Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
61. bor2lais
(
25/09/2009 06:40)
Hoy "Ise" hoe :
"samihafa kosa ny Ikaretsaka sy ny Iserrure Ra borde a.. sa nareo tsymahay manavaka Karetsaka @ Vachette?"
----
Hay ve ! Noheveriko fa "marika" karetsaka anie izany "ombivavy kely" izany hatramin'izay e !
:D
--------
Hoy indray "Ise" hoe :
"aleoko r"ianona "Tiavina" sy "tenaina" toy izay "sesefana" kle... mba kozy e"
----
Ouz'iz "Ise" ve ?

62. fahamarinana
(
25/09/2009 08:01)
:arrow: bord2lais : avilao lasy teo r'ise fa ho valaka hanazava eo ise a!
Za ndray ry namako isany ato raha manao "ise" anareo dia tena ise zay ,ilay namako sy amin'ny izay lazaiko hoe namana rehetra ato !hahhahha !
Fa raha hi"tena" olona kosa aloha dia ilay azoko lazaina fa tsy namako sy tsy dia ankafiziko ! odoie ! :-P
Misy raha latera an,misy karazany ny olombelona ! Mahereza aby o ! :D (l)

63. ni81
(
25/09/2009 08:23)
Misy raha latera an,misy karazany ny olombelona ! Mahereza aby o !aza kivy aza ketraka e! :)
65. cutie
(
25/09/2009 19:01)
zao ve ny atao we fanasin'ny tany :-D :-D :-D
63. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 25-09-2009 19:14:03
Lohateny : Re : Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
tenisany hoa
66. rakaroka
(
25/09/2009 20:34)
:-D =)) :-D Gravy ihany koa ity samby nanana ny nitaizana ity , ny tsinontsinonn @ sasany, fanasin'ny sasany, etc, tsa hay 'tsony e!
67. ikaretsaka
(
25/09/2009 22:01)
le isy ange rakaroka tsy maninona fa le toetra efa lazaina hoe aza atao nefa mbola manao ihany no mainka .. dia tsary mahatanty le 1 avy eo rehefa manao le 1 hoe eny ary koh
68. cutie
(
28/09/2009 00:07)
:-D :-D :-D :-D
tsy hahavonjy anareo ty finoanareo ty raha zao no mitohy
tsy hahavonjy anareo ty finoanareo ty raha zao no mitohy
69. ikaretsaka
(
28/09/2009 02:00)
de tsy hovonjenao ve izy ra "Tiaviko, Tenaiko sy sesefako" :-D :-D
73. ikaretsaka
(
28/09/2009 02:33)
BNord> samihafa ngamba ny teny frantsay hoe "verrou" sy "serrure"... sa mitovy @ anona?
75. ikaretsaka
(
28/09/2009 04:30)
fa tebna mampitokelaka be nga le pince-sans -rire-ko ry cutie :^)
76. bor2lais
(
28/09/2009 07:00)
ikaretsaka:
BNord> samihafa ngamba ny teny frantsay hoe "verrou" sy "serrure"... sa mitovy @ anona?
-----------
Manao ahoana "Ise" ? Salama tsara ihany ve ?
Ho amin'"Ise" anie ny fiadanan'ny Tompo !
77. ni81
(
28/09/2009 07:06)
Manao ahoana "Ise" ? Salama tsara ihany ve ?=D>
Ho amin'"Ise" anie ny fiadanan'ny Tompo !
79. rakaroka
(
28/09/2009 15:57)
ha!ha!ha! 'lay fiadanana gné ry Ika ho an'ny "ise" fa tsy ry "âne" na tenisany :-D :-D :-D 'zany!