Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
81. soanja
(
28/09/2009 19:58)
Zah ary efa nahazo " rika" tamin'i Ika fa tsy nasiako sirany. hihihi :-D :-D
82. cutie
(
28/09/2009 21:34)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-09-2009 21:58:21
Lohateny : Re : Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
Zah ary efa nahazo " rika" tamin'i Ika fa tsy nasiako sirany. hihihi
in ny dikan'zany :roll:
83. ikaretsaka
(
28/09/2009 23:45)
Tsary hatagny antagnagna io kilongavavy io ry soanja a ka tsary mahalala anzany a :-D
84. soanja
(
29/09/2009 00:00)
ikaretsaka:
Tsary hatagny antagnagna io kilongavavy io ry soanja a ka tsary mahalala anzany a :-D
hihihi
:-D :-D
Cutie> Aza mba maniry hantson'olona an'izany. Marina moa!
Ika> Ela aloha raha azoko tena ataoko :-* :-* :-* (l)
85. cutie
(
29/09/2009 00:02)
Cutie> Aza mba maniry hantson'olona an'izany. Marina moa
teny ratsy nga izy io e
Alazako nareo tady hiteniteny foana eo :-D :-D :-D :-D
86. soanja
(
29/09/2009 02:17)
cutie:
Cutie> Aza mba maniry hantson'olona an'izany. Marina moa
teny ratsy nga izy io e
Alazako nareo tady hiteniteny foana eo :-D :-D :-D :-D
Tsy teny ratsy saingy mety ratsy ho an'izay mihevitra azy fa ratsy. Hihihi Ilay mpiteny matetika no tezitra rehefa miteny izany fa ilay tenenina mety ho innocente! Saingy i Ika indray tsy hinoako fa tezitra dia izay tsy nanasivako sira an'ilay izy.
:-D :-D :-D
88. soanja
(
29/09/2009 03:03)
Tsy misy maizina ireo teny voalaza fa mazava be mihitsy ka! :-D :-D :-D
91. cutie
(
29/09/2009 22:02)
de mbola tsy azoko foana le izy hatramizao fa avelao any :-D :-D :-D Omaly ihany za no nitady ny dikany fa tsy any tsony androany :-D
