Ampidiro aloha ny tenimiafina
nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
1. Ratoa
(
07/08/2009 23:53)
Nahoana ny pretra sy masera sns no tsy manambady? Voararan'ny soratra masina ve izany? Ahoana ny aminy?
répondu par ni81 le 20/08/2009 10:14
2. ikaretsaka
(
08/08/2009 00:34)
sy nandrara ny soratra masina fa kosa "ni suggerer" hoe tsara raha tsy manambady ny mpanao asan'Atra, araka ny hafatr'i Md paoly ao @ 1Kor 7, 24-35..
de resaka practical koa le izy
arak'io dia moramora kokoa raha selibatera satia tsy hiraharaha sy hifantoka @ zavatra hafan'ny tany toy ny vady aman-janany izy ka lasa hametraka ny fianakams ambonin'ny affectation raha ohatra hoe voatendry izy..
ary io no anisan"ny anton'ny fizarazarana @ fiangonana tsy katolika matetika... satria raha ohatra ka voatendry hitandrina any an-toerana hafa (Ikongo ohatra) Rapasy nefa ny Vady aman-janany ohatra efa niorim-ponenana (tana ohatra) dia le lasa mitarika rebellion de ny tombotsoany sy ny fianakaviany no katsahiny mialoha, dia fihatahana @ le foibe fa lasa manangana sectes kely sns..
dia maika mandika ilay tenin'Atra manao hoe ity aho iraho aho , sy ny fanoloran-tena nivoadiany hoe ze andefasana azy!

4. fahamarinana
(
08/08/2009 08:28)
:arrow: ni :misaotra tamin'ny rohy ,mbola tsy arako ndray iny !
Rtoa :tahaka ilay fanontaniana hoe ,maninona ny protet no tsy manao signe fe croix sns sns ....izay ilay mifehy ny Fiangonana tsirairay !Misy antony tsy haintsika,za aloha no lazaiko eto an ! :) (l)
Rtoa :tahaka ilay fanontaniana hoe ,maninona ny protet no tsy manao signe fe croix sns sns ....izay ilay mifehy ny Fiangonana tsirairay !Misy antony tsy haintsika,za aloha no lazaiko eto an ! :) (l)
5. ni81
(
08/08/2009 08:52)
ni :misaotra tamin'ny rohy ,mbola tsy arako ndray iny !Tsisy fisaorana ry faha a!
Rtoa :tahaka ilay fanontaniana hoe ,maninona ny protet no tsy manao signe fe croix sns sns ....izay ilay mifehy ny Fiangonana tsirairay !Misy antony tsy haintsika,za aloha no lazaiko eto anmiala tsiny fa ho raisiko ho ahy koa io resaka io, satria marina mihitsy fa maro ny zavatra tsy fantatsika @ ireo finoana maro misy eto ambonin'ny tany, ka mety ny hilazan'ny tsirairay sy hitondrany ny heviny eto. @ zay dia mba samy mandray ny sahaza ho azy ny tsirairay, ka ireo efa nahalala sy nanao fandinihina manokana t@ zany dia tsy tokony tonga dia hisendaotra :? rehefa mahita ny dinika misokatra.
6. ikaretsaka
(
08/08/2009 17:34)
Fanamarihana kely fotsiny aloha..ny fiangonana katolika sasany any eoropa antsinanana ,indrindra t@ andron'ny communisme sy mbola nampatanjaka ny sovietika dia nanana sata nifehy azy manokana na katolika aza. Ary izao izy ireo dia misy efa mifanantona @ ny any roma ary mifampi se reconnaitre tsikelikely ny 2 tonta satria betsaka ny zavatra iraisana
7. Ratoa
(
08/08/2009 18:21)
manao ahoana daholo
Sanganehana ihany aho mamaky ny vali-teninareo. Ao @ io toko lazain’ikaretsaka io dia manoro lalàna i Paoly apostoly mba ialàn’ny mpino amin’ny fahafinaretana sy ny filan’ny nofo. Marina fa voalaza fa izay tsy manambady mihahy bebe kokoa ny an’ny Tompo. Fa tsy nahita toerana aho milaza hoe tsy tokony hanamby ny mpino voafidy hitarika na ny apostoly na mpitandrina.
Ity ohatra entiny anazavana ny herin’izao tontolo izao koa tsy mandresy lahatra ahy fa hitako ho maivana (tsy ampy hery). Ny mari-marina kokoa angamba dia ny fomba fandraisana na fazahoana ny votoati-teny no manakorontana. Eo koa ny fiaraha-monina na «contexte» izay manoro (?) izay mety hatao. Jereo ny ohatra nasehon’i ni81. Matetika dia hevitra lali-paka tsy mifankahazo no mampisara-bazana ny mpianakavy. Azo raisina ho mpianakavy ny Kristiana rehetra. Ny amin-dRapsy, azo atao hoe izy mivady mandeha mamonjy ny ministerany satria izy no voahiraka. Ny ankizy azo ajanona amin’ny Havana na atao kilasy mandry. Ny misiona matetika manana izany kilasy mandry izany. Tsy ny zanany no voahiraka. Misy koa mpitandrina na misionera manambady fa minia tsy miteraka mba ifantohany bebe kokoa amin’ny asa nanirahana azy.
Ny amin’ny prostesta indray, dia ny «reformation», izay nanosika ny olona hamaky sy hamakafaka ny Baiboly no nanatanteraka ny fandrarana ny fisehoana ety ivelany rehetra tahaka ny sary (I Tim. 2:5) sns. Voarara ny Baiboly sy ny didy folo izany.
Fa hiverina aty @ lohateny isika.
Mbola tsy nahita aho toerana iray ao amin’ny Baiboly mandrara ny fanambadian’ny mpitondra fiangonana. Misy ireto zavatra roa lohaireto tiako entina eto:
1°) Misy olona anefa mitoky teny fa voarara mafy izany eo amin’ny katôlika. Voraran’ny soratra masina
2°) Misy anefa pretra mahalala vehivavy (ny momba ny masera indray dia mbola tsy nandrenesako feo ), mandihy, misotro zava-pisotro mahamamo ary misy amin’izy ireo no miteraka mihitsy.
Nisy olona nilaza tamiko fa rehefa permissionnaire ny praitra ka tsy manao ny akanjony (soutane) sy ilay col kely fotsifotsy iny, dia olon’izao tontolo izao izy ka mahazo mihaina tanteraka tahaka ny olona rehetra, tahaka aho sy ianao.
Ahoana ny amin’izany? Tsy mijangajanga ve izy? Ahona ny amin’ilay olna iarahany? Mahazo manambady ve izy? Ady hevitra be io izao eo anivon’ny fiangonana katôlika.
Andriamanitra anefa manafatra mafy hoe «aza mijangajanga» (didy folo)

8. niryna
(
08/08/2009 18:46)
Ratoa:
Nahoana ny pretra sy masera sns no tsy manambady? Voararan'ny soratra masina ve izany? Ahoana ny aminy?
ny hoe voararan'ny soratra masina aloha dia tsy aiko fa mety sitrapony ilay izy fa raha toa ka terena no zavatra hafa,misy olona natao anambady,misy ny tsy manambady fa raha manambady izy dia maro no zavatra sahaniny noho izy tsy manambady afaka manompo be be kokoa an'Atra
ny soratra masina anefa tsy mandrara izany fa toy ny safidy rehetra io ,izay no fahazoako azy an
ny ankohonana koa mbola raharaha be manaraka ny arabe manapaka tsara ny ankohonany,mampanaiky ny zanany amin'ny fahamaontinana tsara (fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany,hataony ahoana no fitandriana ny fiangonan'Atra ?) 1 Tim 3:4-5
ka amiko dia safidin'ny tsi11 io sy araka ny fiangonany satria samy manana fombafomba daholo ny fiangonana .Ny finoana an'i kristy no tena zava-dehibe,ny fampahafantarana ny mpiangona fa tsy misy lalana hafa ahazoana famonjena afatsy avy aminy irery ihany dia efa ampy ny rehetra.
Raha toa kosa ka mandrara ny olona tsy anambady ny fiangonana iray dia efa voasoratra ao anatin'ny soratra masina izany
10. Ratoa
(
08/08/2009 22:16)
Hoy i nyrina
Ahoana moa izany? Toa mifamadika amin'ny voalazanao etsy ambony.
Raha toa kosa ka mandrara ny olona tsy anambady ny fiaangonana iray dia efa voasoratra ao anatin'ny soratra masina izanynohitr
Ahoana moa izany? Toa mifamadika amin'ny voalazanao etsy ambony.
11. ikaretsaka
(
09/08/2009 02:51)
ao @ io toko lazain’ikaretsaka io dia manoro lalàna i Paoly apostoly mba ialàn’ny mpino amin’ny fahafinaretana sy ny filan’ny nofo. Marina fa voalaza fa izay tsy manambady mihahy bebe kokoa ny an’ny Tompo. Fa tsy nahita toerana aho milaza hoe tsy tokony hanamby ny mpino voafidy hitarika na ny apostoly na mpitandrina.
Raha mijery ny olana nisy tao Korinto t@ izany fotoana izany ianao dia nahalala fa ho an\'ireo olona mitondra fiangonana ireo fa tsy ho an\'ny mpino faobe fotsiny, ivereno vakiana sy fantarina ny contexte t@ izany fa aza tsimponina fotsiny....
Fa tsy nahita toerana aho milaza hoe tsy tokony hanambady ny mpino voafidy hitarika na ny apostoly na mpitandrina.
\"Tsara kokoa ho azy ireny ny manao toa ahy (izany hoe tsy manambady) \' hoy i Md Paoly...(1kor 7 38)
(Matio 19, 10-12)
Ny amin-dRapsy, azo atao hoe izy mivady mandeha mamonjy ny ministerany satria izy no voahiraka. Ny ankizy azo ajanona amin’ny Havana na atao kilasy mandry.
mora tenenina le izy fa firy % amin ny zanaka pasy na pasy manan-janaka no manao an\'io...
any amintsika moa tsy de betsaka ny statistika , fa vao namaky tsy ela ny fanadihadiana natao taty USA sy Canada ahako fa:
-1500 isan-taona ny pasitera na miala @ ilay foangonana nanokanana azy ka manokatra fiangonana hafa (secte) vaovao vokatr\'io hoe tsy manaiky hiasa any an-tany hafa rehefa affecte izy mianakavy..
-2/3 ny pasitera affectedia miala tsy ho pasitera intsony
-14 Taona eo ho eo ny halavan\'ny taona maha pasitera ny pasitera 1 dia miala izy vokatr\'io
-pasitera 8 amin\'ny 10 ka manambady affecte dia manana probleme @ depressions sy tsaboana amina olana mifandraika @ izany
-80% n\'ny Pasitera no milaza fa tsy ampy ny fotoanany ho an\'ny vady amanjanany...
(Loharano nahitana an\'io statistika io Pg 25-26, Focus on the Family canada Magazine, June 2007)
Ny amin’ny prostesta indray, dia ny «reformation», izay nanosika ny olona hamaky sy hamakafaka ny Baiboly no nanatanteraka ny fandrarana ny fisehoana ety ivelany rehetra tahaka ny sary (I Tim. 2:5) sns. Voarara ny Baiboly sy ny didy folo izany.
Fa hiverina aty @ lohateny isika.
tsy nitondra na nanosika ny olona hamaky baiboly ny reformation fa nitondra ny olona hitsimpona izay andalana metimety taminy ao anaty baiboly ka hanary na hanao mody fanina izay somary tsy metimety ..
Momba ilay points anankiroa anao , vao tsy ela ny teto USA no nisy scandale be momban\'op ...fa niala tsy ho pretra aby ireo nanao izany....
12. niryna
(
09/08/2009 03:37)
ikaretsaka:
Dia ahoana kay ny fihevitr'i niryna ilay ao @ 1kor 7, 24-35?
aoka ny olona mitoetra toy izao ihany hoy paoly,manambady hianao aza misaraka ,tsy manambady aza mitady vady...mazava tsara izany ry ika a,araka ny teneniko eo ambony hoe izao anjara nomen'Atra anao no aoka ho tazominao,misy olona manambady kanefa tsy miteraka, tsy tokony anome tsiny an'Atra izy ,eny fiainana izany fa matoa isika rehetra tonga ety an-tany dia nataon'Atra andray anjara avokoa amin'ny fanompoana azy.Mety misy tsy mino izany isika,we are here for purpose of God,misy antony avokoa no mahantonga antsika ety an-tany.Tsy miteraka izy,izay no anjarany ary vao noresaka izany izahay tao am-piasana fa ny fianakavian'ilay ramatoa hono efa misy dimy no tsy miteraka ary ny zanany vavy vao maty vady tanora ary izao isika miteny izao ankizy folo no eo ankohonany ary tena tia azy avokoa ireo zanan'ny havany ireo.Toa izany koa ny olona iray,raha manambady izy ,izay no anjarany ,tsy manambady izy ,efa izay no anjarany tsy misy afaka ny ampiakatra na ampidina ny anjara,miandry an'ilay right guy,tsy maninona izany,fa tsy misy teny ao amin'ny baiboly hoe aza manambady fa miteny kosa ny baiboly amin'ny fananarana hoe misy aminareo mampianatra vilana ka mandrara ny olona tsy anambady na mifady sakafo. Andraso fa mbola hitsimponako an'io ika,izay no ilaina amin'ilay tsimpona mba anaporofoana fa voasoratra ao anatin'ny tenin'ATra avokoa izany
13. niryna
(
09/08/2009 04:18)
niryna:
]Raha toa kosa ka mandrara ny olona tsy anambady ny fiaangonana iray dia efa voasoratra ao anatin'ny soratra masina izany
Ratoa:
Ahoana moa izany? Toa mifamadika amin'ny voalazanao etsy ambony.
Ny fandrarana ny olona tsy anambady dia efa voasoratra fa tsy tokony ho raranA ny olona ka ,izay no tiako tenenina ,mazava ve ?
raha sitrapony hoy aho no tsy te hanambady dia aleo izy tsy manambady fa raha toa kosa ka milaza izy hoe tsy manambady fa noraran'ny fiangonana dia tsy misy an'izany ao anatin'ny baiboly .izay angamba no mazava
Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany;
4 ary hampiala ny sofiny amin'ny teny marina tokoa izy ka hivily ho amin'ny anganongano.
5 Fa hianao kosa mahonona tena amin'ny zavatra rehetra, miareta fahoriana, ataovy ny asan'ny evanjelista, tanteraho ny fanompoanao.
3 Car il viendra un temps où les hommes ne supporteront pas la saine doctrine; mais, ayant la démangeaison d`entendre des choses agréables, ils se donneront une foule de docteurs selon leurs propres désires,
4 détourneront l`oreille de la vérité, et se tourneront vers les fables.
5 Mais toi, sois sobre en toutes choses, supporte les souffrances, fais l`oeuvre d`un évangéliste, remplis bien ton ministère.
3 For the time will come when they will not listen to the sound doctrine, but, having itching ears, will heap up for themselves teachers after their own lusts;
4 and will turn away their ears from the truth, and turn aside to fables.
5 But you be sober in all things, suffer hardship, do the work of an evangelist, and fulfill your ministry II TIMOTY 4: 3-5
:arrow: izao no voasoratra ao anatin'ny baiboly ary ity ilay tsimpona ry ika ,aleloia, deraina anie Atra nanome antsika hery ahafantatra ny teniny ka afaka mampiasa izany hifaranaka ny fifampianarantsika eto
AMIN'NY ANDRO FARANY DIA MANAIKY NY FANAHY MAMITAKA NY OLONA
Inona no tiany tenenina amin'izany? sady mampianatra vilana ka mandrara ny olona tsy anambady ary mandrara ny olona tsy ihinankanina ihany koa
1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia,
2 amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.
4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,
5 satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
1 Mais l`Esprit dit expressément que, dans les derniers temps, quelques-uns abandonneront la foi, pour s`attacher à des esprits séducteurs et à des doctrines de démons,
2 par l`hypocrisie de faux docteurs portant la marque de la flétrissure dans leur propre conscience,
3 prescrivant de ne pas se marier, et de s`abstenir d`aliments que Dieu a créés pour qu`ils soient pris avec actions de grâces par ceux qui sont fidèles et qui ont connu la vérité.
4 Car tout ce que Dieu a créé est bon, et rien ne doit étre rejeté, pourvu qu`on le prenne avec actions de grâces,
5 parce que tout est sanctifié par la parole de Dieu et par la prière.
1 But the Spirit says expressly that in later times some will fall away from the faith, paying attention to seducing spirits and doctrines of demons,
2 through the hypocrisy of men who speak lies, branded in their own conscience as with a hot iron;
3 forbidding marriage and commanding to abstinence from foods which God created to be received with thanksgiving by those who believe and know the truth.
4 For every creature of God is good, and nothing is to be rejected, if it is received with thanksgiving.
5 For it is sanctified through the word of God and prayer. I TIMOTY 4 1-5
14. niryna
(
09/08/2009 04:31)
Fa tsy nahita toerana aho milaza hoe tsy tokony hanambady ny mpino voafidy hitarika na ny apostoly na mpitandrina.
ikaretsaka:izany hoe ny faniriany dia aleo tsy tokony anambady raha toa ka mahatandritena toa azy ,saingy maro no tsy nahatandritena dia hoy ny baiboly hoe tsaratsara kokoa no manambady
"Tsara kokoa ho azy ireny ny manao toa ahy (izany hoe tsy manambady) ' hoy i Md Paoly...(1kor 7 38)
(Matio 19, 10-12)
Jereo fa ao anatin'ny tsimpona io ry ika, sa izay tianao ihany indray no tsimponinao tsss
ity ary ny tsimpona fa averikoa indray
Tsimpona ao amin'ny I TIMOTY 4:1-5 io
1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia,
2 amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.
4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,
5 satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
1 But the Spirit says expressly that in later times some will fall away from the faith, paying attention to seducing spirits and doctrines of demons,
2 through the hypocrisy of men who speak lies, branded in their own conscience as with a hot iron;
3 forbidding marriage and commanding to abstinence from foods which God created to be received with thanksgiving by those who believe and know the truth.
4 For every creature of God is good, and nothing is to be rejected, if it is received with thanksgiving.
5 For it is sanctified through the word of God and prayer.
Tsy nisy nandrara izany kristy ary nanambara koa izy fa na inona na inona ohanina ka arahana fitsofana rano dia mahasoa avokoa satria izay zavatra nataon'Atra rehetra dia tsara avokoa.
Tandremo indray aza tenenina hoe izaho mihinana voalovo ,ny olona tsy mihinana voalavo ka raha tonga ao an-tranoko ve izy dia omeko voalavo ooops
tsia raha fantatra mialoha fa tsy te ihinana ilay olona na milaza izy fa fady na amin'ny finoany izany na amin'ny firazanany na amin'ny fahasalamany dia tsy tokony ampandroso ilay sakafo izy mahafady azy na tsy tiany ohanina isika ,mazava
Ny fanambadiana ,na tsy fanambadiana dia tsy misakana ny fandehanana any an-danitra raha toa ka mino an'ilay kristy isika ary mibebaka aminy ka ho voasasany ny fahotantsika ary tsy amerina an'iny intsony koa isika
Ny fihinana na ny tsy fihinanana dia tsy misakana antsika ny tsy andeha any an-danitra koa ,izay rehetra mino ny Zanany no hanana fiainana mandrakizay
Izay no mba kely fantatro.raiso izay metimety aminao ary dingano ny pejy raha toa tsy mety aminao ,hi,hi
15. ikaretsaka
(
09/08/2009 07:30)
De raha manao "reality check".
Iza no niteraka olana bebe kokoa sy hoe anisan'ny nampisaraka. Bedebe ny fiangonana any raha tsy io resaka "fanambadiana sy fianakams io foana?"
Firifiry koa ny vola sy tanim-piangonana mihodina sy hi biznevan'i pasy @ anarany manokana satria nigafy tany ny zanak'i pasy ka pori bola izy sao migadra ilaikely na ramatoa?... mpanori trano aho no nahita izany zavatra izany fa courant be izany
Ary anisan'ny fototr'olana goavana ao @ foibe foana ny fitsinjovana ny tombotsoan'i pasy mianakavy aloha fa tsy ny vahoakan'Atra.... (zanak pasy vavimatoa hanala bacc fa aleo aloha ho eto Tana pasy mianakavy...izay no prioritaire)fa ny olona any ambanivolo efa aman-taonany tsy nandray an'i Jesoa aloha aleo ho any.... firifiry no misaina toa izany na hoe zaho sy ianao io aza?
Nefa raha vao tsy manambady tonga de tsy mipetraka izany fa radem I mopre de maka taxi brousse ....
Io le ilazako foana hoe aza laozana mitsimpona fa ny realite koa jereo

16. simplex
(
09/08/2009 19:26)
ie
Za koa miteny hoe resaka pratika le izy.
Tsy manana olana personnelle (be loatra) izy rehefa tsy manam-bady. Tokantrano manko tsy ilaozan'ny olana. Indrindra rehefa hoe misy ankizy. Lasa bedabe ny contraintes manko. Ka rehefa tsy manam-bady izy dia afaka mi-concentre tsara @ asa iandraiketany.
Eo koa ny hoe mora kokoa ny manohitra ny fankam-panahy rehefa "irery" ny olona. Sady mba ho modely @ fiainana aram-panahy ho an'ny olona koa ee. Mba hoe mpiandry ondry tsara eee. Misy mopera maditra ihany aloha ee, fa tsy maintsy affectE foana ireny raha vao mahafantatra ny eveka.
Moa koa hoe i Jesoa tsy nanambady, du moins ny version officielle. Dia mba manara-dia an'i Jesoa izy ireo araky ny maha mpianany azy.
Poinsa misy fondement theolozika koa aloha fa tsy koboko ee... De toute facon, tsy important hoy aho ny hoe manambady sa tsia ny mopera, ho ahy lahika kristianina tsotra...
;-)
17. Ratoa
(
09/08/2009 23:56)
De toute facon, tsy important hoy aho ny hoe manambady sa tsia ny mopera, ho ahy lahika kristianina tsotra...
Amiko indray io dia zava-dehibe. Indrindra ilay hoe: manana safidy ianao,na maompra ianao na tsia. Satria , araka ny hevitro, raha avela hanambady ny mpitondra fiangonana rehetra izay misafidy izany, dia hihena ny isan’ilay atao hoe «maompera maditra». Misy matanja –tsaina ka mahatanty ny vava sy fijerin’ny vahoaka ka miala amin’ny maha maompera azy ka manambady. Misy koa ireo tsy mahatanty izany . Mizara roa ny sainy. Misy koa mpitarika manambady fa minia tsy miteraka, nohon’ny asa fanaparitahana hono. Tsy maka fanahy an’Andriamnita ve ireo? Ary ahoana ny amin’ilay hoe: «allez et multipliez-vous»?
18. ikaretsaka
(
10/08/2009 02:36)
Ataoko fa efa nojeren'ny fiangonana kato io antony notanisain'i ratoa io ary rehefa nampitahainy ny pour sy ny contre dia tapa-kevitra aloha izy hatr@ izao hoe tsy mbola mahazo manambady ny mopre.
Ekena ny fisian'ny mopre maditra fa hitany koa anefa rehefa nanadihady izy (ny cas an'ireo fiangonana kristianina hafa izay misy mpitondra fivavahana manana fianakams ka mainka misaraka ohatra MIHARIHARY BE IZANY IZAO) dia naleony lavitra mitrefla sy mampiato ireo mopre midega @ asany toy izay hiatrika fisaratsarahana sy hizaka ny taimbava (azafady le fiteny) an dramatoa.sy ny adalan'ilay mpitondra fivavahana manambady hanohitra ny ordre satria abosimbosim-badiny

19. niryna
(
10/08/2009 04:51)
ikaretsaka:
De raha manao "reality check".
Iza no niteraka olana bebe kokoa sy hoe anisan'ny nampisaraka. Bedebe ny fiangonana any raha tsy io resaka "fanambadiana sy fianakams io foana?"
Firifiry koa ny vola sy tanim-piangonana mihodina sy hi biznevan'i pasy @ anarany manokana satria nigafy tany ny zanak'i pasy ka pori bola izy sao migadra ilaikely na ramatoa?... mpanori trano aho no nahita izany zavatra izany fa courant be izany
Ary anisan'ny fototr'olana goavana ao @ foibe foana ny fitsinjovana ny tombotsoan'i pasy mianakavy aloha fa tsy ny vahoakan'Atra.... (zanak pasy vavimatoa hanala bacc fa aleo aloha ho eto Tana pasy mianakavy...izay no prioritaire)fa ny olona any ambanivolo efa aman-taonany tsy nandray an'i Jesoa aloha aleo ho any.... firifiry no misaina toa izany na hoe zaho sy ianao io aza?
Nefa raha vao tsy manambady tonga de tsy mipetraka izany fa radem I mopre de maka taxi brousse ....
Io le ilazako foana hoe aza laozana mitsimpona fa ny realite koa jereo
rehefa andany vola dia andany vola na iza izy na izy ,firifiry ny manodina volam-piangonana.Raha resaka fanambadiana indray avelao izy anambady toa izay manolana ny ankizilahy kely ampianarina anompo an'Atra.Telompolo taona aty aoriana vao sahy mivoaka mitory ireo ankizy ,vola efa amina millions no nalohan'ireo fohibe noho ireo ditran'ny olona nanolana zaza.
Amiko tsy misy hoe rapasy irery ry ika fa na iza na iza io na rapasy na diakonana na mpitambola na mompera na fiangonana ka tsy ka voan'ny fakam-panahy misintona vola na manodikodina ny volan'ny fiangonana amin'ny zavatra hafa fa tsy ampiroboroboana ny fiangonana dia eloka be vava eo anatrehan'Atra izany ary na iza na iza fiangonana ka mampiasa ny anaran'ny Atra anambakana ny vahoaka kanefa tsy ampiasainy amin'ny fanompoana an'Atra dia efa meloka eo anatrehan'Atra izy
20. ikaretsaka
(
10/08/2009 05:00)
Niryna> ny nanambady nampisaraka fiangonana ko..jereo reo sekta vanjo alika maniry ohatran'ny anana
Fa ny nanolanna bandy kely nahato t@ asany. Dia jerevo fa mbola 1 tsy nivaky ihany le naorin'i jesoa..2000 taona aty afara
Ilay 1 tsy ampy 500 taona ..miliona na miliara ny vakiny...
Reality check
Fa ny nanolanna bandy kely nahato t@ asany. Dia jerevo fa mbola 1 tsy nivaky ihany le naorin'i jesoa..2000 taona aty afara
Ilay 1 tsy ampy 500 taona ..miliona na miliara ny vakiny...
Reality check