ianareo ve efa tratra...?
61. Koditra
(
30/11/2008 18:07)
Mbô niandry iany ve ny tenanay hatrany @ vôloany ndrindra oe tsy maintsy isy itantara eto oe nanadino nifafa avy nikapa ventiny, tsy nisy eh!
Ny matetika maazo a ndray dia efa misy sigara ety @molotro, briquet no tiko avoaka any anaty paosy nefa mbola sigara 1 fanindroany ndray no avoakako. D mihomehy irery e, so fa tsisy paita. :-D :-D
Ny matetika maazo a ndray dia efa misy sigara ety @molotro, briquet no tiko avoaka any anaty paosy nefa mbola sigara 1 fanindroany ndray no avoakako. D mihomehy irery e, so fa tsisy paita. :-D :-D
62. ni81
(
30/11/2008 18:49)
zah dray t@ gvt (gasy vô tonga) nifanena t@ vhv namofona ranomanitra b dé ozy ah t@ lé namako vazah niaraka t@ko wé t"'as entendu le parfum de la dame", dé tapaka ny tsinain'lé akama, dé nanontaniko wé in no mampimé an'lah!! fa ozizy sady mbola mimé wé j'ai jamais entendu un odeur mais par contre je l'ai senti comme toi, zay vô azoko fa nieritreritra t@ teny gasy ah nefa niteny vazah wain kely ihany mais bon!!!!:lol: :lol:
ary nareo ve tsy tafateny gasy tampotampoka shendraika klé:-D :-D
ohatra misy hira tsarabe iny de miteny kitankintana oe ataovy mafimafy oe azafady, gaga be dol ny zoulous aty rehefa maheno ny teny gasiko
63. Papoose
(
30/11/2008 20:40)
kotobekibo:
Hoy ilay sipa vazaha namanay izay hoe : " Ah la la ! mon slip me fait l'amour "=))
na dia le voa mikasokasoka fotsiny aza ve??
:-D :-D
65. ikaretsaka
(
30/11/2008 23:20)
kotobekibo:
Hoy ilay sipa vazaha namanay izay hoe : " Ah la la ! mon slip me fait l'amour "=))
izay nge le nilazako hoe inay aho stringy e
66. ainaheri
(
01/12/2008 12:06)
Ny ahy ndray telekomandy,tsy itako mou zay menomenomana fa za rery iany ,navadibadiko doli zat zvtr teo akaikiko ,efa ela vô tonga saina ,hay izy ty tao antanako lol
67. heidi
(
01/12/2008 12:46)
:-D :-D :-D :-D
ARY ILAY hoe week end ny andro tsy mila mande miasa, ny lalana mande any ampiasàna mianavaratra ary ny lalana mandeha any amin'ny magasin maianatsimo
sabotsy ny andro hande hiantsena fa lasa nizo-jotra efa ho tonga tany ampiasaina vao tonga saina no rangitra be hoe fa inona no ataoko aty.....,,,,

68. ni81
(
01/12/2008 19:49)
Matetika koa dia mifandiso ny pantoufles ka ny havia lasa havanana :-D :-D
69. Papoose
(
01/12/2008 22:21)
heidi:
:-D :-D :-D :-D
ARY ILAY hoe week end ny andro tsy mila mande miasa, ny lalana mande any ampiasàna mianavaratra ary ny lalana mandeha any amin'ny magasin maianatsimo
sabotsy ny andro hande hiantsena fa lasa nizo-jotra efa ho tonga tany ampiasaina vao tonga saina no rangitra be hoe fa inona no ataoko aty.....,,,,
za koa mpanao an'zany fa ny ahy ndray le mbola eo ambony fandriana fa mbola tsy tonga lavitra dia mikoropaka be tampoka mifoha dia gagagaga sy fanimpanina dia avy mijery calendrier hoe firy androany zay vao mitony....surtout rehefa tsy misy olona ao antrano!!! hay kay tsy mikandra nefa sarotra be le hiverina hatory fa tapaka teo ny torimaso kely
70. kotobekibo
(
02/12/2008 00:28)
papoose > efa mpanjo ahy doly ireo indrindra fa ref mba hoe RTT tssss
heidi > Izay ilay hoe mahafantatra lalana ny fiara e!
sakaizakely , ratonga , ni81 ,ainahery , ika , koditra > gravy an!!! =)) =))
heidi > Izay ilay hoe mahafantatra lalana ny fiara e!
sakaizakely , ratonga , ni81 ,ainahery , ika , koditra > gravy an!!! =)) =))
72. kotobekibo
(
02/12/2008 21:25)
Papoose:
ny fiovan'ny fizo lorera koa mbola tantara hafa heheheheheh!!!!!
ieee, fa d atombohy ary ny fitantarana . :-P
73. Papoose
(
03/12/2008 03:27)
:-D aaa raha tokony mbola hahazo torimaso 1h de plus defa mitetateta mifoha maraina dia rehefa tonga any ampiasana ko in fa defa ao fa hiverina intsony vee!!! :-P
74. heidi
(
03/12/2008 06:32)
papoose: ié refa tsy mametaka reveil iny ny week end de taitsa tampoka hoe tara aho! efa mangovingovitra mikorapaka fa oe tara kay ny anjo week end, mahatapaka lalandrà mitsy :-D
75. kotobekibo
(
03/12/2008 11:42)
Papoose > D mody 1h mialoha hoe za efa t@ firy no efa teo ? :-D
heidi > na tsy WE aza fa mba hoe RTT d tsy miasa , mikorapaka tampoka mintsy . :D
heidi > na tsy WE aza fa mba hoe RTT d tsy miasa , mikorapaka tampoka mintsy . :D
76. Papoose
(
03/12/2008 17:48)
ts poinsa ny mody une heure aloha datoa bain eeee!!! te ho tara eo!!
ny ahy iny mifoha sy mikoropaka tampoka iny halako mints fa ohatran'ny fanina kely zany mints mandritry ny mn vitsy!
ny ahy iny mifoha sy mikoropaka tampoka iny halako mints fa ohatran'ny fanina kely zany mints mandritry ny mn vitsy!
77. ikaretsaka
(
03/12/2008 21:10)
za ary androany nila nannakisaka moto fa nisy mpanao garazy tonga.. saika nikarapoka fa kay mao ny levier @ moto ka embrayage fa tsy frein ... ka za mihevitra hoe mitsaky frein kay mi debrayer..dia saika nikarapoka efa nisababaka mihitsy.... mafy ity zatra biskleta ity ka
78. heidi
(
04/12/2008 06:32)
kotobekibo:ka zà refa week end ihany vao tsy miasa kouuuuu
heidi > na tsy WE aza fa mba hoe RTT d tsy miasa , mikorapaka tampoka mintsy . :D
:P
79. heidi
(
04/12/2008 06:34)
ikaretsaka:
za ary androany nila nannakisaka moto fa nisy mpanao garazy tonga.. saika nikarapoka fa kay mao ny levier @ moto ka embrayage fa tsy frein ... ka za mihevitra hoe mitsaky frein kay mi debrayer..dia saika nikarapoka efa nisababaka mihitsy.... mafy ity zatra biskleta ity ka
tsy samy hafa ireo ka! mitovy fa tsysahala
samy mitaingina azy iany ny anaranao
:-P
80. ikaretsaka
(
04/12/2008 16:08)
Tratra ko teo e..... nampianatra de manao presentation. Pwrpoint de. Le remote na daba no nopotsipotserina fa tsy le am ordi.... ela vo kobp hoe oooops diso