nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?

81. ni81 ( 20/08/2009 10:14)
hoy i ni81:

Voalaza teo :
Voalaza teo :
ka efa nazavaina ny antony mbola wawawa ihany



izay indrindra naie ry ni81 é ! Efa noazavaiko fa

Voalaza teo :
nirefarefa ny karetsaka , ka mirefarefa, ary mbola hirefarefa

dia ireto avyny fisehoan’ny firefarefany
1°) nirefarefa izy


Voalaza teo :
ohatran"ny kilaoty mihahy eo amorondrano

izay no mora

Voalaza teo :
ahazoan'ny zanak"atidoha sy ny saina mikombonao


Voalaza teo :
misy interet anao ao izay

. (Manao projection: ny faniriny no ataony tery vay manta apetaka aminao)
2°) ka mirefarefa

Voalaza teo :
salaka zozoro ary rehefa tsy tianao koa ny hoe stringy e
marary fo @ resaka kilaoty sy te hanambady mompera...


3°) ary mbola hirefarefa

Voalaza teo :
fa de tena tafalatsaka be t@ mompera angaha ianona


Voalaza teo :
mifitra mirefarefa @ rebereba an


4°) mbola tsy ampy an'ikaretsaka io fa mbola hirefarefa be lavitra noho io ikaretsaka. Fa araho maso anie é!
:lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076