Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
21. rzakarivola
(
17/09/2009 08:55)
ikaretsaka:
. Ce n'est pas la quantité de ce que nous faisons qui plaît à Dieu, mais la qualité d'amour que nous y mettons[/b].
==> Ilay mofo dimy sy hazan-drano roa tena manambara io teninao io mihitsy. Je voudrais juste préciser que l'amour, ce n'est pas nous qui avons aimé DIEU, mais c'est DIEU qui nous a aimé et quand nous étions pécheurs, CHRIST est mort pour nous.
IL n'y a pas de plus grand amour que de donner sa vie pour sauver ses amis. Et le salut, c'est par la foi en Jesus. Le plus grand amour qu'un homme puisse donner, c'est de s'offrir en sacrifice (son temps, son argent, son intelligence, sa personnalité) afin que ses amis voient le CHRIST et croient en Lui.
22. rzakarivola
(
17/09/2009 11:25)
rakaroka:
Ka ilay \"finoana\" anie tsy hoe \"cause\" fa \"effet\"n\'ny \"fahalalana zavatra na tranga marim-pototra aloha , koungefa raha ny fomba firesaky ny milaza fa mpanara-dia an\'i Jesoa dia \"Ahatsapana\" fa toa tsy tafa aminy akory aza ny \"messagen\'i Jesoa, ka eo no olana tsy hihambo hilaza fa \"mino azy\" anefa tsy mahatakatra akory ny \"tiany ampitaina!\"
==> Ny dokotera samy dokotera na dia tsy mifankafantatra aza dia afaka hahafantatra rehefa mifampiresaka hoe : itsy dokotera. Tahaka izany ny samy mpankafy basket, samy mpanao basket, samy mpahandro sakafo mahay.
Ny olona mpino sy mpankatoa an\'i Jesoa no afaka hifankafantatra, fa izao tontolo izao tsy mahafantatra azy ireo, satria tsy fantany na i Jesoa na Andriamanitra naniraka an\'i Jesoa.
I Jesoa nolazain\'ny jiosy fa niteny ratsy an\' Andriamanitra sy nandika ny lalàn\'i Mosesy.
Ho an\'y kristiana dia i Jesosy no Nirahina hanafaka! Dia misy koa ireo kristiana sy ny manodidina sasany ankehitriny milaza ireo mpianatra nirahin\'i Jesoa fa miteny ratsy. Soa ho an\'ny mpianatra izany ary fifaliana. \"Sambatra ianareo raha enjehin\'ny olona sy haratsiany sy hanaovany izay teny ratsy rehetra itenenany lainga anareo noho ny amiko\" ... Tsy miteny izany ho anareo tsy mino aho, fa ho an\'ireo rahalahy sy anabaviko mino.
23. ikaretsaka
(
17/09/2009 12:43)
Tsary natao hanafaka ihany I Jesoa ry zaka fa natao hampivelatra sy hi conscientiser koa. Ny olana sy ny somary mampalahelo nefa de mainka voageja ny saham-pivelaran-tsain'ny "kristianina" sasany
Karaha soavalim-boatiry asiana ilay tapi maso iny
Karaha soavalim-boatiry asiana ilay tapi maso iny
24. soanja
(
17/09/2009 12:44)
ikaretsaka:
Tsary natao hanafaka ihany I Jesoa ry zaka fa natao hampivelatra sy hi conscientiser koa. Ny olana sy ny somary mampalahelo nefa de mainka voageja ny saham-pivelaran-tsain'ny "kristianina" sasany
Karaha soavalim-boatiry asiana ilay tapi maso iny
namaste!
25. cutie
(
17/09/2009 13:14)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 17-09-2009 14:44:41
Lohateny : Re : Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'
Hoy i ikaretsaka:
Tsary natao hanafaka ihany I Jesoa ry zaka fa natao hampivelatra sy hi conscientiser koa. Ny olana sy ny somary mampalahelo nefa de mainka voageja ny saham-pivelaran-tsain'ny "kristianina" sasany
Karaha soavalim-boatiry asiana ilay tapi maso iny
namaste!
+1 :)
26. niryna
(
18/09/2009 05:17)
rzakarivola:
[MATIO 5:11-17]
Hianareo no fahazavan'izao
1- Iza izany "ianareo" izany ?
--> ireo voahoso-potaka sy voatora-bato noho ny finoana marina an'i JESOA KRISTY.
hoy kristy hoe enjehin'ny olona hianareo noho ny anarako,mety tsy ita vatana ilay enjika fa misy olona tonga dia tezitra fotsiny izao ka,ilay jiro ao amin'i kristiana mihitsy no tsy tiany,misy anefa tonga dia mahafantatra fa misy jiro tokoa ao aminy avy amin'ny alalan'ny fiteniny,ny asa ataony,ny fiainany iray manontolo mihitsy ka
Maro ny fisedrana mandalo amin'ny fiainantsika ary ita taratra isan'andro izany,ny mahafaly kosa dia rehefa mahay mamela heloka ny hafa na mangataka famelan-keloka amin'Atra rehefa nisy tsy nety natao ary mahay mivavaka ireny olona mbola tsy manana an'Atra ireny sy ireo izay mbola manda sy mbola tsy mino azy ireny satria Atra mahay manova ny fon'ny olona
ilay hoe voahoso-potaka sy voatora-bato aloha dia toa tsy mivandravandra fa fantatra fotsiny fa manohitra ny tenin'Atra foana ny olona tsy manana azy ary indraindray koa mangetaheta izy dia maro no zavatra eritreretiny fa tsy mitovy ny eritreriny ka anjarantsika no mizara izany araka ny fahasoavana nomen'Atra antsika tsirairay avy, mety hoe manam-pahaizana,manana fahalalana ? eny angamba ,tsia angamba .fa ny fahendrena nomen'Atra ny olona dia avy aminy irery ihany ary tsy hisy afaka andrombaka izany ,tsy tazomina ho antsika irery koa anefa fa zaraina ho an'izay mandray an'izany
Raha tsy manana an'i kristy izy ataony ahoana no hino ny teniny satria tsy fantany ary tsy ho azony ka ataony ahoana tokoa moa no ahazoany ilay teny.
Fa raha toa kosa ka mangetaheta izy ka mangataka aminy ny fanahy masina mba anazava azy dia ho fantany tokoa ny tenin'Atra.
Dia ho an'iza izany ilay teny zaraina lava eto?
Atra mahay ny zavatra rehetra ka misy antony avokoa no mahatonga antsika eto,nomeny fahasoavana mizara,dia mizara,nomeny fahasoavana ampahery ny hafa dia mampahery..Maro fa anjarantsika no mijery izany sy mangataka aminy mba asehony amintsika
2- Ahoana izany fahazavan'izao tontolo izao izany ?
--> "Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra." : Fankatoavana ny tenin'i Jesoa Kristy, ka mahatonga ny olona hahita an'i Jesoa Kristy eny @ mpankato
Ny trano rehefa alina ny andro dia maizina raha tsy misy jiro mirehitra saingy raha misy taratra hazavana kosa ao an-trano dia ita tsikelikely izany hazavana izany ary farany dia mazava ny andro.dia toa izany koa izay mangetaheta ilay jiro,toa izany koa ireo manana jiro satria manazava ny manodidina azy izy,eny fa na misy aza ny manampina ny jiro ,tsy maintsy misy hazavana foana ka
zavatra mitranga matetika tokoa izany ,
fanoharana : Indray Asabotsy hariva teo am-pivarotana iray aho no nisy zazalahy nangataka "vola Ar 100 hividianana vary" (hoy izy), ny tenin'i Jesoa no tadidiko avy hatrany manao hoe "[color=blue]Omeo izay mangataka aminao[color]"[Matio 5:42a]. Tonga dia vonona ny hanome aho izany satria tenin'ny Tompo izany, tsy hoe satria mampalahelo ilay zazalahy, na koa hoe izaho no tsara fanahy, fa satria Jesosy no miteny hoe "omeo". Rehefa hanome iny aho dia hoy ilay ramatoa teo akaiky teo hoe "nen'ireo manao an'izao foana isanandro, avy eo izy izao dia manketsy indray dia mangataka amin'olona hafa ery koa". Na dia nandalo tato anatiko aza ny fisainana fitsarana fa tsy mampite hanome io zazalahy fetsifetsy io, dia nomeko ihany noho ny tenin'i Kristy. Iray @ireto no mety ho réaction an'ilay ramatoa :
Ny ahy indray aza olona nilaza fa maty ny reniny dia nanome vola azy daholo ny olona teny ambonin'ny train ,afaka herinandro mahery indray dia izay ihany no nataony ary nasiany teny espagnol kely indray aloha ka nolazaina fa andeha andevina ny reniny izy fa tsy manambola andevenana,mitondra valisy kely mihitsy izy an
Ary farany indray efa elaela dia nanova famindra indray izy ,mody nikapilapila izany ary tena kenda ny tena nahita ny hafetseny sady nalahelo no nitsetra
mampalahelo indraindray kanefa tsy afaka ny hitsara ny tena fa nanome
Ny ahy indray dia rehefa misy dia manome aho fa misy tonga dia miteny hoe ividianany toaka iny ,tsy henoko ilay izy fa nangataka aloha izy dia nomeko fa loza ho azy raha miteny izy hoe noana kanefa ividianany sigara na toaka
na manome aho dia nanome amin'ny fo tsy misy latsa ,na tsy nanome dia tsy mitsara ihany koa
misaotra rzaka
27. ikaretsaka
(
18/09/2009 16:36)
ikaretsaka:
Tsary natao hanafaka ihany I Jesoa ry zaka fa natao hampivelatra sy hi conscientiser koa. Ny olana sy ny somary mampalahelo nefa de mainka voageja ny saham-pivelaran-tsain'ny "kristianina" sasany
Karaha soavalim-boatiry asiana ilay tapi maso iny
Raha afaka manko isika ka tsy tonga saina (tsy conscient).. de mitovy foana @ tsary afaka ihany ary hiverina ho voageja sy mainka hiha-pire aza..na hiverina injato amberivo "hanafaka" aza ny Tompo...
Indray ihany anefa I lery no tamy.
28. rakaroka
(
18/09/2009 19:29)
[quote=niryna]
Aza hadino fa i Jesoa en personne no nanomboka nanenjika ny olona nanao zavatra @ "anarany" ka tsy mifanaraka t@ sitrapon'ny Ray . Donk mbola manantitra fa TSY izay manao tompoko tompoko hono tompoko ô dia "izy" avokoa fa mbô fantaro tsara fa misy misalotra anarany anefa rehefa zohina ny fototry ny fampianarany tena tsy izy ka!
hoy kristy hoe enjehin'ny olona hianareo noho ny anarako
Aza hadino fa i Jesoa en personne no nanomboka nanenjika ny olona nanao zavatra @ "anarany" ka tsy mifanaraka t@ sitrapon'ny Ray . Donk mbola manantitra fa TSY izay manao tompoko tompoko hono tompoko ô dia "izy" avokoa fa mbô fantaro tsara fa misy misalotra anarany anefa rehefa zohina ny fototry ny fampianarany tena tsy izy ka!
29. ikaretsaka
(
18/09/2009 19:35)
Aza hadino fa i Jesoa en personne no nanomboka nanenjika ny olona nanao zavatra @ "anarany" ka tsy mifanaraka t@ sitrapon'ny Ray . Donk mbola manantitra fa TSY izay manao tompoko tompoko hono tompoko ô dia "izy" avokoa fa mbô fantaro tsara fa misy misalotra anarany anefa rehefa zohina ny fototry ny fampianarany tena tsy izy ka!
namaste
31. rakaroka
(
20/09/2009 21:13)
Tsy fomba kosa raha ny marina ny milaza tena! saingy "inoako" fa ny tsi1/1 eto dia manana ilay "jiro" hazavana kely ,ahatsiarovako ity hira fony fahatanorako hoe
jiro kely ihany no mba nananako
anefa mbola hitombo izany...
jiro kely ihany no mba nananako
anefa mbola hitombo izany...
33. soanja
(
21/09/2009 01:14)
majesty:
Fanontaniana :
Iza aminareo ary no sahy milaza fa tena fanasin'ny tany e ???
Inona moa ny misakana ahy tsy hilaza fa FANASIN'NY TANY NY FIAINAKO! Izaho no fantsom-pitiavan'Andriamanitra, izay avy amiko dia hinoako fa ho famokarana sy firoboroboana. Ampiasaiko ny tsiron'ny tany sy andon'ny lanitra hiara miasa amiko amin'izany. Fanetretena kosa no sisa azoko rehefa vita izay asa natao. Satria hanao veloma ny tany aho ary tsy ho tadidy akory izay anarako. Ampy ahy izay diako teto. Isaorako Andriamanitra nandefa ahy taty!
Ianao koa dia fanasin'ny tany! Matoa ianao tonga eto an-tany dia mihevitra Andriamanitra fa ho fantsom-pitahiana ianao. Isika REHETRA no miaramiasa amin'ny fitoniana sy fitiavana no fanetriben'ny fiainana. Tsy misy ambony sy ambany ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Mitovy tanteraka fa ny asantsika kosa dia samy manana ny fisehony avy!
Mahereza mijery miatrika ny momba anao ary aza hadino miandrandra fisaorana amin'izay rehetra fahasoavana tsapanao sy tsy tsapanao!
34. majesty
(
21/09/2009 04:16)
rakaroka :
mety misy mahamarina azy ihany izany fa matetika ihany koa misy antony manokana (negatif) ny mahatonga an'ilay tsy fahasahiana miteny fa hoe "fanasin'ny tany" dia ilay jiro kely atao any ambany latabatra dia tsy ampy ahazava ny trano manontolo
Tsy fomba kosa raha ny marina ny milaza tena! saingy "inoako" fa ny tsi1/1 eto dia manana ilay "jiro" hazavana kely ,ahatsiarovako ity hira fony fahatanorako hoe
jiro kely ihany no mba nananako
anefa mbola hitombo izany...
mety misy mahamarina azy ihany izany fa matetika ihany koa misy antony manokana (negatif) ny mahatonga an'ilay tsy fahasahiana miteny fa hoe "fanasin'ny tany" dia ilay jiro kely atao any ambany latabatra dia tsy ampy ahazava ny trano manontolo
36. rakaroka
(
21/09/2009 19:34)
Tsy "fahendrena" loara angamba ilay miseho ho "hazavana" ao anaty fifanipahan´ny fironana samihafa!
Tsaroako ireo "maritiora maro" nilofika vokatr´izany! sa izay mihitsy ve ilay "tanjona"?
Tsaroako ireo "maritiora maro" nilofika vokatr´izany! sa izay mihitsy ve ilay "tanjona"?
37. cutie
(
21/09/2009 22:08)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 20-09-2009 06:56:36
Lohateny : Re : Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
Fanontaniana :
Iza aminareo ary no sahy milaza fa tena fanasin'ny tany e ???
isika rehetra no tena fanasin'ny tany ka in ndray :-D
38. soanja
(
21/09/2009 22:43)
rakaroka:
Tsy "fahendrena" loara angamba ilay miseho ho "hazavana" ao anaty fifanipahan´ny fironana samihafa!Tsaroako ireo "maritiora maro" nilofika vokatr´izany! sa izay mihitsy ve ilay "tanjona"?
Ny fahendrena dia miankina lalandava amin'ny zavamisy eo amin'ilay toerana iatrehana ilay fiainana. Ny fahendrena any Tana ohatra hitako dia ilaina ny mipiripirina sy tsy tazana loatra nefa ao ambadika ao miasa mafy ihany hatratrarana tanjona. Ny Fahendrena ao Diego anefa dia tena ilaina mihitsy ny ahafahanao manasongadina ny zavatra tena hainao sy mahaizy anao ary tsy isalasalana ny fivoakany avy any fa dia mivatravatra be indraindray, nefa dia norma izany any. Ny Fahendrena an-toeran-kafa dia hafa koa. Aty Amerika aty aminay moa dia tsy tazana ianao raha miafinafina e. Tsy hoe hisehoseho hanambany olona akory, fa ny mahaizy anao kosa dia aza asitrika mihisty fa izay ny momba anao. Vonona ny hiatrak'izany ny rehetra satria samy mahalala fa samihafa isika. Ny hoe hanambaka namana kosa aloha amin'ny tsy izay ianao nefa miseho ho ianao dia misy koa io ary ataoko hoe kilema izany ho ahy izay zatra mifandray amin'olona ary maka azy tsotra nefa indraindray voafitaka ihany. Soa anefa fa tsy matory intsony ny tena dia tsy mampaninona izany raha mitranga fa fiainana izany ary samy mahazo lesona amin'izay niainany ny olona amiko.
Koa noho izany dia raha mahatsapa ianao fa fanasin'ny tany dia izay ianao ka! Tsy ho anjely isika ary tsy ho mpanota lava araka izay lazain'ny hafa. Tsia. Ilaina ianao. Nomen'Andriamanitra anao daholo ny sikajy mba ho ampiasainao hanasoavana anao sy ny hafa ary ny taranaka. Zavadehibe ianao. Ianao no manelanelana ny natiora sy hafa. Atreho ny adidy ampitiavana hatrany!
