ianareo ve efa tratra...?

21. heidi ( 27/11/2008 15:59)
izay de tapaka tokotrany ny tsinain'i booboo :-D :-D :-D :-D

xxx: zàra fa tsy niampy aciton avy hatrany aza lay mafàna :-D
22. heidi ( 27/11/2008 16:00)
izay de tapaka tokotrany ny tsinain'i booboo :-D :-D :-D :-D

xxx: zàra fa tsy niampy action avy hatrany aza lay mafàna :-D
23. xxx ( 27/11/2008 16:17)
heidi:

xxx: zàra fa tsy niampy action avy hatrany aza lay mafàna :-D

tsy azo tantaraina ny tohiny fa lasa HS:P
24. heidi ( 27/11/2008 16:19)
DONK! nisy ny action.... :°) :-P :^)
25. kotobekibo ( 27/11/2008 22:00)
heidi:

DONK! nisy ny action.... :°) :-P :^)

tantarao ary hoe ...:-D :-D :-D

Nisy bandy akamako aty aminay injay tena nandritra ny 1 andro tsy nitovy ny tennis teny antongony . Samy fotsy fotsiny . :-D :-D :-D
26. nikah ( 28/11/2008 10:10)
Tena mampimé :-D :-D :-D
27. haritianah ( 28/11/2008 10:36)
Ary efa trany ilay owé nahandro laoka nareo de maimaika iny ts nanana reflexe tsony de tokony hanao siira de lasa siramamy no narotsaka ao anaty laoka.
Amin'izay natao tombana fotsiny ny zvtr narotsaka owé efa mahamasina azy zay.
Rava avy niasa iny efa ramaka bé iny vitany ny kovera sy ny vary efa ao ambilia arotsaka ny laoka, de tonga dé avoka tampoka avy anaty avva fa mamy bé ny laoka no lasa mandoha.
Eo vao hieritreritra owé inona ny hatao laoka indray, efa trany n'io aho akoho noatao saosy ny laoka de ts nanadrana sira fa ampy zay de masaka de nasorina.
Ny olana t@ io ni atody ni ovy tao an trano.Ny hena retra congélé be dolo.
28. ni81 ( 28/11/2008 11:32)
:-D :-D
29. heidi ( 28/11/2008 14:03)
kotobekibo:

heidi:

DONK! nisy ny action.... :°) :-P :^)

tantarao ary hoe ...:-D :-D :-D
ka tsy zàko anie no nanao action fa i xxx hono e! in njay aza no ho tataraiko eo bainna ah! :-D :-D

Nisy bandy akamako aty aminay injay tena nandritra ny 1 andro tsy nitovy ny tennis teny antongony . Samy fotsy fotsiny . :-D :-D :-D
=)) =)) =)) maha tinapaka be kou ilay mieritreritra an'ilay hoe kiraro tennis fotsy samy hafa :-D tena azoko antsaina

30. heidi ( 28/11/2008 14:06)
haritianah:

Ary efa trany ilay owé nahandro laoka nareo de maimaika iny ts nanana reflexe tsony de tokony hanao siira de lasa siramamy no narotsaka ao anaty laoka.
Amin'izay natao tombana fotsiny ny zvtr narotsaka owé efa mahamasina azy zay.
Rava avy niasa iny efa ramaka bé iny vitany ny kovera sy ny vary efa ao ambilia arotsaka ny laoka, de tonga dé avoka tampoka avy anaty avva fa mamy bé ny laoka no lasa mandoha.
Eo vao hieritreritra owé inona ny hatao laoka indray, efa trany n'io aho akoho noatao saosy ny laoka de ts nanadrana sira fa ampy zay de masaka de nasorina.
Ny olana t@ io ni atody ni ovy tao an trano.Ny hena retra congélé be dolo.

danzzzzz be ndray iny an! aza mahavoa ny goavy manta fa de atsipy mbakan'ny vilany ngamba hihihih! enao efa ramaka be iny nivadika orera ny laoka :-D

:-D
31. fahamarinana ( 28/11/2008 17:51)
:arrow: =)) =)) raharaha marina zany ry haritianah..ohatran'ny hitako ilay hipetraka hihinana akoho saosy. (l)
32. ikaretsaka ( 28/11/2008 19:00)
io le mivadika silipo sy akanjo avy nikarakara nikoropaka io koa (ho an'izay misilipo) no tena gidra an
na tsy le zavatra eritreretinao aza no natao le a ohatra hoe nila nivoaka fa poritra na nisy resaka ankanala akanjo tsotra fotsiny (sports sy gym ohatra na mila le manao combinaisons ireny rehefa manao chantiers dia miverina @ le akanjo norma)
33. ni81 ( 28/11/2008 19:19)

34. kelly13 ( 28/11/2008 19:40)
:-D
35. ikaretsaka ( 28/11/2008 19:58)
indrindra ho an'ireo manambady ka ilay aty akanjo (na ny ambony na ny ambany no nivadika) rehefa mody...
na tsy naninona-tsy naninona aza ianao tsy maintsy misy gera kely foana aloha ary tsy mandaitra mihitsy ny fanazavana
36. fahamarinana ( 28/11/2008 19:59)
:arrow: :-D :-D marina koa zay. (l)
37. ni81 ( 28/11/2008 20:06)
indrindra ho an'ireo manambady ka ilay aty akanjo (na ny ambony na ny ambany no nivadika) rehefa mody...
na tsy naninona-tsy naninona aza ianao tsy maintsy misy gera kely foana aloha ary tsy mandaitra mihitsy ny fanazavana
:-D :-D mitandrema daholo fa manahirana ka!
38. sakaizakely ( 28/11/2008 21:20)
ika:
indrindra ho an'ireo manambady ka ilay aty akanjo (na ny ambony na ny ambany no nivadika) rehefa mody...
na tsy naninona-tsy naninona aza ianao tsy maintsy misy gera kely foana aloha ary tsy mandaitra mihitsy ny fanazavana

:-D :-D :-D :-D

HS fa indray andro tsy hitako ny somizon'ingahirainy iray, nokatsahiko eraky ny trano, tany am lamba maloto, ny ho pasohina, ny plakara sns... raikitra ny rombo fa aia no ho very fotsiny zany fa mety nadino tany @ 2è bureau tany oà
somary nimeme lery tam volou fa refa hitany fa serié ny ankety tsy hitany ntsony ze atao, tsy manao an zany ah é, oy é de ouz za oe za ve paiso fa ataoko ity androany

de no remarker-ko fa nisy pull-ny iraika koa tsy hitako, sy ny somizo nanaovany farany niaraka taminy. Nosavaiko dol partout de kay efa ankanjony betsaka no efa tsy tao intsony brrrrrrrr

aleo sôtina ny détails sy ny rombo fa efa elabe vo tadidiko fa nisy fotoana kay le zanako 2 taona izy tam zay nilalao manao lesiva ouno de natsofony tanaty sèche linge abiaby ny lamba ze voarainy de nakatony ny raha. Moa été kou tam zay de tsy nampiasa famainandamba mitr

naika nampiady dada sy neny kalakely :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
39. Papoose ( 28/11/2008 21:24)
ny ahy ndray rehefa avy mividy slipo dia tonga de tapahako le etiketiny satria nisy andro mangitikitika be le izy...fa nisy fotoana kosa matetika nivadika foana ny slipoko dia mirangaranga be le izy dia mandreraka fa ndraindray tafavoaka ivelan'ny pataloha..... dia taty aoriana aza efa tapaka daholo ny etikety dia tsy voajeriko tsony hoe mivadika sa tsia le sil!

hay dia ray koa, ndray andro za tsy nahazo aina mintsy nanao string, dia tsy tonga saina mihitsy raha tsy efa nasoriko le izy hoe hay kay tsy tafiditra araka ny tokony ho izy ....ny t@ fe ray ao tsara fa le t@ fe ray nalaladalaka!!!! dia ohatran'ny tonga dia mifampisitontsintona be zany le ao anann ao!! efa saika decue mintsy zah t@ le fivarotana hoe tony ko mba malazalaza lainga fotsiny!! hay kay za no vendrana! :/
40. heidi ( 28/11/2008 22:55)
aleo sôtina ny détails sy ny rombo fa efa elabe vo tadidiko fa nisy fotoana kay le zanako 2 taona izy tam zay nilalao manao lesiva ouno de natsofony tanaty sèche linge abiaby ny lamba ze voarainy de nakatony ny raha. Moa été kou tam zay de tsy nampiasa famainandamba mitr

Lasa nifitina kely otran'ny akanjonjaza kosa zany lay akanjony de nohanindry manty lery :-D aza masika ihany wa! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079