ianareo ve efa tratra...?
1. heidi
(
26/11/2008 19:41)
Tsy hitako izy hametrahako ity dinika ity fa vehivavyaho manoratra de ato no ametrahako azy.... :°)
Ianareo ve efa tratra manao betizy kely rehefa maika na mikorapaka na rehefa variana loatra ny saina ohatra...
ohatra tam maraina aho izany avy nandro nikoropaka fa natahotra ny ho tara dia refa voamaina tsara ny vatana dia hametaka krema kely hampamandina tsy ho maina ny hatsika any ivelany iny dia nihosotra ka nihosotra, tsy mety miparitaka manerana ny vatana lay krema nahosotra fa mi plaky be am toerana iray hay izy ity sahmpoing no nosorako fa tsy krema :x :-D
teo njay vao niverina nikobana ny hatsika efa mamely ny tena efa tara tssssss....DEPART aotra ....
Na koa ilay nanao akanjo mivadika dia tsy hitanao akory iny fa ny iolona no mahita azy :^)

répondu par Mirananirina le 30/12/2008 14:46
2. Papoose
(
26/11/2008 21:20)
:-D :-D za ko ndraindray tena mahatsiaro tena vendrana mihitsy rehefa tratran'ny ohatr'ireny!
1-nandeha tao @ bank teo ankorondrano dia rehefa vita le transaction dia ozizy le rangahy hoe mivadika ny ankanjondry dia tsy hita le hatsarantarehiny, lol dia navadiko dia hoy indray izy hoe akanjo tsara toy izao! soa ihany le rangahy fa tonga dia hitako t@ tarehiny hoe tsara fanahy fa tsy hoe niteny feno fanesoana!
2-nanao douche mbola misolomaso indroa zay! dia rehefa lena le izy vao tonga saina :-D

3. heidi
(
26/11/2008 21:27)
papoose =)) =)) =)) =))
ary tam mbola kely nisy sipakely iray iray kilasy taminay izay, tara be izy no naterin'ilay dadany tam fiara tany ampenarana, dia ilay rahavaviny tsy tonga asa naninona, fa sady nimongomongo izy no nila nitomany, ny kitapo tsy dia nisy cahier firy, jerena ny kirarony samy kiraro ankavia ny teny antongony izany hoe ny kirarony havia sy ny kiraron'ilay rahavaviny ankavia, tsy hadinoko mitsy fa nanapaka ny tsinaiko ny nijery azy :-D :-D :-D
de zà kou efa tratra tam mbola kilasy t2
ilay manala akanjo mandry de tsy arotsaka hatrany am tongotra fa mailaka ny hampiditra akanjo entina mianatra fa tavela sosony tao ambanin'ilay akanjoko tao ilay akanjo mandry :-D :-D :-D :-D :-D

4. kotobekibo
(
26/11/2008 23:08)
Ny ahy koa vao tsy ela . Indraindray za ref atoandro d mody ato antrano misakafo (ref leoleo ny cantine ao ampiasana ) .
T@ ity indray mitoraka d tsy tadidiko hoe efa lany ny laoka tao . D nampiditra tablier ( mba tsy hampisy tasy ny akanjo ) ary nanendy atody rapide .
Nikaly , nivoaka nony lany ary tao ivelany zà vao nahita fa mbola teny ankoditro ilay tablier fanaovana lakozia .GRRRR !!!!
efa tara mbola lasa indray namoa trano niditra . :-D :-D :-D

5. Papoose
(
27/11/2008 03:12)
zany mihitsy anie no mahavoa rehefa manadinodino io eee!! na koa rehefa mangataka andro manao zvt dia tratran'ny ohatr'izany!
za ko kay mpanao zvt betsaka indray miaraka ary matetika fataoko le izy, sady mahandro kaly no manasa mbala no mihaino hira dia sady michat sady miresaka @ ankizy ao an-trano ihany dia sady mivezivezy ao @ salon manopy maso zay mandeha eo @ tele sady mitelephone!
dia matetika rehefa vita ny phone dia vita koa ohatra ny lamba dia sady mamalona mbala @zay dia mandeha ihany aloha ny chat! fa a un moment donnE @ zay vita daholo ny ataoko afatsy ny chat dia adinoko kay hoe sady michat za io fa vitako daholo zay tokony ataoko sy ny veziveziko dia lasa za miomana mandeha matory....dia ilay olona iresahako miandry fotsiny kay...dia za efa raikitory be no maheno phone dia taitra ndray dia tsy mahita tory avy eo..rangitra mintsy! fa ndraindray rehefa tsy miantso le olona dia feno fenetres be de be @ zay ny ecran rehefa jereko mifoha iny! :-D

6. ikaretsaka
(
27/11/2008 03:30)
Ny mpahazo ana ndray le tezitra be sady mimenmen @ olona ato antrano hoe aiza ny solomasoko nefa le izy efa manao aho
7. heidi
(
27/11/2008 06:21)
Nikaly , nivoaka nony lany ary tao ivelany zà vao nahita fa mbola teny ankoditro ilay tablier fanaovana lakozia .GRRRR !!!!:-D :-D :-D botabekibo, otran'ny mampite hijery be izany ianao manao tablier izany :-D
efa tara mbola lasa indray namoa trano niditra .
ilay avy nampiaraka mivadika silipo ireny no loza anefa ho hitan'ny vadiny, efa nisy namako toy izay mantsy, ny vadiny hono nony nody dia nivadika ny silipo :-D :^)
8. heidi
(
27/11/2008 06:23)
ikaretsaka: :-D :-D :-D :-D :-D raha izaho no nitsaty niaraka taminao defa tezitra be fa tsy nanao veloma anefa aho miandry ao fotsiny farnazany halako ilay mande tsy manao lasa :x :-D :-D :-D
9. haritianah
(
27/11/2008 08:56)
Ary lé manakaratona trano efa maimaika andé hiasa iny, ny olona retra efa lasa ianao sisa farany tao de voakaratoka ny trano ny Lakilé nefa adino ao ambony latabatra ao anaty trano.
Lasa iany alou fa refa tafavoakyny vavady jerena ny orana mijojobé, MLAY an.
Ts vitan'izay kou fa efa von'ny orana de ianao ko no mbola mody alou ao an trano nefa tsis lakilé.Dé any sisa mitakoko eo amin'ny tohatra miandry ny olona ho tonga amaha trano.
Mlay mits

10. ni81
(
27/11/2008 09:30)
Ary lé manakaratona trano efa maimaika andé hiasa iny, ny olona retra efa lasa ianao sisa farany tao de voakaratoka ny trano ny Lakilé nefa adino ao ambony latabatra ao anaty trano.mampmé tokoa ka!
Lasa iany alou fa refa tafavoakyny vavady jerena ny orana mijojobé, MLAY an.
Ts vitan'izay kou fa efa von'ny orana de ianao ko no mbola mody alou ao an trano nefa tsis lakilé.Dé any sisa mitakoko eo amin'ny tohatra miandry ny olona ho tonga amaha trano.
Mlay mits
Zà indray nitondra fiara indray mandeha, dia nijanona fa tonga t@ toerana haleha. Dia nivoaka ny varavarana, ary dia nakaratoko io dia nefa ilay lakile tavela teo @ direction. Teo ka teo nitady hevitra hoe inona no ataoko :roll: Dia t@ zay fotoana izay mbola nafana (volana juin teo) dia nisy nivoha kely ny fitaratra. Dia nitady hazo lava teo akaikikaiky teo zà, dia nosokiriko fa sao mba mivoha ilay varavarana...kanjo dia tsy tafavoha. Dia soa fa nisy oul afaka nantsoiko dia nitondra lakile hafa (double) fa raha tsy izany dia tao! :-D :-D
11. sakaizakely
(
27/11/2008 10:02)
:-D :-D :-D :-D :-D
za ndray efa maika mikoropaka be vo machill hanatitra mpianatra iny de chaussons no nentina nivoaka, ka efa limite be de tsy tafaverina intsony
tsy de nisy nahita klou le izy satria vitsy oul ny lalana kely misy anay, fa le ankizy tonga tany ampenarana de teneniny ny mpampianatra sy ny atsem teo oe jerevo neninay fa manao chaussons sady mimokimokin'ny hehy be ry zareo :°) :°) :°) :°)
indraika andro zay kou za nievina be de namoaka mosara avy tao ampaosy de kay bakiraro no nivoaka avy tao, imason'ny mpiaramiasa iny
wainn klé =)) =)) =)) =)) =))

12. ni81
(
27/11/2008 10:04)
indraika andro zay kou za nievina be de namoaka mosara avy tao ampaosy de kay bakiraro no nivoaka avy tao, imason'ny mpiaramiasa iny:-D :-D Ka efa nisy hatsikana tany dago taloha, dia hoe ny tantin-janany no tafiditra tanaty paosiny nefa izy @ io niaraka t@ sipa dia nilaza fa tsy mbola manambady! :-D :-D
wainn klé
13. heidi
(
27/11/2008 10:07)
8. Mpandefa : haritianah [ Valio ] 27-11-2008 09:56:27
Lohateny : Re : ianareo ve efa tratra...?
Ary lé manakaratona trano efa maimaika andé hiasa iny, ny olona retra efa lasa ianao sisa farany tao de voakaratoka ny trano ny Lakilé nefa adino ao ambony latabatra ao anaty trano.
Lasa iany alou fa refa tafavoakyny vavady jerena ny orana mijojobé, MLAY an.
Efa tsatsan'io koa aho fa fiara , soa fa tsara fanahy lay cousine kely de natsoina fone hi nduire haka ny double clés ny fiara tany antrano
ny pire aza ny ahy, efa any am aéroport CDG efa eo amin'ny fisavàna passeport vao hoe hadino ny passeport tena tsssss fahakiviana tsy nisy otrzany soa fa nisy an'i ratonga sy pecto nanala fahasoreanana tao de vao nampiantso olona hanatitra azy tany am tanàna dezaka be tary, ny vola naloha tombony etsy andaniny tsy nanaiky ny azansa air mad grrrrrrr! nanova ny depart ny ampitso tsy hadinoko zay ary tsy hahazo ahy tsony....
14. heidi
(
27/11/2008 10:08)
1-nandeha tao @ bank teo ankorondrano dia rehefa vita le transaction dia ozizy le rangahy hoe mivadika ny ankanjondry dia tsy hita le hatsarantarehiny, lol dia navadiko dia hoy indray izy hoe akanjo tsara toy izao! soa ihany le rangahy fa tonga dia hitako t@ tarehiny hoe tsara fanahy fa tsy hoe niteny feno fanesoana!
2-nanao douche mbola misolomaso indroa zay! dia rehefa lena le izy vao tonga saina
nefa zao i papoose efa tena ni geste be mitsy nivoaka ny trano sy nitolatola mande eny andalana :-D :-D :-D otran'ny azoko antsaina hihihihih
15. heidi
(
27/11/2008 10:12)
Zà indray nitondra fiara indray mandeha, dia nijanona fa tonga t@ toerana haleha. Dia nivoaka ny varavarana, ary dia nakaratoko io dia nefa ilay lakile tavela teo @ direction. Teo ka teo nitady hevitra hoe inona no ataoko Dia t@ zay fotoana izay mbola nafana (volana juin teo) dia nisy nivoha kely ny fitaratra. Dia nitady hazo lava teo akaikikaiky teo zà, dia nosokiriko fa sao mba mivoha ilay varavarana...kanjo dia tsy tafavoha. Dia soa fa nisy oul afaka nantsoiko dia nitondra lakile hafa (double) fa raha tsy izany dia tao!
ni81= ary matetika mpahazo antsika vevavy mitsy ity manakaratoka fiara manajanona lakilé anatiny ity an! :-D
ilay namako izay aza ny lakilé sy ny zanany vao anaty maxicôzi tavela tao anatiny tao de nisikosikotra teo izy , senja nisy tena mpahay azy, mpangalatra fiara mitsy angamba tavaratra lery de nosokisokiriny tam vy kely lavalava teo lay izy de nivoha ny fiara hihihihih.....LOZAAAAA!
16. heidi
(
27/11/2008 10:15)
za ndray efa maika mikoropaka be vo machill hanatitra mpianatra iny de chaussons no nentina nivoaka, ka efa limite be de tsy tafaverina intsony:-D :-D :-D iny njay no tsy hitako :-D
tsy de nisy nahita klou le izy satria vitsy oul ny lalana kely misy anay, fa le ankizy tonga tany ampenarana de teneniny ny mpampianatra sy ny atsem teo oe jerevo neninay fa manao chaussons sady mimokimokin'ny hehy be ry zareo =))=)) efa mpahazo koa io! ny tena mipozy de mipozy hay hadino ny nisolo pantoufla
indraika andro zay kou za nievina be de namoaka mosara avy tao ampaosy de kay bakiraro no nivoaka avy tao, imason'ny mpiaramiasa iny
wainn klé
17. vale
(
27/11/2008 12:06)
le ankizy tonga tany ampenarana de teneniny ny mpampianatra sy ny atsem teo oe jerevo neninay fa manao chaussons sady mimokimokin'ny hehy be ry zareosakaizakely> :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. fahamarinana
(
27/11/2008 12:09)
:arrow: zà koa matin'ny :-D mamaky ny lazain'ny sakaiza..ohatran'ny hitako ny pozinjy. (l)
19. xxx
(
27/11/2008 14:49)
nanadino nanidy bragety hande hiasa hariva. Tsy miteny direkta koa ilay sekretera fa mihanihany fotsiny hoe mafàna loatra angaha izy izany? Namaly normal koa ny tena hoe avia mba tsotsofy fa main'ny sakay nisakafo teo e! boramena toran'ny hehy sy mijery ambany izy vao kôpy ny bandy