je suis Malgache et je suis fière de l' y être

21. ni81 ( 30/07/2008 19:49)
Marin'izany fa ny tavaratra sy ny mainty no atao iray garaba rehefa misy ny korontana ; raha ohatr'izy ka manankorontana satria any amintsika ny Karana na ny Vazà monin'any tsy ho sahy handoro tômôbila sy tranon'olona na rôvina na rôvina! Zà kosa tsy miteny hoe manankorotana fa vaomaika mifanohitr'@ zany aza satria ho antsika monina sy mipetraka aty andafy de aoka hanaja ny firenen'olona isika fa ny kosa aza mandefitra manana ny rariny!
Toa ohatran'ny mifanohitra ange ny voalazanao e!
Tsy manohitra ny teniko aho fa mamaly resaka hoe rehefa afrikana de ambanianasns .....
22. ainaheri ( 30/07/2008 20:55)
Ka ny gasy anie ka mahay manis'e!!!!!

Efa naheno ny anaran'oul za we; Telo,Efatra,Dimy,Folo(tena marina reo an) Fa ny chiffre kosa mbola tsy enoko na hita hihihi

je suis Malgache et je suis fière de l' y être ;ary ito kou tokony natao teny gasy an,sa zao no mety??:roll::lol:
23. 08051972 ( 30/07/2008 20:59)
Ka tsy anaran'io ry ainaheri a! io le antsoina hoe ps!!!!Ka de tsy hanome hevitra ve enao????? hi!! hi!! hi !!!! :)
24. pissoa ( 30/07/2008 21:26)
Nareo kosa e ! Ny hoe fier amin'ny maha-gasy anie tsy midika hoe tsy miteny frantsay mihitsy e, na hoe tsy maitsy atao gasy ny ps sns. Samy manana ny hampisehoany ny maha-fier azy angamba.

Fa zany aza, izaho kosa aloha tsy mitovy hevitra amin'ilay hoe mazAna ny gasy menatra amin'ny mahagasy azy e ! Heveriko fa miankina amin'ny resaka mandeha ihany io, satria misy ny tranga mahamenatra tokoa ao Madagasikara fa misy koa nefa ny tranga mampa-dedaka ery lol. Misy koa indraindray tsy hoe menatra amin'ny maha-gasy fa mba mitady tombony amin'ny maha-vazaha e hi hi hi !

:-D :-D :-D :-D :-D
25. aloalo ( 30/07/2008 21:39)
je suis Malgache et je suis fière de l' y être ;ary ito kou tokony natao teny gasy an,sa zao no mety??

Maninn tokoa no atao teny vaza b @ (azafady tsy mitsikera za fa manitsy an !)" j'en suis fière " alou no hitako mipetraka @ ilay fehezan-teny e !

ainaheri> ny fahitako io ps dio dia andro nahaterahany 8 mai 1972
26. Herimiafina ( 30/07/2008 23:39)
Noue:

Herimiafina:

saingy raha izaho manokana no anontanianao dia hoy aho hoe, na dia misy aza ny lalàna dia mbola vao maika misy ihany ny racisme ary vao maika miha-masiaka satria tsy mikapoka imaso intsony fa mikapoka ivoho, noho ireo lalàna ireo ihany.

soahiany fa hevitrao manokana io ! mais la réalité en est une autre !


Inona hono ny réalité? Ny fioronan'ny olona makany amin'ny extreme droite ve?
Izany eo ihany fa anisan'ny karazan-javatra mampisy ny fihemorana amin'ny maha-izy ny tena ny fanavakavahambolonkoditra "miafina".
Ohatra iray: ny ankamaroan'ny Haitien ao Montréal rehefa anontaniana hoe avy aiza ianao (de quelle origine êtes-vous?) dia mazana tsy milaza hoe Haiti fa Benin na Togo na Mali foana no havaliny satria ratsy be ny image-n'ny haitien any Canada.

:^)
27. ikaretsaka ( 31/07/2008 03:03)
ay she manipy kanety asheonay mahitsiny hoe gasy hatrany bira ay :-D :-D :-D
fa matahatra aby ny vazaha
28. razaordira ( 31/07/2008 05:09)
"fière de l' y être" hoe ? :(
Diso !
Tsy mila asiana "y" io.
29. sakaizakely ( 31/07/2008 06:47)
je suis Malgache et je suis fière de l' y être ;ary ito kou tokony natao teny gasy an,sa zao no mety??


za mo mbo gaga :-D :-D :-D :-D :-D

tsy aleo ve tsy miteny rehefa tsy mahay madama :oops:
enao aza mba miseho gasy nefa fitenimbaza tsy hainao akory no anehoanao ny hevitrao
dia mba mitombina ve zany ?

amiko de gasy banga sy mitongilana izany tsy mahay maneho ny heviny @ tenindrazany izany fa voatery mindrana tenimbaza zany

otran'zany le oul tsy mahay mamaritra ny tenany raha tsy soritana tsara we za né manambady vaza é :-P

razaordira:
Ianaro ny teny frantsay fa anisan' ny tenim-pirenentsika io.

zany an :°) :°)


30. ainaheri ( 31/07/2008 07:13)
Io arakaraka ny fisehoan-javatra sy ny toerana misy @ ilay oul,oh we raha miaraka @ namanao ianao ka mifanena @ tonton-nao na havanao somary ratsi² fitafy d mody fanina,fa raha ilay debabe d na tsy havana aza ,anay iny lol;H S za ,oh nalaiko fotsiny iny,io zany miankina @ ilay manodidina anao ee,ra ireny tia mifanenjikenjika ireny mou d odiana fanina raha anontaniana oe gasy zay malaza @ fahantrana sy ny karazany,satria izy mety nidedaka be t@ io namany io we deba be sns,za ndray tsy mivaky lou @ zany ,reveko manja ny ahy aza abaribariko ny mahagasy ahy,ndrindra za refa manao bénévole d @ ireny no nehoako azy,@ alalan'ny zvtr amidy :lol:
31. boulki ( 31/07/2008 07:32)
08051972> Tena nanaitra ahy ity dinika iray ity fa vao nanomboka namaky aho dia nahita fa ianao ihany no resahanao @ ity dinika ity.
"[quote]fière de l' y être" hoe ?
Diso !
Tsy mila asiana "y" io.
32. rebus ( 31/07/2008 07:48)
ni81:

Tsy tokony hisy ahamenatra mihitsy ny maha malagasy ary tena azo hireharehana aza; fa kosa mahamenatra raha sendra misy malagasy iray manao toetra tsy mendrika ka eo ny tena. :roll:

Il y a des Gasy qui sont correctes, bien comme il faut et malheuresement on n'est pas à l'abri de cotoyer les "mauvais" c'est la vie même.Imaginons que le monde soit beau, riche, intelligent, il sera plat et monotone tout de même, au fait j'aimerai bien qu'on m'explique ce que veut dire exactement "je suis fière de l'y être"
:?
33. sipagasy ( 31/07/2008 07:57)
sakaizakely:

je suis Malgache et je suis fière de l' y être ;ary ito kou tokony natao teny gasy an,sa zao no mety??


za mo mbo gaga :-D :-D :-D :-D :-D

tsy aleo ve tsy miteny rehefa tsy mahay madama :oops:
enao aza mba miseho gasy nefa fitenimbaza tsy hainao akory no anehoanao ny hevitrao
dia mba mitombina ve zany ?

amiko de gasy banga sy mitongilana izany tsy mahay maneho ny heviny @ tenindrazany izany fa voatery mindrana tenimbaza zany

otran'zany le oul tsy mahay mamaritra ny tenany raha tsy soritana tsara we za né manambady vaza é :-P

[quote=razaordira]Ianaro ny teny frantsay fa anisan' ny tenim-pirenentsika io.

zany an :°) :°)


Ekena 100% aleo angamba aloha atomboka @ tsirairay ny fahatsiarovan-tena e!!! hihihihi

hhmm tsy ni- :-D :-D :-D :-D indray aho raha tsy t@ iny!!!
34. xxx ( 31/07/2008 08:27)
ary manjabe ny sary mariazin'i 8 mai sy le trimobe menasofina

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m488751bcaa950
35. ni81 ( 31/07/2008 08:33)
ary manjabe ny sary mariazin'i 8 mai sy le trimobe menasofina

Jereo eto
:roll:
36. xxx ( 31/07/2008 08:36)
ka tsy zay v lé manambad vazah :?:
37. ni81 ( 31/07/2008 08:41)
ka tsy zay v lé manambad vazah
Hay ve e! samby @ jeriny io :)
38. fahamarinana ( 31/07/2008 08:48)
:arrow: tsa haiko tsony ny ho valiana fa lasa lavitra lay dinika...Gasy tokoa ka manja e,za manokana aloha dia tsy menatra ny milaza ho gasy sady efa zay no fiaviana ka inona ndray.Na ny ankizy aza dia gasy aloha vao vazaha ara-ttasy :ny hoditava volo-tsokolà,ny anarana manginy fontsiny,ny fiteny moa manaraka eny ny accent,ny diso am fanoratra mbola tantara hafa koa... :) (l)
39. ni81 ( 31/07/2008 08:54)
tsa haiko tsony ny ho valiana fa lasa lavitra lay dinika...Gasy tokoa ka manja e,za manokana aloha dia tsy menatra ny milaza ho gasy sady efa zay no fiaviana ka inona ndray.Na ny ankizy aza dia gasy aloha vao vazaha ara-ttasy :ny hoditava volo-tsokolà,ny anarana manginy fontsiny,ny fiteny moa manaraka eny ny accent,ny diso am fanoratra mbola tantara hafa koa...
:-D :-D :-D ny accent manaraka eny ihany!!! hatraty io e :-D :-D
40. fahamarinana ( 31/07/2008 08:58)
:arrow: ka tsy hita izay hanaovana azy kouh,indrindra rehefa mpandehandeha tany maro zay dia mifangaro aby ny fiteny dia aoka fontsiny... :wink: (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1075