je suis Malgache et je suis fière de l' y être
1. 08051972
(
30/07/2008 16:32)
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?
répondu par ni81 le 22/08/2008 20:04
2. ni81
(
30/07/2008 16:39)
Tsy tokony hisy ahamenatra mihitsy ny maha malagasy ary tena azo hireharehana aza; fa kosa mahamenatra raha sendra misy malagasy iray manao toetra tsy mendrika ka eo ny tena. :roll:
3. Herimiafina
(
30/07/2008 17:15)
Misy antony daholo ireny zavatra rehetra ireny matoa mitranga. Raha manampitiavana ny malagasy mpiray tanindrazana aminao izany ianao dia fantaro ny mety ho antony, fa aza mijanona amin'ny fijerena sy fitsikerana ivelany fotsiny. Rehefa hainao ny antony dia hi-compra moramora azy eny foana ianao.
Misy anakiray izay izao fanatro manana io toetra io satria hono hoe miara-miasa amin'ny karana aty ivelany ary noheverin'ilay fa karana mitovy aminy, kanefa rehefa fantany fa afrikana dia mivoaka daholo ny karazana fanambaniana rehetra ao ampiasana, normal be ilay gasy raha mandainga hoe avy any Colombie. :-D

4. 08051972
(
30/07/2008 17:22)
Amiko kosa rangaha rehefa tsy manaiky ny maha-izaho ahy n'iza n'iza de izy no miala satria misy ny lalàna erantany manohitra io discrimination io !!!!! Novidian'i Mandela 20 tôna tany ampigadrana ny Raciscme!!!
5. Herimiafina
(
30/07/2008 17:30)
Marina izany, misy ny lalàna manohitra azy io, saingy raha izaho manokana no anontanianao dia hoy aho hoe, na dia misy aza ny lalàna dia mbola vao maika misy ihany ny racisme ary vao maika miha-masiaka satria tsy mikapoka imaso intsony fa mikapoka ivoho, noho ireo lalàna ireo ihany.
Na dia eo aza ny lalàna dia hitan'ny olona foana ny hanambaniana anao ankolaka sy hamelezana anao any anivon'ny sampandraharaha rehetra any, na gasy samy gasy aza.
http://www.nsm88.org/index2.html

6. ni81
(
30/07/2008 17:34)
Amiko kosa rangaha rehefa tsy manaiky ny maha-izaho ahy n'iza n'iza de izy no miala satria misy ny lalàna erantany manohitra io discrimination io !!!!! Novidian'i Mandela 20 tôna tany ampigadrana ny Raciscme!!!Ny zavatra lazainao ange tsy izany fa hoe fière de l'être e!
7. Noue
(
30/07/2008 17:39)
08051972:tsy dia hitako izay hidiran'ny discrimination sy ny racisme @ ilay hoe
Amiko kosa rangaha rehefa tsy manaiky ny maha-izaho ahy n'iza n'iza de izy no miala satria misy ny lalàna erantany manohitra io discrimination io !!!!! Novidian'i Mandela 20 tôna tany ampigadrana ny Raciscme!!!
je suis Malgache et je suis fière de l' y être
8. 08051972
(
30/07/2008 17:47)
ni81:
Amiko kosa rangaha rehefa tsy manaiky ny maha-izaho ahy n'iza n'iza de izy no miala satria misy ny lalàna erantany manohitra io discrimination io !!!!! Novidian'i Mandela 20 tôna tany ampigadrana ny Raciscme!!!Ny zavatra lazainao ange tsy izany fa hoe fière de l'être e!
Tsy manohitra ny teniko aho fa mamaly resaka hoe rehefa afrikana de ambanianasns .....
9. ainaheri
(
30/07/2008 17:49)
08051972:
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?
Mahay miteny fa tsy mafantatra ny teneniny an,aiza ho aiza ao @ anarana malagasy ary no misy io chiffres bdb io,aiza no ahalalan'ny oul oe gasy anie no tompon'ity ps?? Aleo miainga avy any alou ilay izy,sa tsy zany??:lol:
10. Noue
(
30/07/2008 17:50)
08051972:aza generalizéna kosa e !
Tsy manohitra ny teniko aho fa mamaly resaka hoe rehefa afrikana de ambanianasns .....
11. 08051972
(
30/07/2008 17:51)
Herimiafina:
Marina izany, misy ny lalàna manohitra azy io, saingy raha izaho manokana no anontanianao dia hoy aho hoe, na dia misy aza ny lalàna dia mbola vao maika misy ihany ny racisme ary vao maika miha-masiaka satria tsy mikapoka imaso intsony fa mikapoka ivoho, noho ireo lalàna ireo ihany.
Na dia eo aza ny lalàna dia hitan'ny olona foana ny hanambaniana anao ankolaka sy hamelezana anao any anivon'ny sampandraharaha rehetra any, na gasy samy gasy aza.
http://www.nsm88.org/index2.html
tena tsy mandà an'izany mihintsy aho fa tena vaomaika masika aza ny racisme nefa kosa tohero izy e! Rehefa manambany @ fihetsik'izy de valio fihetsika ( sady somary hasina sira kely hoe ka Madagscar anie ka efa afak'e!) ; fa rehefa mivantana kosa de torina izy de mba ampiasina le lalàna.
12. 08051972
(
30/07/2008 17:54)
ainaheri:
08051972:
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?
Mahay miteny fa tsy mafantatra ny teneniny an,aiza ho aiza ao @ anarana malagasy ary no misy io chiffres bdb io,aiza no ahalalan'ny oul oe gasy anie no tompon'ity ps?? Aleo miainga avy any alou ilay izy,sa tsy zany??:lol:
hi!hi!hi!hi!hi!!!!!!! Teny gasy io midika hoe aotra valo aotra dimy arivo sivinjato fitompolo roaamby!!!!HI!hi! hi!!!
13. Noue
(
30/07/2008 17:56)
Herimiafina:soahiany fa hevitrao manokana io ! mais la réalité en est une autre !
saingy raha izaho manokana no anontanianao dia hoy aho hoe, na dia misy aza ny lalàna dia mbola vao maika misy ihany ny racisme ary vao maika miha-masiaka satria tsy mikapoka imaso intsony fa mikapoka ivoho, noho ireo lalàna ireo ihany.
14. Noue
(
30/07/2008 17:59)
ainaheri:
Mahay miteny fa tsy mafantatra ny teneniny an,aiza ho aiza ao @ anarana malagasy ary no misy io chiffres bdb io,aiza no ahalalan'ny oul oe gasy anie no tompon'ity ps?? Aleo miainga avy any alou ilay izy,sa tsy zany??:lol:
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> :) fière de l'y être hono e ! :-D :-D :-D
15. ni81
(
30/07/2008 18:02)
Tsy manohitra ny teniko aho fa mamaly resaka hoe rehefa afrikana de ambanianasns .....Arakarak'ilay zava-miseho no anambaniany ny afrikana. Ohatra fotsiny rehefa nisy ny resaka fanakorontanana eny @ toerana mafanafana eto andafy dia iza no olana hita ao? matetika dia ny tavaratra sy ny mainty; noho izany dia atao anaty garaba daholo na ny nanao ny korontana na tsia.
16. Noue
(
30/07/2008 18:08)
ni81:tena marina zany ! dia avy eo lazaina fa misy resaka racisme ?
. Ohatra fotsiny rehefa nisy ny resaka fanakorontanana eny @ toerana mafanafana eto andafy dia iza no olana hita ao? matetika dia ny tavaratra sy ny mainty; noho izany dia atao anaty garaba daholo na ny nanao ny korontana na tsia.
17. MimiSimply
(
30/07/2008 19:09)
Araky ny hefa nisy nilaza teo, arakaraky ny fandraisany ny oul eo @firenena misy anao ihany io.... Fa, zavatra itako manokana, depuis que nivôka le film Madagascar iny, bdb ny oul aty nakany dia lasa otriny oe milay b zany any... Sady misy italianina Betsaka any a dago any!! Diego Suarez malaza mints!
18. 08051972
(
30/07/2008 19:20)
Noue:
ni81:tena marina zany ! dia avy eo lazaina fa misy resaka racisme ?
. Ohatra fotsiny rehefa nisy ny resaka fanakorontanana eny @ toerana mafanafana eto andafy dia iza no olana hita ao? matetika dia ny tavaratra sy ny mainty; noho izany dia atao anaty garaba daholo na ny nanao ny korontana na tsia.
Marin'izany fa ny tavaratra sy ny mainty no atao iray garaba rehefa misy ny korontana ; raha ohatr'izy ka manankorontana satria any amintsika ny Karana na ny Vazà monin'any tsy ho sahy handoro tômôbila sy tranon'olona na rôvina na rôvina! Zà kosa tsy miteny hoe manankorotana fa vaomaika mifanohitr'@ zany aza satria ho antsika monina sy mipetraka aty andafy de aoka hanaja ny firenen'olona isika fa ny kosa aza mandefitra manana ny rariny!
19. Kapistra
(
30/07/2008 19:22)
Fa maninona raha atao amin'ny teny malagasy ilay lohanteny e;
Noheveriko hoe natao ho an'ny vazaha ilay izy.
Tena tsara tokoa aloha ny miresaka ny mahaizy anao rehefa any amin'ireny tany mandroso ireny e.
Tsy afaka manambara izany ny malagasy raha tsy manampitiavana ny tenany izy aloha.Rehefa tiany ny tenany izy,dia mahafaly azy ny manambara izany amin'ny ol hafa firenena.Tsy menatra milaza izany izy.Ary ny tsara ao amin'izany tenany izany no hambarany.Ho an'ny malagasy dia manana izay mahatsara azy izay izy.
Ny fanahy ny azy no zava dehibe "Ny fanahy no maha ol"
Ny fihavanana "Aleo very tsikalala mbola"
Ny fianakaviana sns ireny zavatra tsy voavidy vola ireny dia azo hireharehana tsara any amin'ny tany mandroso.Satria koa ny malagasy dia tia vavaka.
Raha ampianao ny maha kristianina anao sy ny fomba fiainanao mifanaraka @ izay ireo,. Na Bil clinton na Obama na Printsy sns na iza eo anoloanao na iza;afaka mijoro tsara ianao tsy misy henatra sy tahotra mihintsy..
Ny malagasy dia malaza amin'ny fahendreny sy ny fahaizany any amin'ny tany maro,ianao koa manaova ezaka tahaka azy ireo dia ho faly ianao hirehareha @ maha malagasy anao.
Aza mijery ireny voalazan'ny gazety any amintsika ireny fa manimba ny fifampatokisana sy ny toetsaina malagasy ireny.
Raha misy ny fotoana dia mbola hiresaka ny momban'io gazety io isika.

20. 08051972
(
30/07/2008 19:23)
Noue:
ainaheri:
Mahay miteny fa tsy mafantatra ny teneniny an,aiza ho aiza ao @ anarana malagasy ary no misy io chiffres bdb io,aiza no ahalalan'ny oul oe gasy anie no tompon'ity ps?? Aleo miainga avy any alou ilay izy,sa tsy zany??:lol:
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> :) fière de l'y être hono e ! :-D :-D :-D
Ka ny gasy anie ka mahay manis'e!!!!! : :D :D :D :D :D :D