ianareo ve efa tratra...?

81. heidi ( 04/12/2008 20:16)
76. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-12-2008 22:10:56
Lohateny : Re : ianareo ve efa tratra...?
za ary androany nila nannakisaka moto fa nisy mpanao garazy tonga.. saika nikarapoka fa kay mao ny levier @ moto ka embrayage fa tsy frein ... ka za mihevitra hoe mitsaky frein kay mi debrayer..dia saika nikarapoka efa nisababaka mihitsy.... mafy ity zatra biskleta ity ka


hay vy aroky tantantan bisikileta matavy e! :°) ahako kou tena tia be ani'reny raha tsy de mitrena loatra :)
82. ikaretsaka ( 05/12/2008 00:17)
tsy ny biskleta matavy no fataoko ry sipa fa biskleta mahihy a .. le tsisy feo de manao armstrong
83. ainaheri ( 05/12/2008 03:57)
Papoose:

ny fiovan'ny fizo lorera koa mbola tantara hafa heheheheheh!!!!!


Za efa tratran'io,nanao ftona t@ oul tany antranony,za tonga 1h avant ny ftonanay,hay adinoko no nanova ity montre-ko :evil:


84. Papoose ( 29/12/2008 21:11)
defa mba maka tombony @zay atao zany aloha koa! :^)
85. kotobekibo ( 29/12/2008 22:47)
ikaretsaka:

tsy ny biskleta matavy no fataoko ry sipa fa biskleta mahihy a .. le tsisy feo de manao armstrong


fantatrareo v ny mahasamy hafa ny bisikileta sy ny vhv ? ny iray pôpina vao taingenana ary ny ilany taingenana vao pôpina ; :-D :-P
86. ari.malala ( 30/12/2008 12:27)
:roll: :roll:
87. Mirananirina ( 30/12/2008 14:46)
fantatrareo v ny mahasamy hafa ny bisikileta sy ny vhv ? ny iray pôpina vao taingenana ary ny ilany taingenana vao pôpina ;
:lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5159