Làlan\'ny hazo fijaliana
21. fahamarinana
(
03/09/2008 16:50)
:arrow: ^:^ ika,misaotra nanazava.Amiko manokana aloha dia tsy hitako zay maharatsy azy fa io moa samy manana ny heviny sy ny fahitany aza fa ny tena antony no tena important.
:arrow: zany tokoa ,ary zà manokana efa nandeha tany lourdes,ary nandeha isan-taonam-pifohazana taty fa nangotrangotraka mihintsy ny tao am-poko,ny tiako lazaina hoe tena nahatsapa zvtr goavana be fa tsy nisy intsony hoe catho aty na protestanta ary....fa zà moa zay... :) (l)
ika:
Betsaka moa ny antokompinoana: ny Loteranina ohatra, no naka io (ireny tobim-pifohazana ireny
:arrow: zany tokoa ,ary zà manokana efa nandeha tany lourdes,ary nandeha isan-taonam-pifohazana taty fa nangotrangotraka mihintsy ny tao am-poko,ny tiako lazaina hoe tena nahatsapa zvtr goavana be fa tsy nisy intsony hoe catho aty na protestanta ary....fa zà moa zay... :) (l)
22. ikaretsaka
(
03/09/2008 17:21)
izay le hoe tsy ao anaty ao foana ange no atao hoe finoana e...
misy ny ao am-po tsy miloaka ao de misy koa ny fampiharana ivelany...
io ilay fifamenoana
misy ny ao am-po tsy miloaka ao de misy koa ny fampiharana ivelany...
io ilay fifamenoana
24. tywa68
(
04/09/2008 13:10)
Fahamarinana : ilay fiarahana mihitsy koa no tena mampisy an'izay fihetsem-po mangotrangotraka izay :lol:
Mahay mamaly koa anie i Ika io e :wink:
Mahay mamaly koa anie i Ika io e :wink:
25. niryna
(
04/09/2008 17:14)
ikaretsaka:
anisan'ny mampiavaka ny fivavahana katolika @ kristianina hafa tokoa io mi retracer ny tranga ety ivelany io . Tian'ny katolika ary betsaka ny mahatsapa manampy azy kokoa @ vavaka ataony ohatra ny manana io feeling io hoe misy karazana "presence materiel" io. Ilainy ny azo kasihina, azo embohana, azo haninam azo ampiasaina ny "sens" rehetra omen'andriamanitra,
ahoana ny vavaka tora-po raha izany? manatona Azy direct fa aza asiana elanelany,mety izay koa no mahatonga ny olona tsy tonga ao aminy ny fanahy masina satria ny tenin'Atra no mampianatra antsika hoe manatona ahy dia anatona anao aho.
26. ikaretsaka
(
04/09/2008 19:20)
afaka manao vavaka torapo miaraka @ olomasina koa ka
efa hoe tsy teniny ihany ry niryna fa ny TENAny sy ny zavatra rehetra nomena azo ampiasaina aby hifandraisana aminy an
efa hoe tsy teniny ihany ry niryna fa ny TENAny sy ny zavatra rehetra nomena azo ampiasaina aby hifandraisana aminy an
27. fijo
(
04/09/2008 20:29)
misaotra aloha letsy nanazava le izy,fa za tany diego no mba efa nanaraka katolika tamin'io lalan'ny hazo fijaliana io.ny nanarahako andry zareo moa dia miakatra tendrombohitra be eo akaikin'ny "plagen'ny ramena" eo le izy,ary toeran amilay be ny ery ambony ery.ka mba te hoeny dia lasa.dia misy toa mijanona izay tokoa ry zalahy,de mivavaka kely,fa ny anay moa avy dia lasa tsy ankijanona,fa ezaka be fa avo be ilay toerana.
dia tsaroako fa nisy tsy tonga teny ambony,fa dia izao no resak ahoe ireny tsy tonga ireny ,ny hezaka ataony dia ny ahatongavana amin'ny tanjona iray ambonin'ilay nijanonany teo.
le antony tsy haiko io,fa ny nahagaga ahy dia ,antitra ny ankamaroan'ilay tsy tonga,ka rah amiampy herintaona ve ,ho mora hoazy ny ahatratra le tanjona iray manaraka,nefa izahay aza tamin'izany mbola natanjak a,nikolay vao tonga teny???

28. ikaretsaka
(
04/09/2008 22:07)
ny an'i fijo izay koa izao anisan'ny antony anankiray azi sintomina amin'ny fanaovana ilay izy (ilay hoe tsy mihanona eo @ etape 1 fa miha miakatra hatrany hatrany!
hitanareo @ izany fa tsy hoe vavaka fe vavaka fotsiny io fa reflexion misy contexte maro samihafa
tywa: ny principeko dia hoe mba hay kosa ny anton'ny hoe "fa maninona?" izay vao atao e dia raha tsy hay akory ny antony hanaovanao azy rehefa anontanian'olona ny zavatra aataonao ianao dia eo no fiatombohan'ilay fiheverana hoe "manaonao foana "

29. bor2lais
(
05/09/2008 08:39)
Hoy Ikaretsaka hoe :
\"Miankina hatrany @ le principe hoe \"tsy @ alalan\'ny Teny ihany akory Andriamanitra no mifaneraserasera amintsika fa @ alalan\'izao rehetra izao indrindra indrindra! Izany rahateo no nahariany an\'ireny....\"
-> Tsy dia mazava amiko loatra ilay \"principe\" raha mba azon\'i Ika hazavaina misimisy kokoa raha tsy mahadiso !
Ilay Andriamanitra mifanerasera amintsika mantsy, araka ny hevitro, dia Ilay telo izay iray : Ray, Zanaka ary FM.
Ka raha ny fahazoako io voalaza io izany (mety ho tena diso fandray aho angamba) dia mety misy ny FM koa ny zava-boahary (ankoatry ny olombelona) ? Satria ny FM amiko no karazana \"réseau\" mampifandray antsika amiNY ! Sa \"moyen\" mety ahazoana ny FM ny zava-boahary no tianao tenenina ?
Miala tsiny raha mety HS tanteraka @ ilay \"principe\" tianao tenenina ny hevitro !
Dia misaotra anao mialoha @ fanazavana !

30. tywa68
(
05/09/2008 09:51)
bor2lais : ny tian'i Ika ambara d tsara raha hay ny antony hanaovana an'ilay zavatra mba ahafahana manazava @ manodidina zay gaga hoe fa maninona ?? fa raha tsy hay azavaina d lasa mihevitra zavatra diso :°)
31. bor2lais
(
05/09/2008 10:57)
tywa68:
bor2lais : ny tian\'i Ika ambara d tsara raha hay ny antony hanaovana an\'ilay zavatra mba ahafahana manazava @ manodidina zay gaga hoe fa maninona ?? fa raha tsy hay azavaina d lasa mihevitra zavatra diso :°)
-> Ka izay indrindra ange no mahatonga ahy manontany e !
34. fijo
(
05/09/2008 19:56)
ny tian'ika lazaina ary efa averiny matetik adi aizao.andriamanitra dia ita amin'ny tontolo iainana rehetra,fa tsy hoe vavaka sy baiboly ihany.fa io natiora io dia ahitana azy koa.
za tsy mpino,fa amiko koa ny tontolo ,na natiora dia efa zavatra lehibe tsara sy mila hajaintsika.
za tsy mpino,fa amiko koa ny tontolo ,na natiora dia efa zavatra lehibe tsara sy mila hajaintsika.
36. coopsal
(
08/09/2008 14:22)
Tsy tadidiko ilay olona:
Araky ny eritreritrareo ve de tena tsimaintsy ho lanjaintsika kristiana io hazofijalian'io?
=> araka ny baiboly: Ny hazo fijaliana nolanjain'i Kristy dia izay tokony holanjain'ny olombelona rehetra mandritra ny mandrakizay (izany no afobe) noho ny fahotany (fahotana = fandikàna ny Didin' Andriamanitra izay mifototra amin'ny hoe : "Tiava an'Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra, ny sainao rehetra, ny herinao rehetra, ny fanahinao rehetra" [Deoteronoma 6:5]) . Noho ny fitiavan' Andriamanitra anefa dia Kristy ZanaNy, izay nofo aman-dra tsy nanota no nataoNy nilanja izany teo amin'ny toeran'ny olombelona. Manan-kery izany fisoloana vaika ny ankalana izany ho an'izay mino an'izany ihany, fa raha misy tsy mino dia tsy afaka aminy akory ny fanamelohan' Andriamanitra.
Ny amin'ny hazo fijaliana izay lanjain'ny mino dia ity no tenin'i Kristy manambara azy : "Mankanesa aty amiko ianareo izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho hanome anareo fitsaharana. ento ny ziogako ka mianara amiko ... fa tsotra sady maivana ny zioga izay homeko anareo. [Matio 11:28-30].
Nanao fampitahana Izy (Kristy) hoe, misy ilay iray mavesatra (iny no nentiny), fa izay mino Azy kosa dia homeNy maivana, Ny hazo fijalian'izay mino an'i Kristy (kristiana) dia tsy izay nentin'i Kristy akory, fa maivana kely fa mba ho vavolombelona ho an'ny olombelona rehetra kosa fa tena nisy io mavesatra nolanjain'i Kristy io, dia milanja maivana ny mino Azy.
NB : Tsy ny hilanja hazo fijaliana akory no tanjon'i Kristy, fa ny hamonjy ny olombelona, saingy ilay hazo fijaliana no tsy maintsy nolanjaiNy mba hamonjena ny olona. Tahaka izany koa izay mino an'i Kristy, tsy ny hilanja hazo fijaliana no tanjona raha mino an'i Kristy, fa ny fitsaharana ho an'ny fanahy! Ary io fitsaharana ho an'ny fanahy io no manosika azy tsy hitondra ny hazo fijaliana mavesatra (satria efa nentin'i Kristy izany) fa andraisany kosa ilay maivana izay omen'i Kristy azy. Zavatra tsy karohin'ny mino izany fa tanteraka amiNy fotsiny rehefa mino izy.
Noho izany! Ny filanjana hazo fijaliana dia tsy asa vokatry ny sitrapon'ny olona (volonté) na ny fandaharany (programmé), fa vokatry ny finoany an'i Kristy marina ka mitranga aminy!
39. coopsal
(
11/09/2008 08:48)
ikaretsaka >> Asa na tahaka ny fahazoako azy ilay fanontanianao na tsia, fa hamaly araka izay fahazoako ny fanontaniana aho.
Lazaiko hoe: araka ny baiboly satria izay no araka ny baiboly (Soratra Masina).
Zavatra mba mahagaga ahy amin'ny mpivavaka kristiana maro ny fifanehoan-kevitra, hevitry ny tena na fitanisana hoe izao no hevitry ranona sy ranona, hevitry ny mpino ranona, ny hevitry ny tsy mino ranona! Fa tsy ny hevitr' Andriamanitra ve no ilaina amin'ny zava-drehetra dia basy?!
Tsy dia mahagaga ny fahasamihafana fa efa hatrany amin'izay mitonona ho fiangonana kristiana isan-karazany mihitsy io tsifiraisana io. Fa samy manana ny fankalazany an' Andriamanitra ny olona : fomba fitafy, andro miavaka sy fety, karazan-tsakafo, ... sns! Ny Apostoly Paoly anefa nilaza hoe :
"Mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an' Andriamanitra Rain'I Jesosy Kristy Tompontsika " [Romana 15:6]. A fomba ahoana ary no hiarahana mankalaza an' Andriamanitra @ saina sy vava iray izany ?
Kristy no mampianatra hoe :
"Raha miray amiko ianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo fa ho azonareo izany. Izany no hankalazana ny Ray, mba hamoazanareo be ka ho mpianatro tokoa ianareo" [Jaona 15:7,8].
Ankehitriny, ianao izay mino, mitandrema amin'izay atao hoe "fankalazana" na "fiderana" na "fanomezam-boninahitra" an' Andriamanitra, fa tsy resaka hira maredona na tononkalo kanto firindra na vavaka tsara lahatra, na fombam-pivavahana akory izany! Fa firaisana amin'I Kristy, fananana ny teniNy ao anaty ka amoazana fitiavana be tahaka Azy fitiavana.
Dieu a envoyé son fils dans le monde,
non pas pour condamner,
mais pour qu'il soit sauvé par Lui

40. ikaretsaka
(
12/09/2008 00:53)
coopsal. amiko io ataoko fanoharana @ pompin-drano
tsy voatery hisy paompy vao afaka hoe manana rano na hoe misy rano na itoeran'ny rano...
na rano notovozina avy any @ paompy ihany no atao hoe rano!
misy aza ny paompy ananana fa ny rano tsy misy! (ireo tsy mahaloa facturen'ny jirama ohatra)
toy iznay koa amiko ny resaka baiboly sy Soratra Masina sy Atra...
tsy heo hot ny paompy (baiboly hoe) dia oeeeeeeee!
za tany andoharano no natsaka de ahoana??