nahoana no tsy manambady ny mpitondra fivavahana katôlika ?
21. ari.malala
(
10/08/2009 07:33)
Efa presque voavaly ao ambonimbony ao aby. Fa ity koa, raa atao hoe manambady ny pretra, izao ilay cas, marary mafy ny vadiny, injao koa misy mandondona ao am-baravarana hoe misy marary mafy mila konfesy atsy fa tena efa am-bavahaona, dia iza @ izy roa no hovonjeny? ny vadiny sa ilay am-bavahaona? iray zay. Ilay resaka hoe manolana misotro toaka sns, fa manin kay no mitsikera sy mitsingoloka foana e! nga ny pasitera tsy misy manao ani'zany? Firifiry akory miseho gazety ireny, dia misy mahasahy milaza sy manendrikendrika ny Fanahy Masina hoe ny FanahyMasina hono no naniraka azy :roll:
1°) Misy olona anefa mitoky teny fa voarara mafy izany eo amin’ny katôlika. Voraran’ny soratra masinatsia! miteniteny foana izany olona izany. ny hoe voarara ny tsy hanambady dia izay no lalàna mifehy symipetraka, fa raha ny hoe voararan'ny soratra masina dia tsia. De préférence no voasoratra fa tsy hoe ogbligatoire.
22. ikaretsaka
(
10/08/2009 10:17)
Ary sarotra ve @ mpitsimpona ny mamaky izay tena voalaza fa ny hitsimpona izay mi interesser azy ihany no mahafaty azy... sa aminao mitovy ny hoe mi suggerer sy ny hoe mandrara?
Ny hoe mety aminao ny tsy manambady ve midika hoe tsy azonao atao ny manambady?
Ha zalahy
Ny hoe mety aminao ny tsy manambady ve midika hoe tsy azonao atao ny manambady?
Ha zalahy
23. ni81
(
10/08/2009 11:14)
18. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 07-08-2009 08:02:48resak'i ari t@ dinika anankiray :D
Lohateny : Re : Pretra manambady
Ratoa hahaha! aiza koa no hisy mopera hanambady fa tsssssss hahahaha
Dia hoy i Ikaretsaka hoe:
Ary sarotra ve @ mpitsimpona ny mamaky izay tena voalaza fa ny hitsimpona izay mi interesser azy ihany no mahafaty azy... sa aminao mitovy ny hoe mi suggerer sy ny hoe mandrara?
Ny hoe mety aminao ny tsy manambady ve midika hoe tsy azonao atao ny manambady?
Ha zalahy
Dia hoy aho hoe: izany zany! :) dia ampy
24. ikaretsaka
(
10/08/2009 11:27)
De ze mompera manambady de miala @ asa maha mompera azy...efa nohazavaina teto ange io e
25. rakapy
(
10/08/2009 12:22)
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo? :-D :-D :-D
26. ni81
(
10/08/2009 12:50)
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo?:D
27. ikaretsaka
(
10/08/2009 13:03)
rakapy:
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo? :-D :-D :-D
Angamba
29. simplex
(
10/08/2009 13:30)
Ratoa:tsy tokony ho izay, satria enao tsy mopera :-P tsy mikasika anao mivantana le izy izany ;-) izay le tiako tenenina fa sao dia tsy azonao hoe satria ah tsy mopera dia... za hirara :lol:
Amiko indray io dia zava-dehibe.
Ratoa:justement, ny hoe hanao mopera aza dia efa safidy. Efa fantatrao hatr@ voalahy fa tsy mahazo manambady enao raha hanao mopera. Izay no maha-hoe vocation an'le izy. Tsy hahavita fihomanana ho mopera mihintsy enao raha ohatra ka manana vocation hafa... Safidy, izay ngamba no mahalaza azy tsara indrindra. Fantako izay ataoko ary tsy terena aho manao izany :)
Indrindra ilay hoe: manana safidy ianao,na maompra ianao na tsia.
Ratoa:solution de facilitE izany fa tsy voatery hoe mety foana. Otran'ny hoe mba tsy hisian'ny fampirafesana dia aleo avela ho libre hiaraka @ izay tiany ny mpivady :) tsy dia tsara loatra le ohatra nataoko fa azonao ngamba ny tiako lazaina...
Satria , araka ny hevitro, raha avela hanambady ny mpitondra fiangonana rehetra izay misafidy izany, dia hihena ny isan’ilay atao hoe «maompera maditra».
moa koa mifampitohy @ ilay safidy tetsy ambony ihany zany. Ianao no mahatsapa tena fa te hanao mopera, dia ny contrat miaraka @ izay hoe tsy mahazo manambady enao... en plus, manao voeux de chastete ny mopera, mivoady ny @ izany izy. Ataoko fa zava-dehibe ary ekenao matoa enao mivoady... izany akory tsy manakana ny sasany hoe hianjera @ fankam-panahy... mitovy @ mpivady ihany e. Tena serieux ery manao an'le "jusq'a ce que la mort nous separe" kanefa vao mahita ny tena "nice rack" dia efa mitsiky any ampo :} 8) :@
Ratoa:tsy olana izany rehefa tsapany fa tsy izay ny vocation-ny... fa mbola procedure lava be izany ary misy ny hoe retirety na hoe fananarana/fanomezana hevitra azy... rehefa hitany fa izay no lalany dia omena tso-drano @ izay izy, esorina ny ordre...
Misy matanja –tsaina ka mahatanty ny vava sy fijerin’ny vahoaka ka miala amin’ny maha maompera azy ka manambady.
Marihiko eto fa tsy ditra raha toa ka niala enao vao hoe miaraka @ olona. Ny hoe sady mopera no mamonjy mampiaraka @ ol no faditrana.
Ratoa:tokatrano maso ngmaba no tianao lazaina? tsy afaka manambady any ampiangonana ny mopera raha mbola hoe mopera officiellement.
Misy koa ireo tsy mahatanty izany . Mizara roa ny sainy. Misy koa mpitarika manambady fa minia tsy miteraka, nohon’ny asa fanaparitahana hono.
Mety misy ny mopera manao izany, tsy fantako ary tsy hay hofantarina, fa rehefa mahalala ny eveka dia tsy maintsy misy mesure disciplinaire foana... ny voady voalohany ataon'ny diakra dia ny fanekena ny eveka...
Ratoa:euh mavesatra be ilay teny hoe "maka fanahy an'A/tra". tsy azoko tsara ny tinao lazaina... ny mopera aloha tsy A/tra e. Raha hoe ny rafitra misy eo @ eglizy katolika no tinao lazaina dia miverina @ ilay noteneniko voalohany ihany hoe tsy ho lasa mopera enao raha tsy mahavita ny fiomanana ny @ izany.
Tsy maka fanahy an’Andriamnita ve ireo?
Tsy dia problematika araka ny mety hiheveranareo azy koa le izy. Raha betsaka ngamba eo @ 2% an'ny mopera ihany no maditra... hevitro manokana.
Ratoa:natao hoan'ny olona mifidy, vocation, hanambady io. Tsy manohitra izany ny finoana katolika. Io indrindra aza no mahatonga ny katolika hanohitra ny hoe fanalan-jaza sy ny resaka birth control... mais bon tsy hidirako lalina satria dinika efa lava be teto...
Ary ahoana ny amin’ilay hoe: «allez et multipliez-vous»?
;-)
rakapy:lol
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo?
elah ve tsy mahatsapa fa ny sipa protestant (FJ an) mora zakan'ny bandy katolika (et inversement) :^) :^)
:arrow: firaisam-pinoana ^:^
31. ikaretsaka
(
10/08/2009 14:47)
Momba ilay resak'i rakapy sy simpl @ le farany io...ary tena tsy voamariko fa nanisa tokoa za @ ireo akama fantatro fa marina le izy an
32. Ratoa
(
10/08/2009 19:36)
nanisa tokoa za @ ireo akama fantatro fa marina le izy anbe koa ny sipa katô zakan'ny bandy FJ ka.
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo?Ny masera no tena betsaka manja ka! Nefa tsy mba re feo izy ireo.
Misy koa mpitarika manambady fa minia tsy miteraka, nohon’ny asa fanaparitahana hono.tsy ny maopra no lazaiko fa olona hafa finoana. tsy miteraka izy ireo (angamba manao contraception? tsy fantatro). Ireo no anontaniako rah tsy maka fanahy an'Andriamanitra ny fietsiny. Tsy milaza akory fa Andriamanitra i maopra.
Mibolila ilay resaka. Ny fanontaniana dia hoe: nahoana ny maopra no tsy manambady. Voararan'ny Baiboly ve izany? Ny vali-teny dia hoe: suggestion fa tsy interdiction no omen'ny Baiboly.
Ny antony ametrahako ny fanontaniana dia misy milaza fa voararan'ny soratra masina izany. Nitady aho fa tsy nahita na andininy iray aza mandrara ny maopra tsy anambady. ary koa, araka ny fahafantarako, ny mpitondra fivavahana katô ihany no tsy manambady. Sa izaho no tsy mahalala?
Mazava ho azy fa olom-belona sy rà ihany izy ireny. Mety ho voan'ny faka-panahy na hiova safidy fotsiny.
Araka ny hevitro, dia tsara kokoa raha afaka manambady izy (ataoko fa manana zo hanana ny hevitro aho). Rapasy manambady fa tsy mahazo misao-bady; Misy koa ny Rapasy maditra, tsy lavio izany: olom-belona ihany koa izy, fa toa tsy manaitra ny sasny loatra raha i Rapasy no maditra. Vitsy aloha ny feo reko. Ny manodina vola aloha dia fandre. Ny protest mahazo manambady, ny mormon mahazo mampakatra vady betsaka. tsy fantatro raha misy fetra na tsy nyisan'ny vadin-dry zareo.
33. ikaretsaka
(
10/08/2009 20:41)
be koa ny sipa katô zakan'ny bandy FJ ka.
tsy hifampilaza salan:isa sy hoe ny an"iza no ngeza kokoa no atao eto fa reality check aloha a
Inona ary no mba tena tsy haritry ny protest @ ity mopera tsy manabady ity e? be bogosy angah ny mopra ka manahirana anaraeo?
Ny masera no tena betsaka manja ka! Nefa tsy mba re feo izy ireo.
de na mompera na masera na re feo na tsy dia inona no tsy aritra? aza miditra @ fiainan"ny olona ny anao jerena
Ny fanontaniana dia hoe: nahoana ny maopra no tsy manambady.
de efa nazavaina de nampiana fanontaniana he tara @ na mopre nga ianao?
Ny antony ametrahako ny fanontaniana dia misy milaza fa voararan'ny soratra masina izany.
tsarovy fa @ katolika dia tsyny ao anaty baiboly ihany ny soratrea masina fa anisan"ny masina koa ny rafitra apetraky ny fiangonana
34. Ratoa
(
10/08/2009 23:18)
hoy ikaretsaka
Tena karettsaka marina ianao. Mitsofotsofoka fotsiny amin'nizay lavaka sendra manandrify ianao. Ny votoatin'dresaka tsy idiranao fa fanakianana tsy aman'antony no imasoanao.
de na mompera na masera na re feo na tsy dia inona no tsy aritra? aza miditra @ fiainan"ny olona ny anao jerena
Tena karettsaka marina ianao. Mitsofotsofoka fotsiny amin'nizay lavaka sendra manandrify ianao. Ny votoatin'dresaka tsy idiranao fa fanakianana tsy aman'antony no imasoanao.
35. Ratoa
(
10/08/2009 23:31)
de efa nazavaina de nampiana fanontaniana he ?
Tsy mbola mahafapo ahy ny valiteny fa miala pa fotsiny é,
tara @ na mopre nga ianao
ka raharahanao inona? Ary tsy any koa ny resaka. Ary tsy ianao koa no valiako fa olona hafa ary ambony ary.
tsarovy fa.
Tsarovana amin'ny ahoana moa? Ny zavatra niainana ka ekena fa tsara no tsarovana fa tsy izay rehetra mandalao sy sendra karetsaka akory. Mbola tsy vaoporofonao amiko ny hatsaran'ny rafitry tononinao.
@ katolika dia tsy ny ao anaty baiboly ihany ny soratrea masina fa anisan"ny masina koa ny rafitra apetraky ny fiangonanaIo ary fa vaky ny nafenina. Mana-masi-tena ny fiangonana katôlika , indrindra ireo tompon'andraikitra ao, ary raha araky ny filazanao dia mino ny katôlika fa masina ny tànana sy asan-tanan'ireo nametraka ny rafitra katôlika, asan'ireo izay olom-belona ihany.
36. ikaretsaka
(
10/08/2009 23:43)
Ratoa:
hoy ikaretsaka
de na mompera na masera na re feo na tsy dia inona no tsy aritra? aza miditra @ fiainan"ny olona ny anao jerena
Tena karettsaka marina ianao. Mitsofotsofoka fotsiny amin'nizay lavaka sendra manandrify ianao. Ny votoatin'dresaka tsy idiranao fa fanakianana tsy aman'antony no imasoanao.
ka inona no antony anontanianao azy aza raha tsy aho raha.. lojika be anie izany e ... ohatran'ny hoe ahoana ny fanaovana vary sosoa====> te hihinana ianao ny dikany na au moins misy interet anao ao! de raha manontany ve zahako hoe inona kay le interet de hoe wawawa eee. mitsofotsofoka e zao zao zao e...
ataovy serieux
37. Ratoa
(
10/08/2009 23:47)
Ho an'ikaretsaka
be koa ny sipa katô zakan'ny bandy FJ ka.reality sy practical araka ny fiteninao izany ary resakay sy rakapy sy ny hafa fa tsy natsipy ho anao izay tena mpitsimpona izay tandrify anao.
38. ikaretsaka
(
10/08/2009 23:50)
Ho an'ikaretsaka
Voalaza teo :
be koa ny sipa katô zakan'ny bandy FJ ka.
reality sy practical araka ny fiteninao izany ary resakay sy rakapy sy ny hafa fa tsy natsipy ho anao izay tena mpitsimpona izay tandrify anao.
ko tsy atao PV any fa ahanjahanja ohatran"ny kilaoty mihahy eo amorondrano eto...
39. Ratoa
(
10/08/2009 23:54)
ba vulgaire koa ianao ry karetsaka! tsy voalohany izao! Jereo kely anie ny teny ratsy efa navaokanao tery ambony tery é!!!
40. ikaretsaka
(
11/08/2009 00:01)
fanahy iniako avantana sy ataoko ankitsirano tahak"izay mihitsy fa izay no mora ahazoan'ny zanak"atidoha sy ny saina mikombonao azy fa miala tsiny... teny ratsy nga hono izao?
sa koa ianao tsy mikilaoty na tsy manasa nykilaotinao? azafady raha izay ny cas
mahagaga fa te hipetsopetsona nefa rehefa omena exemple pragmatic de mandraingiraingy a!
sa koa ianao tsy mikilaoty na tsy manasa nykilaotinao? azafady raha izay ny cas
mahagaga fa te hipetsopetsona nefa rehefa omena exemple pragmatic de mandraingiraingy a!
