Làlan\'ny hazo fijaliana
61. fijo
(
18/09/2008 20:59)
fahamarinana an,le izy resaka fitaizana.misy notaizana hino sy handinika,misy notaizana hino fotsiny dia ampy.eo le olana be.
62. ikaretsaka
(
18/09/2008 23:37)
io lazain'i lefijo io ilay lazain-drakaroka atsy ambadika atsy @ resaka passion e
63. Mandefitra
(
19/09/2008 05:22)
Hoy faha :
Andriamanitra tsy manampy zay tsy manampy ny tenany:
Zà manokana dia miezaka mamaha ny olana fa tsy hanao ilay hoe mivavaha fontsiny dia minoa fa ahazo solutions ireny...satria misy zavatra ilana ny tenanao koa fa tsy dia hiantehatra fontsiny eo ..ny olana anie dia izao e:rehefa tanty tsy tanteraka sy voavaha ny olana dia hilaza indray hoe izay no sitrapon'andriamanitra nefa ny tenanao aza voan'ny donaka teo,hoe miandry mana milatsaka avy any an-danitra...
tena nisy ireto :
- nopitsohan'ny mpangalatra ny varavaran-kely tandrifin ny hatoriako,za natory tsara, ny varavarava niala tanteraka,ry zalahy tsy niditra sady sy nikitika ahy : inona no fanampian-tena azonao atao anaty torimaso?
Fa raha izaho : Jehovah no mpiandry ahy.
- nipoaka ny avion tany @ 10.000 km, ramatoa iray no velona na naratra mafy aza.
Fanampian-tena inona no nataon-dramatoa mba hitahian'A/tra azy?
ary sanatria ianao io tafihan ny jiolahy 10 lahy oh, fanampian tena inona no ataonao mba ho afaka hanampy anao A/tra eo antanan' ireo fololahy mitam-piadiana ianao?
Ka tsy aleoko mitoky @ hoe Jehovah no mpiandry ahy, Antsoy aho @ andro mahory, na inona angatahinareo @ Ray @ Anarako dia omeny anareo izany.
Aza asiana sira hoa hoe tsy miasa ny Kristianiana fa mino fotsiny ihany. Efa nolazaiko tao @ forum rakaroka io.
Tsy manampy tokoa ve Andriamanitra rehefa tsy manampy ny tenanao ianao?

65. fahamarinana
(
19/09/2008 09:15)
:arrow: tsy azon'ingahy ny tiako lazaina na zà no tsy mahay manazava :manampy tokoa Andriamanitra fa manampy ny tenanao koa ianao...ny hoe tsy manampy izy raha tsy mihetsika ianao indray dia ataoko hoe sahala ilay olona marary mafy dia mivavaka fontsiny fa tsa homana fanafody....efa resaka lava be teto izay ka tsy hiverenako lasy teo.Hajaiko ny hevitry mandefitra hoe mivavaka ihany fa amiko miara-miasa ny rehetra.
Dia hanao question bete be zà hoe raha mpino ka sendra maty izany ilay ramatoa io ,ohatra ,dia hilaza amiko i mandefitra fa izay tokoa ny sitrapon'Andriamanitra ve sanatria...nefa ilay avion efa nidoboka be efa hay fa tsy misy hiangana ? Ekeko fa misy ny miracle ohatra fa tsy io hatrany ...Afaka manampy ny tenanao ianao fa raha mivavaka en plus dia mahazo hery :tsy lavina io ary marina.Fa koa na tsy Mpino aza afaka mhazo izay fanamboaran-tsaina izay koa rehafa mahay manao positif amin'ny fiainany...marina ve izay sa tsia ?
(l)

66. tywa68
(
19/09/2008 09:37)
Fahamarinana : ka i Mandefitra mihevitra fa raha tsy ohatran'azy tsy hahazo fanampian'Atra :-P
67. Mandefitra
(
19/09/2008 09:48)
Ka isika aloha eto zao miresaka samy mpino. Eritrereto ndray ary hoe zanakao mbola tsy lasa lavitra t@ finoana no mandray antendrony an io hoe A/tra tsy manampy zay tsy manampy ny tenany io.
Izy nefa eo ampototry ny fakam panahy be, na loza be ka mila fanampiana, fantany ihany fa misy zao Andriamanitra zao : mazava ho azy fa tsy maintsy io teny io no tonga voalohany ao andohany. Ka raha tokony hanoman tena hivavaka izy satria zay no hany fanafody, de mety mbola hitady hevitra izy aloha hanavotan tena satria ndrao tsy manampy Andriamanitra raha tsy misy hetsika hatao.
Asa takatrao hoe hatraiza no mety fiatraikany ilay toa fahalalana na fahendrena tsy miorinam-paka @ tenin'Andriamanitra.

68. tywa68
(
19/09/2008 10:50)
Ampio sy hivavaho izay hitanao fa mila fanampiana fa tsy tsy hoe matoa mihetsika d tsy mino na hoe mino d tsy hietsika :roll: Isika rehetra d samy ampototry ny fakampanahy, fa tsy hoe mahay mitsindroka baiboly d avotra, na mahay kokoa ! :lol:
69. fahamarinana
(
19/09/2008 11:31)
:arrow: mandefitra :tsy haiko ny hanazavana anao + n'izay,tsy voatery io teny io no tonga 1er ao an-tsainy ry mandefitra a...koa raha tsy dia hoe tsy miasa kosa ny loha fa hiankina amin'izao rehetra izao...
Ny hoe lasa lavitra ny finoany indray dia ny but-ko tsy ny ahatongavany sanatria ho donto tahaka ny Xna sasany...Désolé de le dire fa izay no zava-misy (ianao akory tsy izy matoa mbola mandany andro mandresy lahatra ahy sinon efa samy barakay tokoa isika,misaotra ny Tompo :wink: ),fa ny tena ahatsapany izany miaraka amin'Andriamanitra izany,izy no ahita azy sy ahatsapa azy fa zà manoro sy mitondra azy amin'ny lalana heveriko fa mety sy tsara sy araka an'Andriamanitra...Tahaka ahy fony mbola kely e,isan'izay mpandeha mivavaka in-2 isakerinandro,nianatra tam sekoly Xna dia mazava ho azy fa nianatra katesizy...fa nony tanora dia navelako jiaby satria diso fanantenana mahita ny sasany,mbola azo natao koa hoe tsy ampy finoana.Tafaverina indray ankehitriny satria nahita sy nahatsapa ny fahasoavana miaraka aminy.Amiko tsy lesona vita sy hoe formules ka entiko any izy dia ho raikitra ao ry zareo fa manoro aho,mahita ny fiainana hafa koa izy...mazava ho azy fa fiainana hafa amin'ny tsara fa tsy hilaza ndray ny sasany hoe hoe fiainan'izao tontolo zao (dia midika fa ratsy avokoa :?:..)
tywa :ka zay no tsy dia azoko ndraindray fa samy manana ny fitondrany ny finoany angaha...raha zay no azo ilazana fa tsy Xna aho dia tsy manahy satria na ny tenako koa aza efa mahatsapa fa tsy mbola tanteraka koa ary eo am-piezahana ny ho lafatra,raha ho tafita koa amin'izay ? Ary tsy ny aha-haingana ny fahatongavana ao amin'ny Tompo fa ny hijanonana mandrakizay sy iainana ny Finoana Azy fa tsy toa ahy taloha ka hoe diso fanantenana dia niala pas...
:arrow: zay tokoa angamba ry fijo...raha mampiasa coco zany ve sy mandinika ny fiainana ,mampiasa ny jery manodidina dia sanatria tsy tena Xna koa???.Efa fantatra anie fa tsy hifidy ny ratsy sy hiezaka hiala amin'izay..,raha zà no resahako eto...(l)

fijo:
fahamarinana an,le izy resaka fitaizana.misy notaizana hino sy handinika,misy notaizana hino fotsiny dia ampy.eo le olana be.
:arrow: zay tokoa angamba ry fijo...raha mampiasa coco zany ve sy mandinika ny fiainana ,mampiasa ny jery manodidina dia sanatria tsy tena Xna koa???.Efa fantatra anie fa tsy hifidy ny ratsy sy hiezaka hiala amin'izay..,raha zà no resahako eto...(l)
70. Mandefitra
(
19/09/2008 11:45)
:) misaotra @ fahamarinana @ fanazavana fa mety samihafa tokoa ny tanjona tian ny resantiska izorana.
Aoka hazava aminao sy ho an'ny hafa aloha fa :
- mila mampiasa saina tokoa ny kristianina ... ary mila mitia an ' Andriamanitra @ saina mitsy aza fa tsy @ fo fotsiny.
- mila miasa ny kristianina satria zay rahateo no hafatr 'i Kristy
- ilaina koa mianatra sy makatraikefa eo @ fiainana , ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra
Fa alohan 'ireo rehetra ireo, ny finoana an'i Jesosy no mialoha lalana, ary ny Teniny no fanilo sy fanazavana ny lalana => tsy mihinana amam-bolony fa mijery taratra mandrakariva hoe mifanaraka @ Teniny ve ty zavatra hataoko na zavatra raisiko na zavatra hampitaiko ty.

72. fahamarinana
(
19/09/2008 11:59)
:arrow: mandefitra :ka raha tahaka io voalazanao io ndray dia ekeko tanteraka ary iraisako hevitra ihany koa....raha ny amiko aloha no lazaiko.
:arrow: ekeko ihany koa fa misy anefa mbola andalana e...Tsy satry ve izay no atao fa diso koa ve sanatria rahatoa ka tsy mbola tonga amin'izay ??? Izy no aloha,fa tsy lavitra eo koa ny ambiny !Amiko manokana io fa mety ahadiso ahy amin'ny resaka Xna no jerena angambany raha araka ny fanamarihana reko tery ambony....
Dia marina tokoa fa nivaona ny dinika fa tsy nifandray tamin'ny 1er intsony... (l)
mandefitra:
Fa alohan 'ireo rehetra ireo, ny finoana an'i Jesosy no mialoha lalana, ary ny Teniny no fanilo sy fanazavana ny lalana => tsy mihinana amam-bolony fa mijery taratra mandrakariva hoe mifanaraka @ Teniny ve ty zavatra hataoko na zavatra raisiko na zavatra hampitaiko ty.
:arrow: ekeko ihany koa fa misy anefa mbola andalana e...Tsy satry ve izay no atao fa diso koa ve sanatria rahatoa ka tsy mbola tonga amin'izay ??? Izy no aloha,fa tsy lavitra eo koa ny ambiny !Amiko manokana io fa mety ahadiso ahy amin'ny resaka Xna no jerena angambany raha araka ny fanamarihana reko tery ambony....
Dia marina tokoa fa nivaona ny dinika fa tsy nifandray tamin'ny 1er intsony... (l)
73. fijo
(
19/09/2008 20:22)
tamin'ny za SN tany ambato boeny,dia mankany madirovalo matetika fa misy namanay tany.
de nisy rangahy mpiasan'ny banky izay ,niditra sekta tsy haiko,fa le mihira sy"mivavak"maraina mandra parivan'ny andro ireny.nialany ny asany,da dia hoe ny vorona aza hono velomin'nadriamanitra ka maika fa ny panompony.dia iny lery mangataka miaraka amin'ny vady amna janaka rehefa antoandro sy ariva.fa ny rahalahany aza tsy nety nanome hanina azy ny farany.ka izay ve le hoe miandry fanampian andriamanitra ry mandefitra?

76. Mandefitra
(
22/09/2008 04:59)
fijo> efa fijery mivilana hoa ilay hoe refa kristianina zany dia tsy miasa.
hoy aho teo :
Matoa aho oh mila ravin ahitra, hiasa aho zay : hamelomako ny ankohonako, hamitako ny adidiko na eo @ fianakaviako, na eo @ fiangonana na eo @ tanindrazana.
Inoako anefa fa @ zany rehetra zany dia sady manampy ahy Andriamanitra, no miaro ahy sy manome hery hahefako zany.
Ary raha na matory aza aho , tsy ny alika na ny gardien na hidintrano no hahambina ahy fa mbola ilay Andriamanitra mahery ihany ...
Ko manampy ahy foana Andriamanitra rehefa mino sy matoky Azy aho. Tsy misy fepetra hafa mihoatra an'izay.
hoy aho teo :
mandefitra:
Aoka hazava aminao sy ho an'ny hafa aloha fa :
- mila mampiasa saina tokoa ny kristianina ... ary mila mitia an ' Andriamanitra @ saina mitsy aza fa tsy @ fo fotsiny.
- mila miasa ny kristianina satria zay rahateo no hafatr 'i Kristy
- ilaina koa mianatra sy makatraikefa eo @ fiainana , ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra
Fa alohan 'ireo rehetra ireo, ny finoana an'i Jesosy no mialoha lalana, ary ny Teniny no fanilo sy fanazavana ny lalana => tsy mihinana amam-bolony fa mijery taratra mandrakariva hoe mifanaraka @ Teniny ve ty zavatra hataoko na zavatra raisiko na zavatra hampitaiko ty.
Matoa aho oh mila ravin ahitra, hiasa aho zay : hamelomako ny ankohonako, hamitako ny adidiko na eo @ fianakaviako, na eo @ fiangonana na eo @ tanindrazana.
Inoako anefa fa @ zany rehetra zany dia sady manampy ahy Andriamanitra, no miaro ahy sy manome hery hahefako zany.
Ary raha na matory aza aho , tsy ny alika na ny gardien na hidintrano no hahambina ahy fa mbola ilay Andriamanitra mahery ihany ...
Ko manampy ahy foana Andriamanitra rehefa mino sy matoky Azy aho. Tsy misy fepetra hafa mihoatra an'izay.
77. fahamarinana
(
22/09/2008 05:34)
mandefitra:
Ary raha na matory aza aho , tsy ny alika na ny gardien na hidintrano no hahambina ahy fa mbola ilay Andriamanitra mahery ihany ...
:arrow: Dia nefa mahita aho Fiangonana sy tranona-Xna ambesan'ny alika sy gardien ihany koa....izany hoe miara-miasa daholo amiko ny rehetra fa tsy ferana hoe tsy ilaiko sy tsy hahambina ahy fa ilay Andriamanitra mahery ihany.Iraisako hevitra tanteraka ny tenin'ny Mandefitra fa ilay fomba fanambarano azy no mametraka olana amiko satria ohatran'ny hoe tsanatria tsy misy ilaina ankoatra ny Tompo....nefa isika mbola miaina eto an-tany.Ety amiko dia manomboka ihany koa ny paradisa amin'ny atao rehetra (rehefa araka an'Andriamanitra no lazaiko ary io choix-ny tsi11 ihany koa),ary mbola manginy fontsiny ny any amin'ny fanjakan'ny lanitra e... raha tanty tongasoa any :) (l)
78. Mandefitra
(
22/09/2008 06:05)
Za tsy niteny hoe tsy ilaiko kosa aloha fa tsy hahambina ahy hoy aho.
Tsy mitovy zany.
"raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, Dia miari-tory foana ny mpiambina"

79. tywa68
(
22/09/2008 09:25)
Mandefitra : azo ampiasaina zay hita eto an-tany, mandra-pahatongan'ilay paradisa, rehefa mifanaraka @maha-kristianina ... ! :lol: