aza miolakolaka
61. ikaretsaka
(
23/10/2009 00:25)
Io le pbn'ny fampianarana ifikiranao ry ika. Taiza ary aiza @ tenin'Andriamanitra no misy milaza fa Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany izany
dryyyyy tsy misy miteny tokoa...
saingy le izy hoa aolanareo any @ "minoa fotsiny ihany " sy ny "zao ihany de ampy" dia lasa "misalaka tanana fotsiny ny olona"
fa :^) zay zany de ampy ho'zy!
62. bor2lais
(
23/10/2009 09:26)
Hoy Ise etsy ambony :
"minoa fotsiny ihany " sy ny "zao ihany de ampy" dia lasa "misalaka tanana fotsiny ny olona"
-------
Tsy hitako mihitsy ny ifandraisan'ny "hypothèses" roa lazain'Ise sy ny "conclusion" resahin'Ise ! Sao kosa ny raisonnement-n'Ise no diso (sa za no votsa loatra re) !!

64. fidinirina
(
24/10/2009 11:02)
Tsy fantatro raha izaho no manolana hevitra na ianao. Ireny teny ampiasainao ireny dia toy ny hoe Andriamanitra no niteny azy nefa tsy marina velively. Ahitsiko ianao hiverina @ zavatra voasoratra fa tsy izay hiheveran'ny sainao na ny fampianarana azonao nefa tsy nambaran'ny Baiboly. Tsy tsara foronina @ izay hitiavana azy ny tenin'Andriamanitra. Aleo jerena foana aloha izay voasoratra marina vao miteny na ampiasaina.
65. ikaretsaka
(
24/10/2009 11:25)
Ka ny zavatra voasoratra ao ihany ve hoa no nambara'Atra?
I Joany aza r'ianona any @ fran'ny evanjeliny nilaza fa tsy hoa ampy izao tontolo izao ko....
Ny zavatra eternel sy tsy manampetra hoe aza fferana....
Tadidio. Lalandave ny hoe imanoela=eo amintsika lalandava..anatintsika..manodidina antsika...fa tsy ao anaty soratra de vo misy anona kely de aiza aho rabokiko teo

66. rakaroka
(
24/10/2009 17:11)
[quote=Mandefitra]
Mba Andriamanitra "FAHAMARINANA" ihany moa no inoan'i Mandefitra ity?...
roll: :roll: :?: "
Dia eken'ny sainao ve hoe ny olona no manota dia i Kristy no vonoina?...
Maninn no miolakolaka toa izany ? Taoko fampianarana ao @ baiboly tokoa
ny hoe izay nafafinao no hojinjainao ! cf fanoharana maaaaro mikasika ny fitondratena, talenta sns...
Saingy "tsy zakan'ny olombelona no vesaran'ota ny Marina, ka dia novonoiny i Kristy:
Mba Andriamanitra "FAHAMARINANA" ihany moa no inoan'i Mandefitra ity?...
roll: :roll: :?: "
Dia eken'ny sainao ve hoe ny olona no manota dia i Kristy no vonoina?...
Maninn no miolakolaka toa izany ? Taoko fampianarana ao @ baiboly tokoa
ny hoe izay nafafinao no hojinjainao ! cf fanoharana maaaaro mikasika ny fitondratena, talenta sns...
67. Mandefitra
(
28/10/2009 10:18)
Ka zay mitsy no antondian i kristy tety : hitondra ny helontsika.
fahiny mantsy dia biby no nalatsa dra mba hamitranam pihavanana @ Andriamanitra ... ary ny gasy aza h@ zao mbola mamono omby.
Fa efa vitani Kristy indray mande monja zany, t@ nahatongavany ho nofo, nanolorany ny ainy sy ny rany : "Ilay zanak'ondrin'Andriamanitra nitondrany fahotan'izao tontolo izao"
Ary zay famonjen i Kristy zay no foto kevidehibe @Baiboly manontolo ...

68. rakaroka
(
30/10/2009 21:24)
[quote=Mandefitra]
=> Samby manana ny fandraisany azy ny soratry ny baiboly! Ny tiako homarihina ftsn dia "Nisy ny "fariseo" tetsy sy teroa izay "nitsimpona ny teny "araka ny mety aminy" dia "nodradradradrainy" mba hilentika any am-ampara atoky ny xtiana izany ! dia lasa toa "slogan" izany hoe izay ny tena izy. Fa raha ny marina "Ny teny "REHETRA" (tsy an-kanavaka io)nomen'ny tsindrimandrin'Atra , dia "mahasoa ho fampianarana => hikatsaham-piainana.
Donc hoa "raha miverina foana ohatra ny hoe "mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana cf ohabolana => tsy misy idiran'i Jesoa izany, ka tsy ho akipaka fa hoa dia ny famonjen'i Jesoa ihany no considerable: "DISO BBBbbEEEEE!":idea:

70. Mandefitra
(
03/11/2009 10:14)
Ka ilay antsoinao hoe "fahendrena sy fahalalana" ve nahatonga ny olona nahalala an'Andriamanitra? mou nahafaka ny fahotany ve izany? nahazoany ny fiainana mandrakizay?
71. ikaretsaka
(
06/11/2009 00:58)
mandefitra: inona moa no atao hoe fahotana? sy ny fiainana mandrakizay?
ny fiainana mandrakizay dia dieny izao! ny fahotana dia ny fahalalanao sy ny fanananao conscience hoe mpandray anjara @ izany ianao @ famitana ny lahasanao isanandro
Do you know what eternal life is? You think it's everlasting life. But your own theologians will tell you that that is crazy, because everlasting is still within time. It is time perduring forever. Eternal means timeless-- no time. The human mind cannot understand that. The human mind can understand time and can deny time. What is timeless is beyond our comprehension. Yet the mystics tell us that eternity is right now. How's that for good news? It is right now. People are so distressed when I tell them to forget their past. They're crazy! Just drop it! When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, stop all the crying. Understand! Wake up!

72. xxx
(
06/11/2009 20:41)
mandefitra: inona moa no atao hoe fahotana? sy ny fiainana mandrakizay?dia mitovy ve ny "mandrakizay" sy ny hoe " dieny izao' ? :roll:
ny fiainana mandrakizay dia dieny izao! ny fahotana dia ny fahalalanao sy ny fanananao conscience hoe mpandray anjara @ izany ianao @ famitana ny lahasanao isanandro
73. cutie
(
06/11/2009 20:43)
azoko ny tian'i Ika lazaina fa i xxx tsy mahazo an'le izy :-D :-D :-D :-D
74. xxx
(
06/11/2009 20:47)
azoko ny tian'i Ika lazaina fa i xxx tsy mahazo an'le izyd azavao ary fa aza hi :-D :-D fotsiny e!
76. ikaretsaka
(
06/11/2009 23:30)
xxx:
mandefitra: inona moa no atao hoe fahotana? sy ny fiainana mandrakizay?dia mitovy ve ny "mandrakizay" sy ny hoe " dieny izao' ? :roll:
ny fiainana mandrakizay dia dieny izao! ny fahotana dia ny fahalalanao sy ny fanananao conscience hoe mpandray anjara @ izany ianao @ famitana ny lahasanao isanandro
Arakaraka ny perception andraisanao azy!!
fa amiko ENY.. ao anatin'ny "mandrakizay "ny "dieny zao"
sarotra be aminao ny hahazo izay satria tsy nomaninao amin'izay ny saina amam-panahinao fa ny anao ihany ny anmao ka aleon'i cutie tsy misahirana akory hanazava azy :wink: marina ny azy
78. xxx
(
07/11/2009 12:42)
Arakaraka ny perception andraisanao azy!!:-D :-D
fa amiko ENY.. ao anatin'ny "mandrakizay "ny "dieny zao"
sarotra be aminao ny hahazo izay satria tsy nomaninao amin'izay ny saina amam-panahinao fa ny anao ihany ny anmao kaakory aleon'i cutie tsy misahirana hanazava azy marina ny azy
79. xxx
(
07/11/2009 12:43)
Arakaraka ny perception andraisanao azy!!
fa amiko ENY.. ao anatin'ny "mandrakizay "ny "dieny zao"
sarotra be aminao ny hahazo izay satria tsy nomaninao amin'izay ny saina amam-panahinao fa ny anao ihany ny anmao kaakory aleon'i cutie tsy misahirana hanazava azy marina ny azy
80. andry08
(
07/11/2009 12:44)
Mba tsotra dia lazao izay tokony holazaina sy izay tianao dia ampy!!! :lol: 8)