aza miolakolaka
21. rakaroka
(
16/10/2009 21:20)
[quote=fidinirina]
Ny hoe
b]Ataovy ambony noho ny fitiavana rehetra ny fitiavana an’Andriamanitra. Ary koa, ataovy ambony noho ny fahalalàna na ny fampianarana rehetra ny voalazan’ny soratra masina.[/b][/color].
dia "mifanipaka tanteraka @ hoe "tiava an'i Jehovah Andriamanitrao, ary ny faharoa izay "TAHAKA" azy dia "tiava ny namanao tahaka ny tenanao"
Ka raha ny "MARINA" raha te handalina miaraka amiko ny hevitry ny teny , 'ngaha misy milaza eo hoe "tiavo kokoa" itsy na iry?" : "tenin'ny baiboly io" , ary ny hevitry ny "tahaka wà dia égalité fa tsy hoe "superlatif donc tsy natao ho négligé-na mihitsy ny ampahany faharoan'ny teny: Oh tsi : "DISO BBBe ny "fimirana matematika eto raha izany no handikana azy
ka raha avy ianareo hanosoka teny hafa hoe "atao bebe ny an'itsy dia mifanolana @ io.

22. ikaretsaka
(
16/10/2009 21:24)
ARY NY DIKAVILAN' NY miseho ho mpino mafana fo tahaka izao no mampivaona ny "soratra"! Dia tsy "tafa" ilay fihevitra an'Atra sy ny teniny ka! . Tonga dia tsapan'ny "tierce" aty ivelany hoe "tsy any izany! dia tsy mihevitra sy mihaino ny tohiny 'tsony izy!
Ary ny "finoana" tsy "sesika amboletra" hoe "inoy ftsn, "raiso sns, fa misy "processus" et étape
namaste Rakaroka
23. rakaroka
(
16/10/2009 21:31)
[quote=fidinirina]
«aza mandeha any am-piangonana rehefa Alahady fa aleo manampy anay miasa».
Tsa hainao marina ilay "vraie situation" tahaka ny hoe "raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy!",sns . Ary mbola lazaiko anao "MAZAVA" tsara fa ny "zandriko" izay aza nanome "tsiny ahy t@ fandraisana ambolony tahaka anao izao koa hoe maninn aza no tsy nandeha miangona 'tsony 'za tato aoriana?...
Haiko fa be dia doha @ "dohika izy" fa 'zao wà hi!hi!hi! "tsy maintsy miasa izy ny "alahady" satria mila azy ny hôpitaly , dia mbo "anjarako indray no manaraby hoe 'ngaha tsy niangona 'ty indry? :-D :-D :-D

24. rakaroka
(
16/10/2009 21:40)
[quote=fidinirina]
Iza no ataonao ambony : fiderana an’Andriamanitra sa ny Ray aman-dreninao ?
Tsy mety mihitsy ilay "fanasamahana toa izao ka" , ary tsy anjaran'ny mpitazana ery ivelany ny "hibaiko ny fo @ panahy" @ izay "setriny" natoraly
izay "fahatsapana renesiny!". " Lasa toa "vozonana ny olona ho tia an'Atra raha izao firesakao azy izao!
Oh la!la! Na tsy manaraka ny "Tompo" tompoinareo aza dia misy foana ny fifandirana eny ho eny !wink:

Izany indrindra no mahatonga ny soratra masina ampitandrina sy manitsy fa hisy tokoa ny fifanoheran’ny zanaka sy ny ray amandreny eo @ fanarahana ny Tompo.:
Oh la!la! Na tsy manaraka ny "Tompo" tompoinareo aza dia misy foana ny fifandirana eny ho eny !wink:
25. ikaretsaka
(
16/10/2009 21:50)
" fa 'zao wà hi!hi!hi! "tsy maintsy miasa izy ny "alahady" satria mila azy ny hôpitaly , dia mbo "anjarako indray no manaraby hoe 'ngaha tsy niangona 'ty indry?:-D
IO nge le KOzin'i Lery t@ fariseo rehefa andro sabata hoe "de ahoana raha latsaka any anaty lavaka ny ombinareo ry mpiatsaraivelatsihy" e
io le lazaiko hoe indraindray koa le "definition an'ilay mivavaka" ity no....
HO'zy le Ratompokovavy tany Calcutta akaman'i Cutie sy le rangahy be volombava atsy andralanitra vao nahafaly an-drakaroka hoe
Efforcez-vous de marcher dans la présence de Dieu, de voir Dieu en tous ceux que vous rencontrez, particulièrement dans les rues, irradiez la joie d'appartenir à Dieu, de vivre avec Dieu, d'étre de Lui
On peut prier pendant qu'on travaille. Le travail n'empéche pas la prière et la prière n'interrompt pas le travail. Il suffit d'une petite élévation mentale vers Dieu; Seigneur, je t'aime, j'ai confiance en toi, j'ai Foi en toi, j'ai besoin de toi maintenant! Des petites phrases comme celle-ci sont des magnifiques prières. Mère Teresa
26. rakaroka
(
16/10/2009 21:53)
[quote=fidinirina]
Ny "lacroix-nao" dia "sampy" ihany koa, hadikanao @ izay itiavanao izany !
Ny fantatro raha nihary ny olona Atra dia "nanana "FENITRA" Izy dia tsy inona akory fa ny "endrika mitovy aminy" . Ary raha izay ny "conception de base" namoronana ny olona => tsy holaniana kosa angamba ny andro hoe "hanao eloge" an'Atra hidera ftsn ! TSIA dia TSIA , aza hadino fa mbola maro hany ny zavatra andrandraina amintsika ankoatr'izay! Dia hiatrika ny "FISIANTSIKA" mihitsy!Hi-extériorisé ilay "endrika" fototra "aina" no-inspiré-ny! Ary izany no nahatonga ny "fanoharana ny @ "talenta" ao anaty baiboly koa. Hoe nisy tsy nanatombo ny "talenta fa "variana" nidera ftsn angamba?...
Izay ilay lakroa : tsy maintsy atao ambony ary mahitsy ny fifandraisanao @Jesoa kristy ary tsy maintsy atao marin-drano sy mitovy tantana @ tenanao ny fitiavanao ny olona rehetra. Tsy misy tokony atao mihoatra ka raha nahita olona ianao nanome fampianarana manaitra anao dia lasa ianao manindraindra azy ary atao "idole" (sampy) kely mihitsy izy sanatria. Mitovy avokoa ny olona rehetra (Kristiana) eo anatrehan'Andriamanitra fa Izy kosa ambonin'ny zavatra rehetra n'inona n'inona.
Ny "lacroix-nao" dia "sampy" ihany koa, hadikanao @ izay itiavanao izany !
Ny fantatro raha nihary ny olona Atra dia "nanana "FENITRA" Izy dia tsy inona akory fa ny "endrika mitovy aminy" . Ary raha izay ny "conception de base" namoronana ny olona => tsy holaniana kosa angamba ny andro hoe "hanao eloge" an'Atra hidera ftsn ! TSIA dia TSIA , aza hadino fa mbola maro hany ny zavatra andrandraina amintsika ankoatr'izay! Dia hiatrika ny "FISIANTSIKA" mihitsy!Hi-extériorisé ilay "endrika" fototra "aina" no-inspiré-ny! Ary izany no nahatonga ny "fanoharana ny @ "talenta" ao anaty baiboly koa. Hoe nisy tsy nanatombo ny "talenta fa "variana" nidera ftsn angamba?...
27. rakaroka
(
16/10/2009 22:04)
[quote=ikaretsaka]
Mila "tafika masina vaovao" 'nareo ry mpino isany mba hanarenanareo ny molalin'antsoina hoe "mivavaka" .
Ilay izy tsy fanakimpiana maso, fandehanana isan'alahady any am-piangonana, fanaovana "fombafomba"! "TSIA!"
io le lazaiko hoe indraindray koa le "definition an'ilay mivavaka" ity no....
Mila "tafika masina vaovao" 'nareo ry mpino isany mba hanarenanareo ny molalin'antsoina hoe "mivavaka" .
Ilay izy tsy fanakimpiana maso, fandehanana isan'alahady any am-piangonana, fanaovana "fombafomba"! "TSIA!"
28. ikaretsaka
(
17/10/2009 01:47)
Ilay izy tsy fanakimpiana maso, fandehanana isan'alahady any am-piangonana, fanaovana "fombafomba"! "TSIA!"
izay mantsy
fa ny mampiditra an'io ao anaty sain'ny "borne" (miala tsiny fa indramiko ny vocabl an rakaroka) dia sarotra ihany!
29. rijadolly
(
17/10/2009 18:29)
rakaroka:Samy hafa BBBBEEEE marina kosa anie ry Rakaroka ireo e!Se zao amin'ilay tenin'ise etsy ambany naveriko io tsy manaiky ny hoe Andriamanitra ise amin'fahazaoko azy.Ko tsy ho LLLLLLOOOOZZZAAAAAA BBBBBEEEE marina ve ry se raha ataon'ise ohatra ny fitiavan'ise an'vadin'ise ny fitiavana an'Andriamanitra sa tria marina mihisy ny tenin'Fidinirina hoe lasa sampy ilay vadin'ise satria lasa mihoatra noho an'Andriamanitra,raha ny fitiavana samy olombelona indray dia any vao mety hisy ny "=" n'ise raha mahatanteraka ise
Fanampiny: " voalaza fa izay tia ny tenany na ny vadiny,sns mihoatra ny "fitiavany azy hono" dia tsy mendrika ho azy. Nefa ny didy manao équilavence ny hoe "tahaka azy ihany " tiava ny namanao tahaka ny tenanao , amiko ny hoe tahaka dia midika "=" fa tsy supérieur ou inf @ ilay ilany hoe "tiava an'i Jehovah Andriamanitrao". Dia marina mihitsy ny hoe nakifaka tsotra izao ftsn ny hafa. LLLLOOOZZZZAAAAAAAAAA.Dia iza no miolaka?....
rakaroka:Ilay asa nataony tety an-tany io Rakaroka an!ireo ohatra nasehony ho an'mpino.Ra in-1 ohatra IZY nitory ny Fanjakan'Andriamanitra ho an'ireo tsy mahafantatra,dia atao in-1 koa ve zany nefa ny AZY 3 taona monja ny niasany,nefa ianao nahazo taona maromaro? tsy logique kosa ô?Na izany aza anefa dia hita ihany ny maha olona antsika noho ny tsy fahavitana izay nataoNy atao ra mbola atoandro ny andro...
Raha toa Andriamanitra i Jesoa dia andriamanitra koa i Mandefitra.
Sarotsa BBBBe ry Mandefitra ny hoe izay mino ahy ny "asa ataoko no hataony koa, ary "HANAO ASA LEHIBE" noho izany aza izy mantsy ny mpino io an. Ka raha mahavita BBBe noho Atra ve tsy Andriamanitra koa?...
Ny olona izay mantsy toa hoe "ka olona ihany tsinn!"
30. rijadolly
(
17/10/2009 19:00)
Fidinirina:
Izany indrindra no mahatonga ny soratra masina ampitandrina sy manitsy fa hisy tokoa ny fifanoheran’ny zanaka sy ny ray amandreny eo @ fanarahana ny Tompo.
Rakaroka:Aminay Mpino an' Jesoa Kristy Rakaroka dia efa nambaraNY fa hisy fifandirana ny momba AZY,eny fa na dia eo amin'olona Mpivady mihitsy aza.Ary tsy ilay heritreretin'ise hoe noho ny laoka kely sns sns... fa noho IZY , eo amin'Finoana ny maha IZY AZY tahaka ny izao ataon'ise sy izahay miziriziry ny hevitray izao...
Oh la!la! Na tsy manaraka ny "Tompo" tompoinareo aza dia misy foana ny fifandirana eny ho eny !wink:
31. ikaretsaka
(
17/10/2009 19:06)
Le hoe 'mitory ny fanjakan'Atra' mihitsy eto no samy mi interpreter azy araka ny fiheverany azy ko...misy ny mi pli vava tsimpona...misy ny manadino ny realite..sns....
32. rijadolly
(
17/10/2009 19:12)
Ra iverenako ny lohahevitra hoe: "aza miolakolaka" dia mahatsapa aho rakaroka fa misy tokoa ny miolakolaka aminay Kristianina;ohatra iray izaho zay miteny an'ise zao.Za zao mahita fa misy ny fahamarinan'tenin'ise dia tsy miteny aho hoe marina tokoa zany izay ataon'Ika indraindray.Fa kosa tena manipaka aho rehefa hitako fa voakasika ny Finoako ka mahita hevitra hanamarinako ny Finoako....Sa ve za matahotra ny tsy tohanan'rakaroka manan-kevitra ny hevitro,satria za efa betsaka ny manohitra ahy,dia tsy tohanako ny hevitry Rakaroka izay hitako fa marina????
33. ikaretsaka
(
18/10/2009 10:39)
rijadolly:

io tokoa Rija no hitako "olana" amin'ilay "freako right wing Xtiana"
ary mahatonga anahy miteny foana @ namana Xtiana sasany hoe alefaso ny arguments rehefa manohana hevitra fa aza laozana manao "bolokim-baiboly" fotsiny:
Isika raha misy zavatra mahakasika ny finoantsika lazain'ny namana tsy Xtiana ohatra ka ilay "marina tsy filaza", ary marina sy mitombina tanteraka anefa ny zavatra sy tranga lazainy iny, dia tsary sahy mihaiky ampahibemaso (na vitsy no mihaiky) ny maha marina ilay zavatra"afenina" ka nahariharin'ny sasany momba ny finoantsika iny ny ankamaroantsika, fa mainka ny hiapanga aza hoe antiKristy sy "aza mitsara" aza no asesintsesintsika..
Vetesintsika isan'andro anefa ny hoe mijoro vavolombelona e, mandinin-tena e... mihaiky e...
kanefa anisan'ny fijoroana sy hahafantarana ny hadisoana ka hahafahana miharina koa ange ny "remise en question" ny "defaut" misy amintsika e ....
ka manampy antsika hampivelatra ilay talenta fa tsy ny heo ny eo ihany no eo
34. rakaroka
(
18/10/2009 12:47)
[quote=rijadolly]
Sady tokony ho "refletn'ilay Ray nitia antsika à traversn'ireny olona ireny isika
fa tsy misy tsy tantiko ohatra ity mivavaka dia mivavaka tsy mahita sy tsy ahafantatra afa-tsy Atra sy Jesoa: Mibanjina ny lanitra hono izy izany
:-D :-D 8O 8O
dia ny ambany maso "HADINO TANTERAKA" :{ :{ :x :?
Ko tsy ho LLLLLLOOOOZZZAAAAAA BBBBBEEEE marina ve ry se raha ataon'ise ohatra ny fitiavan'ise an'vadin'ise ny fitiavana an'Andriamanitra sa tria marina mihisy ny tenin'Fidinirina hoe lasa sampy ilay vadin'ise satria lasa [color=blue]Io izay fihevitrareo fihevitrareo :"Tsy hoe akory nisy tsipina nilaza hoe izay tia ny vadiny sy ny zanany mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ho ahy !" Soratra nosoratana fony andron'ny "clientèlismen'" ny fivavahana t@ izany dia 'ndeha ho atao ambanin-javatra sanatria ny ankohonana ! Oh que NON ! Marina fa samby hafa ny fitiavana vady sy zanaka sns...fa tsy natao sanatria hoe tapatapany , fa fahefatry ny fitiavana sns no mendrika azy ireny : TSIA . Nisy indrindra koa ny teny hoe "ATAONAREO ahoana moa no fitia an'Atra izay tsy hita maso raha toa ny eo anatrehana aza tsy hainareo mitia?... => MPANDAINGA SY MPIHATSARAVELATSIHY ny toa izany!
Sady tokony ho "refletn'ilay Ray nitia antsika à traversn'ireny olona ireny isika
fa tsy misy tsy tantiko ohatra ity mivavaka dia mivavaka tsy mahita sy tsy ahafantatra afa-tsy Atra sy Jesoa: Mibanjina ny lanitra hono izy izany
:-D :-D 8O 8O
dia ny ambany maso "HADINO TANTERAKA" :{ :{ :x :?
35. rakaroka
(
18/10/2009 12:53)
[quote=rijadolly]
Tsia tsy hoe @ asa ihany no niantsoana antsika fa ho @ "Fahatanterakana koa!" . "Aoka ianareo ho tanteraka tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay
any an-danitra!" . Donc VOAMAFY hatrany ilay "endriny" tokony hotahafintsika !
Ilay asa nataony tety an-tany io Rakaroka an!
Tsia tsy hoe @ asa ihany no niantsoana antsika fa ho @ "Fahatanterakana koa!" . "Aoka ianareo ho tanteraka tahaka ny fahatanterahan'ny Rainareo izay
any an-danitra!" . Donc VOAMAFY hatrany ilay "endriny" tokony hotahafintsika !
36. rakaroka
(
18/10/2009 13:02)
rijadolly:
Ra iverenako ny lohahevitra hoe: "aza miolakolaka" dia mahatsapa aho rakaroka fa misy tokoa ny miolakolaka aminay Kristianina;ohatra iray izaho zay miteny an'ise zao.Za zao mahita fa misy ny fahamarinan'tenin'ise dia tsy miteny aho hoe marina tokoa zany izay ataon'Ika indraindray.Fa kosa tena manipaka aho rehefa hitako fa voakasika ny Finoako ka mahita hevitra hanamarinako ny Finoako....Sa ve za matahotra ny tsy tohanan'rakaroka manan-kevitra ny hevitro,satria za efa betsaka ny manohitra ahy,dia tsy tohanako ny hevitry Rakaroka izay hitako fa marina????
Ise mihevitra fa miolakolaka ny tsy xtiana => Be ny xtiana miharihary mazava @ olona ny zavatra ataony an
Ohatra ny olona manao sport, fikarohana sns...ary nahatafapetraka mbola "Mazava ihany koa aza izy ireny ny "processus sy différentes étapes miala @ point iray A ohatra mankamin'ny point Z aza, ka na atao aza hoe nisy lalana niolika tao mba hita narahana ihany => Mazava
Fa ilay fomba "firesaky ny xtiana" ohatra iray ity "Ny "fihevitro tsy "fihevitrareo" => dia midika mihitsy hoe "raiso @ tianareo andraisana azy
fa de toute façon tsy à la portén'ny fihevitra normal izany koa inn indray
=> TENA MIOLAKA ka! Ohatra iray io fa raofina @ sobika ny fomba firesaka tsy miady @ piècen'ny "terriens"
37. ikaretsaka
(
18/10/2009 14:40)
io foana ane le lazaiko @ le hoe ity maha Xtianina ity nge leretsy tsary "fahafahana mivoana any anivon-danitra any e"
38. rakaroka
(
18/10/2009 19:31)
Anefa ny vatabeny mbola eto an-tany dia tahaka ny olona mitsingevaheva izany ftsn tsy an-tany (tsy am-parafara) tsy an-danitra mantsy eol: :-D :-D :-D
39. Mandefitra
(
19/10/2009 07:21)
Izao no voasoratra Rakaroka :
37 Dia hoy Jesosy taminy: "Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra" ( Deo.6.5).
38 Izany no didy lehibe sady voalohany.
39 Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" ( Lev.19.18).
Ny equivalence resahinao eto dia ny didy fa tsy ny contenu-ny.
Jesoa na Andriamanitra tsy niteny hoe tiava ny namanao @ fonao rehetra, @ sainao rehetra @ fanahinao rehetra .. ary Izy koa tsy niteny hoe tiava ani Jehovah Andriamanitrao tahaka ny tenanao ....
Ka tsy hitovy velively ny fitiavan an' Andriamanitra sy ny namana ...
Reviser o kely ilay lojikanao ...
Raha hitarina kokoa aza, ny equivalence dia tsy hafa fa double implication :
AB dia midika hoe A=>B et B=>A
Zany hoe tsy afaka mandeha irery ny didy : fa ny fitiavanao anAndriamanitra mitaky ny fitiavanao ny namanao, ary vice versa ....
Fa tsy nisy fampitahana mihitsy ao anatin ny didy ny @ zay tokony ho tiana kokoa. Fa ny contenu ny didy noefa manambara mazava ny sitrapon'Andriamanitra ao anatiny :
Andriamanitra : tiavina @ fo, saina hery rehetra
Namana: tiavina tahaka ny tena.

40. ikaretsaka
(
19/10/2009 12:41)
Mandefitra an...
tsy hoe Tiava loatra intsony angamba ny olana eto fa hoe " ahoana ny fomba hitiavana"....
ary mitovy io faharoaio matoa nataony sy nampiasainy ny teny hoe "tahaka".... tsy implicit izy eto tsy equivalence fa explicit!
Miala tsiny fa ataoko pratika be indray ny ohatra...
ohatran'ny hoe ito no tsara.. ahoana ny (fomba) fanaovana anito ?ataovy tahakan fanaovana an'itsy!