nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
61. Ratoa
(
14/08/2009 20:47)
hoy ikaretsaka:
Amiko izao fomba fiteny izao dia tsy mifanaraka mihitsy amin'ny fananarana hoe "tiavo ny namanao tahaka ny tenanao" sy amin'ny hoe :"tiavo ny fahavalonao tahaka ny namanao". Ary mahagaga koa aho satria mifanipaka be amin'ny fiteninao teo aloha.
Raha manontany ny olona tsy voatery hoe misy ao amin'ny fiainany izany. Ny mpianatra théologie ohatra mila mianatra izany sy manana ny heviny momba izany na tsy ho maopera na rapasy aza izy fa mpampianatra eny amin'ny Université. Mety ho "curiosité" fotsiny koa.
Raha maontany aho hoe ahoana ny fanaovana vary sosoa, tsy midika izany fa te hinana an(io aho. Mety ho mahirikoriko ahy ny vary sosoa. Misy olona tsy tia zavatra manana ireny nedrika ireny
fa izay no mora ahazoan'ny zanak"atidoha sy ny saina mikombonao azy fa miala tsiny... teny ratsy nga hono izao?
sa koa ianao tsy mikilaoty na tsy manasa nykilaotinao?
Amiko izao fomba fiteny izao dia tsy mifanaraka mihitsy amin'ny fananarana hoe "tiavo ny namanao tahaka ny tenanao" sy amin'ny hoe :"tiavo ny fahavalonao tahaka ny namanao". Ary mahagaga koa aho satria mifanipaka be amin'ny fiteninao teo aloha.
Raha manontany ny olona tsy voatery hoe misy ao amin'ny fiainany izany. Ny mpianatra théologie ohatra mila mianatra izany sy manana ny heviny momba izany na tsy ho maopera na rapasy aza izy fa mpampianatra eny amin'ny Université. Mety ho "curiosité" fotsiny koa.
Raha maontany aho hoe ahoana ny fanaovana vary sosoa, tsy midika izany fa te hinana an(io aho. Mety ho mahirikoriko ahy ny vary sosoa. Misy olona tsy tia zavatra manana ireny nedrika ireny
62. ikaretsaka
(
15/08/2009 01:00)
Nga tsy tia anao hono aho raha manao fanoharana momba ny kilaotinao ohatra?
Misy lalana arahin'ny ny mianatra theologie fa tsy hoe mianatra theologie akory de mihatsaravelatsihy. Mody masina be koa akory fa fombana fariseo izany...
Io feno afinafina io ihanyy no mampa coince. Tsy mahazo manao anzao rehefa sabata ohatra nefa rehefa latsaka an-kady andro sabata ny zao sy ny zao... hainao ilay tantara...
Karaha pasitera miresaka abstinence io
Curiosite= misy mahaliana= interesse

63. Ratoa
(
16/08/2009 12:14)
Curiosite= misy mahaliana= interessete-halala no andikako azy. Ny intérét koa maro an-dalana azo isafidianana be dia be, ka tsy azo terena hanaraka zohy iray voafantin'ny mpiady hevitra iray na ny mpijery na mpanatrika iray.
Tsy hitako indray izay idiran'ny kilaoty amin'ny lohateny napetraka tery ambony. Misy ohatra tsara lavitra satria mety handaitra lavitra satria tsy mirefarefa any amin'ny kilaoty.
fa tsy hoe mianatra theologie akory de mihatsaravelatsihy
Tsy resaka fiatsarana imbelantsihy mihitsy izany .Ttsy ny teny rehetra no mety amin'ny fotoana rehetra sy amin'ny olona rehetra (ohat: ankizy, tsy kristiana ho resena lahatra amin'ny fivavahana kristiana, ny olona manana esprit cartésien, olona be réve-réve, jiolahy, ets....).
tsy fanafinafenana koa fa fifidianana ny teny atao amin'ny fotoana sy toerana maha mety azy.
64. ikaretsaka
(
16/08/2009 15:44)
Ratoa> matoa ianao te hahalala de misy interet anao ao izay, ny inona @ izay no tsy mbola azonao?, na curiosite =interet izay.. misy interet ianao matoa mivakl sy liana @ zavatra iray NA INONA IO NA INONA..sa ianao mpanao zavatra @ tsisy antony sy fahatany fahatany?
hitanao? fanahy iniako natao Kilaoty ilay ohatra satria tsapako sahady fa io no mora miletra kokoa ao anaty zanaka atidohanao .. fanahy iniako narefarefa mba tsy hampisidisidina anazy ... hitanao... mbola tafalentika lalina ao anatinao izy mandrak"ankehitriny!
mbola ilay hevitrao farany... misy tantarana fariseo nimonomonona t@ jesoa hoe nareo toa miara mirevy @ poblikanina sns.... eitrereto de hadihadio!

65. Veloo
(
16/08/2009 16:33)
ikaretsaka [ Valio ] 08-08-2009 02:34:50
Lohateny : Re : nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
sy nandrara ny soratra masina fa kosa "ni suggerer" hoe tsara raha tsy manambady ny mpanao asan'Atra, araka ny hafatr'i Md paoly ao @ 1Kor 7, 24-35..
angaha mahay mitsipona ndray zao? :wink:
66. Ratoa
(
16/08/2009 20:42)
fanahy iniako narefarefa mba tsy hampisidisidina anazy ... hitanao... mbola tafalentika lalina ao anatinao izy mandrak"ankehitriny!
Aza mody manadala eo!!! Tsy fanahy iniahanao fa ny tena marina dia tsy afka miakatra ianao. Atao akory……… Ny olona tafaletika tahaka anao dia sarotra mihitsy ny mampiakatra azy. Ary ny tena mampiseho fa ambany dia ambany ny misy azy, dia manao projection izy….Antsôôôôô.
Dia mbola iverenanao foana anefa efa notohizako resaka hafa satria tsy mahay mampiakatra ny sainao mirefarefa ianao. Mahay mitsimpona koa indraindray; hoy i veloo momba anao:
angaha mahay mitsipona ndray zao?
Parenthèse kely iny fa izao é: mampisehoa hoe hevitra mba miakatra iray jereko raha afaka manao izany ianao.Raha faka miala amin’ny teny ratsy isan-karazany.
67. ikaretsaka
(
16/08/2009 21:02)
Ratoa:

veloo taiza no nisy nitsimpona teo? ny ahy ny tantara 1 manontolo no no notantaraiko fa tsy hoe maty mosesy ohatra de maty mosesy .. tsy hay akory ny nahafaty azy sns... ohatran'ny ataonareo --> izay no mitsimpona aminy
za tsy tafalentika ratoa fa za tsy voafehina boky tokana ohatranao an.. diso kely ianao t@ iny... marary fo @ resaka kilaoty sy te hanambady mompera...
pasiteranareo no tsy mahazaka fakampanahy sy mirevy @ zavatry ny tany any
69. fahamarinana
(
16/08/2009 21:32)
:arrow: simplex : mitsako tsy misy ? :-P
Fa inona moa izy teo ! Lasa mampieritreritra ny fiafaran'ny tantarantsika ato ani e ! :? (l)
Fa inona moa izy teo ! Lasa mampieritreritra ny fiafaran'ny tantarantsika ato ani e ! :? (l)
71. ikaretsaka
(
19/08/2009 16:14)
aleo ary atao hoe salaka zozoro ary rehefa tsy tianao koa ny hoe stringy e.. .. ianao no te hanitatra resaka eo fa tara @ na mompera any de rehefa avy eo zao refarefa zao no atao wawawa
73. ikaretsaka
(
19/08/2009 17:37)
ka efa voavaly ny fanontaniana r'ianoana fa aza itarina an
mompera hono tsy any intsony fa efa lasan'i jesoa ny fony e...
mompera hono tsy any intsony fa efa lasan'i jesoa ny fony e...
75. ikaretsaka
(
19/08/2009 18:15)
fa de tena tafalatsaka be t@ mompera angaha ianona no very hatramin'ny voambolana ka tsy mahalala afa tsy "mirefarefa" sisa"? fa nakipany de namikotra t@ morotongotra rebarebany de "refarefa" sisa no atao diska goaka"? ntsssoooooo
76. ni81
(
19/08/2009 20:14)
simplex : mitsako tsy misy ?:x
Fa inona moa izy teo ! Lasa mampieritreritra ny fiafaran'ny tantarantsika ato ani e !
79. ikaretsaka
(
19/08/2009 20:42)
mafy rehefa mifikatra sy amoezy @ na mopre fa mifitra mirefarefa @ rebereba an
80. Ratoa
(
20/08/2009 09:52)
hoy i ni81:
izay indrindra naie ry ni81 é ! Efa noazavaiko fa
1°) nirefarefa izy
2°) ka mirefarefa
3°) ary mbola hirefarefa
4°) mbola tsy ampy an'ikaretsaka io fa mbola hirefarefa be lavitra noho io ikaretsaka. Fa araho maso anie é!
Voalaza teo :
ka efa nazavaina ny antony mbola wawawa ihany
izay indrindra naie ry ni81 é ! Efa noazavaiko fa
nirefarefa ny karetsaka , ka mirefarefa, ary mbola hirefarefadia ireto avyny fisehoan’ny firefarefany
1°) nirefarefa izy
ohatran"ny kilaoty mihahy eo amorondranoizay no mora
ahazoan'ny zanak"atidoha sy ny saina mikombonao
misy interet anao ao izay. (Manao projection: ny faniriny no ataony tery vay manta apetaka aminao)
2°) ka mirefarefa
salaka zozoro ary rehefa tsy tianao koa ny hoe stringy e
marary fo @ resaka kilaoty sy te hanambady mompera...
3°) ary mbola hirefarefa
fa de tena tafalatsaka be t@ mompera angaha ianona
mifitra mirefarefa @ rebereba an
4°) mbola tsy ampy an'ikaretsaka io fa mbola hirefarefa be lavitra noho io ikaretsaka. Fa araho maso anie é!