Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao

41. rakaroka ( 22/09/2009 19:34)
Asa aloha e! Arakaraka ny toerana tokoa io ary tsy hoe maha xtiana na amerikana sns an! satria tsaroako tsara ilay mpitory Amerikana nanana "mission 'ndeha hitory @ faritra be "arabo" izay fa "NIHEMOTRA" rizareo dia nofohanany ilay "Mission"! fony nandaroka an'i Afagan i Bush. Reko koa fa noho ny "sehon-dresaka nataon'i Pape" dia nisy "victimes" vitsivitsy tetsy sy teroa ary misy "faritra tsy isehoana mihitsy aloha, ka raha te
te hiseho ho fanasin'ny tany ianareo dia tsy ny efa mazava akory no tsilovy izany satria toa mipasoka ny efa malama fa mandana @ ireny faritra ireny!
42. ikaretsaka ( 22/09/2009 19:46)
ny fahitako an le izy rakaroka de hoe misy obligation hanao ilay missionianao @ le hoe mandehana... sy hoe matoa napetraka @ ze toerana misy anao hi evoluer-nao

saingy tsary voatery hoe le fika raika maty paika iny ihany no fomba hanaovanao ilay "mission" fa marobe..
zay no mahavoa ilay "mpino" sasany sy le lalantokana
43. rakaroka ( 22/09/2009 20:08)
Ilay izy "ny atao sy "fiaina" no itarafana ilay hazavana fa tsy ny "fivolanana akory hoe "'za no hazavana!" . Ka non sens ilay izy raha manoloana ny "finoana samihafa samby mitana ny maha-izy azy! Tsapako mihitsy ny "difficulté aterany ka. Tahaka ny eto @ misy @nay izao, 'za isan'ny ao @ membres pour l'assise de la ville eto. Dia ny mapmé ahy "blem" ny mitady trano ivoriana eto, anefa 'za mahazo "gratuit" aza saingy tsy maintsy "hajaina fa "ilaina "neutre" @ fombafombam-pivavahana satria tsy mitovy izany! Ny gasy anefa somary zatra manomboka fotoana @ fotoam-pivavahana izay , dia tsy tafa @ ilay izy!
Tsy sehatra "fampisehoana" ny finoana ny sehatra maro eto fa sehatra "ifanajana" ny "diversité" mba hikajiana" ny "harmonie!"
44. cutie ( 22/09/2009 20:22)
Tsy sehatra "fampisehoana" ny finoana ny sehatra maro eto fa sehatra "ifanajana" ny "diversité" mba hikajiana" ny "harmonie!"

amen :)
45. ikaretsaka ( 22/09/2009 21:23)
Ilay izy "ny atao sy "fiaina" no itarafana ilay hazavana fa tsy ny "fivolanana akory hoe "'za no hazavana!"


namaste
46. majesty ( 23/09/2009 04:51)
ika :
ka voatery sa tsy voatery "hilaza"?..


ny mpaminany sy ny apostoly sy Jesoa toa nilaza miharihary ny momba azy.
Izahay no apostoly hoy ny sasany, izaho no mpaminany nirahin'i Jehovah hoy ny hafa, Izaho no lalana sy fahamarinana hoy ny anankiray.Koa inona no olana tsy ilazana hoe izaho no fanasin'ny tany ?

Ka voatery sa tsy voatery ???
47. bor2lais ( 23/09/2009 08:06)
"Hianareo no fanasin'ny tany ..."

Fandraisako azy : noho ianareo dia ho lasa masina ny tany ...

Izany hoe ianareo no ilay vongantsira arotsaka ao amin'ny "matsatso" mba ahalasa azy ho "fy" (tsara)

Mahatsiaro ilay hatak'i Abrahama ho an'ny Sodoma sy Gomora : raha mba nisy vitsivitsy (ialako tsiny fa tsy tadidiko ny isany) marina (masina) tokoa tao dia ho namindra fo taminy Andriamanitra (lasa masina daholo ny iray tanàna).

Fomba fijeriko ihany anefa io an !
48. ikaretsaka ( 23/09/2009 14:14)
Dia izay haha "fy" ny tany sy "hampazava" azy no katsaho sy ataovy fa tsy ny filazana hoe zahasy sira na zahay labozia
49. ni81 ( 23/09/2009 14:54)
Dia izay haha "fy" ny tany sy "hampazava" azy no katsaho sy ataovy fa tsy ny filazana hoe zahasy sira na zahay labozia
:-D :-D :-D
ka ny baiboly no nilaza io hoe "ianareo no fanasin'ny tany io "kosa koa! tsy hitako izay mahatonga ny olana @ ilay resaka...
50. rakaroka ( 23/09/2009 15:02)
majesty:

ika :
ka voatery sa tsy voatery "hilaza"?..


ny mpaminany sy ny apostoly sy Jesoa toa nilaza miharihary ny momba azy.
Izahay no apostoly hoy ny sasany, izaho no mpaminany nirahin'i Jehovah hoy ny hafa, Izaho no lalana sy fahamarinana hoy ny anankiray.Koa inona no olana tsy ilazana hoe izaho no fanasin'ny tany ?

Ka voatery sa tsy voatery ???



Tsy voatery ka! Tsy hoe nanao izao sy izao ranona dia hanarak'efa koa aho, d'autant plus samy manana ny vanim-potoana sy "contexte" nisiana. Tsy hoe ohatra nahafatifaty ny nijery ilay sipa nanao bikini dia iny koa aho fa hanao , anefa 'za io eto @ ville, izy any amoron-dranomasina! "arakaraka ka....
Misy fotoana aza toa mampianatra izy fa ataovy ao @ mangingina ny vavaka!
51. ikaretsaka ( 23/09/2009 15:46)
Sady niasa ny apostoly ramajesty no nilaza fa tsy nilaza fe nilaza fotsiny a.
52. cutie ( 23/09/2009 21:14)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 20-09-2009 06:56:36
Lohateny : Re : Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
Fanontaniana :

Iza aminareo ary no sahy milaza fa tena fanasin'ny tany e ???

i majesty sao mbola tsy namaly mitsy fa laozana be resaka eo fotsiny :-D
53. bor2lais ( 24/09/2009 06:36)
ikaretsaka:

Dia izay haha "fy" ny tany sy "hampazava" azy no katsaho sy ataovy fa tsy ny filazana hoe zahasy sira na zahay labozia

------

Miantefa amin'"Ise" koa io teny io !



:D
54. ikaretsaka ( 24/09/2009 10:03)
Efa ela io r' "ianona" no niantefa taty fa "ty" ve ahoana e! zay no ampirehetako an "tenisany" hazava tsara sy hanasiako sira azy foana...
:-D
55. bor2lais ( 24/09/2009 10:22)
HS kely
Sao dia tsy mahazo resaka aza Ise fa ny ahy ilay Ise = Iserrure = Ikaretsaka = Ika !
Mazava amin'Ise ve sa mila "tiavina" na "tenaina" izato Ise ?
:D
56. ni81 ( 24/09/2009 10:44)
Efa ela io r' "ianona" no niantefa taty fa "ty" ve ahoana e! zay no ampirehetako an "tenisany" hazava tsara sy hanasiako sira azy foana...
HS kely
Sao dia tsy mahazo resaka aza Ise fa ny ahy ilay Ise = Iserrure = Ikaretsaka = Ika !
Mazava amin'Ise ve sa mila "tiavina" na "tenaina" izato Ise ?
=)) =)) =))
57. ikaretsaka ( 24/09/2009 16:40)
bor2lais:

HS kely
Sao dia tsy mahazo resaka aza Ise fa ny ahy ilay Ise = Iserrure = Ikaretsaka = Ika !
Mazava amin'Ise ve sa mila "tiavina" na "tenaina" izato Ise ?
:D

samihafa kosa ny Ikaretsaka sy ny Iserrure Ra borde a.. sa nareo tsymahay manavaka Karetsaka @ Vachette?
aleoko r"ianona "Tiavina" sy "tenaina" toy izay "sesefana" kle... mba kozy e

58. cutie ( 24/09/2009 18:17)
ahitana hatsikana mitsy ty raha ty ny iafarany :-D
59. ikaretsaka ( 24/09/2009 18:44)
ka ry zareo ihany io tsy mahay manavaka io ko :P
60. cutie ( 24/09/2009 22:32)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0607