniana? azafady fa tsy hitako
Amiko dia izay handefasan'Atra anao, sy ny fahaizana manaiky an'iny no ahitana filaminan-tsaina tsotra indrindra..
na tsy azonao eo no ho eo aza ny dikan'iny "iraka iny" na tsy ekeken'ny sainao eo no ho eo aza...

4. soanja
(
21/04/2010 00:46)
ikaretsaka:
ary @ sujet kay moa ny fanontaniana? azafady fa tsy hitako
Amiko dia izay handefasan'Atra anao, sy ny fahaizana manaiky an'iny no ahitana filaminan-tsaina tsotra indrindra..
na tsy azonao eo no ho eo aza ny dikan'iny "iraka iny" na tsy ekeken'ny sainao eo no ho eo aza...
namaste
5. soanja
(
21/04/2010 01:20)
Dia tsy misy hafan'izay ihany koa ity tantara na namana iray koa izay voan'ny asthma taloha. Izy moa efa Bodista vao nihaona tamiko fa Pasitera mihitsy hono ny rainy tany Dago.
Dia gaga moa aho fa nanova anarana izy, tsy nisy nahagasy azy ilay namako afa tsy ny tarehiny sy ny vatany.
Tsy mety amiko mihitsy ilay Xtinina ry Soanja hoy izy izay. Aoka samy hanaja ny momba antsika avy isika satria somary nanontany azy aho hoe nahoana no nivadika. Fa hatramin'ny naha Bodista ahy dia tsy mbola nahatsiaro nilamina toy izao aho ary ny afaka teo tsy nilaina fanafana ny asma nampijaly ahy fony fahazaza.
Ny fahitako azy hoy izy dia ilay finoana sy fomba nitaizana ary ny novoizina tamiko no nampisy fahoriana ny fiainako ka nanome aretina ahy. Amin'izao anefa dia milamina aho ary tiako ny misy ahy.
Any moa izy izay. Lasa nitoetra any Inde any.

6. Mandefitra
(
21/04/2010 05:38)
mamafy ve Soanja zany? :lol:
Ny ahy ndray nefa ilay finoako an'i Kristy, nanjary nananako fanantenana ny fianana any ankoatra. Hany ka sady haiko ny nankafy ny fiainako ankehitrio, no foana rahateo ny tahotro ny fahafatesana.
Tsy manana ahiahy aho satria inoako fa mitantana ny diako ilay Ao AMbony, ary na misy fahoriana sy fahasahiranana aza, fantatro fa efa misy lalana voaomaNy hahatafavoako rehefa avy eo.
Za rahateo efa vavolombelona fa na aretina sarotra sitranina aza, rehefa mino dia ho sitrana noho ny anaran'i Jesosy Kristy.
Ka fitoniana sy filamin-tsaina ve hisy toy izany?
"Dera anie ho Anao, ry Kristy"

7. rakapy
(
21/04/2010 05:46)
Soanja sy Mandefitra> Izao izany ilay hoe : mifampidera taim-by??? :-D
8. Mpanazava
(
21/04/2010 06:45)
Hoy i Soanja:
De iza no noderainao teo , i Allah ve sa Yhaveh?
samy hafa manko ny tenin'ireo ao anaty Coran sy Baiboly ary betsaka no mifanohitra refa mandinika ny Sourate isay masina @ silamo isika.
Hoy ilay naman'ny Solange lasa bodiste
Soa de tsy mety à solange koa aloha ilay Xtianine?
Fa dia hoy aho hoe Deraina Andriamanitra

Tsy mety amiko mihitsy ilay Xtinina

9. rakapy
(
21/04/2010 06:55)
Hoy i Mpanazava
Inona kay no mahasamihafa ilay hoe Andriamanitra, zanahary, allah, dieu, God, Dios sns...? Na dia samihafa aza ny filazana sy fitantaran'ireo mpanaraka sy mpino azy ireo?
De iza no noderainao teo , i Allah ve sa Yhaveh?
Inona kay no mahasamihafa ilay hoe Andriamanitra, zanahary, allah, dieu, God, Dios sns...? Na dia samihafa aza ny filazana sy fitantaran'ireo mpanaraka sy mpino azy ireo?
10. Mpanazava
(
21/04/2010 07:06)
Hoy i Rakapy:
Inona marina moa no mahasamihafa ny anaran-tsamirery sy ny anarana iombonana?
Inona kay no mahasamihafa ilay hoe Andriamanitra, zanahary, allah, dieu, God, Dios sns...? Na dia samihafa aza ny filazana sy fitantaran'ireo mpanaraka sy mpino azy ireo?
Inona marina moa no mahasamihafa ny anaran-tsamirery sy ny anarana iombonana?
11. rakapy
(
21/04/2010 07:13)
Hoy i Mpanazava
Fa anaran-tsamirery ve moe ireo sa anarana iombonana fa @ teny samihafa?
Inona marina moa no mahasamihafa ny anaran-tsamirery sy ny anarana iombonana?
Fa anaran-tsamirery ve moe ireo sa anarana iombonana fa @ teny samihafa?
12. Mpanazava
(
21/04/2010 08:19)
Hoy rakapy:
F'angaha tsy anaram-boninahitra iombonana ny hoe (ireo noteneninao ireo)?
eritrereto hoe anaramboninahitra iombonana anakiray ohatra "Mr le Presidant, Atoa Filoha". Mino ve ianao fa tsy manana anarany manokana ireo Presidant rehetra ireo? Diniho tsara fa samy hafa ny fipetrakin'ny fanontaniako an'i Soanja sy ny apetrakao amiko
Fa anaran-tsamirery ve moe ireo sa anarana iombonana fa @ teny samihafa?
F'angaha tsy anaram-boninahitra iombonana ny hoe (ireo noteneninao ireo)?
eritrereto hoe anaramboninahitra iombonana anakiray ohatra "Mr le Presidant, Atoa Filoha". Mino ve ianao fa tsy manana anarany manokana ireo Presidant rehetra ireo? Diniho tsara fa samy hafa ny fipetrakin'ny fanontaniako an'i Soanja sy ny apetrakao amiko
13. rakapy
(
21/04/2010 08:30)
Hoy i Mpanazava
Aminao ary iza no ary no anarana manokan'i zanahary sy Allah???
F'angaha tsy anaram-boninahitra iombonana ny hoe (ireo noteneninao ireo)?
eritrereto hoe anaramboninahitra iombonana anakiray ohatra "Mr le Presidant, Atoa Filoha". Mino ve ianao fa tsy manana anarany manokana ireo Presidant rehetra ireo?
Aminao ary iza no ary no anarana manokan'i zanahary sy Allah???
14. rakapy
(
21/04/2010 08:41)
Hoy i Mpanazava
Na ny samy baiboly xana aza dia misy tsy fitovizany ny voasoratra ao. Ka i Protesta ve izany no anarana manokan'ilay A/tra hinoan'ny protesta?
samy hafa manko ny tenin'ireo ao anaty Coran sy Baiboly ary betsaka no mifanohitra refa mandinika ny Sourate isay masina @ silamo isika.
Na ny samy baiboly xana aza dia misy tsy fitovizany ny voasoratra ao. Ka i Protesta ve izany no anarana manokan'ilay A/tra hinoan'ny protesta?
15. ikaretsaka
(
21/04/2010 11:35)
Mpanazava> na tsy mivoaka lavitra aza fa etsy comores fotsiny raha mba manana opportunite, dia mamonje lamesa na fotoam-pivavahana @ teny Arabo (lamesa moa no nolazaiko satria iny no mora arahina na tsy mahay le teny aza raha manana missal ianao satria mitovy aby ny ordre de la messe @ teny rehetra.mba hananao idee hoe fanolorana izao na aleloia na zao mino sns...)
Fa ny tiana hotsipihina de Allah no iantsoany an'Atra. Ao @ le fivavahana kristianina satria izay no teny arabon'ny Atra...
Dia hoe silamo ve ?

16. Mpanazava
(
21/04/2010 11:37)
Hoy i rakapy:
Afaka mamaky Salamo100:4 ve ianao?
Hoy i Rakapy:
Manomeza ohatra na porofo?
Aminao ary iza no ary no anarana manokan'i zanahary sy Allah???
Afaka mamaky Salamo100:4 ve ianao?
Hoy i Rakapy:
Na ny samy baiboly xana aza dia misy tsy fitovizany ny voasoratra ao. Ka i Protesta ve izany no anarana manokan'ilay A/tra hinoan'ny protesta?
Manomeza ohatra na porofo?
17. rakapy
(
21/04/2010 12:01)
Hoy i Mpanazava
Tsy afaka ny hamaky aho satria tsy manana baiboly no tsy manan-kevitra ny hanana azy ireny koa. Fa raha tianao dia ataovy copy coller eto dia iarahana midinika.
Hoy i Mpanazava
Hainao sy fantatrao ny tiako lazaina fa ny tanjonao dia fantatro fa ny hampamaky baiboly ahy :-D
Afaka mamaky Salamo100:4 ve ianao?
Tsy afaka ny hamaky aho satria tsy manana baiboly no tsy manan-kevitra ny hanana azy ireny koa. Fa raha tianao dia ataovy copy coller eto dia iarahana midinika.
Hoy i Mpanazava
Voalaza teo :
Na ny samy baiboly xana aza dia misy tsy fitovizany ny voasoratra ao. Ka i Protesta ve izany no anarana manokan'ilay A/tra hinoan'ny protesta?
Manomeza ohatra na porofo
Hainao sy fantatrao ny tiako lazaina fa ny tanjonao dia fantatro fa ny hampamaky baiboly ahy :-D
18. soanja
(
21/04/2010 12:47)
Mpanazava:
Hoy i Soanja:
Fa dia hoy aho hoe Deraina Andriamanitra
De iza no noderainao teo , i Allah ve sa Yhaveh?
samy hafa manko ny tenin'ireo ao anaty Coran sy Baiboly ary betsaka no mifanohitra refa mandinika ny Sourate isay masina @ silamo isika.
Hoy ilay naman'ny Solange lasa bodiste
Tsy mety amiko mihitsy ilay Xtinina
Soa de tsy mety à solange koa aloha ilay Xtianine?
Raha te hianatra lalindalina momba ny finoana Silamo i Mpanazava dia lazao aho fa afaka manoro anao toerana aleha na ao Mada na any an-dafy hafa.
Ny hany azoko atoro anao izao fotsiny dia i Abrahama no ifandraisantsika Xtinina sy ny Silamo. Ny Andriamanitr'i Abrahama no tompoin'i Silamo. Io no Allah. Koa raha iza no Andriamanitr'i Abrahama ry Mpanazava???
N'inona n'inona izay lazainao dia tsy olana izany. Ilay Andriamanitra ao an-tsainao aloha inoako fa tsy izay ilay Tompoiko satria ny ahy tsy mpanavakavaka sy tsy mpanilikilika ary tsy mpanafay. Andriamanitra tompoiko dia ilay be fitiavana ary manapitr'ohatra ny fahefany sy ny voninahiny. Tsy ahitana tsiny na ny kely aza.
19. soanja
(
21/04/2010 12:51)
Mandefitra:
mamafy ve Soanja zany? :lol:
Ny ahy ndray nefa ilay finoako an'i Kristy, nanjary nananako fanantenana ny fianana any ankoatra. Hany ka sady haiko ny nankafy ny fiainako ankehitrio, no foana rahateo ny tahotro ny fahafatesana.
Tsy manana ahiahy aho satria inoako fa mitantana ny diako ilay Ao AMbony, ary na misy fahoriana sy fahasahiranana aza, fantatro fa efa misy lalana voaomaNy hahatafavoako rehefa avy eo.
Za rahateo efa vavolombelona fa na aretina sarotra sitranina aza, rehefa mino dia ho sitrana noho ny anaran'i Jesosy Kristy.
Ka fitoniana sy filamin-tsaina ve hisy toy izany?
"Dera anie ho Anao, ry Kristy"
Io no antsoina hoe "manondraka" ry Mandefitra a. Ny zavatra efa misy no tiako hohitanareo sy havoitra aminareo rehetra hoe isika no mihevitra fa Andriamanitra no mandahatra. Efa any amin'ny rehetra any ny karazam-pinoana isan-karazany ary sokafy ny maso fa tsy ankanavaka ny fisian'Andriamanitra amin'ireo rehetra ireo.
Raha milamina ianao dia ny hafa koa mahita filaminana sy fitoniana toa anao any an-kafa!
20. xxx
(
21/04/2010 13:00)
rakapy:
Na ny samy baiboly xana aza dia misy tsy fitovizany ny voasoratra ao.
Tsy marina io ! Ny version no tsy mitovy fa ny voalaza dia iray ihany, raha Baiboly Krisitana ny lazainao
rakapy:
Ka i Protesta ve izany no anarana manokan'ilay A/tra hinoan'ny protesta?
Jehovah no andriamanitry ny Israely hoy ny Baiboly
andriamanitra : nom commun
Jehovah : anaran-tsamirery
Allah = andriamanitra ny fahalalàko azy : donc tsy nom propre