Làlan\'ny hazo fijaliana
41. xxx
(
12/09/2008 05:07)
agoago:
Amin'ny katolika no misy ny làlan'ny hazofijaliana, hahatsiarovana sy hiraisana amin'ny vavaka ny nijalian'ny jesoa manomboka amin'ny nitsarana azy, nitondrany ny hazo fijalina, namatsihana azy ka hatramin'ny nahafatesany. Misy fijanonana 14 ka ireny sary na tableaux itanareo amin'ny rindrina manodidina ny fiangonana katolika ireny no arahina sy hijanonana sady manao vavaka eo,
:roll: :roll: :cry:
43. ikaretsaka
(
12/09/2008 18:11)
prime> azavao aloha le fijery ary heo mila paompy foana ve vao mahazo rano?
ahoana ny hevitrao amin'io?
ahoana ny hevitrao amin'io?
44. fijo
(
12/09/2008 20:16)
ery ambony ery misy milaza hoe:" Fa tsy ny hevitr' Andriamanitra ve no ilaina amin'ny zava-drehetra dia basy?!"
io indrindra le ratsy.raha izay voasoratra rehetra ao anaty baiboly ao no arahanao arabakiteny dia hosahirana ianao io.
ohatra.ny baiboly dia nitantara fa niteraka i adama sy eva,dia ikaina sy abela.de novonoin'i kaina i abela ary nandositra izy de namorona firenena hafa tany.
de tsy hanadihady izany hoe iza no lasa vadiny tany ????fa dia hoe izay hoy baiboly de izay izany???

45. bor2lais
(
13/09/2008 09:08)
bor2lais:
Hoy Ikaretsaka hoe :
\\\"Miankina hatrany @ le principe hoe \\\"tsy @ alalan\\\'ny Teny ihany akory Andriamanitra no mifaneraserasera amintsika fa @ alalan\\\'izao rehetra izao indrindra indrindra! Izany rahateo no nahariany an\\\'ireny....\\\"
-> Tsy dia mazava amiko loatra ilay \\\"principe\\\" raha mba azon\\\'i Ika hazavaina misimisy kokoa raha tsy mahadiso !
Ilay Andriamanitra mifanerasera amintsika mantsy, araka ny hevitro, dia Ilay telo izay iray : Ray, Zanaka ary FM.
Ka raha ny fahazoako io voalaza io izany (mety ho tena diso fandray aho angamba) dia mety misy ny FM koa ny zava-boahary (ankoatry ny olombelona) ? Satria ny FM amiko no karazana \\\"réseau\\\" mampifandray antsika amiNY ! Sa \\\"moyen\\\" mety ahazoana ny FM ny zava-boahary no tianao tenenina ?
Miala tsiny raha mety HS tanteraka @ ilay \\\"principe\\\" tianao tenenina ny hevitro !
Dia misaotra anao mialoha @ fanazavana !
:idea:
46. ikaretsaka
(
14/09/2008 20:47)
ka izay anie e.. ray zanaka sy FM ho'zy ianao .. dia nga @ alalan'ny teny (a.k.a Izay voasoratra) ihany ireo entite ireo no miteny?
tsy heo misy fanahy masina akory ny zava-boahary rehefa miseho sy miampita amin'ny alalan'ireny ny message
ohatran'ny anekenao ny principen'ny telephone portable ihany io raha atao fanoharana tsotsotra amin'izao vanim-potoana iainantsika izao: .. tsy ny telephone akory no misy olona raha misy feo maneno avy ao fa fitaovana aby ireny
na hoe lasa nisy fanahy masina ny kirihitr'ala tany an'Efitra (izay zavaboahary) satria iny no nampita hafatra ho an'i Moizy

47. bor2lais
(
15/09/2008 10:38)
ikaretsaka:
ka izay anie e.. ray zanaka sy FM ho\'zy ianao .. dia nga @ alalan\'ny teny (a.k.a Izay voasoratra) ihany ireo entite ireo no miteny?
tsy heo misy fanahy masina akory ny zava-boahary rehefa miseho sy miampita amin\'ny alalan\'ireny ny message
ohatran\'ny anekenao ny principen\'ny telephone portable ihany io raha atao fanoharana tsotsotra amin\'izao vanim-potoana iainantsika izao: .. tsy ny telephone akory no misy olona raha misy feo maneno avy ao fa fitaovana aby ireny
na hoe lasa nisy fanahy masina ny kirihitr\'ala tany an\'Efitra (izay zavaboahary) satria iny no nampita hafatra ho an\'i Moizy
ouff ! Misaotra an\'i Ika (miezaka) manome fanazavana.
Manomboka misy azoko tsikelikely ihany ilay principe lazainao.
Hoy ianao hoe :
\"ka izay anie e.. ray zanaka sy FM ho\'zy ianao .. dia nga @ alalan\'ny teny (a.k.a Izay voasoratra) ihany ireo entite ireo no miteny? \"
Hay ilay \"materialy\" iresahin\' Andriamanitra amintsika izany no lazainao hoe tsy ny soratra irery !
Ny fandraisana an\'ilay hoe \"soratra\" angamba izany no samy manana ny azy satria na ilay ohatra momba an\'i Moizy nomenao koa ange ka voasoratra e !
48. ikaretsaka
(
15/09/2008 23:57)
amiko dia tsy ny soratra ihany no vato namelan kafatra ary izay voateny tsy ary ho voasoratra avokoa!
mety ireny voasikotra ireny no mampatsiahy (hazo fijaliana sy ny sary sikotra sy hosodoko any am-piangonana ohatra) , mety feo-boronkely sy rano sy rivotra sy orana sy kotroka, mety tabataban'ny fiainana andavanandro, na ny calme....
amiko iznay fitaovana ampiasain'Andriamanitra aby izany

50. ikaretsaka
(
16/09/2008 14:29)
izay le izy ra bor
Ny zava-boary na zavatra rehetra natao dia maneho foana ny endrika na fara faharatsiny ny sonia sy ny diantanan'izay nanao sy nahary azy
tsy ny Soratra masina ihany no "zavaboaharin'Atra" fa izao tontolo izao.
-> misy dian-tanany sy soniany ary fanehoany endrika sy hafatra avokoa ireny raha ireny ka mahatonga ilay hoe "tadiavina @ zavatra rehetra A/tra"

52. Mandefitra
(
17/09/2008 09:48)
Ny hevitra sy ny fahendrena azo trandrahana n'aiza n aiza ka.
Fa ny famonjena dia zay voalazan 'ny tenin'Andriamanitra ao @Baiboly ihany no izy. :)

53. ikaretsaka
(
17/09/2008 17:26)
Mandefitra:
Ny hevitra sy ny fahendrena azo trandrahana n'aiza n aiza ka.
Fa ny famonjena dia zay voalazan 'ny tenin'Andriamanitra ao @Baiboly ihany no izy. :)
tsy ny tenyiny ihany no famonjena fa Atra mihitsy ka
54. fahamarinana
(
17/09/2008 18:58)
bor2:
Fa ny famonjena dia zay voalazan 'ny tenin'Andriamanitra ao @Baiboly ihany no izy
ika:
tsy ny tenyiny ihany no famonjena fa Atra mihitsy ka
:arrow: samy izy jiaby e,amiko manokana aloha... =D> (l)
55. fijo
(
17/09/2008 20:52)
ary izay tsy ao anaty baiboly izany tsy teniny????na misy fahendrena aza?
57. fahamarinana
(
18/09/2008 10:10)
fijo:
ary izay tsy ao anaty baiboly izany tsy teniny????na misy fahendrena aza?
:arrow:ka io mihintsy izao ilay olana amin'ilay tsy misy references afatsy ny ao anaty baiboly,dia avy eo hisy hilaza ndray hoe ny Fanahy Masina no nampiteny ireny manam-pahendrena ireny...nefa misy manam-pahendrena fa tsy Mpino !!!Hany ka ny ahy dia ilay lazaiko foana hoe izay soa sy tsara dia raisiko,izay ratsy sy tsy mahasoa dia laviko... :) (l)
58. Mandefitra
(
18/09/2008 10:29)
fahamarinana:
Hany ka ny ahy dia ilay lazaiko foana hoe izay soa sy tsara dia raisiko,izay ratsy sy tsy mahasoa dia laviko...
dia ahoana no hahazoanao antoka fa ny tenim-pahendrena iray mipoitra dia tsara?
omeko ohatra ianao :
- manan-jara zay tian-kavana herinandro
- ny vola no maharangahy
- ny marina rehetra tsy filaza
- Andriamanitra tsy manampy zay tsy manampy ny tenany
- ny havan tiana tsy hiaraha-monina
- raha razana tsy hitahy mifohaza hiady vomanga
etc ....
Tarafinao @ inona ireny mba hihazonanao zay tsara?
59. bor2lais
(
18/09/2008 11:13)
fahamarinana:
bor2:
Fa ny famonjena dia zay voalazan \'ny tenin\'Andriamanitra ao @Baiboly ihany no izy
ika:
tsy ny tenyiny ihany no famonjena fa Atra mihitsy ka
:arrow: samy izy jiaby e,amiko manokana aloha... =D> (l)
-> manitsy fotsiny aho hoe : i \"mandefitra\" no niteny an\'io fa tsy izaho akory !
60. fahamarinana
(
18/09/2008 11:29)
:arrow: izay soa sy tsara ary mahasoa ahy dia raisiko,izay ratsy sy tsy mahasoa ahy dia tsy raisiko...Tsy nilaza ndraika zà hoe ny tenim-pahendrena iray mipoitra dia tsara kosa avokoa,misy nuance kely...
Amin'ny mandefitra zany ve dia tenim-pahendrena tokoa ireo tanisainao ireo ? satria lasa samy manana ny fandraisana ny atao hoe fahendrena indray zany,eo angamba no tsy itovizantsika.Tsy vitan'ny teny sy ohabolana fa ny fihetsika sy aloakan'ny vavan'ny olona no ahitako ny fahendrena ao aminy...fa tsy izay mahay mandahatra lahateny dia izy daholo..
ny vola no maharangahymiko
-Amiko ny vola tsy dia io no mibahana fa kosa ilaina ny minimum ahafahana miaina satria izay rehetra jerena vidina amin'ny vola daholo ary vitsiana ny manolotra maimaim-poana indrindra amin'izao andro izao..
- manan-jara zay tian-kavana herinandro
-Ny tian-kavana herinandro indray dia tsy dia zà koa izay :na tia aho na tsy tia fa tsy voafetra raha tsy hoe misy tsy nifanarahana tokoa ka tsy nahitana vahaolana dia aleo misintaka fa izay no mahatsara zavatra.
- ny marina rehetra tsy filaza
-Amiko ndray ny marina dia filaza daholo fa ny fomba filazana azy no mitaky fahendrena satria ny olona rehetra tsy mitovy ary miankina amin'ny fotoana koa.
-Andriamanitra tsy manampy zay tsy manampy ny tenany:
Zà manokana dia miezaka mamaha ny olana fa tsy hanao ilay hoe mivavaha fontsiny dia minoa fa ahazo solutions ireny...satria misy zavatra ilana ny tenanao koa fa tsy dia hiantehatra fontsiny eo ..ny olana anie dia izao e:rehefa tanty tsy tanteraka sy voavaha ny olana dia hilaza indray hoe izay no sitrapon'andriamanitra nefa ny tenanao aza voan'ny donaka teo,hoe miandry mana milatsaka avy any an-danitra...
- ny havan--tiana tsy hiaraha-monina
-ka tsy marina va izany ? satria hiafara amin'ny ady lava indrindra rahatoa tsy mahay mandefitra ...
Tsy voavaliko ny ambiny satria tsy dia azoko loatra ny sens-ny...Izay no nambarako hoe samihafa ny fandraisantsika ny teny fahendrena ...
:arrow:raha ny fianinana amin'ny ankapobeny monja dia hita taratra ny tsara sy ratsy...manana saina mandinika kosa sy atidoha miasa fa tsy dia hoe tena limitée amin'ny rehetra ka tsy ahita na tsy ahatsapa ny mety sy tsy mety.Tsy hary lesona vita sy formules sy lova napetraka foana no henoina sy iainana anie...Sa ? Hevitro moa izay fa ny an'ny hafa tsy haiko.Sa incompatible amin'ny finoana mihintsy ve izany no tian'ny mandefitra lazaina ? Raha izay manko dia mampahatsiahy ahy olona ianao :ireo milaza hoe izao no voalaza ary izay ankoatran'iny dia tsy izy nefa ery ambony toa ohatran'ny nekenao ihany ny fomba fijery hafa ? Ka tsy dia mazava amiko loatra hoe inona no tena tian'ny mandefitra hiafaran'ny resaka ? Misaotra mamaly fa mahaliana indray izy izany
Dia miala tsiny amin'ny rehetra fa lava be ny valiny fa aleo raisina tsi11 sao adino ndray :) (l)

mandefitra:
Tarafinao @ inona ireny mba hihazonanao zay tsara