Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
1. rzakarivola
(
15/09/2009 08:13)
[MATIO 5:11-17]
Hianareo no fanasin'ny tany
1- Iza izany "ianareo" izany ?
--> "Sambatra hianareo, raha haratsian'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko." : ireo voahoso-potaka sy voatora-bato noho ny finoana marina an'i JESOA KRISTY.
2- Inona no fanasin'ny tany ?
--> Fahalalana ny sitrapon' Andriamanitra ety an-tany.
fanoharana :
a- Ny toton-kena sy laisoa ary voatabia sy tongolo dia zavatra efatra (4) samihafa, ireo mitambatra dia mety hanome laoka tena matsiro ... raha toa ka masira tsara.
b- Tahaka izany ny feo efatra (4) ao @ chorale iray, ny chef de coeur no fanasina mandrindra ireo feo 4 hivoaka kanto anakiray matsiro @ sofina.
d- Tahaka izany ireo mpitondra efatra (4) tohanan'ireo mpanohana azy tsirairay avy, samy manana ny fahaizany sy ny manavanana azy ireo : tafika, équilibre éthnique, développement économique, publicité et aspect extérieur, ... saingy tsy mivoaka matsiro ireo satria ny fanasina eto @ity tany ity mihitsy no tonga matsatso ka very eny ivelany ary fanitsakitsaky ny olona.
Tahaka izany ny Fiangonan'i KRISTY eto Madagasikara, misy Fiangonan'i Roma eto, misy Fiangonan'i Lotera eto, misy isan-karazany eto. Ny Fiangonan'i Jesosy dia censé haneho an'i Jesosy, ilay tonga hanao ny sitrapon' Andriamanitra. Izay mahatsapa tena fa mino an'i KRISTY, meteza ho levona tahaka ny sira ao anaty laoka mba hanome tsirony ity tanintsika ity, mba ho fanatitra ankasitrahana ho an'i JEHOVAH ny vavaka sy asa ataontsika.
Fantaro ny sitrapon' Andriamanitra, ao amin'i Kristy ny sitrapon' Andriamanitra, @ teniNy.

répondu par cutie le 29/09/2009 22:02
2. rzakarivola
(
15/09/2009 08:37)
[MATIO 5:11-17]
Hianareo no fahazavan'izao
1- Iza izany "ianareo" izany ?
--> ireo voahoso-potaka sy voatora-bato noho ny finoana marina an'i JESOA KRISTY.
2- Ahoana izany fahazavan'izao tontolo izao izany ?
--> "Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra." : Fankatoavana ny tenin'i Jesoa Kristy, ka mahatonga ny olona hahita an'i Jesoa Kristy eny @ mpankato
fanoharana : Indray Asabotsy hariva teo am-pivarotana iray aho no nisy zazalahy nangataka "vola Ar 100 hividianana vary" (hoy izy), ny tenin'i Jesoa no tadidiko avy hatrany manao hoe "Omeo izay mangataka aminao"[Matio 5:42a]. Tonga dia vonona ny hanome aho izany satria tenin'ny Tompo izany, tsy hoe satria mampalahelo ilay zazalahy, na koa hoe izaho no tsara fanahy, fa satria Jesosy no miteny hoe "omeo". Rehefa hanome iny aho dia hoy ilay ramatoa teo akaiky teo hoe "nen'ireo manao an'izao foana isanandro, avy eo izy izao dia manketsy indray dia mangataka amin'olona hafa ery koa". Na dia nandalo tato anatiko aza ny fisainana fitsarana fa tsy mampite hanome io zazalahy fetsifetsy io, dia nomeko ihany noho ny tenin'i Kristy. Iray @ireto no mety ho réaction an'ilay ramatoa :
a- ho gaga ny @ fihetsika nataoko, hahita teny amiko an'i Jesoa izay niteny hoe "mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin'ny marina sy ny tsy marina.", hino an'i Jesoa ary hanatona azy.
b- ho sorena amiko satria toa nanao tsinontsinona ny fampitandremany aho.
Na ho a na ho b, dia miseho foana i KRISTY, satria izay fiainan'i KRISTY no miseho, ary miseho mazava koa ny ao am-pon'ny olona (fitiavana sa fankahalana).
Aoka hiseho ... aza matahotra ny fanenjehana sy ny fanaratsiana, fa ankatoavy ny tenin'i Jesoa Kristy, fa izany no hitondra fahazavana ety amin'izao tontolo izao, fa ny fankalazana ny Ray dia @ fisehoan'i KRISTY, izay fahatanterahan'ny Lalàna.

3. rakaroka
(
15/09/2009 17:24)
[quote=rzakarivola]
2- Inona no fanasin'ny tany ?
--> Fahalalana ny sitrapon' Andriamanitra ety an-tany.
8O 8O 8O :roll: :roll: :?: :?:
Izany ve ?....Ary na ny "fahalalana ny "sitrapony aza!" tsy ny fijerena ny zanaka monja ihany" araka ny dridrangilo! Satria na ny zanaka aza nampianatra nihoatra izany !

5. soanja
(
15/09/2009 19:35)
rzakarivola:
[MATIO 5:11-17]
Hianareo no fanasin'ny tany
1- Iza izany "ianareo" izany ?
--> "Sambatra hianareo, raha haratsian'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko." : ireo voahoso-potaka sy voatora-bato noho ny finoana marina an'i JESOA KRISTY.
2- Inona no fanasin'ny tany ?
--> Fahalalana ny sitrapon' Andriamanitra ety an-tany.
Hevitrao angamba io fa tsy hevitr'Andriamanitra.
Isika rehetra no fanasin'ny tany satria sady haintsika no mampivoatra ny fiainantsika amin'ny zavamisy nomen'Andriamanitra amin'ny tany no sady koa isika no fahazavana manome taratra ny hafa noho ny fitiavana ananantsika.
Izay no fandraisako an'io amiko amin'ny mahaOlombelona nomena saina mandinika ahy! Asa ny an'ny hafa.
6. fahamarinana
(
15/09/2009 20:07)
rzaka:
ireo voahoso-potaka sy voatora-bato noho ny finoana marina an'i JESOA KRISTY.
:arrow: rehefa tsy izay zany ve dia tsy anatin'ny sokajin'ny fanasin'ny tany,tsy fahazavana ihany koa ?
Tsy haiko fa maro ny olona milaza fa tena manana Azy tanteraka,fa tena tsy fahazavana no tsapa sy hita fa takona tanteraka !Na izany aza misy kosa ny tena feno Azy ,sady tsy voahoso-potaka no tsy voataora-bato satria ilay Fitiavana no tena hita taratra miaraka amin'ny Fitoriana izay hainy ny nampita sy nizara azy ! ..... :)
Mety tsy azoko ilay tian'ise ambara angambany ! (l)
7. ikaretsaka
(
15/09/2009 21:21)
dia tsy maintsy ho voahoso potaka sy voatora bato foana ve vao azo lazaina hoe mino an'i Jesoa?
8. cutie
(
16/09/2009 00:20)
Hianareo no fanasin'ny tany
1- Iza izany "ianareo" izany
ny mpianany ngamba
2- Inona no fanasin'ny tany
le fanasina eto alou de tsy haiko ny dikany. Mety ho sira ve zany :-D
9. ari.malala
(
16/09/2009 05:53)
cutie, ie, tena sira tokoa ny dikan'io.
Fa ilay hoe fiainana kristianina v ts maints hoe fiainana mitoloko sy mitoreo foana e? ts azoko... sambatra raha enjehina, d tena atao mintsy izay anenjehana ny tena amizay zany voasafidy ho sambatra (ilay mamaly à côté d ela plaque, ilay mamerina dridrangilo d tenenin'ny oul d mihevitena ho voaenjika d mihevitena ho tena sambatra sy tena mpianatra sy tena inona...)
Matoa nilaza i Jesoa hoe "ianareo" fa ts nanoritsoritra na nanatsongatsonga, d fahazavana daolo zany ny olombelona rehetra (indrindra ireo vita batemy), ary matoa izy niteny hoe aoka hazava eo imason'ny olona ny fahazavanareo, d izay tokoa no niantsoany ny olona rehetra, mba ho fahazavana.

10. tywa68
(
16/09/2009 07:50)
Rzakarivola > d ny olona tsy naheno na tratra antso t@ fampielezana ny momban'i Kristy zany d ahoana ? :lol:
11. rzakarivola
(
16/09/2009 08:22)
rakaroka:
8O 8O 8O :roll: :roll: :?: :?:
Izany ve ?....Ary na ny "fahalalana ny "sitrapony aza!" tsy ny fijerena ny zanaka monja ihany" araka ny dridrangilo! Satria na ny zanaka aza nampianatra nihoatra izany !
==> Tsy ny mijery ihany ka, ny mino koa, araka ity tenin'i Jesoa ity : "Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany." [Jaona 6:40]
12. rzakarivola
(
16/09/2009 11:46)
soanja:
Isika rehetra no fanasin\'ny tany satria sady haintsika no mampivoatra ny fiainantsika amin\'ny zavamisy nomen\'Andriamanitra amin\'ny tany no sady koa isika no fahazavana manome taratra ny hafa noho ny fitiavana ananantsika.
==> Raha io no marina dia tsy misy ilàna an\'i Jesoa Kristy na kely aza.
13. rzakarivola
(
16/09/2009 11:58)
fahamarinana:
:arrow: rehefa tsy izay zany ve dia tsy anatin'ny sokajin'ny fanasin'ny tany,tsy fahazavana ihany koa ?
==> Raha sira sy jiro daholo ny rehetra dia inona no fiainana ? Samihafa ny fanomezam-pahasoavana. Saingy ny fanomezam-pahasoavana rehefa tsy ampiasaina araka ny sitrapon' Andriamanitra dia zava-poana! Ary izay no ilàna ny siran'ny tany.
fahamarinana:
Tsy haiko fa maro ny olona milaza fa tena manana Azy tanteraka,fa tena tsy fahazavana no tsapa sy hita fa takona tanteraka !Na izany aza misy kosa ny tena feno Azy ,sady tsy voahoso-potaka no tsy voataora-bato satria ilay Fitiavana no tena hita taratra miaraka amin'ny Fitoriana izay hainy ny nampita sy nizara azy ! ..... :)
Mety tsy azoko ilay tian'ise ambara angambany ! (l)
==> Ho ahy manokana, ny ahafantarana fa manana an'i KRISTY ny olona iray, dia hita eny aminy ny fiainan'i Kristy, heno amin'ny teniny ny tenin'i Kristy, hita eny amin'ny fijaliany ny fijalian'i Kristy.
14. rzakarivola
(
16/09/2009 12:00)
tywa68:
Rzakarivola > d ny olona tsy naheno na tratra antso t@ fampielezana ny momban'i Kristy zany d ahoana ? :lol:
==> Izay indrindrailay sira sy fahazavana, i KRISTY no Izy, fa ny vavolombeloNy kosa no mi véhiculer an'i KRISTY mba hahitan'ny olona ny Zanaka, ary izay mino Azy dia ho voavonjy. Jesoa niteny fa "Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran' ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.". [Matio 24:14]
Tsy hisy olona tsy nahare ny filazantsara rehefa tonga ny farany.
15. rzakarivola
(
16/09/2009 12:13)
ikaretsaka:
dia tsy maintsy ho voahoso potaka sy voatora bato foana ve vao azo lazaina hoe mino an'i Jesoa?
==> "Izay mino ahy, ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao lehibe lavitra noho izany aza izy"
16. ikaretsaka
(
16/09/2009 14:22)
Ne pensez jamais qu'un petit geste pour votre voisin ne vaut pas grand-chose. Ce n'est pas la quantité de ce que nous faisons qui plaît à Dieu, mais la qualité d'amour que nous y mettons. Voilà ce que le bon Dieu recherche parce qu'il est amour et il nous a crée à son image pour aimer et étre aimés.
17. rakaroka
(
16/09/2009 17:51)
rzakarivola:
==> Tsy ny mijery ihany ka, ny mino koa, araka ity tenin'i Jesoa ity : "Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany." [Jaona 6:40]
Ka ilay "finoana" anie tsy hoe "cause" fa "effet"n'ny "fahalalana zavatra na tranga marim-pototra aloha , koungefa raha ny fomba firesaky ny milaza fa mpanara-dia an'i Jesoa dia "Ahatsapana" fa toa tsy tafa aminy akory aza ny "messagen'i Jesoa, ka eo no olana tsy hihambo hilaza fa "mino azy" anefa tsy mahatakatra akory ny "tiany ampitaina!"
18. soanja
(
16/09/2009 19:10)
rzakarivola:
soanja:
Isika rehetra no fanasin\'ny tany satria sady haintsika no mampivoatra ny fiainantsika amin\'ny zavamisy nomen\'Andriamanitra amin\'ny tany no sady koa isika no fahazavana manome taratra ny hafa noho ny fitiavana ananantsika.
==> Raha io no marina dia tsy misy ilàna an\'i Jesoa Kristy na kely aza.
Amin'izao fotoana aloha dia tsy ilaina intsony Izy fa ny Fanahiny no tsara ananantsika mba hamitantsika ny andraikitra miandry antsika rehetra. Ampy antsika ny napetrany ho antsika hiasantsika.
19. rakaroka
(
16/09/2009 19:24)
Namaste Soanja ! ^:^ ^:^ ^:^
Ka raha manaraka ny "baiboly sy ny tsy baiboly!" dia izay mihitsy anie ny tranga e! Isika no andrasana fa efa nomeny ny exemple, dia hitady azy foana kosa ve anefa izy aza efa niteny hoe: Vita !

20. ikaretsaka
(
16/09/2009 19:35)
de mitovy hevitra aminareo 2 vavy tokoa ny tenako
namaste
izany amiko no maha "fanasina" ny tena fa tsy vao koba de.. jesoaaaaaaaaa