je suis Malgache et je suis fière de l' y être

41. toky8 ( 31/07/2008 09:49)
08051972:

je suis Malgache et je suis fière de l'y être

[size=20px]Raha tena "fière" tokoa ndry, maninona raha atao amin'ny teny malagasy io lohateny io ? sa mbola menatra ?[/size]

Misy tsara ny teny mahadika an'io :

[size=20px]Malagasy aho ary mirehareha amin'izany![/size]
42. fahamarinana ( 31/07/2008 09:53)
:arrow: tezitra be angaha toky8 ?? Ngoda be loatra kosa kouh... Tsiky dia ampy hono e !!!!:) (l)
43. Noue ( 31/07/2008 10:11)
toky8:


[size=20px]Raha tena "fière" tokoa ndry, maninona raha atao amin'ny teny malagasy io lohateny io ? sa mbola menatra ?[/size]

Misy tsara ny teny mahadika an'io :

[size=20px]Malagasy aho ary mirehareha amin'izany![/size]



=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
44. aloalo ( 31/07/2008 13:16)
nareo koa d enjana b. maninn zao raha tsy mahery fiteny toa zao ? t@ dinika iray zay hoe efa tsy mahay izy dia atoroy.

- nasiako hoe "j'en suis fière" etsy ambony, tsy d tena accentué angamba, somary maivana ?

- je suis fière de l'être hoy ny sasany, manamafy tsara angamba ?

Ny fahitako azy alou dia somary tsy diso ireo raha resaka graméra, fa manao doublon b fotsiny ilay faharoa.(verbe être anankiroa, somary mavesatra)

D'ailleurs, inn moa ny olana ? anga moa tenin'drazany iny, tsy efa azonareo v no tiany lazaina d tsiky d ampy e !

HS za ! miala tsiny fa zao vary @ anana ataoko zao no tena orera bbbb !!!
45. ni81 ( 31/07/2008 16:25)
Zà indray aloha raha namerina ilay hoe je suis...na na na na na dia tsy hitsara ny gramera-ny akory fa nisy hevitra tiako nazavainy no namerenako an'iny tery ambony! Zà indrindra koa ange no nampiditra ilay hevitra tary momba ny fiteny vahiny e! Ny teny gasy aza efa firy taona izany nitenenako azy zay fa mbola mandiso aho manoratra sy miteny azy indraindray kou!
46. 08051972 ( 31/07/2008 16:52)
sakaizakely:

je suis Malgache et je suis fière de l' y être ;ary ito kou tokony natao teny gasy an,sa zao no mety??


za mo mbo gaga :-D :-D :-D :-D :-D

tsy aleo ve tsy miteny rehefa tsy mahay madama :oops:
enao aza mba miseho gasy nefa fitenimbaza tsy hainao akory no anehoanao ny hevitrao
dia mba mitombina ve zany ?

amiko de gasy banga sy mitongilana izany tsy mahay maneho ny heviny @ tenindrazany izany fa voatery mindrana tenimbaza zany

otran'zany le oul tsy mahay mamaritra ny tenany raha tsy soritana tsara we za né manambady vaza é :-P

razaordira:
Ianaro ny teny frantsay fa anisan' ny tenim-pirenentsika io.

zany an :°) :°)





ka io le oe Handrianiko ny teniko ary ny hafa koa feheziko! Le " Y "= MAdagascar!!!!:-D :-D :-D :-D
Ny antony tena hanoratako an'io de surtout ho an'ny Gasy aty Frantsa! Aza menatra na mataotra ny atao Gasy,fa matoa ny razantsika tsy nanaiky ny fanjanahan-tany satria nijoro sy nirehareha izy fa Gasy.Henoy ny hiran'i Njakatina
47. fahamarinana ( 31/07/2008 17:16)
:arrow: après racisme zany dia fanjanahan-tany ndray tsika zao....F'angaha hono ny gasy aty frantsa menatra ny mahagasy azy ? Aoka re marina !!! :) (l)
48. Noue ( 31/07/2008 17:43)
08051972:

Ny antony tena hanoratako an'io de surtout ho an'ny Gasy aty Frantsa! Aza menatra na mataotra ny atao Gasy,
tsy azoko mihintsy anié ilay resaka e ! fa iza no gasy aty frantsa menatra na matahotra ny atao hoe gasy ?

gasy aza ny tena ka aiza ny olana ? hampiova inona io na dia manambady vaza aza ianao ?

ohatran'hoe ilay chiffre be io hoa somary mi-exagerer mihintsy an !


:-D :-D :-D :-D :-D

ohatran'ilay dinika atsy ambadika hoe misy olona mikasa hanao vakansy aty frantsa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
49. toky8 ( 31/07/2008 18:09)
fahamarinana:

:arrow: tezitra be angaha toky8 ?? Ngoda be loatra kosa kouh... Tsiky dia ampy hono e !!!!:) (l)

Tsy tezitra aho ka. Ngah moa refa atao ngeza de tezitra zany no dikany ?
Ny antony nanaovako an'io ho ngeza dia satria tiako ho mora hitan'izay mpandalo ato izy io.

Indraindray mantsy lasa lavabe ny resaka amin'itony dinika itony, ka kivy ny mpamaky. Fa io hafatro io kosa tiako ho hitan'izay rehetra sendra mitselika ato.
Sady izao 'koa : betsaka ny olona tiako lazaina an'io fehezateny iray io eto amin'ny sehatry ny internet. Raha mijery site-web -na tanora gasy mantsy ianareo (ao amin'ny skyrock ohatra) dia aman-jatony io "phrase" io fa amin'ny teny vahiny foana.

proud to be malagasy, fière d'être malgache, ...
Fa mbola vitsy ny milaza izany amin'ny teny malagasy.

Ho an'i 72 : aza raisina ho tezitra zany kambony aki za a :-* .
50. lovemetoo ( 01/08/2008 17:38)
8. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 30-07-2008 19:49:46
Lohateny : Re : je suis Malgache et je suis fière de l' y être
Hoy i 08051972



Mahay miteny fa tsy mafantatra ny teneniny an,aiza ho aiza ao @ anarana malagasy ary no misy io chiffres bdb io,aiza no ahalalan'ny oul oe gasy anie no tompon'ity ps?? Aleo miainga avy any alou ilay izy,sa tsy zany

merci letsy a ,milay iny frapy iny klé , na ny vadiny aza mena sofina beu lnefa izy fiére gasy ono e mdr
51. naughtyboy ( 01/08/2008 17:45)
ra oul manana ny maha izy azy ary hazondamosina de zay no izy ,malagasy aho ary mijoro @ zay ..tantara tena nisy ty lazaiko eto ty niseho tamiko hozaraiko eto amimpanetretena ,tafahoana aho in-3 teo t@ ty oul tsy zovina erantany @ politika Maggie(Iron Lady) Baroness Margareth Thatcher ary de nanotaniany ny fiaviako nambarako mazava oe Madagasikara de nampiany oe tsy zanatany frantsay v zany ,ozy za taloha fa efa mahaleo tena ela be noraisiny soa amantsara ny tanako nampiany oe iza no anaranao ary faly mahafantatra anao 2 taona lasa zay,toy zany ko ny princess any thailand sipa manja kely zay 22 taona noeveriny aza fa avy any aminy za de nahitsiko oe tsia, Madagasikara ,faly aho t@ zany tsy ny fihaonako t@ reo ihany fa ny nijoroko fa malagasy ary mino aho fa betsaka ny toa anahy..
52. Herimiafina ( 01/08/2008 17:48)
Ary efa nisy nihaona tamina Maorisianina ve ianareo tany ivelany tany na reunionais? Dia ny tsara ho fantatra tsy ny resaka nataony taminareo fa ny resaka nataony tao andamosinareo! :^)
53. ni81 ( 01/08/2008 17:54)
hoy i lovemetoo
merci letsy a ,milay iny frapy iny klé , na ny vadiny aza mena sofina beu lnefa izy fiére gasy ono e mdr
Ny anareo kosa dia efa miditra lalina, f'angaha kosa moa raha manambady vazà izy dia tsy gasy? Ny taratasiny no vazaha rehefa miova fa izy dia gasy foana no filaza azy mandrakizay. Sahala @ ireo gasy rehetra manana ttasy vazaha.
54. Kapistra ( 02/08/2008 16:41)
Ato izao misy sipakely a! na hoe bokàkàkely ny filaza azy tamin'ny andronay. Izy io dia sady tsy gasy no tsy vazaha fa metisy,dia ahoana moa izany,afaka mirehareha ve izy fa malagasy sa mirehareha fa vazaha ????.
Sa izy roa miaraka.
55. ni81 ( 03/08/2008 06:21)
Ato izao misy sipakely a! na hoe bokàkàkely ny filaza azy tamin'ny andronay. Izy io dia sady tsy gasy no tsy vazaha fa metisy,dia ahoana moa izany,afaka mirehareha ve izy fa malagasy sa mirehareha fa vazaha ????.
Sa izy roa miaraka
Izy roa miaraka araky ny voalazanao! :)
56. diamondra27 ( 03/08/2008 06:38)
[quote=razaordira]
"fière de l' y être" hoe ? :(
Diso !
Tsy mila asiana "y" io.
57. naughtyboy ( 03/08/2008 18:48)
H.M>arakarany oul ihany ny reunionais oh. misy ny dedaka miantso ny gasy oe:
Ote,a zot malgache le pov ,la bas a zot le rien..
Ao ko nefa ny norma satria mahalala fa ra elany frantsay io nosy kely io de vita matavy..
ny maorisiana ndray de tsy dedaka fa mahay miatsaravelatsihy ;-)
58. Kapistra ( 05/08/2008 11:13)
Misy bokàkàkely izay ato.
Izy dia manao tarehimbazahà ,manao fitafimbazahà,mihinana sakafombazahà,manana toetsaim-bazahà(kizitim-belona,no be zesta.......)
ny sariny any amin'ny tanimbazahà (eo ambany touréfailou)nefa izy mipetraka aty afrika (aty akaikinay) dia mirehareha izy fa malagasy.
Dia hoy ny afrikanina "voilà le malgache".
Bokàkà=sipa=sakaiza.
59. Kapistra ( 05/08/2008 11:26)

Ato izao misy sipakely a! na hoe bokàkàkely ny filaza azy tamin'ny andronay. Izy io dia sady tsy gasy no tsy vazaha fa metisy,dia ahoana moa izany,afaka mirehareha ve izy fa malagasy sa mirehareha fa vazaha ????.
Sa izy roa miaraka

Izy roa miaraka araky ny voalazanao!

ni81>
Aty aminay izao misy ol ny dadabeny metisy sinoa ny mamany metisy vazaha.
avy eo izy nanambady kôma,ilay zanany fotsibe ohatran'ny vazaha.Ny papany mainty be.
Dia afaka mirehareha hoe inona izao ilay ankizy ry ni81?
Vazaha sa sinoa sa kôma sa malagasy??????
Sa izy rehetra koa????
60. booboo ( 05/08/2008 11:45)
:-D :-D

afaka mireha² izy fa " terrien " :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4666