ianareo ve efa tratra...?
41. heidi
(
28/11/2008 22:59)
[quote=Papoose]
ny ahy ndray rehefa avy mividy slipo dia tonga de tapahako le etiketiny satria nisy andro mangitikitika be le izy...fa nisy fotoana kosa matetika nivadika foana ny slipoko dia mirangaranga be le izy dia mandreraka fa ndraindray tafavoaka ivelan'ny pataloha..... dia taty aoriana aza efa tapaka daholo ny etikety dia tsy voajeriko tsony hoe mivadika sa tsia le sil!
hay dia ray koa, ndray andro za tsy nahazo aina mintsy nanao string, dia tsy tonga saina mihitsy raha tsy efa nasoriko le izy hoe hay kay tsy tafiditra araka ny tokony ho izy ....ny t@ fe ray ao tsara fa le t@ fe ray nalaladalaka!!!! dia ohatran'ny tonga dia mifampisitontsintona be zany le ao anann ao!! efa saika decue mintsy zah t@ le fivarotana hoe tony ko mba malazalaza lainga fotsiny!! hay kay za no vendrana! :/
[/quote
- indry kou lou raha hanao zvtr mivadika dia lohany mitsy
:-D
- =)) =)) =)) efa mpahazo ahy koa io manao string tsy mande am zé alehany io fa toa mitovy ihanh mantsy ny sisiny roa sy ilay lafika eo ampovoany iny ny habeny :-D :-D
fa ny hamantarana azy miletika be misisika ila velona lay izy refa mifandiso lay fandehany sady mararyyyyyy :-D :-D :-D

42. Papoose
(
28/11/2008 23:09)
ka zay mintsy ngeee!!! de ozizah hoe mba mangilikilika koa zany jeans zany!! mahazo kely daholo zay azo tononina hay kay ny atiny mihitsy no tena tsy alehany! :-D :-D
43. kotobekibo
(
29/11/2008 00:38)
Ny nahavoa ahy indray andro izay , andeha hamaly tel , ilay ato antrano manko lé tsy misy fil ireny , ka nony nanao hoe allo zà otran'ny hafahafa izany .
Kay ny telecomande no taty antanako satria tsy nijery tsara za t@ nandray azy teo @ ilay latabatra . :roll: :roll:

44. heidi
(
29/11/2008 03:04)
=)) =)) =)) =)) =)) tsy nisy otran'ity ani' botabekibo ity indray marina...
Papoose: tena henoko mitsy ka sady marary no mahasosotra be, njainjay tsy tàna tsony ilay miskikotra azy raha ianao mande any andalana iny 8O :-D

45. sakaizakely
(
29/11/2008 10:32)
botabebide =)) =)) =)) =)) =))
ny ahy koa mpanjo ahy io, sady mibrikole no mi surveille kilonga de tsy misy mety ze atao
ny ahy matetika mpahazo ahy le manadino zavatra any ambany rihana de votery midina indray kalou, nefa tonga any ambany try tadidy ntsony oe inn mou le saika alaiko teo, de miverina any ambony vo kopy oe kay izao no tokony nentina, de miverina dray, de misy zavatra kely natao en plus de mbola tanampolo ihany no miakatra any ambony, in5 miakamidina eo vo tontosa ny atao
aza mba miporna ihany :-D :-D :-D

46. sakaizakely
(
29/11/2008 10:34)
ary le mi zap télé nefa kay ny portable no potsipotserina =)) =)) =)) =))
50. heidi
(
29/11/2008 21:46)
Papoose:
ndrii ty tsika marina!!! :-P
:-D :-D :-D :-D manin ndray tika e!????
Tratry ny krizy ny fianana ve? :°)
ikaretsaka: de raha stringy hono ianao de ahoana????? :-P
53. kotobekibo
(
30/11/2008 11:32)
heidi:
=)) =)) =)) =)) =)) tsy nisy otran'ity ani' botabekibo ity indray marina...
Papoose: tena henoko mitsy ka sady marary no mahasosotra be, njainjay tsy tàna tsony ilay miskikotra azy raha ianao mande any andalana iny 8O :-D
Hoy ilay sipa vazaha namanay izay hoe : " Ah la la ! mon slip me fait l'amour "=))
sakaizakely:
ary le mi zap télé nefa kay ny portable no potsipotserina =)) =)) =)) =))
Tsy njy irery no tratran'izany fa bandy akama aty koa sady vao tsy d ela izay . :-D :-D :-D
54. heidi
(
30/11/2008 13:36)
[quote=kotobekibo]
[quote=heidi]
Hoy ilay sipa vazaha namanay izay hoe : " Ah la la ! mon slip me fait l'amour "=))
:-D:-D:-D iny ndray no tsy hitako
Tsy njy irery no tratran'izany fa bandy akama aty koa sady vao tsy d ela izay . :-D :-D :-D
zà kou mba efa tratran'io fa de otran'ny mitapy sôna refa tratranzay
:-D :-D

55. ratonga
(
30/11/2008 16:11)
zah dray t@ gvt (gasy vô tonga) nifanena t@ vhv namofona ranomanitra b dé ozy ah t@ lé namako vazah niaraka t@ko wé t"'as entendu le parfum de la dame", dé tapaka ny tsinain'lé akama, dé nanontaniko wé in no mampimé an'lah!! :roll: fa ozizy sady mbola mimé wé j'ai jamais entendu un odeur mais par contre je l'ai senti comme toi, zay vô azoko fa nieritreritra t@ teny gasy ah nefa niteny vazah :evil: wain kely ihany mais bon!!!! :°) :-D :-D :-D
57. sakaizakely
(
30/11/2008 17:01)
Hoy ilay sipa vazaha namanay izay hoe : " Ah la la ! mon slip me fait l'amour " =))=)) =)) =)) =)) =))
59. sakaizakely
(
30/11/2008 17:10)
ratonga> za hatram zao mbola mampifamadika le sy la fonafona rehefa miteny, nefa rehefa manoratra haiko tsara
ary nareo ve tsy tafateny gasy tampotampoka shendraika klé
ohatra misy hira tsarabe iny de miteny kitankintana oe ataovy mafimafy oe azafady, gaga be dol ny zoulous aty rehefa maheno ny teny gasiko
rehefa taitra iny kou de miteny ratsy oay lel.na a ! fa mba tsy kopy fona klou ry zoulos isany hatram zao ny tena dikany
:-D :-D :-D

60. ikaretsaka
(
30/11/2008 17:25)
ny tena nampome koa le manao kanety be dia mivilana ny tir de le boulen'ny akama no petahana de zatra ilay miteny gasy heo "oay le..havana le"
de hatr@ izao ry zolous mbola tsy kopy ihany hoe inona no ifandraisan'ny sigara cubaine (havanne) @ boules :-D :-D