Làlan\'ny hazo fijaliana
1. bor2lais
(
01/09/2008 12:38)
Tsy fantatro na efa nandeha teto na tsia ity lohateny ity, fa nanintona ahy tao anatin\'ireo lohateny maro natsidiky \"Ikaretsaka\" ho antsika Kristiana izy ity :
\"Inona no fandraisantsika (Kristiana) izany antsoina hoe làlan\'ny hazo fijaliana izany ?\"
Misaotra mialoha amin\'ny fandraisantsika anjara !
\"Inona no fandraisantsika (Kristiana) izany antsoina hoe làlan\'ny hazo fijaliana izany ?\"
Misaotra mialoha amin\'ny fandraisantsika anjara !
répondu par coopsal le 07/11/2008 13:13
2. MIANTA
(
01/09/2008 12:57)
Ny fahafantarako anzan dia ny famonjena nataon'i Jeso Kristy teto ambonin'ny tany. Satria ny hazo fijaliana no lalana ahazoantsika ny famonjena. "Kristy maty ho antsika"
3. 08051972
(
01/09/2008 13:23)
Araky ny eritreritrareo ve de tena tsimaintsy ho lanjaintsika kristiana io hazofijalian'io?
4. ni81
(
01/09/2008 13:32)
Araky ny eritreritrareo ve de tena tsimaintsy ho lanjaintsika kristiana io hazofijalian'io?ny katolika no manao an'io rehefa alohan'ny paka moa sa inona?
5. agoago
(
01/09/2008 13:57)
Amin'ny katolika no misy ny làlan'ny hazofijaliana, hahatsiarovana sy hiraisana amin'ny vavaka ny nijalian'ny jesoa manomboka amin'ny nitsarana azy, nitondrany ny hazo fijalina, namatsihana azy ka hatramin'ny nahafatesany. Misy fijanonana 14 ka ireny sary na tableaux itanareo amin'ny rindrina manodidina ny fiangonana katolika ireny no arahina sy hijanonana sady manao vavaka eo, any amin'ny toerana hivavahana sasany hafa izay malalaka (any ivelany no tena betsaka an zay) dia misy lalana arahina, misy statue na marika hafa dia iny izany no toa ny lalana hahtsiarovana ny nijalian'ny Tompo mandrapahatongany tany kalvery.
Alohan'ny paka, mandritra ny karemy no hanaovana làlan'ny hazo fijalina na ny zoma voalohany (zoma voalohany amin'ny volana)
Alohan'ny paka, mandritra ny karemy no hanaovana làlan'ny hazo fijalina na ny zoma voalohany (zoma voalohany amin'ny volana)
7. ni81
(
01/09/2008 14:46)
Alohan'ny paka, mandritra ny karemy no hanaovana làlan'ny hazo fijalina na ny zoma voalohany (zoma voalohany amin'ny volana)ary ny vazà aty frantsa koa ve mba manao zoma voalohany sa tsia? Azafady fa HS fa mba nanitikitika ny saiko io.
8. simplex
(
01/09/2008 18:53)
miaina sy mahatsapa ny niainan'i Kristy t@ andro namantsihana azy. Hahatsapa tokoa hoe maty ho antsika izy.
"Izany tokoa no fototry ny finoantsika, finoan'ny eglizy ary vonahitra hoantsika ny manambara izany ao @ kristy tompo Andriamanintsika"
dika mot a mot fa ny famantsihana an'i Jesoa no anisan'ny fototry ny finoantsika. Bien sur, tsy ampiana hoe nitsangana izy aveo an ;-)
^:^
9. ikaretsaka
(
01/09/2008 22:20)
booboo:
fa maninona no mijanona in-14 ?
Akory aby indray aloha
;)
1)raha jerena dia misy moments manan-danja 14 nanomboka t@ Jesoa voaheloka ho faty ka hatramin'ny izy tao am-pasana (sy nitsangana=rehefa paka )
Scene voalaza ao anaty baiboly rahateo aby izy 14
Jesoa Voaheloka ho faty
Jesoa nandray ny lakroa
Jesoa lavo voalohany
Jesoa Nifanena t@ ndreniny
Simona avy any Syrea nanampy azy
St Veronique
Izy nitomany ny Zanaka vavin'i Jerosalema...
ireto ny passage bibliques araka ny nandaharan'ny papa JP2 azy
2)Taloha dia 2 semaines mialohan'ny paka no fanombohan'ny Sration (mbola misy fikambanan-drelijiozy mankalaza an'io.. ny capucins ohatra anisany raha tsy diso aho) ka manao station 1 isan'andro no medite-na @ izay fotoana izay..
taty aoriana io dia lasa rehefa semaines saintes (herinandro masina) dia lasa manao meditations stations 2
7 andro ny herinandro 1..de kopy i booboo
11. booboo
(
02/09/2008 10:42)
ikaretsaka > merci a, hihihihihi zà zao vao nahafantatra hoe nisy trucs in-14 zany. mba nahay raha vao² zà androany hihihihihi.
13. Veloo
(
02/09/2008 18:53)
amiko tsy tokony ny apparence no jerena @ io lalan'ny hazo fijaliana io fa ilay fomba ao anatiny no tokony imitena. Dia ny hitovy @ Jesosy, ny hanaraka izay nataony dia ny fanaovana ny tsara sy ny fitiavana ny namana/fahavalo. :wink:
14. ikaretsaka
(
03/09/2008 03:19)
amiko ry veloo ny apparence anatiny dia tokony ho hita taratra aty ivelany lalandava kosa
izany foana rahateo aza no natao sy nafaran'i Jesoa rehefa manao zavatra izy hoe hoe voavela ny helokao, na sitrana ianao (io ilay anatiny) .....dia manaova toy iznay koa (ivelany)
izany foana rahateo aza no natao sy nafaran'i Jesoa rehefa manao zavatra izy hoe hoe voavela ny helokao, na sitrana ianao (io ilay anatiny) .....dia manaova toy iznay koa (ivelany)
15. bor2lais
(
03/09/2008 07:10)
MIANTA:
Ny fahafantarako anzan dia ny famonjena nataon\'i Jeso Kristy teto ambonin\'ny tany. Satria ny hazo fijaliana no lalana ahazoantsika ny famonjena. \"Kristy maty ho antsika\"
-> misaotra an-i \"MIANTA\" : iombonako tanteraka ilay hevitra ...
16. bor2lais
(
03/09/2008 07:16)
08051972:
Araky ny eritreritrareo ve de tena tsimaintsy ho lanjaintsika kristiana io hazofijalian\'io?
-> Arakaraka ny antsoinao hoe hazofijaliana !
Raha ny hevitro manokana aloha dia tsy iny lakroa \"materialy\" iny no tsy maintsy lanjaintsika kristiana fa ny fahoriana, eso, fanenjehana, sns : izay no hazo fijaliana amiko !
17. bor2lais
(
03/09/2008 08:02)
Misaotra an\'i \"agoago\", \"simplex\", \"Ika\" sy ny hafa nitondra fanazavana araka ny fandraisan\'ny Katolika azy (làlan\'ny hazo fijaliana).
Raha azoko tsara izany (raha tsy izay dia mba ahitsio kely azafady) dia fahatsiarovana sy firaisam-bavaka t@ fahoriana nentin\'ny Tompo nandritra ny herinandro masina (nanomboka t@ fitsarana Azy ka hatramin\'ny fahafatesaNY) no antsoin\'ny Katolika hoe \"làlan\'ny hazo fijaliana\" ?
Izy ity moa fizarana ka toy izao indray ny fandraisako azy (hevitro manokana).
1. Heveriko fa samy mahalala sy/na miaina io \"làlan\'ny hazo fijaliana\" io daholo rehefa Kristiana fa ny fanehoana izany angamba no mampiavaka ny namana Katolika
2. Raha ny hevitro manokana ihany koa dia ny antsoina hoe \"làlan\'ny hazo fijaliana\" dia làlana nofidin\'Andriamanitra entina hamonjena ny olombelona. Izany làlana izany dia nanomboka tany @ fahaterahan\'ny Tompo, nandalo teo @ fijaliaNY sy ny fahafatesaNY teo amin\'ny hazo fijaliana, ary niafara tamin\'ny fitsanganaNY t@ maty.
Izany hoe ny fiainan\'ny Tompo manontolo teto an-tany no fehezina @ hoe \"làlan\'ny hazo fijaliana\".
3. Amin\'ny mpanara-dia Azy ny Kristiana dia (tokony) mandalo @ izany làlana izany koa isika : tsy voatery ara-bakiteny anefa fa @ fiainana izany.
Ny lesona azoko tsoahina @ izany dia :
- ny fanetren-tena (endrik\'ilay fahaterahana tao am-pihinanam-bilona ohatra)
- fanankinana @ Tompo ny fiainana iray manontolo (izay rehetra kinasa sy atao) : Izy no efa \"expérimenté\" kokoa noho izaho
- rehefa sendra ny olana sy fitsapana (endriky ny fijaliaNY sy ny fahafatesaNY) dia mahatoky fa tsy maintsy ahitàNY vahaolana (endriky ny fandreseNY : fitsanganaNY t@ maty).
Izay ny ahy ny fandraisako io lohateny io. Averiko indray, fizarana sy fanazavana no tanjona fa tsy fandresen-dahatra akory (tsy ahy rahateo koa izany) !

18. Mandefitra
(
03/09/2008 08:13)
bor2lais:
Raha ny hevitro manokana aloha dia tsy iny lakroa "materialy" iny no tsy maintsy lanjaintsika kristiana fa ny fahoriana, eso, fanenjehana, sns :
izay no hazo fijaliana amiko !
Ampiako hoe fiaretana ny fakam-panahy, fanombohana ny filan-ny nofo, fanetran tena, fandeferana, fitiavana ...
Satria tsy mora zany mitia ny fahavalo, tsy mora zany mifehy tena manolona ny fakam-panahy sy ny filana maro zany.
19. fahamarinana
(
03/09/2008 10:40)
:arrow: ^:^ ho an'ny bor2lais,tena mahafinaritra ilay fizarana rehefa toy izay .Ny an'ny katolika sahala ihany koa (hoy aho fa raha diso dia hitsio )fa ny andry zareo misy fomba ivelany (apparence )ihany koa ampisehony azy,araka ny voalazan'ny ika ery ambony.Amiko manokana dia tsy hitako zay maha-ratsy na misy io na tsia fa rehefa mazava ny antony.Mino aho fa tsy hoe akory bataina ilay lakroa dia hoe izay ilay lalan'ny hazo fijaliana fa misy antony ngoavana izay vaozavanareo rehetra miaraka aminy ary itovizan'ny rehetra ihany koa :) (l)
20. ikaretsaka
(
03/09/2008 16:14)
anisan'ny mampiavaka ny fivavahana katolika @ kristianina hafa tokoa io mi retracer ny tranga ety ivelany io . Tian'ny katolika ary betsaka ny mahatsapa manampy azy kokoa @ vavaka ataony ohatra ny manana io feeling io hoe misy karazana "presence materiel" io. Ilainy ny azo kasihina, azo embohana, azo haninam azo ampiasaina ny "sens" rehetra omen'andriamanitra,
Miankina hatrany @ le principe hoe "tsy @ alalan'ny Teny ihany akory Andriamanitra no mifaneraserasera amintsika fa @ alalan'izao rehetra izao indrindra indrindra! Izany rahateo no nahariany an'ireny....
(@ zezoita moa io misy exercice spirituel izay mihitsy hoe mi imagine hoe part an'ilay scene miaraka @ Jesoa ianao rehefa mandinika ny seho @ Evanjely ohatra) ,
HO an'ny akamaroan'ny Katolika dia ny zavatra nitranga no iverenany diavina ka hananany ilay feeling mihitsy heo toy ny niaina t@ ilay tany sy toerana nitrangan'ny asan'Atra izy ( izany no anton'ireny pelerinage any @ tany masina ohatra na any anosivolakely na any Lourdes na Roma na Fatima...)
Betsaka moa ny antokompinoana: ny Loteranina ohatra, no naka io (ireny tobim-pifohazana ireny)
tsy hoe voatery bataina akory ny lakroa rehefa manao lalan'ny hazo fijaliana na hoe rehefa mibata dia ilay hazo mavesatra be iny. azo atao n'aiza na aiza io, toy ny raozery ihany!