aza miolakolaka
1. maikha
(
15/10/2009 13:39)
ny zavatra voamarika rehefa miresaka fivavahana dia misy ireo tsy mahazaka adihevitra , finoana ange no resahina, tsy voatery zavatra hita maso foana izany ilay izy, sarotra ohatra ny handa hoe tsy misy Andriamanitra, IZY no nahary izao tontolo izao ,namorona ny TSARA rehetra IZY.Matoa misy ny tsy mety mino dia satria nanao zavatra RATSY izy ireny ka MATAHOTRA NY HOTSARAIN'Andriamanitra ny amin' ny fahotana nataony dia manenjika ny feon'ny fieritreretana ' raha manana ny ratsy fanahy ). Aza miolakolaka fa rehefa nanota dia mibebaha sy aleo mifona handraisana famelan-keloka, amin'izay voavela heloka, tsy misy fanamelohana intsony sady tsy misy mampahatahotahotra intsony....izay ilay izy... :)
répondu par ikaretsaka le 07/11/2009 12:47
2. ikaretsaka
(
15/10/2009 13:53)
tsy misy manda ny tsy fisiany ange ny akamaroany e! fa ilay fomba fandray Azy mihitsy no samy manana azy.. araka ny fomba nampitaina ilay IZY teo @ tontolon'ny tsirairay
satria ianao ihany no nilaza hoe "tsy hita maso" le izy!
tsy hataoko hoe "fahitana" intsony le izy fa hoe "fahatsapana"
de misy milaza fa boky tokana satria izay no tsapany. misy milaza boky maro, misy milaza fa ny zanany no nirahiny, misy milaza fa tsy zanany iny, misy milaza fa ilay rangahy bory satroka iry... sns sns...
tsy nisy nahita ireo be filaza ireo anefa
-> dia izay no hiadiana hevitra! heo ny fomban'iza no harahina?

3. LazaDaddy
(
15/10/2009 20:09)
ikaretsaka:izay tokoa ve no tian'Ikaretsaka notenenina?
tsy misy manda ny tsy fisiany ange ny akamaroany e!
ikaretsaka:misy ny mandray Azy tanteraka moa misy ny miolakolaka
fa ilay fomba fandray Azy mihitsy no samy manana azy.
4. niryna
(
15/10/2009 20:14)
maikha:
ny zavatra voamarika rehefa miresaka fivavahana dia misy ireo tsy mahazaka adihevitra , finoana ange no resahina, tsy voatery zavatra hita maso foana izany ilay izy, sarotra ohatra ny handa hoe tsy misy Andriamanitra, IZY no nahary izao tontolo izao ,namorona ny TSARA rehetra IZY.Matoa misy ny tsy mety mino dia satria nanao zavatra RATSY izy ireny ka MATAHOTRA NY HOTSARAIN'Andriamanitra ny amin' ny fahotana nataony dia manenjika ny feon'ny fieritreretana ' raha manana ny ratsy fanahy ). Aza miolakolaka fa rehefa nanota dia mibebaha sy aleo mifona handraisana famelan-keloka, amin'izay voavela heloka, tsy misy fanamelohana intsony sady tsy misy mampahatahotahotra intsony....izay ilay izy... :)
=D> =D> ^:^
5. ikaretsaka
(
15/10/2009 20:27)
LazaDaddy:
tsy misy manda ny tsy fisiany ange ny akamaroany e!izay tokoa ve no tian'Ikaretsaka notenenina?
fa ilay fomba fandray Azy mihitsy no samy manana azy.misy ny mandray Azy tanteraka moa misy ny miolakolaka
2 ny maso nomen'Atra anao ry LD de mbola nampian-dra olombelona 2 hanazava azy tsara..
->VAKIO TSARA fa aza faly mitsimpona fotsiny
anarina foana fa eeeeee... tenenina foana fa eeee
9. rakaroka
(
15/10/2009 23:04)
8O 8O 8O
Asa marina aloha izay "miolikolika" . An-tapitrisany ny "fikarohana" voa"faritry ny sain'ny mpikaroka maaaro" nametrahany ny "anjarabirikiny avy eto @ fiaina-mandalo ity . Hany ka zary mazava kokoa ny lanin-tsaina @ "taranja" tiana ianarana ! Fa :roll: :roll: :-w :-w :-$ ny tsy azoko mihitsy mandrak'izao anoratako izao, efa 2000 taona no nandalo hono ilay Jesoa , mandrak'ity ny androany mbola "mirirotra" ny "fiheverana "Azy" aza an, samy miseho ho mahalala azy, nefa rehefa alefa tokoa ny resaka dia mifandipatra be ihany!
Ohatra raha nilaza izy hoe "raha ny zanaka no manafaka" dia ho "afaka" tokoa"!
gnéfa h@ izao toa mbola voageza "ziogan'ny ota" tsy tafatraka fa "Andevon'izany foana ireo Xtiana maro mpanaraka Azy. Efa oviana 'zay! Dia "ahoana aza izany?...."

10. ikaretsaka
(
15/10/2009 23:12)
eo isika izao!azon'i LD amzay le "hoe iza no tena miolika?" 8) rehefa tena jerena @ maso tsy miangatra sy tsy mitanila fijery?
11. LazaDaddy
(
15/10/2009 23:19)
ikaretsaka:Dia averiko fa misy ny tsy miolakolaka fa mandray Azy tanteraka, misy ny tsy miolakolaka fa tonga dia manda Azy tanteraka, ary misy ireo miolakolaka sady tsy sahy mandray Azy tanteraka no tsy sahy manda Azy tanteraka :)
fa ilay fomba fandray Azy mihitsy no samy manana azy.
12. ikaretsaka
(
15/10/2009 23:44)
LazaDaddy:
fa ilay fomba fandray Azy mihitsy no samy manana azy.Dia averiko fa misy ny tsy miolakolaka fa mandray Azy tanteraka, misy ny tsy miolakolaka fa tonga dia manda Azy tanteraka, ary misy ireo miolakolaka sady tsy sahy mandray Azy tanteraka no tsy sahy manda Azy tanteraka :)
Ka le mandray azy tanteraka mihitsy no "misy koa ny mitompo teny fatratra" nefa ze fomba hitany metimety aminy ihany no handraisany Azy
boky tokana ihany ohatra.. ny momban zao @'ny fandraisana Azy tsy de azoazo de "any zany" ohatra.... adino ny "laka nitana" ohatra fa azo ravady malala (jesosy eto) de "ndemande aby tenisany ry ray sy reniny sy baviny sy izay nahatonga anao nahazo Azy"fa izy no tiako.....
->ary io no tena miolaka nefa tsy manaiky he miolaka anefa rehefa tena dinihina...
:wink:
13. majesty
(
16/10/2009 04:36)
rakaroka:
Mifameno ireo lazainao ireo, isika olombelona dia mpanota, tsy marina (jereo ny bokin'ny romana 3), Raha amin'izay maha-tsy marina antsika izay dia ny fahafatesana mandrakizay no miandry antsika, soa fa teo i Jesoa ilay hany marina, tsy nanana ota hoy ny bokin'ny hebreo ary afaka manamarina antsika amin'ny finoana, dia izay no mahatonga an'ilay hoe raha ny zanaka no manafaka antsika dia ho afaka tokoa isika.
Mifameno ireo fa tsy mifanipaka!
Ohatra raha nilaza izy hoe "raha ny zanaka no manafaka" dia ho "afaka" tokoa"!
gnéfa h@ izao toa mbola voageza "ziogan'ny ota" tsy tafatraka fa "Andevon'izany foana ireo Xtiana maro mpanaraka Azy. Efa oviana 'zay! Dia "ahoana aza izany?...."
Mifameno ireo lazainao ireo, isika olombelona dia mpanota, tsy marina (jereo ny bokin'ny romana 3), Raha amin'izay maha-tsy marina antsika izay dia ny fahafatesana mandrakizay no miandry antsika, soa fa teo i Jesoa ilay hany marina, tsy nanana ota hoy ny bokin'ny hebreo ary afaka manamarina antsika amin'ny finoana, dia izay no mahatonga an'ilay hoe raha ny zanaka no manafaka antsika dia ho afaka tokoa isika.
Mifameno ireo fa tsy mifanipaka!
14. rakaroka
(
16/10/2009 04:39)
Fanampiny: " voalaza fa izay tia ny tenany na ny vadiny,sns mihoatra ny "fitiavany azy hono" dia tsy mendrika ho azy. Nefa ny didy manao équilavence ny hoe "tahaka azy ihany " tiava ny namanao tahaka ny tenanao , amiko ny hoe tahaka dia midika "=" fa tsy supérieur ou inf @ ilay ilany hoe "tiava an'i Jehovah Andriamanitrao". Dia marina mihitsy ny hoe nakifaka tsotra izao ftsn ny hafa. LLLLOOOZZZZAAAAAAAAAA.
Dia iza no miolaka?....
Dia iza no miolaka?....
15. Mandefitra
(
16/10/2009 10:51)
ka ny mampisangojy anao anie Rakaroka dia ny tsy finoanao an'i Jesosy ho Andriamanitra e ... heverinao ho toy ireo "Kristynao" bedabe Izy ....
Ka raha hoy Jesosy hoe mila tiavina mihoatra noho ny vady aman-janaka Izy, dia noho ny maha Andriamanitra Azy zay.
Ny an i karetsaka ndray dia izao :
- tiava ny namanao tahaka ny tenanao => ny tenanao velona, noho izany ny namanao velona toa anao, no tiavinao. Fa tsy ry tompokovavy maria sy ny razana tsy hitahy ery ... Mazava be ny didy. Tsy misy olakolaka.

16. ikaretsaka
(
16/10/2009 12:05)
Namana sy natao aby ry mandefitra na ny maty na ny velona an... izay le maha etre continu ny zava boahary sy maha eternel an'Atra sy ny fitiavana a..ary mahatonga hoe "fandalovana" eto... fa tsy hoe izay akaikinao ihany fa. Ireo lasa nialoha lalana na ireo izay mnola ao afara de tsary rarahiana
17. ikaretsaka
(
16/10/2009 12:17)
ary tsy ny @ zao fiainana izao ihany no ventesinao @ fiekem-pinoanao? sa izany nyanao?
18. fidinirina
(
16/10/2009 12:39)
rakaroka:
Fanampiny: " voalaza fa izay tia ny tenany na ny vadiny,sns mihoatra ny "fitiavany azy hono" dia tsy mendrika ho azy. Nefa ny didy manao équilavence ny hoe "tahaka azy ihany " tiava ny namanao tahaka ny tenanao , amiko ny hoe tahaka dia midika "=" fa tsy supérieur ou inf @ ilay ilany hoe "tiava an'i Jehovah Andriamanitrao". Dia marina mihitsy ny hoe nakifaka tsotra izao ftsn ny hafa. LLLLOOOZZZZAAAAAAAAAA.
Dia iza no miolaka?....
Tsy misy teny mifanohitra na miolaka velively ny amin'ireo. Ny tsy takatrao na ny mety ho tsy azonao dia hoe : Ataovy ambony noho ny fitiavana rehetra ny fitiavana an’Andriamanitra. Ary koa, ataovy ambony noho ny fahalalàna na ny fampianarana rehetra ny voalazan’ny soratra masina..
Raha miteny ny baiboly hoe aza tia ny ray na ny reny mihoatra noho ny fitiavan’Andriamanitra dia izao no azo anazavana azy.
Ohatra : tena zaza hendry tokoa ianao, fatra-panaja ray sy reny araka ny soratra masina, nefa misy trangan-javatra izay mety ohatra aneren’ny ray aman-dreninao anao : «aza mandeha any am-piangonana rehefa Alahady fa aleo manampy anay miasa». Iza no ataonao ambony : fiderana an’Andriamanitra sa ny Ray aman-dreninao ? Izany indrindra no mahatonga ny soratra masina ampitandrina sy manitsy fa hisy tokoa ny fifanoheran’ny zanaka sy ny ray amandreny eo @ fanarahana ny Tompo.
Fa ny dikan’izany tsy hoe tsy fitiavana (fankahalana) ray amandreny no handàvanao ny heviny. Ataoko fa tsy hisy Ray amandreny (raha Kristiana izy) hanakana ny zanany hanatona sy hanaraka an’Andriamanitra. Matoa izy ireo tsy mandefa dia izy mihitsy no mety tsy mahalala an’Andriamanitra.
Ary izao no mahasamy hafa an'ireo andinin-tsoratra masina nomenao ireo : ny voalohany fifandraisanao @ Jesoa fa ny faharoa fifandraisanao @ samy olona.
Izay ilay lakroa : tsy maintsy atao ambony ary mahitsy ny fifandraisanao @Jesoa kristy ary tsy maintsy atao marin-drano sy mitovy tantana @ tenanao ny fitiavanao ny olona rehetra. Tsy misy tokony atao mihoatra ka raha nahita olona ianao nanome fampianarana manaitra anao dia lasa ianao manindraindra azy ary atao "idole" (sampy) kely mihitsy izy sanatria. Mitovy avokoa ny olona rehetra (Kristiana) eo anatrehan'Andriamanitra fa Izy kosa ambonin'ny zavatra rehetra n'inona n'inona.
19. ikaretsaka
(
16/10/2009 12:45)
ka efa hoe tsy @ soratra ihany Atra no miteny ko.... inona @ izay aza no tsy mbola azon'i Fidinirina
20. rakaroka
(
16/10/2009 21:09)
[quote=Mandefitra]
Raha toa Andriamanitra i Jesoa dia andriamanitra koa i Mandefitra.
Sarotsa BBBBe ry Mandefitra ny hoe izay mino ahy ny "asa ataoko no hataony koa, ary :-$ :-$ "HANAO ASA LEHIBE" noho izany aza izy mantsy ny mpino io an. Ka raha mahavita BBBe noho Atra ve tsy Andriamanitra koa?...
Ny olona izay mantsy toa hoe "ka olona ihany tsinn!"
:? :? :(
TSIA dia TSIA satria efa voazavako eo ambony fa ny hoe "tahaka" dia "mira" na "égal" no dikany. ARY NY DIKAVILAN' NY miseho ho mpino mafana fo tahaka izao no mampivaona ny "soratra"! Dia tsy "tafa" ilay fihevitra an'Atra sy ny teniny ka! . Tonga dia tsapan'ny "tierce" aty ivelany hoe "tsy any izany! dia tsy mihevitra sy mihaino ny tohiny 'tsony izy!
Ary ny "finoana" tsy "sesika amboletra" hoe "inoy ftsn, "raiso sns, fa misy "processus" et étape