je suis Malgache et je suis fière de l' y être
61. ni81
(
05/08/2008 16:26)
ni81>:-D :-D METISY e
Aty aminay izao misy ol ny dadabeny metisy sinoa ny mamany metisy vazaha.
avy eo izy nanambady kôma,ilay zanany fotsibe ohatran'ny vazaha.Ny papany mainty be.
Dia afaka mirehareha hoe inona izao ilay ankizy ry ni81?
Vazaha sa sinoa sa kôma sa malagasy??????
Sa izy rehetra koa????
62. bazylou
(
06/08/2008 00:00)
ny mirehareha tsy midika hoe fiere, aza ampifangaroina,
fiere de l'etre , fa tsy hoe fiere de l'y etre , diso fanoratra io.
fiere = mihambo
fiere de l'etre , fa tsy hoe fiere de l'y etre , diso fanoratra io.
fiere = mihambo
63. sakaizakely
(
06/08/2008 09:31)
Kapistra>
manao resaky ny marary aina njay Kapotsitra
taiza izy no hitan'i kapotsitra nirehareha aloha e ? sa efa nozestiavany kapotsitra de nandraingiraingy 8-)
tokony manorimponena any @ dizouity enao bainina a :lol:

64. ratonga
(
06/08/2008 12:35)
Kapistra:
Misy bokàkàkely izay ato.
Izy dia manao tarehimbazahà ,manao fitafimbazahà,mihinana sakafombazahà,manana toetsaim-bazahà(kizitim-belona,no be zesta.......)
ny sariny any amin'ny tanimbazahà (eo ambany touréfailou)nefa izy mipetraka aty afrika (aty akaikinay) dia mirehareha izy fa malagasy.
Dia hoy ny afrikanina "voilà le malgache".
Bokàkà=sipa=sakaiza.
:-w in kosa ny olana ra mirehareha izy fa malagasy, ra manao tarehimbazahà sy manao fitafimbazahà vé dé tsy gasy :roll: i Mugabé vé zany niteny wé "voilà le malgache" nahita an'lé bokàkàkely:-D :-D :-D
65. Kapistra
(
06/08/2008 17:43)
Tonga masiaka izany ratonga a!.
I bokàkà kely koa moa sady bezesta no masiaka velona nohon'ny sakay tsilanindimilahy.
tafaraka samy masiaka 'zany
Izy ihany anie no manambara ny tenany fa tsy misy mamorona eo e!
I bokàkà kely koa moa sady bezesta no masiaka velona nohon'ny sakay tsilanindimilahy.
tafaraka samy masiaka 'zany
Izy ihany anie no manambara ny tenany fa tsy misy mamorona eo e!
66. Kapistra
(
06/08/2008 17:48)
in kosa ny olana ra mirehareha izy fa malagasy, ra manao tarehimbazahà sy manao fitafimbazahà vé dé tsy gasy
Tsy hoe tsy gasy fa manjary diso fijery ny sasany @ hoe ;ireny 'zany ny malagasy.
Misy artista malagasy izay manao fihetivolo hafakely tany japon;Izy aloha dia mirehareha @ mahamalagasy azy;fa izao,rizareo japoney nihevitra hoe ny vehivavy malagasy dia manao hetivolo sahalamin'ny anazy daholo.
Misy indray metisy dakôma,ny fombany dia manao fomba komorianina;ny sakafony dia kida sy kôkô,ny finoany dia mizolimanina ny toetrany dia mpandainga be sy mora mivadika,nefa izy dia mirehareha fa malagasy hono,indrindra @ vazaha eoropeanina,rehefa misy tsy tiany indray @ malagasy dia mivadika kôma tampoka izy.Ka izay le manahirana.
67. ni81
(
06/08/2008 18:10)
Tsy hoe tsy gasy fa manjary diso fijery ny sasany @ hoe ;ireny 'zany ny malagasy.Ka gasy daholo izany no filazany azy kou :)
Misy artista malagasy izay manao fihetivolo hafakely tany japon;Izy aloha dia mirehareha @ mahamalagasy azy;fa izao,rizareo japoney nihevitra hoe ny vehivavy malagasy dia manao hetivolo sahalamin'ny anazy daholo.
Misy indray metisy dakôma,ny fombany dia manao fomba komorianina;ny sakafony dia kida sy kôkô,ny finoany dia mizolimanina ny toetrany dia mpandainga be sy mora mivadika,nefa izy dia mirehareha fa malagasy hono,indrindra @ vazaha eoropeanina,rehefa misy tsy tiany indray @ malagasy dia mivadika kôma tampoka izy.Ka izay le manahirana.
68. Kapistra
(
06/08/2008 18:44)
sakaizakely>
.....enao bainina a.
Tsy bainina izany aho fa diso hevitra ianao.
Izaho dia tovolahy mbola tsy manambady;Marobe ny misarizoro sy mitory fitiavana amiko ny zavavy,fa izaho tsy miraika amin\'izany aloha.
Na ianao io aza raha mihaona amiko,dia hanaraka ohatran\'ireny tsipolitra ireny.

69. tess
(
06/08/2008 18:44)
pissoa:
Fa zany aza, izaho kosa aloha tsy mitovy hevitra amin'ilay hoe mazAna ny gasy menatra amin'ny mahagasy azy e ! Heveriko fa miankina amin'ny resaka mandeha ihany io, satria misy ny tranga mahamenatra tokoa ao Madagasikara fa misy koa nefa ny tranga mampa-dedaka ery lol. Misy koa indraindray tsy hoe menatra amin'ny maha-gasy fa mba mitady tombony amin'ny maha-vazaha e hi hi hi !
:-D :-D :-D :-D :-D
io aloha de marina e! zà mpanao ani'o ndraindray
:-P
71. sakaizakely
(
07/08/2008 09:29)
=)) =)) =)) =)) =)) manapatsinay kou ra Kapotsitra manamarintena fa tsy baininabe de oe tara am dol oun ny joba =)) =)) =)) =)) =)) NTL raika koa ity :-D :-D :-D
ny tavanao aza ané tsy sahinao aseho akory e :-D :-D
sodé mba manao pozina enveloppe surpriz aza, ny ivelany fotsiny no manodoka fa ny anaty pokaty na lomorina :{ :{ :{ :{
za ndrai tsy taitra am sobakaka de tsy hanaraka fa ianao aloha izao no manarakara ahy hatramboalohany teto. Za tsy nahafantatra anao raha tsy ianao nitsipona ny ps-ko donk i bainin alou zao no tena tsipolitra fa tsy za
:-D :-D :-D

72. Kapistra
(
07/08/2008 10:12)
sakaizakely:
ny tavanao aza ané tsy sahinao aseho akory e .
Mbola sary lavitra aza io,dia efa mandefa hafatra aty sahady ianao koa vao mainka akaiky eo io,tsy tonga dia « déclaration d’amour » imasombahoaka.Izaho aloha tsy hamaly ny hafatrao e ! fa avelako ianao hanofinofy sy handrevirevy any fotsiny.
sakaizakely:
ianao nitsipona ny ps-ko.
Tsy nitsimpona ps fa nandroaka t@ sobika ,marobe ny ps noresahana tao.Ianao mihintsy no nisisika teo,resaka tsy misy hidiranao akory aza dia hidiranao.
Dia iza amin’izany no tsipolitra.
73. sakaizakely
(
07/08/2008 12:26)
mafy lotra ve ny hainandro bainin ô ?
le salmo n°2 mits ko ra Kapotsitratody ity :-D :-D :-D
fanazavana ny fanakanana iny f'aza manonofy antoandro ramôla a
rahambola mitady ko de ahazo ny sahaza fa aza taitra
zany hoe rehefa tsy manana aseho de mivazavaza fotsiny alou wah wah wah =)) =)) =)) =))

74. Kapistra
(
07/08/2008 14:42)
Mampmé be ny ol ny resakao.
Inona izao no hidiran'ny resaka saobakaka amin'ilay resaka.
.Dia avy eo indray misy resaka atody apotsitra.
Tsy mety amiko daholo ireo sakafo arosonao ireo.
Dia inona indray ny manaraka??????
Izaho tsy mitady ,ny anay aty tsy lanilaniana ny sakafo.

75. Kapistra
(
08/08/2008 06:40)
Ity sakaizakely ity aloha a! karazan'ireny tsipolitr'antitrabe ireny.Mafy hesorinabe;raha tsy hoe angaha hoentina mihodina eo ami'ny anjely mainty mihintsy angamba.
Inona indray ary izao ny sakafo miaraka amin'ilay sakay tsilanindimilahy arosony ahy eo???
Inona indray ary izao ny sakafo miaraka amin'ilay sakay tsilanindimilahy arosony ahy eo???
76. Kapistra
(
08/08/2008 07:07)
ni81>
Aty aminay izao misy ol ny dadabeny metisy sinoa ny mamany metisy vazaha.
avy eo izy nanambady kôma,ilay zanany fotsibe ohatran'ny vazaha.Ny papany mainty be.
Dia afaka mirehareha hoe inona izao ilay ankizy ry ni81?
Vazaha sa sinoa sa kôma sa malagasy??????
Sa izy rehetra koa????
hoy i ni81:
METISY e
Mba hazavao kely ilay izy e! Inona moa izany no hireharehany.
Ireny metisy ireny araka ny henoko dia mararirary fokely ny ankabetsahany.
Ny antony dia satria hono tsy raisiny malagasy ho malagasy hono rizareo fa heverin'ny malagasy fa vazahà,rehefa any ivelany indray dia tsy heverin'ny vazahà hoe vazahà indray na dia fotsy hoditra aza fa kilasiny ao amin'ny mainty hoditra foana dia tsy hitan'ireny metisy ireny no tena misy ny firenena tena hireharehany.
77. ni81
(
08/08/2008 16:18)
Dia afaka mirehareha izy raha izany hoe: olombelona mitafy nofo, ary misy rà mikoriana toy ny an'ny rehetra ao anatiny. Itovizany @ rehetra. Tany @ dinika iray napetrako izay mantsy (resaka hitako izy io dia nataoko tao fa tsy fantatro ilay olona manana ilay pb) dia nisy namaly nanao hoe: raha toa ka vazà tsy mitovy rà aminao :roll: mantsy ilay dinika...F'angaha raha vazà dia hafa ny ràny?
Mba hazavao kely ilay izy e! Inona moa izany no hireharehany.
Ireny metisy ireny araka ny henoko dia mararirary fokely ny ankabetsahany.
Ny antony dia satria hono tsy raisiny malagasy ho malagasy hono rizareo fa heverin'ny malagasy fa vazahà,rehefa any ivelany indray dia tsy heverin'ny vazahà hoe vazahà indray na dia fotsy hoditra aza fa kilasiny ao amin'ny mainty hoditra foana dia tsy hitan'ireny metisy ireny no tena misy ny firenena tena hireharehany.
78. SHOAN
(
08/08/2008 21:49)
izany ô ?
tsara angé zany é ! ary tokony bédésinao izay tsy "fier de l'y être" (misy diso angamba io ô ?) :* :* :*
tsara angé zany é ! ary tokony bédésinao izay tsy "fier de l'y être" (misy diso angamba io ô ?) :* :* :*
08051972:
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?
79. Kapistra
(
09/08/2008 07:14)
ni81:
Dia afaka mirehareha izy raha izany hoe: olombelona mitafy nofo, ary misy rà mikoriana toy ny an'ny rehetra ao anatiny.
Ambarao @ ireo metisy ireo 'zany fa mety tsara ka, arak'io voalazan'i Shoan io.
-Rizareo metisy mantsy tsy manana izay fototra iorenany izay ao anaty fiaraha-monina malagasy na ny vazaha koa aza, dia manjary feno alahelo, saro-po ary hanimba no masaka ao antsainy.Mahita maro @ izany aho.
-Misy koa mantsy ny fireharehana diso fipetraka.Tsy hita taratra akory ny mahagasy azy nefa izy mirehareha fa malagasy.Ny tena izy 'zany dia hoe mirehareha aho @ ireo malagasy ireo fa ny ahy dia ny vazahà ihany no tiako.
80. ramistiana
(
12/08/2008 15:19)
je suis malgache d'origine commorienne et je suis fière d'etre malgache
(Azaly ben Marouf:ex ministre police)
je suis malgache d'origine juif; je suis fière d'etre juif
(Pasteur Tolotra)
Je suis malgache d'origine vazimba;je suis fière d'etre vazimba
(Olombelo Ricky)
je suis malgache d'origine africaine;je suis fière d'etre vazaha
(Rossy)