je suis Malgache et je suis fière de l' y être

81. 08051972 ( 22/08/2008 15:01)
Ka tsy maninona rangà rà diso ary sady tsisy mahamenatr'ahy ankory satria le VAZA Frantsay nanjanaka ny MAdagascar nandritry ny siècle 1 iraymanontolo aza tsy nahay ny teny Gasy ankory nefa de niditra sy nonina tany Dago k'inona ny olana rà disoana any ny teniny ary
SHOAN:


izany ô ?
tsara angé zany é ! ary tokony bédésinao izay tsy "fier de l'y être" (misy diso angamba io ô ?) :* :* :*
08051972:

Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?







82. ni81 ( 22/08/2008 20:04)
Zay zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1475