nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?

41. ikaretsaka ( 11/08/2009 00:14)
Voalaza teo :
@ katolika dia tsy ny ao anaty baiboly ihany ny soratrea masina fa anisan"ny masina koa ny rafitra apetraky ny fiangonana

Io ary fa vaky ny nafenina. Mana-masi-tena ny fiangonana katôlika , indrindra ireo tompon'andraikitra ao, ary raha araky ny filazanao dia mino ny katôlika fa masina ny tànana sy asan-tanan'ireo nametraka ny rafitra katôlika, asan'ireo izay olom-belona ihany.


fa iza koa ary no nandrafitra ireo boky natambatra ho baiboly ideraderanao tena ireo ? Rafitra katolika tompoko fa aza odianao fanina sao omeko ohatra eo koa hahatafiditra azy tsara ... tsy ny asan-tanan'ireo olona tompon"andraikitra ireo ihany izany lazainao fa "olombelona ihany"?
aoka re!
42. Ratoa ( 11/08/2009 13:11)
fa te hipetsopetsona nefa rehefa omena exemple pragmatic de mandraingiraingy a!

ianao anie no tena lazainao eto. Satria ny ratsy tsy mivaoka avy amin'nizay mamaky na maheno fa nipoitra vay amin'izay niteny na nanoratra.
Izay lazainao dia anao fa mba gaga fotsiny aho mahita fa misy olon-dehibe manoratsorapoana any anefa ny teny tsara sy zavatra tsara azony omena na ampianarana ny hafa tsy lany.
Ka hoe ny manao soa, ny manoratra soa koa izany, ilevena-mbola hoy ny ntaolo
ary ny manao soa tsy anenena na hisy handray na tsia.

Ny mitady ny tsara inoako fa tsy mandany andro sy hery kokoa no ahitana fahafianretana bebe kokoa.

Dia izay ilay fanontaniana: nahoana no tsy manambady ny mpitondra fiangonana katôlika? Voararan' ny soratra masina, dia ny Baiboly ve izany? dia ny Baiboly voasoratra amin'ny teny hebreo ve izany? Aiza ny tombontsoany amin'ny fanarahana izany? Ary inona ny tombontsoako mahalala ny momba momba izany? Ao ilay voto-atin-dresaka.
43. ari.malala ( 11/08/2009 13:22)
AMIN'NY ANDRO FARANY DIA MANAIKY NY FANAHY MAMITAKA NY OLONA
Inona no tiany tenenina amin'izany? sady mampianatra vilana ka mandrara ny olona tsy anambady ary mandrara ny olona tsy ihinankanina ihany koa
niryna, iangaviako kely itondra fanazavana azafady, aiza hoaiza kay no misy hoe mandrara olona tsy hihinan-kanina? sa iza no tiandry tenenina @ io? misaotra.
44. ikaretsaka ( 11/08/2009 14:16)
Ratoa> tsy zakanao satria nilaza ny marina tsy filaza momba anao zahako t@ fomba malalaka de nitontona be tao @ tsy nampoizinao koa le fanontaniako o?
zahako:
ka inona no antony anontanianao azy aza raha tsy aho raha.. lojika be anie izany e ... ohatran'ny hoe ahoana ny fanaovana vary sosoa====> te hihinana ianao ny dikany na au moins misy interet anao ao!

=>de nidendaotra ianao...ao raha

simplex mantsy anahy sy rakapy ao ambony ao:
lol
elah ve tsy mahatsapa fa ny sipa protestant (FJ an) mora zakan'ny bandy katolika
firaisam-pinoana

dia ianao no nitsatsaingoka de avy eo lazainao fa resakareo sy rakapy le izy...
aoka re.. sa "elah" ianao?
45. simplex ( 11/08/2009 15:42)

ireny olona miadiady ireny hono no tena mifankatia ooo :P

katolika ny iray, FJ ny iray... :roll: ... hummmm
voamarina ny teoria :^):@:lol:

:arrow: isaorana anie A/tra

^:^
46. ikaretsaka ( 11/08/2009 17:22)
Simp...possible fa rehefa resapivavahana ireny tsy akama mihitsy a
47. ari.malala ( 12/08/2009 06:45)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D selifitasio ika a :-D :-D :-D :-D :-D
48. fahamarinana ( 12/08/2009 06:55)
:arrow: :-D :-D :-D ..mba tiko ilay fomba famalin'ny simplex ato amin'ity dinika ity an ! :-P
Fa lasa nampihomehy koa ilay dinika ! Inona moa no niafarany zany kay ! :D (l)
49. ari.malala ( 12/08/2009 07:55)
Faha, hoe tsy voarara ara-tsoratra masina ny fanambadian'ny mpitondra fivavahana katolika. Ny antony efa presk voazavazava ao dool, resaka pratik no tena base ny :)
50. tywa68 ( 12/08/2009 08:09)
fahamarinana:

:arrow: :-D :-D :-D ..mba tiko ilay fomba famalin'ny simplex ato amin'ity dinika ity an ! :-P
Fa lasa nampihomehy koa ilay dinika ! Inona moa no niafarany zany kay ! :D (l)


Azondry anontaniana koa i Ratoa sy Ikaretsaka fa efa mazava be ny voalazandry zareo :-D :lol:
51. ikaretsaka ( 12/08/2009 16:33)
misy menatra ange ry tywa rehefa teneninamazava hoe sao de misy tara @ na mopre e
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo?

matoa izy manontany misy interet ao..
ohatran"bny hoe @ firy zao.... misy interet ao!!!
tonga de tsory hoa!
52. ni81 ( 12/08/2009 17:40)
ireny olona miadiady ireny hono no tena mifankatia ooo

katolika ny iray, FJ ny iray... ... hummmm
voamarina ny teoria

isaorana anie A/tra

:-P :lol: :lol: :lol:
53. ikaretsaka ( 12/08/2009 17:46)
ni81> arotsahy aloha ny rakitra vao mivanitika eo
54. ari.malala ( 13/08/2009 06:46)
Ika, aza mody fan kousa mou refa mba arabaina e! selifitasio oa fa nazaka FJ tany ndray ny kato anay :-D :-D :-D d rôvina isé no hanomboka hitory eny andalambe alou fa aho anisan hijery an 'isé e =)) =)) =)) (sarobabay ze voa aza tezitra e)
55. ni81 ( 13/08/2009 06:57)
ni81> arotsahy aloha ny rakitra vao mivanitika eo
=)) =)) Hisy fety be eto @ sera² raha izao no tena tanteraka ka! zà anisan'ny handeha na tsy voasa aza hanao paparazzi :p
56. ari.malala ( 13/08/2009 07:07)
:-D :-D :-D :-D :-D zà koa akia hande na ts voaasa aza fa hanao paparazzi :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
57. ikaretsaka ( 14/08/2009 04:59)
ari.malala:

Ika, aza mody fan kousa mou refa mba arabaina e! selifitasio oa fa nazaka FJ tany ndray ny kato anay :-D :-D :-D d rôvina isé no hanomboka hitory eny andalambe alou fa aho anisan hijery an 'isé e =)) =)) =)) (sarobabay ze voa aza tezitra e)


sanagal na karamaina aza
58. ari.malala ( 14/08/2009 07:49)
ika =)) =)) =)) =))
59. ikaretsaka ( 14/08/2009 16:26)
Tena mba laingalainga fa tsary ann
60. cutie ( 14/08/2009 20:39)
Mpandefa : Ratoa [ Valio ] 08-08-2009 01:53:02
Lohateny : nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
Nahoana ny pretra sy masera sns no tsy manambady? Voararan'ny soratra masina ve izany? Ahoana ny aminy?

tsy haiko alou na voarara fa raha ny fahitako azy de toa henjana be ny fanomanana ho mopera ka tsy azo afantoka any @ zavatra hafa ny saina sy ny fo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087